Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero

81. rhaj0 ( 03/02/2016 18:58)
periode glaciaire sy rechauffement climatique re ry RBNIR tsy mitondra @ "fin du monde" aa...

dia mbola ho vasoka ao foana ianao fa TSY tanteraka ny faminaniana, na hivavaka tahak'n'inona azany.
82. RBNIR ( 03/02/2016 19:14)

rhaj0:

periode glaciaire sy rechauffement climatique re ry RBNIR tsy mitondra @ "fin du monde" aa...

dia mbola ho vasoka ao foana ianao fa TSY tanteraka ny faminaniana, na hivavaka tahak'n'inona azany.

Tsy izaho ange no niteny an'io fa ny manampahaizana no milaza fa hisy an'io e,
Milaza izy nefa mizarazara ny heviny....
Ny antony nitondrako an'io eto dia ny hanambarana amin'ny olona fa tena efa misy zavatra hafahafa mihitsy eny amin'ny masoandro......
Ary Jesosy dia nanambara fa io masoandro io dia hohamaizinina....
Anjaran'ny tsi11 no mandinika izay horaisiny indray kosa....
83. rhaj0 ( 03/02/2016 19:51)
RAhefa milaza aho hoe, toa tsindrotsindrohanao fotsiny izao termes scientifiques rehetra izao, fa toa tsy azonao akoriny anefa ny tena momba azy, dia hotry ny izao ireny ho Irainizeloza.

Fa io izao dia io hita io fa dia afangarogaronao (toa potion magique io)
- na ny masoandro maty afaka 500 millions d'années,
- sy ny tempete solaire manelingelina ny champ magnetique terrestre; io farany io dia efa nisy foana io fa tsy nampaninona an'i Lisy..

Dia avy eo atsipinao eo koa
- ny rechauffement climatique, izay nanomboka nitombo h@ izay ere moderne izay,
- sy ny periode glaciaire, izay phenomene periodique aman-jato taonany

Dia atsipazo eto koa i El Nino dia mba hotry ny (pseudo)Siantista be ianao izany eee... Dia irio, na ivavaho mafy ao, hoe, ireo rehetra ireo no ahatanteraka ny faminaniana (izay ilay obsession-nao ao)
84. RBNIR ( 03/02/2016 19:54)
rhaj0:

Aoka ho'a ry RBNIR, fa toatoan'ny tsimpontsimponinao dia apetapetakao @ revirevin'i Jesosy, araka ny fahazoanao azy ao, ny siansa ee...

Jereo kely k'lou ny @ kintana/masoandro eto:
"Most stars take millions of years to die. When a star like the Sun has burned all of its hydrogen fuel, it expands to become a red giant. This may be millions of kilometres across - big enough to swallow the planets Mercury and Venus."

Io mbola lasa "red giant" io aloha ny masoandro; ary rahefa red giant ny masoandro, dia (levona) may ny planeta Latera.

Raha ny "finoanao" dia io hoy aho (levona ary ho may ny planeta latera) satria ianao resy lahatra amin'io théorie io,

Fa saingy misy kosa hoy aho manana ny heviny fa mety tsy izay loatra no hitranga...

"Toutefois, ce scénario apocalyptique pour la Terre ne serait pas encore définitif pour certains chercheurs. Ceux-ci croient que l'orbite terrestre pourrait évoluer en spirale vers l'extérieur, éloignant ainsi notre planète de l'enfer. Cela pourrait se produire si les vents solaires emportent une fraction importante de la masse du Soleil dans les années qui précéderont la phase de géante rouge, indique la NASA....."

Source : notre-planete.info, http://www.notre-planete.info/terre/fin_du_monde/mort_soleil.php

Koa raha sendra tsy mitovy re ilay hevitra aza dia diso manambony tena tafahoatra sy mitompo teny fantatra ka manambany ny fahalalan'ny hafa e!

