Ny mafy indrindra ...

1. kally ( 03/05/2004 18:52)
Efa samy nandalo zava-tsarotra daholo ihany angamba teto @namana,tsy ny lafiny fitiavana ihany fa t@ fiainana andavanandro koa!tantarao hoe...
novalian'i kitjo ny 20/04/2005 06:41
2. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:03)
ny mafy indrindra? ilay hjoe ao anatin'ny 1 minitra dia saika lasa ny fanananao sy nmy ainao.. ary @ 200 metatra anaty hantsana ianoa vao tonga saina hoe aiza aho izany ary rehefa tafala avy tao anaty karaokamby vao hoe 1 cm na tara fanitsaka frein 1 segondra dia efa tany ambany rangolahy tahaka izay
3. besoiiin ( 03/05/2004 19:43)
ny namoizana ilay andry niankinana...!.
4. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:55)
iny koa iray
5. kitjo ( 04/05/2004 05:12)
anseee
le famoizana iny aloha ngamba no mafy be na iza na iza e

saika nitovy ny antsika sy iakretsaka fa ny anah toupie teo alohan vavahadin norveziana tao antanana
in5 nihodina vao nijanona fa narahaan t@ onjany fts ny volant,
d tapaka frein t@ fidinana ko ray d nadona t@ talu,fa ts za nitondra t@zay fa sofera,sady annif-ko t@zay,ggrrrr
6. aladin ( 04/05/2004 06:13)
itovizako ny an'i besoin iny.fa 'ty koa nisy iray:nijery valina examen de hoe tsy afaka ary io no tsy nahafahana voalohany.De le eo @ le hoe tsy afaka fa na 'ze holazainao any an-trano aza tsy hitanao.enao tsy hoe ho bedy fa sadaikatra ihany.Kanjo hay afaka ihany fa diso fijery fotsiny!hihihi
7. hendry ( 04/05/2004 10:12)
Rehefa mahatsiaro tena ho irery manoloana olana isan-karazany.
8. hendry ( 04/05/2004 10:12)
Ary ny an´i kally aloha mba inona e?
9. samoina ( 04/05/2004 12:02)
mijery zaza tsy mbola mahay miteny mitomany fa misy maharary azy mafy.
10. booboo ( 04/05/2004 12:11)
ny tena mafy indrindra tamiko dia nijery ilay olona izay no-forcern'ny RAD-ny nanao avortement ! Hitako daholo ny zavatra niainanay hatr@ voalohany hatr@ farany ! Mahita an'azy nitomany fôna ! ayayayayayay gaigy beeeeeee !
11. samoina ( 04/05/2004 12:16)
Io lazain'i booboo io koa efa nahazo havako akaiky ary efa taty am-pita aho t@ izany. Dia maty ilay kalavavy saingy tsy mety afaka an-tsaiko mandrak'ankehitriny ny tsikitsikiny satria niara-lehibe izahay .
12. kitjo ( 11/05/2004 18:01)
aoka re ramaso an,
kiiiii,mbola sady bedy iany v zay kooooo,mafy ko iny,ihihihi

efa atao teleguide ndray zao fa tsa misy tobil tena izy aty, fa atao an le mande lasantsy reny,NItro, mahazo vee??lolll
13. ikaretsaka ( 12/05/2004 05:22)
ny ahy efa nampanidiniko lol
14. mumu ( 12/05/2004 13:44)
mitovy hevitra any i besoiin
15. kitjo ( 14/05/2004 07:24)
ikaretsaka> i papango,hihi,ansonaleee
16. ftma ( 31/05/2004 15:59)
Ny mafy indrindra dia ny namoizana ny anadahy nefa tsy hafaka nandevina azy akory, ohatry ny mbola velona any izy ka rehefa tonga any dia hahita azy, nefa indrisy tsy ao intsony izy.
17. fijo ( 01/06/2004 22:10)
za efa maty dada ary tsy nandevina azy satria nanao bac no maty izy,fa ny tena mafy tamiko dia ilay tonga voalohany taty andafy dia tsy hita izay aleha ary tsyhay izay hatao.ny olona rehetra toa miala anao daholo na ny havana aza.io dia tsaroako tsara ary izay no hanoroako hevitra izay vao tonga raha mbola azoko atao.
18. ftma ( 04/06/2004 11:03)
fijo mafy tamiko koa ny fahadongavana voalohany taty andafy, tena nahatsiaro very satria hadosiran'ny olona. Aza mba maika ny hakaty izany raha tsy efa fatatra hoe misy vonona hanampy antsitra-po aty fa tena mafy rehefa tsy misy manampy.
19. methode ( 05/06/2004 16:34)
Ary ny mafy amin'ny sasany izany hafaliana ho ahy ko!! Ny ahy ny toerana halehako indray no tsy hitako fa be loatra ny miatso ahy!! Hihihihi! Za nefa tsy afaka nizzara!
20. ftma ( 07/06/2004 08:27)
sabatra methode be mpiantso, tsy ny olona rehetra no tsy te handray ireo vao tonga fa raha sendra tsy misy pitia aty an-tany lavitra aty tena mafy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.448