NY EVENEMENTS ESCHATOLOGIQUES NA IREO ZAVATRA HITRANGA HANAMBARA NY FIAVIAN NY FARANY

21. Miharena ( 31/10/2012 04:43)
Misaotra namana amin'ny valin-teninao.

Fa eo indrindra isika miresaka ny momba ny vènement resahanao hoe tsy mifandraika ami'ny fanontaniako.

Ny fnontaniako dia miantraika kokoa any amin'ny fahatsapana anaty mandritra ny évènement tanisain'ny mpitory isan-karazany. Misy fanazavana ara-panahy avokoa ny évènement ary tokony ho hita avokoa ny antony mahatonga ny fitrangan-javatra iray ao amin'io évènement io.

Raha hitady izany isika dia mila mijery ny fianam-panahy tsy misy idiran'ny fijerena ivelany fa fahatsapana anaty tanteraka ny Fanahy.

Ka raha azonao hatao dia mba omena ireo karazana fahatsapana ara-panahy ireo mandritra ny évènement hahafantaran'ny olona fa tonga tokoa ilay izy.

22. RBNIR ( 31/10/2012 05:51)
Miharena:

Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Ny saina no tena mila ampiasaina eto namana.
Hoy Jesosy Tompo ao amin'ny Mat.24:15 "« Koa raha hitanareo .......(aoka hisaina izay mamaky izany), »
Ny hafatra tian'ny Tompo ampitaina dia Mat.24:32.33 MILA MIOMANA NY MANANTSAINA REHETRA INDRINDRA INDRINDRA MBA TSY HO VOAFITAK ILAY BIBIDIA KA HIANKOHOKA AMINY. NOHO IZANY MILA MAMANTATRA NY MARINA SY MANAO IZANY MARINA IZANY.

Samia ho tahin'ny Tompo namana.

23. zamanay ( 06/11/2012 12:03)

[quote=RBNIR]
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Ara ny nambara dia hezahina zaraina eto ny zava-miafina rehetra,
Misaotra Azy lehibe noho izany,
Androany dia mikasika ny Evenements eschatologiques (ireo zavatra hitranga entina hanambara ny fihavian'ny farany) no atomboka ho zaraina eto indray anio,
Atomboka hoy aho satria tsy ho vita indray andro izy ity. Mety efa novakiantsika matetika izao manaraka izao nefa tsy fantantsika hatramin'izay ho inona marina no tiany ambara.
Mat.24:3 Araka io teny io dia toa manontany ny Tompo ireo mpianatra manao hoe :
Inona avy ny zavatra hitranga vao ho tonga ny fihavianao sy ny farany?
Jesosy Tompo kosa raha namaly azireo dia toy ny manao hoe Izao avy ny zavatra hitranga.
Dia nitanisa IZY ireo EVENEMENTS HIFANDIMBY eto an-tany ary hanambara ny farany.
1ERE EVENEMENT (na ny zavatra hitranga voalohany) : Mat.24:4-13
Ireo voalaza ao dia zavatra rehetra efa nisy nanomboka tamin'ny andron'ny apostoly ka mandraka androany. Raha tsy hilaza afatsy ny ady sy filazana ady aho (dia tsy misy izay tsy mahalala ny zava-mitranga any amin'ireo firenena Arabo maro isika amin'izao fotoana izao)
Ny mosary (Ethiopie sy ny kere any atsimo) ny horohoron-tany (ny nitranga vao haingana tamin'ity taona ity tany Haiti)
Kristy sandoka (tsy ilay kristy sandoka hiseho eny amin'ny lanitra no lazainy eto fa ireo olona mitonona ny tenany ho kristy (eto amin-tsika izao dia efa misy).
Ny zava-dehibe tokony hotsarovana amin'io 1ER EVENEMENT io dia ilay tenin'ny Tompo ao amin'ny Mat.24:6 hoe "....AZA MATAHOTRA TSY MAINTSY HO TONGA IZANY NEFA TSY MBOLA TONGA NY FARANY.

Io 1 ERE EVENEMENT IO MOA DIA nomen'ny Tompo anarana hoe Mat.24:8 :...."FIANDOHAN NY FAHORIANA.

Izay no 1 ERE EVENEMENT, tsy tokony hatahotra isika hoy izy satria tsy maintsy ho tonga izany nefa tsy mbola tonga ny farany.

Fa rahoviana no ho tonga ny farany?