Izaho manokana convincu aho fa ho lasa maizina ny masoandro (trou noir) fa tsy ho lasa geant rouge na neutron

Ary miandalana ilay fiovana ka hisy fotoana hotafalatsaka ao anaty haizina aloha ny tany ary isika dia hahita ireo tranga rehetra notanisain'i JEsosy (volana tsy hazava, ny kintana hiraraka (ny lanitra ho lasa amin'ny firimorimoana mafy), ary ny herin'ny lanitra hozongozonona.....

Dia mba anjaran'ny tsi11 no mandray izay tandrifiny e!
85. rhaj0 ( 03/02/2016 20:01)
Dia rahefa lasa trou noir anie ny masoandro tonga dia voatroka daholo ny manodidina eee... na ny pplaneta ao@ systeme solaire (Tany anisany), na ireo Etoile akaikikaiky azy ao @ galaxie ao.

Dia io izany i RBNIR sy Jesosy, avy atsy @ ilay univers parallel ho'a, mijerijery ... ny lanitra mifofofofo sa mirimorimo sa mihozongozona...

garabola aaa... garabola.
86. RBNIR ( 03/02/2016 20:11)
rhaj0:

Dia rahefa lasa trou noir anie ny masoandro tonga dia voatroka daholo ny manodidina eee... na ny pplaneta ao@ systeme solaire (Tany anisany), na ireo Etoile akaikikaiky azy ao @ galaxie ao.

Tsy voatery hoy aho kosa e,
Io anie ilay nolazain'i Junior e, Ahoana ny fomba famantarana fa misy trou noir hoy izy dia nolazainy hoe satria misy planete qui tournent autour de rien hoy izy (tsy levona ilay planeta na dia nivadika ho trou noir aza ilay soleil teo dia izay ihany koa hoy izy no hahafahana mamantatra fa misy trou noir eo (première technique de detection de trou noir io).....
Ny zavatra mety hitranga dia ity, ilay trou noir hihalehibe noho ny fitelomany ireo zavatra akaiky azy, dia amin'izay fotoana izay izy no mety hanantona moramora ny tany....

Nefa tsy hoe du jour au lendemain hoy aho fa miandalana izany (mbola misy fotoana maharitraritra vao ho tonga ety amin'ny tany (saingy kosa hoy Jesosy isika hahatsapa tsara fa voahozongozona ny herin'ny lanitra, ary ho hitantsika tsara ny fitelomany ireo kintana (aleo tsorina comète sy méteorita sns....) vao mety ho tonga izany.....
87. rhaj0 ( 03/02/2016 23:45)
Inty azany hozy ny NASA ee..
http://www.nasa.gov/audience/forstudents/5-8/features/nasa-knows/what-is-a-black-hole-58.html

Fa efa hoe, supposons hoe, lasa black hole izany ny masoandro, hozy Jesosy, na hozy RBNIR. Dia aiza ho'a ny hazavana sy hafanana ho anao sy Jesosy, raha mbola eto an-Tany izany ianareo @ io eee...

Fa r@ 500 millions d'années moa io ka dia...
88. RBNIR ( 04/02/2016 04:57)

rhaj0:

Inty azany hozy ny NASA ee..
http://www.nasa.gov/audience/forstudents/5-8/features/nasa-knows/what-is-a-black-hole-58.html

Fa efa hoe, supposons hoe, lasa black hole izany ny masoandro, hozy Jesosy, na hozy RBNIR. Dia aiza ho'a ny hazavana sy hafanana ho anao sy Jesosy, raha mbola eto an-Tany izany ianareo @ io eee...

Fa r@ 500 millions d'années moa io ka dia...

Dia iny ilay tsy hotakatry ny olona rhajo a!
Fa mba eritrereto ihany hoy aho e, ahoana no nahafantaran'i JEsosy an'izany zavatra izany (tsy nisy téléscope, tsy nisy satélite,tsy nisy vidéo satelite????
89. rhaj0 ( 04/02/2016 11:52)
RBNIR:
Dia iny ilay tsy hotakatry ny olona

i Jesosy (sy ianao) no TSY mahatakatra ny fandehan'ny Univers dia mamoromporona revirevy mazikazika ao...
90. RBNIR ( 04/02/2016 16:59)
rhaj0:

RBNIR:
Dia iny ilay tsy hotakatry ny olona

i Jesosy (sy ianao) no TSY mahatakatra ny fandehan'ny Univers dia mamoromporona revirevy mazikazika ao...

