FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

1. RBNIR ( 24/02/2016 05:44)
Raha sitrapon'ny Tompo dia holazaina amin-tsika rehetra.....
novalian'i RBNIR ny 08/04/2016 12:54
2. RBNIR ( 24/02/2016 07:22)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)

Jesosy no niteny an'io, "ity filazantsara ity" hoy IZY fa tsy filazantsara hafa akory....Raha tsorina dia ilay fampianarana fahiny ihany no haverina hotorina amin'izao tontolo izao indry vao ho tonga ny farany....

Efa ela no tsy hita intsony io fampianarana fahiny io (fampianarana tsy misy kilema)

Jesosy irery sisa no mahay an'io fampianarana tsy misy kilema io...

Tsy maintsy miverina indray i Jesosy araka izany mampianatra raha tsy izany tsy ho tonga mihitsy ny farany........
3. endriny ( 24/02/2016 07:48)
Efa tonga izy koa

jereo ity. Tara be ianao
4. RBNIR ( 24/02/2016 07:54)
endriny:

Efa tonga izy koa

jereo ity. Tara be ianao

Marina ihany ilay hoe efa tonga IZY (hifidy olona sy hampianatra)....
Fa mbola vao manomboka ny resaka eto endriny.....
5. stahtam ( 24/02/2016 13:03)

[quote=RBNIR]
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)

Jesosy no niteny an'io, "ity filazantsara ity" hoy IZY fa tsy filazantsara hafa akory....Raha tsorina dia ilay fampianarana fahiny ihany no haverina hotorina amin'izao tontolo izao indry vao ho tonga ny farany....

Efa ela no tsy hita intsony io fampianarana fahiny io (fampianarana tsy misy kilema)

Jesosy irery sisa no mahay an'io fampianarana tsy misy kilema io...

Tsy maintsy miverina indray i Jesosy araka izany mampianatra raha tsy izany tsy ho tonga mihitsy ny farany........
[quote=stahtam]
Fomba fijery mamakafaka lalina angamba no tokony hidirana @ izao androntsika izao: ny famakiana izay voasoratra dia hain'ny rehetra fa any @ INTERPRETATION no tena mipetraka ny olana goavana mila vahana:
1°) Iza no tokony hi-interpréter ny voasoratra, ny olona rehetra mahay mamaky teny ve sa misy olona manokana voatokana hanao izany?
2°) Raha misy olona voatokana ho @ fiandraiketana ny interprétation-n'izay voasoratra: inona no fepetra takiana hahafantarana io olona io?
3°) Misy ve ny principe fisedrana ny marina, eken'ny rehetra (universel) ? Ohatra: mbola azo antoka fa tsy miova ve ny hevitry ny teny ao anaty ny baiboly rehefa adika? Mba andramo adika @ teny gasy hoe ny voambolana "berger" @ fehezanteny hoe "L'eternel est mon berger" (Salamo 23/1), tena afaka milaza ve ianao fa afa-po @ tsy fiovan'ny hevitry ny teny?...
6. RBNIR ( 24/02/2016 13:10)
Misaotra anao stahtam namoaka ny hevitrao,
Zavatra tiako hisintomana ny sain-tsika rehetra, iza no tsy mahafantatra ankehitriny fa efa saika mahafantatra ny fisian'ny baiboly avokoa ny firenena rehetra erak'izao tontolo izao nefa nahoana no mbola tsy tonga ihany ny farany???
Ny antony dia tsotra, tsy ilay filazantsara nolazainy no voatory mandraka androany fa filazantsara hafa.....
Tsy maintsy miverina indray JESOSY mampianatra izay vao ho tonga ny farany......
7. rhaj0 ( 24/02/2016 13:14)
stahtam:

Fomba fijery mamakafaka lalina angamba no tokony hidirana @ izao androntsika izao: ny famakiana izay voasoratra dia hain'ny rehetra fa any @ INTERPRETATION no tena mipetraka ny olana goavana mila vahana:
1°) Iza no tokony hi-interpréter ny voasoratra, ny olona rehetra mahay mamaky teny ve sa misy olona manokana voatokana hanao izany?
2°) Raha misy olona voatokana ho @ fiandraiketana ny interprétation-n'izay voasoratra: inona no fepetra takiana hahafantarana io olona io?
3°) Misy ve ny principe fisedrana ny marina, eken'ny rehetra (universel) ? Ohatra: mbola azo antoka fa tsy miova ve ny hevitry ny teny ao anaty ny baiboly rehefa adika? Mba andramo adika @ teny gasy hoe ny voambolana "berger" @ fehezanteny hoe "L'eternel est mon berger" (Salamo 23/1), tena afaka milaza ve ianao fa afa-po @ tsy fiovan'ny hevitry ny teny?...

hi hi hi... ianaro ny demarche scientifique eee... ahoana ny process/procedure mahatonga amina fehin-kevitra iray.

