Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero

201. RBNIR ( 03/04/2016 17:59)
Avy eo dia mivadika ho trou noir ny masoandro ary dia hitelina izay rehetra manodidina azy....

Hitelina ireo zavatra rehetra manodidina azy ny masoandro araka izany (kintana, tain-kitana, comete, météorites, planete akaiky azy sns...)

Ho tazana ety an-tany ny fitelomany an'ireny zavatra rehetra ireny, ary ireny no naseho tamin'i petera.....« ....... ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. . » (2 Pet.3:10)

Hoy koa Jesosy hoe « Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. » (Mat.24:29)

Tahakatakan'izao no zavatra ho hita amin'izany fotoana izany saingy ho marobe sady hirimorimo mafy dia mafy ireo kintana ireo...... (hirohotra mankao amin'ilay trou noir).....



Mety anontany tena isika hatreto hoe isika v hahita an'izany tranga izany ary rahoviana marina no tsy hisy fiainana intsony eto antany???

Araho ato fa raha sitrapon'Andriamanitra dia hampahafantarina an-tsika hoe rahoviana no ho tapitra tanteraka ny fiainana eto ambonin'ny tany....

202. RBNIR ( 03/04/2016 18:42)
Hihalehibe ilay trou noir (avy amin'ny masoandro) rehefa mitelina ireny zavatra manodidina azy ireo....
Hitelina tsikelikely ireo planete akaiky azy izy ary hihalehibe sy hanantona ny tany....

Inona ny zavatra hitranga rehefa tonga akaikin'ny tany izy.....



Hateliny ihany koa ny tany.....« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.  » (Apok.20:14)

Ny farihy Afo (na Afobe) voalaza eto dia tsy iza fa ilay masoandro nivadika ho trou noir ary lasa naka endrika farihy fa tsy boribory tahakan'ny baolina intsony....
Betsaka ny sary maneho izany hitan'ireo manampahaizana ankehitriny.....

Ny fiainan-tsihita moa raha araka ny baiboly dia tsy inona fa ny helo (ilay afo ao afovoan'ny tany ao) izay hitoeran'ny fanahin'ireo olona ho very ka efa misantatra sahady ny fampijaliana azireo....

« Dia latsaka velona ho any amin'ny fiainan-tsi-hita izy mbamin'izay azy rehetra; ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin'ny fiangonana intsony izy. » (Nom.16:33)
« Fa arehitra ny afon'ny fahatezerako, Ka mandoro hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita any ambany indrindra, Sady mandevona ny tany mbamin'ny vokatra ao aminy Ary mampirehitra ny fanambanin'ny tendrombohitra aza. » (Deo.32:22)
« ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita* izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.[*Gr. Hadesy] » (Lio.16:23)

Ary ankehitriny dia efa porofoin'Andriamanitra ihany koa ny fahamarinan'izany....

http://rustyjames.canalblog.com/archives/2010/12/25/19966322.html

https://vimeo.com/145457780

MIBEBAHA RY ZALAHY A!!! AZA MAFY LOHA FA TSY VANDY ITY FA TENA IZY!!!



203. RBNIR ( 03/04/2016 20:08)
Raha fintinina dia izao...
Alohan'ny hanamaizinana ny masoandro, dia hihahery ny heriny ary dia "handoro ny olona izy"

Hihamaizina izy avy eo ary dia ho lasa trou noir ka hitelina ireo rehetra manodidina azy,
Hirohotra hankao aminy avokoa araka izany ireo kintana kely sy météorita ary planeta manodidina azy (ny lanitra ho lasa amin'ny firimorimona mafy)...

Hiova ny endriky ny masoandro, ho lasa toy ny farihy afo izy fa tsy boribory otran'ny baolina hintsony....


Rehefa tonga ety akaikin'ny tany izy dia hitelina ny tany (izay fitoeran'ny fahafatesana) ihany koa sy ny fiainantsihita (helo ilay afo ao anaty tany ao).....araka ilay apok.20:14 ihany....

