Ny fiarahamonina ato

121. abcdefg ( 04/04/2008 10:44)
sady miasa no mangalatra miseraka eto dia elaela tafavoaka foana letia e!fa marina daolo zany re!sady fandaniana fotoana no hitadiavana hevitra eto fa dia :-* :-* :-* daolo e!aleo tsy asiana gidraka zany fa fiaraha-monina aty lavitra aty re!tsy handeha tsony ny bizina popikori, :lol: :lol: :lol:
122. cutie ( 04/04/2008 11:19)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
123. xxx ( 04/04/2008 11:34)
abcdefg:

aleo hazava ny resaka ry zareo:tsy misy tribonaly eto ,samy manana ny fijeriny sy ny heviny ka zay hifandroritanareo @ hafa any dia anareo zay,mitsinjo ny tsy fanaovana HS no heverina eto,samy miezaka ny hifanakalo hevitra,ny marimaritra iraisana no tanjona, isika tsy voatery ho mpinamana , ny saim-pantatra no hifafampizaraina,tsy tokony mora misendaotra fa ny hevitra no azavaina,misaotra!


ary ianao nanoratra tato io angaha tsy nanao HS?????? AZA MIRESAKA REHEFA TSY MAHAY MIRESAKA


124. tess ( 04/04/2008 11:41)
Ato ho aho dia betsaka ny mpihatsara ivelantsihy fotsiny, manao hoe tsy miady tsy miady anefa ny kobay ankelika ihany, manao hoe tia filaminana anefa rehefa nilamina ny resaka dia injao mi provok, otran'ny satry ihany hitohy ilay korotana.....
hoatran'ny vao maika tiana nofohazina ilay fandehany anefa rehefa avy eo manimba dinika e! oy e! ory e! ora e!
samy manimba dinika ary liana gidraka dool ny fahitako anareo mody hoe oy e§ oy ireo....!
ka aza mifampitsara sy mifanome moraly fa iray lasaka dool ihany,
ary ny aferan'oul aza hidirana rehefa tsy hainareo ny source.....
itovizana dool ihany ny kilema ka mba be moraly eo! rehefa tsy ianareo no vicitime izany de mangina, mivoana daholo ny dinika etsy sy eroa tsy misy ny fifanenjehana fa rehefa ilay olona iray roa telo hoe manimba dinika manimba dinika, halako bika tsy tiko tarehy fotsiny no mibahana.....ny dinika simba amiko dinika mivoana, n'inona n'inona endriny, ary rehefa mivoana dia mivoana fa tsy misy hoe ka izao anie ka izao......
125. tess ( 04/04/2008 11:45)
fehiny , mpidrindrangilo daholo ihany ka mody manadio tena eo ny sasany.....
resaka tokony ho vita sy tsy hitarina , raha tena hifandamina maninona raha mangina ny vava tsy hitaran'ilay izy! efa mba nisy ny fanalàna azy teo hi couper-na ny drindrangilonareo de io fa tohizana indray.....
donko samy tia ndrindrangilo ihany nareo sasany ireo fa tsy ny fahaizana be moraly no hoe inona.....
126. abcdefg ( 04/04/2008 12:20)
tsy mety ny fifandaminana eto fa aleo miala,tsy mitovy isika re! :lol: :lol: :lol:
127. tess ( 04/04/2008 13:01)
raha tena fandaminana marina moa ny tanjona manin???? aza metsara ivelantsiy sady tsy mila anao mihitsy amin'ny filaminana fa milam ho azy io rehefa hilam
128. abcdefg ( 04/04/2008 13:10)
mafana zao olo zao re! :-D :-D :-D
129. tess ( 04/04/2008 13:13)
ka marina sa tsy marina ary?????
130. abcdefg ( 04/04/2008 13:47)
ino ty metsara ivelantsy?iza zaho?diso tokoa ianao ralahy, aoka re fa aza manilo re!mahafinaritry ny miresaka re!
131. kiadi ( 04/04/2008 13:56)
Tompo ohhhh! hitako maso!!
lay famonjena! avy aminao ououou
nomaninaaao ho an'ny mpiserasera an!!
heran'izaaaaao tontolo izao!

132. abcdefg ( 04/04/2008 13:58)
veloma jiaby fa lundi re mifankahita :-* :-* :-*
133. ikaretsaka ( 04/04/2008 18:11)
eeeeeeee. any iny de ts'hita ko maso lo zany
134. yonikafopl ( 04/04/2008 18:54)
135. ikaretsaka ( 04/04/2008 18:57)
hira manaraka ataontsika...
"devoly oooo tsy hitako maso raha tsy am latsinainy"
136. kiadi ( 04/04/2008 19:32)
mpiasa birao tanana reny de tsy eo raha tsy alatsinainy :-D :-D :-D
137. yonikafopl ( 04/04/2008 19:42)
tssssssssssssssss
138. booboo ( 04/04/2008 19:52)
Mahavariana lé fiainam-porum serasera.
Mafana tsara ny dinika, mifandray am-po virtoaly ny be sy ny bobaka, tampoka eo misy manondrana dia raikitra ny bizna seza kely sy pop corn ary ice tea. Dia mafotaka ny fitarainana sy fampanginana ny raharaha. Misy ny leo be lé fiainam-porum dia misintaka sy miala. Dia mangingina lay forum. Avy any misy mafana fo ( oul vaovao ) indray mamelona ny fiainam-porum. Dia raikitra ndray ny hanihany sns. Ela ny ela dia misy manondrana ndray, dia mitohy ny bizna kely isa-karazany dia...dia...dia...dia...etsetra etsetra.

Fa dia tahaka io foana no remarqué-ko hatr@ zay naha-tato anà zay...

Fiainam-porum aby zany fa zatra ho azy eny rehefa ela ny ela e. Dia tsiky dia ampy marina....
139. kiadi ( 04/04/2008 19:56)
aleo zay toy izay le mamaly havona mpiandraikitra refa ba tsara fanahy manotany zavatra tsy hay ny pi-forum!
140. ikaretsaka ( 04/04/2008 19:56)
Avy any misy mafana fo ( oul vaovao ) indray mamelona ny fiainam-porum.

tena olona vaovao ve sa le teo ihany no nisolo akanjo fotsiny fa nirarahan'ny pop corn sy ny Iced tea?
eo isika izao? 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5169