Fa io moa... raha mipetrapetraka toa izany ny famabahana io Tantara-Angano io, dia vaky barara ny maha-Tantara-Angano azy. Ka dia io mijanona ho misafotofoto io,
- samy manandra-tena ho (manana ny) "tena izy", sy
- manetry ny hafa ho TSY (manana ny) "tena izy".

8. RBNIR ( 24/02/2016 13:29)
Andriamanitra dia marina, noho izany ny zavatra ataony dia lojika (tsy afaka manameloka olona tsy an-drariny IZY).... Mila mahafantatra Azy tsara anefa ny olona rehetra....
Hoy izy hoe : « Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. » (Amo.3:7)

Maniraka olona hatrany IZY alohan'ny hanaovany zavatra iray!!!

9. rhaj0 ( 24/02/2016 14:03)
Dia tsy hitanao ve fa "subjectif" daholo (fa TSY "absolu") ny ... incantation-nao?
10. rhaj0 ( 24/02/2016 18:02)
Ny anao anie ny "ampitso" ka dia avarinao @ rezonema-de-l'an-zero eee... ary priatinao hihidy ao @ ilay box-keli(nao).

Rahefa mibanjina ny rahampitso, dia ampiasaina daholo ny fahalalana sy fahalalahana rehetra eo am-pela-tanana.
11. RBNIR ( 25/02/2016 04:33)

rhaj0:

Ny anao anie ny "ampitso" ka dia avarinao @ rezonema-de-l'an-zero eee... ary priatinao hihidy ao @ ilay box-keli(nao).

Rahefa mibanjina ny rahampitso, dia ampiasaina daholo ny fahalalana sy fahalalahana rehetra eo am-pela-tanana.

Tsotra fotsiny rhajo a, tamin'ny taona 0 no nampahafantarana ny momban'ny ampitso (izay hoampahafantarina antsika eto raha sitrapon'ny Tompo e!!!)
12. stahtam ( 25/02/2016 06:38)

[quote=RBNIR]
Andriamanitra dia marina, noho izany ny zavatra ataony dia lojika (tsy afaka manameloka olona tsy an-drariny IZY).... Mila mahafantatra Azy tsara anefa ny olona rehetra....
Hoy izy hoe : « Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. » (Amo.3:7)

Maniraka olona hatrany IZY alohan'ny hanaovany zavatra iray!!!

[quote=stahtam]
Fanontaniana tonga dia vavany àry no apetrako e!
Amin'izao androntsika izao; iza ilay "mpaminany mpanompony, dia ILAY NIRAHINY? Ahoana no porofo hahalalana fa io no izy fa tsy ny hafa (izay marobe tokoa mifanisa @ volon-doha). Izay ilay ataoko hoe mora ny manonona verset fa ny interprétation no olana.
13. RBNIR ( 25/02/2016 06:52)

« Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo. » (Mat.7:7)

http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe
14. RBNIR ( 25/02/2016 08:02)
Porofo:
« Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Mat.7:16)
« Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy. » (Mat.7:17)
« Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara. » (Mat. 7:18)
« Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo. » (Mat. 7:19)
« Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. » (Mat.7:20)

Raha milaza izy fa nampianariny mivantana, dia tsotra : tsy fampianarana hafa fa tokony hitovy 100% tamin'ilay nampianarin'i Jesosy 2000 taona lasa ihany ny fampianarany.....
15. stahtam ( 25/02/2016 09:18)

Ahoana no hamaritana ilay hoe VOA TSARA? Teny malefaka ve, fahalemem-panahy ve, fahagagana ve, fitahiana ve, fitafiana tsara ve,...? Ary ilay hoe 100% @ ilay 2000 taona lasa, afaka manome pourcentage @ fampitahana ny fampianarana omen'ireo fiangonana marobe ireo ve ianao? Ohatra: EKAR: mitovy...% @ fampianarany; Ara-pilazantsara: mitovy...% @ fampianarany; Episcopo: mitovy...% @ fampianarany; Apokalypsy: mitovy...% @ fampianarany; FM foi: mitovy...% @ fampianarany: Témoins: mitovy...% @ fampianarany; FPVM: mitovy...% @ fampianarany,Vitao ny asan'ny fahamarinana: mitovy...% @ fampianarany, sy ny sectes marobe tsy voatonona? Samy milaza fa nirahiny avokoa mantsy ireo, ka mba fenoy àry ny banga dia ho azonao ilay tiako hambara e!
16. RBNIR ( 25/02/2016 09:26)

« Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. » (Lio.8:11)

Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra izay toriany,

Raha mitovy amin'izay notorian'i Jesosy fahiny dia voamarina fa Jesosy marina no nampianatra azy....