Mba firy izao no mba resinao lahatra ry rhajo? Aza miteniteny foana hoy aho, raha mihoatra amin'i JEsosy ianao...... (aleo aho tsy hiteny)....
Tsy fantatrao akory ny teneninao mba olona hafahafa no tokony hitsara Azy fa tsy ianao....

Fantatrao v hoe firy izao no miankohoka Aminy (ary ianao mba nahavita nampiankohoka Firy???

Eto ary ny raisonement nao misy faille B mahamenatra , hevitra mbola tsy iarahan'izao tontolo izao manaiky no hitopoanao teny fatratra....

Mialatsiny raha direct aho tamin'iny fa il faut mettre le point sur le i hoy ny fiteny,
Raha izaho no teneninao (tsy nampaninona ihany fa raha IZY kosa mba menatra e!!
91. rhaj0 ( 04/02/2016 17:56)
Fa ianao ho'a milaza eo fa "mahatakatra" zavatra i Jesosy.. Fa vakio tsara ny Baiboly, fa na i Jesosy azany dia milaza fa TSY mahalala ny tenany..
Marka 13:32 Fa ny amin’ izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza,...

Dia lazaovy koa hoe "tsara" i Jesosy.. Nefa izy azany milaza fa TSY "tsara" izy
Marka 10:18 Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara?


Fa na izany na tsy izany, ndao azany anaovana "ampamoaka" kely i Jesosy eee..

Matio 5: 34 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin’ ny lanitra... 35 na amin’ ny tany, ... 36 Aza mianiana amin’ ny lohanao; ..
Dia "Aza Miniana", hozy i Jesosy (sy ny fampianarany), nefa izao dia na ny prezida ka h@ any @ Fitsarana dia "miniana" daholo ny olona... Satria tsy takatr'i Jesosy-de-l'an-zero fa r@ taona 2000 anie dia izay no fomba-tany. Ary dia io TSY asian'ny olona sira io izay nitrikitrihan'i Jesosy tao @ Matio io eee....


Fa ity izao mba mampivanaka sa mampivanitika kely hoe, inona tsara ity ataon'i Jesosy ity..

Jaona 13:4 dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka lamba famaohana, ka nisikinany; 5 ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin’ ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ ny lamba famaohana izay nisikinany.

Ilay "lamba famaohana, ka nisikinany" ihany izany no namaokany (namafany) ny "tongotry ny mpianatra".. jereo tsara fa mbola @ ilay hoe " nametraka ny lambany" = laid aside his garments = ôta ses vêtements = dia niboridana izy... dia nataony sikina ny serviette, dia nasorony hamafany ny tongotr'olona ... lasa izao
;-)
92. RBNIR ( 05/02/2016 05:09)
1- nY andro (jour) ny ora (heur) exact no tsy hisy hahafantatra fa ny famantarana kosa dia nomena ho fantatry ny olona EVENEMENTS ESCHATOLOGIQUES no anarany...
2- Jesosy mampianatra fa ny olona kosa tsy voatery hanaraka daholo fa samy omena safidy malalaka tsara avokoa....(Izay koa no antony niverenany hampianatra indray satria efa tsy hita intsony ilay fampianarana taloha)
Eo indrindra isika izao: ny filohan'ny tany , ny mpanjaka , ny manampahaizana maro ny olontsotra , firifiry izay no nanaiky sy niankohoka tamin'i Jesosy. Maro ireo niova fo nanao ny sitrapon'Andriamanitra tsu antery fa au contraire (noterena indray aza hiala amin'izany finoany izany)...Tsy efa amin'ny milliard?????

Force avy aiza, no nahafahany nanao izany???



3- izay ihany ve no mba hitanao tamin'io e, fa ilay fanetretena lehibe nataon'i Jesosy na dia zanak'Andriamanitra aza Izy nefa nahavita nanao izany (toa tena takona aminao)????

