fantatro fa nasian'ny akamako......

1. mozart ( 10/12/2003 16:53)
tena notantarain'ilery ihany fa namboariny lé jôba nefa tsy hainy hoe jôbako io,t@ detail an!de inona no tokony hataoko?nefa za'm'revy an'le sipa.mba omeo hevitra za' ry tovovavy a!!!!!!!
novalian'i vegas ny 23/02/2004 18:37
2. xxx ( 10/12/2003 19:57)
Sao dia mba efa nanao olona ohatran'izany koa enao ka tratrany izao?
3. fijo ( 11/12/2003 09:29)
tsotra ry akama.amboary koa izy,dia tantarao azy hoe hay ianao efa namboarin'ny akamako.pijoko voajoko izy amin'izay.
4. ikaretsaka ( 11/12/2003 14:10)
marina ny an'i fijo
5. tonah ( 11/12/2003 17:21)
Izao letsy ah! mody tsatoy ilay jôban' ialahy, dia hita eo izay ho lazainy. Matoa koa ange izy nanao izany t@ bandy hafa dia midika izany fa olona tsy mahay manaja ny olo-tiany ilay jôba eh! Koa ahoana intsony letsy ny hiarahan'ialahy @ sipa siligoma izay lasan'ny hafa ihany koa ny tsirony. Sa kosa ialahy tia siligoma efa tany ambavan' ny olona le!
Izay eh!
6. xxx ( 11/12/2003 11:02)
d ahonn kosa zany lé hoe iza m'revy an'lé sipa adino!
fa na zany aza! enao v d tia sisa navelan'ol!omeo azy ny hafatra re!
7. fijo ( 11/12/2003 19:09)
karakarao aloha,fa aza avela hiala maina eo ka.
8. xxx ( 12/12/2003 20:25)
tsy tia anao akory izany ilay sipa si non tsy niaraka t@ namanao izy
9. rinakely1 ( 12/12/2003 11:33)
tsy mety kosa aloha zany torohevitry fijo zany e!
Le jobanao aloha izany d omeko tsiny satria izy efa miaraka @nao v d mbola manaiky hiaraka @ lé oln iray (zé tsy fantany we namanao) no mbola manaiky manao ralation @? Tsy mety mitsy io.
Ra zà no lelà d inn d lasa fa tsy mia inn na miandry inn avy @ lé jo ntsony. Adabohy ihany d mitadiava vao2 indray e!
Hitana b we oln hafa no tiany lé jobanao fa tsy enao akory!!
Ra lé cas @ namanao, samy lelà nareo ka nareo ihany angambany no hafaka mifanazava @zany.
Sinon sao d mba t hankarary saina anoa fotsiny koa aza izy e? Sa anontanio tsara lou lé jo fa sao manko d mifanipaka ny resaka.
10. tequila ( 12/12/2003 13:46)
eny hoa , maninn moa alou raha tena fantarina tsara hoe namitaka tokoa ve ty sipanao , sao dia film no voantantara taminao dia zay nandalo no notondroin'ny namanao niaraka taminy?
11. isrine ( 12/12/2003 17:18)
Ataovy mélé zany e! Izay mahatafiditra bolina no ady eo.
Misy siligoma tsy mety lany tsiro anie ry zareo e!
12. rinakely1 ( 12/12/2003 17:20)
zany indray ary no malaza hoy ry isrine koa : ataovy melée zany e!
13. tequila ( 13/12/2003 20:02)
mampime mihitsy nareo reto ka hi hi
14. mozart ( 13/12/2003 20:10)
merçi daholo ry namana @ le conseil .marina ihany ny an'i fijo a!!!fa vao avy ataoko mihinan'........de lazaiko azy hoe hay ianao efa .....arytapitra eo ny histoire @zay
15. xxx ( 13/12/2003 20:20)
tohizo aty fa aza mbola taperina fa mba tinay ho fantatra lé tohiny e!!!
16. mozart ( 13/12/2003 09:43)
azavao tsara le hoe tohizo aty!!!tantaraiko raha mbola azoko lazaina fa izay anie no ananako namana e:!!! @iza ary aho no mba hitaraina ?misaotra betsaka ny namaly nyhafatra .....sy ny nanakiana ihany koa fa ny kiana mampiova zavatra na @ ratsy na tsara
17. rinakely1 ( 15/12/2003 13:22)
tsy misy fisaorana e! d mahavita b zany koa.
18. fijo ( 16/12/2003 20:53)
izay anaovana azy ramozart,fa izaho koa anie efa nahita toa io e.fa ny ahy tsy ny akamako no nil taminy fa ny zokiko.dia namboariko koa dia nampahafantariko ary avieo,fa fantatro ny zava nisy,dia nalefako.izany tsy fahadisoan'ny zokiko mihintsy,na ny akaman'ialahy,fa ilay spain mihintsy no mitady,dia izay ny azy
19. rinakely1 ( 16/12/2003 10:27)
d samy vita e!
20. petale ( 16/12/2003 13:18)
de mbo mijery fotsiny ve nareo vehivavy isany manolona izao resaka zao???? de ataon'olona melée ny sasany de faly. moa ny sasany maheno zao fa hoe fakana tsiro ny sipa de tsy misy réaction???? f'inona koa aloa no ataon'ireo lehilahy ireo eto amy resa-behivavy é???
za aloa ry zareo de tsy manaiky mihitsy hoe maka tsirony amiko ny lehilahy a! non, za aza no mitsetsitra ny tsiro any aminy any ary ataoko godro mitsy vao miala. ary tsy ny lehilahy no mihinana sipa fa ny sipa no mihinana azy! sa aiza zay mba "vava ambany" ihinananareo lehilahy anay????? ary inona koa no haninareo eo???
nahoana no voatery hoe nareo fona zany no maka tsirony fa tsy mba ny sipa koa. iza aminareo ireo nomahavita hoe manasesy sipa 5 tsy miato??? nefa ny sipa na kofa 6 aza mifandimby aminy eo vao maika izy tonga lafatra??? zany ve no mba herinareo???? nefa ny sasany izany de tena miseho ho be vava ery.
za aloa rehefa kofa tikobe izany de tsy misy kofa hafa mahazo ahy é! fa mato za voan'ny namany , na ny zokiny de misy banga tsinona any amin'ilay tena tompon-toerana...fa tsy adala akory za ka efa voky izao ka mbola hisesika....sao kofina eo indray. aleo anie maty nona toy izay maty voky é! lol!
zay ry zareo fa aza manaiky intsony hoe hakana tsirony izany an! ataovy nareo indray no maka tsirony, ary rehefa tsy mahavita fa malaky tonga eny an-tapon'i reraka, de elao ohatry ny tsy teo fa maika izany fa afaka taona vitsivitsy tsy ho maty nona eo nareo????
veloma.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3637