Ny helo araka izany dia tsy hafa fa ao anaty tany ao.....
Ny afo be (na koa hoe farihy afo) kosa dia tsy inona fa ilay masoandro niova ho trou noir ihany.....
204. RBNIR ( 03/04/2016 20:15)
EFA ATAON'ANDRIAMANITRA HO TAKATRY NY SAIN'NY OLONA AVOKOA NY ZAVATRA REHETRA!!!
ANJARAN-TSIKA SISA NO MISAFIDY!!!!
ITY OLONA ITY NO VOAFIDY HANORO AN-TSIKA REHETRA NY FOMBA FANDOSIRANA AN'IZANY!!!
TSY IZY IRERY ANEFA FA RAHA METY IANAO DIA HO MPIARA-MIASA AMIN'I JESOSY IHANY KOA HAMITA NY ASAN'NY FAHAMARINANA!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

TENA EFA ANTOMOTRA NY FOTOANA!!!
205. RBNIR ( 08/04/2016 08:12)
Hoy aho ery ambony hoe:
Mety anontany tena isika hatreto hoe isika v hahita an'izany tranga izany ary rahoviana marina no tsy hisy fiainana intsony eto antany???

Araho ato fa raha sitrapon'Andriamanitra dia hampahafantarina an-tsika hoe rahoviana no ho tapitra tanteraka ny fiainana eto ambonin'ny tany....
206. RBNIR ( 07/09/2016 10:32)
http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html

Hoy ry zareo hoe : Cela projetterait violemment un grand nombre de ces astres vers la Terre et les autres planètes.

Hoy ny Soratra Masina hoe « ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra. » (Marka 13:25)

Ny zavatra tsy hampoizin'ny manampahaizana ankehitriny dia ity : trou noir = masoandro ihany « Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina,..... » (Matio 24:29)

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!


207. RBNIR ( 20/09/2016 05:39)
salama daholo,

Hanampy anao ity vaovao farany voaraiko mikasika ny trou noir ity....

Ny troue noir tsy voatery hiforona avy amin'ny alalan'ny super nova.....

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/hubble-hubble-aurait-observe-naissance-trou-noir-64311/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20160920-%5BACTU-Hubble-aurait-observe-la-naissance-d-un-trou-noir%5D

208. RBNIR ( 26/10/2016 13:00)
Des supernovae ratées qui s'effondrent directement en trou noir
Une théorie a été avancée qui veut qu'au moins un tiers de ces soleils vont s'effondrer gravitationnellement directement en trou noir, sans passer par la case supernova. Le phénomène étant nettement moins brillant (10.000 fois moins lumineux), cela expliquerait pourquoi il aurait échappé jusqu'à présent aux observations. On parle à son sujet de supernova ratée (failed supernova en anglais). Toutefois, pour vraiment gagner ses lettres de noblesse, ce scénario doit conduire à des prédictions pouvant être validées par des télescopes. Les astrophysiciens en ont trouvées.

Azo eritreretina tsara ny hisian'io ary dia tena hahita ireo zavatra hitranga marina tokoa izay mbola tratra velona amin'izany fotoana izany...
209. RBNIR ( 11/01/2017 08:15)
Vaovao vao voaray, manomboka manao etude manokana momba ny trou noir ny NASA....

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/astronomie-x-ixpe-nouvelle-mission-nasa-explorer-trous-noirs-65833/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170111-%5BACTU-IXPE--la-nouvelle-mission-de-la-Nasa-pour-explorer-les-trous-noirs%5D

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
210. RBNIR ( 30/05/2017 08:04)
vaovao vao voaray farany indray koa ity mikasika ny trou noir.....

Nisy trou noir iray tsy nandalo phase supernova hoy ny manampahaizana!!!


http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/hubble-hubble-aurait-observe-naissance-trou-noir-64311/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170530-%5BACTU-Hubble-aurait-observe-la-naissance-d-un-trou-noir%5D
211. RBNIR ( 15/09/2017 04:49)
https://www.sciencesetavenir.fr/espace/systeme-solaire/deux-puissantes-eruptions-enregistrees-a-la-surface-du-soleil_116180
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3361