2 EME EVENEMENTS : Mat.24:14 Ary hotoriana amin'izao tontolo izao ity filazan-tsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra vao ho tonga ny farany.
Betsaka ny fitoriana nihezinezina natao teto amin'izao tontolo izao, nefa tokony hahatonga saina an-tsika hoe maninona no mbola tsy tonga ny farany. Eny azo lazaina fa efa samy nitoriana ny filazantsara avokoa na hatramin'ireo toerana faran'ny madinika aza.
Ny antony??? tsy mbola iay filazan-tsara no notoriana ry namana.
Ny zavatra tsy maintsy hisy dia FITORIANA LEHIBE FARANY tahaka ny tamin'ny andron'ny apostoly.
Ireto no mampiavaka azy :
1 FITORIANA NY FAHAMARINANA REHETRA AO AMIN NY BAIBOLY (TSY ANAMPIANA TSY ANALANA).
2 Eo ambany fitarihan'ny FANAHY MASINA ary OMBAN NY FAMATARANA SY FAHAGAGANA LEHIBE.

Azon-tsika homena lohateny io Evènement faharoa io hoe FITORIANA LEHIBE FARANY.
Rehefa miseho io dia hoy ny Tompo hoe VAO HO TONGA NY FARANY.

Mbola hitohy.......
Izay aloha no azo atolotra hatreto fa mbola misy maro ireo Evènement hifandimby alohan'ny tena hahatongavany farany ka raha mangetaheta ianao dia angataho AMINY mba hovoalaza eto ny tohiny.

Samia ho tahin'ny Tompo namana

E
[/quote=Zamanay]
Bonjour! Tonga tamin'izay aho rehefa avy tany AMbatondrazaka nijery marary.
Afaka miresaka ilay atao hoe "evenements escatologiques amin'izay isika raha tianareo.Tsoriko eto anefa fa isaky ny talata sy zoma ihany aho no afaka mamaly noho ny anton'ny asako tsy dia manana fotoana hivalamparana loatra amin'ny internet.
Toa mampahatsiahy ahy zavatra mahatsikaiky ity even. escatol. ity satria nisy pasitera iray amin'ireny secta kely ireny dia mampianatra mafy mihitsy io Matio 24 io, ka misy aza ny mahavita tsianjery hatramin'ny points sy virgules mihitsy ka sahy mitompo teny fantatra fa ireo ihany no famantarana ny andro farany.
Ny baiboly anefa dia tsy tahaka ny teny soratantsika amin'ny havana raha manafatra ka dia ho voatanisa eo avokoa amin'ny antsipiriany sy ny filaharany ny zavatra rehetra tiana hiseho sy atao.Tsia... Tsy toy izany ny baiboly, fa toy ilay teny any amin'ny testamenta taloha hoe, "kely ety, kely ery", dia toy izany ny fahamarinana ara-baiboly.Ialako tsiny fa tsy tadidy ilay toko sy andininy.Izany hoe,mifameno ny andininy rehetra fa tsy ampy raha iray na roa monja.
Koa raha azon'ise atao RBNIR dia omeo anay ny famintinana izay tian'ise hambara dia homeko an'ise amin'izay ilay tsy ampianarina mihitsy any aminareo.Merci
24. RBNIR ( 06/11/2012 12:53)
Faly miarahaba anao namana Zamanay,

Ho famintinana ary dia izao (nefa mba vakio tsara ihany aloha re fa aza mihanina fotsiny amin'ity famintinana ity namako) :

Evènements 5 no hifandimby :
- Mat.24: 4-13 1 ère Evènement (io ilay nolazain'ny Tompo hoe FIANDOHAN NY FAHORIANA)
"Tsy maintsy ho tonga izany, tsy mbola ho tonga ny farany".
- Mat.24: 14 2ème Evènement (FITORIANA LEHIBE FARANY) tsy izay efa nisy hatrizay, tahaka ny tamin'ny andron'ny apostoly
- Mat.24: 15-22 FANJAKAN NY BIBIDIA MIAMPY FANENJEHANA (hanjaka amin'ny kristianina rehetra hanenjika sy hamono ireo olona mitory ao amin'ilay fitoriana lehibe farany.
- Mat.24: 23-28 KRISTY SANDOKA (NA FIAVIANA SANDOKA) hamitaka ny olona rehetra eny fa na dia ny olomboafidy aza.
- Mat.24:29-31 TONGA NY FARANY (FAMANTARANA LEHIBE, TONGA NY FOTOANA)

Noho izany :
Mat.24:32,33 MILA MIOMANA
1 Jao.3:7 MILA MAMANTATRA NY MARINA,

Izay ary namana, samia ho tahin'ny Tompo e,
25. Miharena ( 06/11/2012 14:08)
Ka eo amin'ilay fiomanana indrindra no mila fantatra.