Izao no secret miaraka amin'Andriamanitra :
« Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Mat.23:12)
« Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lio. 14:11)

Fampianarana ny olona iray hanetry tena no antony nanaovany an'iny mba hahafahan'ny olona iray hisandratra ho zanak'Andriamanitra....
93. rhaj0 ( 05/02/2016 15:00)
Eny azany eee.. Fa tandremo manaitra an'i Jesosy @ torimasony fa mahazo teny zavaha an..
Matio 8:24 Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ ny ranomasina (..) fa Izy natory.
25 Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
26 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo, ry kely finoana?


(mampihomehy fa @ teny zavaha nefany dia tsara fanahy kokoa Jesosy
Matthieu 8:26 Jésus leur répondit : « Pourquoi avez-vous peur ?



Dia izy mitsam no nanao ny nataony, ka ny kisoa no nihinan'ny tsakaokany..
Matio 8:31 Ary ny demonia nifona tamin’ i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin’ ireo kisoa andiany ireo.
32 Ary hoy Izy taminy: Mandehana. Dia nivoaka ireo, ka lasa nankany anatin’ ny kisoa; ary, indreny, ny kisoa andiany rehetra nitratrevatreva teny amin’ ny hantsana ho any amin’ ny ranomasina, ka dia maty tany anatin’ ny rano.
94. RBNIR ( 05/02/2016 15:56)
rhaj0:

Eny azany eee.. Fa tandremo manaitra an'i Jesosy @ torimasony fa mahazo teny zavaha an..
Matio 8:24 Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ ny ranomasina (..) fa Izy natory.
25 Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
26 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo, ry kely finoana?


(mampihomehy fa @ teny zavaha nefany dia tsara fanahy kokoa Jesosy
Matthieu 8:26 Jésus leur répondit : « Pourquoi avez-vous peur ?



Dia izy mitsam no nanao ny nataony, ka ny kisoa no nihinan'ny tsakaokany..
Matio 8:31 Ary ny demonia nifona tamin’ i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin’ ireo kisoa andiany ireo.
32 Ary hoy Izy taminy: Mandehana. Dia nivoaka ireo, ka lasa nankany anatin’ ny kisoa; ary, indreny, ny kisoa andiany rehetra nitratrevatreva teny amin’ ny hantsana ho any amin’ ny ranomasina, ka dia maty tany anatin’ ny rano.


:-) « Ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin'ny tanimanga, ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samy hafa, ny iray hohajaina, ary ny iray hatao tsinontsinona? » (Rom.9:21)
95. RBNIR ( 05/02/2016 16:05)
96. RBNIR ( 05/02/2016 16:08)
97. RBNIR ( 05/02/2016 16:14)
Ô tendre PERE,
Laisse moi t'écrire un champs d'amour,
Restons ensemble pour toujours,
Il a mis fin au règne de mes souffrance, ainsi qu'à mes errances,
Et devant tous mes defits,
En lui je me confie.........

JE L'AIME JE L'AIME JE L'ADORE.........
98. rhaj0 ( 05/02/2016 16:27)
hono ho'a ry RBNIR.. i Herinirina profetanao moa izany toatoa ny "mpianatr'i Jesosy" direct ???
(sa moa ry Episcopo-ndry Yahl no toa izay?)

Fa raha eny, dia araho maso tsara ao izy raha tena "manasitrana" tokoany.. Fa mety mahazo daka-tsy-hita-maso raha misoloky ao, fa ny patience-n'i Jesosy efa kely dia kely an..

Matio 17;14 Ary rehefa tonga teo amin’ ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an’ i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:
15 Tompoko, mamindrà fo amin’ ny zanako-lahy, fa mararin’ ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ ny afo, ary matetika ao amin’ ny rano.
16 Ary nitondra azy tamin’ ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.
17 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ry taranaka tsy mino sady efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo?
99. tealala ( 05/02/2016 16:38)
"15 Tompoko, mamindrà fo amin’ ny zanako-lahy, fa mararin’ ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ ny afo, ary matetika ao amin’ ny rano."
izany ve tsy le batisan'ny afo sy rano mo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5425