Ianao angeh afaka mihaino azy dia mamantatra na mitovy marina tokoa na tsia e!

Koa dia manasa anao hiaino azy ary namana....
17. stahtam ( 25/02/2016 09:35)

RBNIR:

Ka iza àry io anasanao ahy hohenoiko io? Matoa aloha mitory io olona io nefa tsy miaraka @ iretsy voatanisa tetsy ambony iretsy dia sahy milaza aloha izany izy fa tsy feno 100% ny an-dry zareo ireo (logique izany ary hitsiny). Ary afaka mametraka fanakianana ve raha sendra misy tsy maharesy lahatra @ zavatra lazainy? Azafady raha be fanontaniana e!
18. RBNIR ( 25/02/2016 11:21)

Efa misy rohy io stahtam, efa niteny Jesosy hoe ny voany no hitsaranao azy dia araho ilay izy e!

http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe
19. rhaj0 ( 25/02/2016 11:47)
RBNIR:
Ianao angeh afaka mihaino azy dia mamantatra na mitovy marina tokoa na tsia e!

eny ho'a e... dia avy eo ianao io iaraha-mahita io fa..
- manandra-tena hoe, ianao no "tena izy" raha "hamantatra", ary mitompo teny hoe, ilaiaka iny no "tena izy" @ samy pirofeta, sy koa
- manetry ny hafa hoe, ny an-dreo (ohatra ry Kakolika na ry TJ) dia "TSY tena izy"

Fa tsy mi-click anao fa, ireo kristiana hafa rehetra izay "ahetrinao" anie ka mihevitra toa anao koa, ary mi-considerer anao toa ny fi-considerer-nao azy koa.

Ka dia ao izany nareo samy kristiana ao, samy manandra-tena sy samy manetry ny namany ao eee... Fa io moa ho'a, ao @ "imagination"-n'ny tsi11 ao, ary TSY mahakasika ny andaniny.

20. stahtam ( 25/02/2016 13:14)

RBNIR:

[quote=stahtam]
Ka iza àry io anasanao ahy hohenoiko io? Matoa aloha mitory io olona io nefa tsy miaraka @ iretsy voatanisa tetsy ambony iretsy dia sahy milaza aloha izany izy fa tsy feno 100% ny an-dry zareo ireo (logique izany ary hitsiny). Ary afaka mametraka fanakianana ve raha sendra misy tsy maharesy lahatra @ zavatra lazainy? Azafady raha be fanontaniana e!

Efa misy rohy io stahtam, efa niteny Jesosy hoe ny voany no hitsaranao azy dia araho ilay izy e!

http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe
[quote=stahtam]
Eny àry e! Nijery ilay rohy natoronao dia nataoko "synthèse" ireo zavatra voasoratra sy voateny tao @ ilay fanokafana dia manana fanontaniana toa izao:
Niresaka izy fa nomena fanazavana mikasika ny bokin'ny Apokalypsy, nilaza koa ianao fa "Ny filazantsara izay toriany dia mitovy tamin'ny notorian'i paoly sy Jesosy fahiny (vavolombelona aho) ary ny baiboly no nanamarinako ny fanambarany". Ny bokin'ny Asan'ny Apostoly dia milaza fa i Matia dia nofidina ho APOSTOLY hisolo an'i Jodasy. I Paoly dia milaza fa Apostoly, izany hoe misy anarana Apostoly 14 izany fantatra hatreo. Ny Apokalypsy dia milaza fa 12 no isan'ny Apostolin'ny Zanak'Ondry ary ny anaran'ny tsirairay @ izy ireo dia misoratra eo @ fanorenan'i Jerosalema vaovao (Apok 21) koa ny fanontaniako eto am-panombohana dia ireto:
1°) Anaran'iza avy no voasoratra eo @ ireo fanorenana 12 ireo?
2°) Iray ihany ve ilay jesosy nitovy fampianarana t@ paoly fahiny sy Ilay Zanak'Ondry manana Apostoly 12 fa ny an'ilay jesosy mantsy toa tsy 12 (fa MIHOATRA) raha ny famakiako ny zava-misy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1631