Raha nisy olona mijoro vavolombelona momba ny asa maizina na ady fanjakana dia mety ho hita taratra ve ilay atao hoe Bibidia?

26. RBNIR ( 06/11/2012 14:32)

Miharena:

Ka eo amin'ilay fiomanana indrindra no mila fantatra.
Raha nisy olona mijoro vavolombelona momba ny asa maizina na ady fanjakana dia mety ho hita taratra ve ilay atao hoe Bibidia?

Faly miarahaba namana miharena,
Raha te hahalala tsara ilay fiomanana ianao dia araho tsara hatrany ilay fizarana eto fa raha sitrapon'ny Tompo hovoazara ihany (ora maro hoy aho no nianarako azy rehetra).
Mikasika ilay Bibidia manokana dia (raha sitrapon'Andriamanitra) hozarain-tsika eto ihany koa ny momba azy rehetra. Fa ataontsika lohahevitra vaovao mihitsy satria ny eto dia momba ireo Evènement ho avy ihany.
Misaotra e,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
27. Miharena ( 09/11/2012 14:21)
Misaotra namana fa tena tiantsika tokoa ny mandalina finoana. Ary maoirisika anao hanokatra ilay lohahevitra àry ahafahana manome koa izay mba fantatry ny hafa.
28. zamanay ( 20/11/2012 10:51)

[quote=RBNIR]
Faly miarahaba anao namana Zamanay,

Ho famintinana ary dia izao (nefa mba vakio tsara ihany aloha re fa aza mihanina fotsiny amin'ity famintinana ity namako) :

Evènements 5 no hifandimby :
- Mat.24: 4-13 1 ère Evènement (io ilay nolazain'ny Tompo hoe FIANDOHAN NY FAHORIANA)
"Tsy maintsy ho tonga izany, tsy mbola ho tonga ny farany".
- Mat.24: 14 2ème Evènement (FITORIANA LEHIBE FARANY) tsy izay efa nisy hatrizay, tahaka ny tamin'ny andron'ny apostoly
- Mat.24: 15-22 FANJAKAN NY BIBIDIA MIAMPY FANENJEHANA (hanjaka amin'ny kristianina rehetra hanenjika sy hamono ireo olona mitory ao amin'ilay fitoriana lehibe farany.
- Mat.24: 23-28 KRISTY SANDOKA (NA FIAVIANA SANDOKA) hamitaka ny olona rehetra eny fa na dia ny olomboafidy aza.
- Mat.24:29-31 TONGA NY FARANY (FAMANTARANA LEHIBE, TONGA NY FOTOANA)

Noho izany :
Mat.24:32,33 MILA MIOMANA
1 Jao.3:7 MILA MAMANTATRA NY MARINA,

Izay ary namana, samia ho tahin'ny Tompo e,

[/quote=Zamanay]
Tena faly miarahaba anareo rehetra, indrindra fa i RBNIR, no sady miala tsiny fa tenaz izao vao nahasoratra noho ny anton'ny jiro tapaka lava dioa tsy misy azo atao amin'ny connexion.
Eo indrindra no nilazako hoe, tsy ireo Matio 24 ireo ihany ny famantarana mialoha ny fiaviany.
An'isan'izany izao ity lazaiko anao ity :
Yahweh na i Jehovah dia nanome tamin'ny alalan'ny mpaminany (Moïse) fa ireto avy no tsy ho fihinana, ireto avy no ho fihinana.Mbola mety tokoa ny tokony hanarahana izany ankehitriny, na dia amin'izao andron'ny kristianisma izao aza.
Amin'izao andro farany izao anefa i Paoly ao amin'ny bokin'ny Timoty, dia milaza fa misy ireo
mpaminany sandoka hanohitra ireo nampilazaina an'i Moïse ireo, ka ekeny ihany fa ireto sy ireto no azo hanina sy tsy hanina, fa saingy ampiany hoe, tsy fihinana ny gisa,gana,dokotra,sarin-dokotra.Nefa ireo dia sakafo nataon'Andriamanitra ho an'ny mino.
Misy izany amin'izao.Io ilay tiako holazaina aminao fa tsy ampianarina aminareo any. Sa tsy izany?
Fehiny : Fihinana ireo vorona ireo fa tsy araka izay lazain'ireo pasitera ireo.
29. RBNIR ( 23/11/2012 10:21)
zamanay:

Faly miarahaba namana,
Tsy misy tsiny tsiakory namana fa iaraha mahafantatra ny fahatern'ny fotoana sy ireo olana madinidinika isan-karazany tsy ahafahana mivalapatra eto.
Raha ny momba ny mpaminany sandoka no resahina dia efa voalaza ka 4 ème Evènement KRISTY SANDOKA (voalaza fa hisy mpaminany sandoka koa fa tsy dia hoe kristy sandoka irery ihany akory).
Rehefa namaky ny bokin'ny Timoty (na ny voalohany na ny faharoa) aho dia ireto no hitako :
1/- Tsy mitovy aloha ny hoe mpaminany sandoka sy ny hoe mpampianatra sandoka (eto amin'ny forum izao be dia be mpampianatra na izaho aza dia mba isany nefa tsy voatery ho mpaminany).
2/- Tsy dia hitako loatra no tokony hampidiran'ny namana ny resaka gisa, gana, dokotra sns eto amin'ity lohahevitra ity satria tsy hitako loatra ny tena fifandraisany amin'ilay evènements eschatologiques fa raha te hisera manokana mikasika ireo namana dia hatoroko rohy iray : http://forum.serasera.org/forum/message/m508304babed2f

Samia ho tahin'ny Tompo namana
30. zamanay ( 23/11/2012 10:56)

RBNIR:

[quote=zamanay]

[/quote=zamanay]
Bjr. Tena misy hidirany tokoa ny firesahana ny fihinanana na ny tsy fihinanana ireo biby ireo (gisa,gana,dokotra,sarin-dokotra) satria an'isan'ny famantarana mialoha ihany koa ny fiavian'i Kristy ireo, ary tena maniry ohatry ny ahi-dratsy tokoa ny fiangonana mampitandrina fa tsy fihinana ireo biby ireo. Nefa raha ny tena voalazan'ny baibboly anefa, dia azo hanina tokoa ireo, satria tsy anisan'ny biby maloto voarara, izany hoe raha tsorina dia an'isan'ny biby omen'Andriamaitra ho fihinana tokoa.Mirary soa RBNIR
31. RBNIR ( 23/11/2012 11:06)

Namana,

Ka mba hazavao tsara ary namana hoe aiza ho aiza ao amin'ny bokin'ny Timoty no milaza fa any amparany dia hisy mpaminany sandoka hilaza fa tsy fihinana ny gisa, dokotra sns... ary rehefa tonga izany dia ho avy tokoa ny farany???
Raha ny fandraisako ny hafatrao aloha dia ny tena tianao ampitaina eto dia hoe misy fampianarana ankehitriny mampianatra fa tsy fihinana ny gisa , sns.... saingy tsy manaiky izany ianao fa diso izany aminao.
Raha izay mantsy no tena tianao hozaraina dia tsy aleo v mba hapetraka amin'ny lohahevitra mifanaraka tsara aminy ilay izy : http://forum.serasera.org/forum/message/m508304babed2f

Samia ho tahin'ny Tompo namana
32. zamanay ( 23/11/2012 11:43)

Te hiresaka betsaka aho fa saingy mitrahotraho be ny orana ka raha miverina vetivety ny fahatsaran'ny andro dia hanoratra aho satria tapaka matetika ny jiro.Raha tsy izany dia ny talata indray.Mirary soa
Namana,

Ka mba hazavao tsara ary namana hoe aiza ho aiza ao amin'ny bokin'ny Timoty no milaza fa any amparany dia hisy mpaminany sandoka hilaza fa tsy fihinana ny gisa, dokotra sns... ary rehefa tonga izany dia ho avy tokoa ny farany???
Raha ny fandraisako ny hafatrao aloha dia ny tena tianao ampitaina eto dia hoe misy fampianarana ankehitriny mampianatra fa tsy fihinana ny gisa , sns.... saingy tsy manaiky izany ianao fa diso izany aminao.
Raha izay mantsy no tena tianao hozaraina dia tsy aleo v mba hapetraka amin'ny lohahevitra mifanaraka tsara aminy ilay izy : http://forum.serasera.org/forum/message/m508304babed2f

Samia ho tahin'ny Tompo namana
33. RBNIR ( 10/09/2013 02:55)
Araho ny fandaharana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m522e87861761e
Samia ho tahin'ny Tompo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6025