kilaoty mifono vy

1. xxx ( 27/11/2003 12:07)
Mba revin'ialahy isany ve ny sipa raha mafy silipo ?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 09:39
2. xxx ( 27/11/2003 12:14)
Raha mafy ny silipony dia tonga dia alaivo vady
3. fijo ( 27/11/2003 18:53)
mafy ahoana kay izany fa tsy hazoko ny tianareo lazaina?
4. rfanjav ( 28/11/2003 13:22)
fa le mora aborotsaka ireny no tianareo ?!

tsy zara aza ve izy mafy silipo!!!
5. lema ( 28/11/2003 13:40)
fa inona ary no mahatonga anareo ho mafyamiko alou de mitovy daholy na mafy na mora e!fa ny fitiavanna houa no lehibe indrindra
6. xxx ( 28/11/2003 14:39)
zara marina ary izy mafy silipo toy izay mora vahana silipo ho an'ny olona rehetra sa tsy logique be ve zany,?,?,,
7. rinakely1 ( 29/11/2003 10:46)
Aleo mitsy ho mafy any ny silipony e!
Izao rehetra izao v d zaraina mofo daholo e? Raha izany manko d tsy hisy intsony io zavatra io hi!hi!hi!
8. isrine ( 30/11/2003 11:55)
Salut!
Ny tsy azoko dia ity, ny kilaoty ve no mifono vy sa ny kilaoty no vy?
9. rinakely1 ( 01/12/2003 20:37)
ny kilaoty no vy ankia an! hi!hi!hi! sa v ny fika mitsy angambany e! hi!hi!hi
10. isrine ( 01/12/2003 15:26)
Efa tsy hay intsony zay tena tindry zalahy ho lazaina. Seandra ny tsa nahafahandreo reo raha izany!!!
Mampihomehy ry Rinakely o!
11. fijo ( 02/12/2003 11:08)
eny e,fa aza fia atao mafy loatra na dia izany aza.fa ianareo ihany anie no hijaly raha tena tsy mivoha intsony io e.marina moa.
12. rfanjav ( 02/12/2003 19:54)
izahay ihany no lakileny e!

rehefa tsy voasokatra aminareo dia tokony hipetraka fa tsy hampiasa herisetra koa!
13. fijo ( 02/12/2003 19:33)
ka ilay herisetra kely anie vao miha mampitombo ilay feeling e.sa ahoana,dia mody tsy manome nefa avy eo misokatra ihany.
14. ikaretsaka ( 03/12/2003 10:57)
omeko tsy meko ve?
15. isrine ( 03/12/2003 17:59)
Tsy omena mihitsy zany e! Zay no dikan'ny le hoe mifono vy.
16. fijo ( 04/12/2003 20:27)
an,an,aleo ilay omeko tsy omeko ka.sady milay be rehefa tena raikitra.raha tsy hoe tsy te ahazo tsirony ianareo.
17. rinakely1 ( 05/12/2003 12:02)
zay nga maty na tsy mampiasa ny ao anaty kiloty vy-nay!!!!!!!
Ny anareo mitsy zao no tokony tefena @ vyb mankadiry mba tsy hivoaboka eo ko! Raikitra v? Vonona manko aho hividy vy sy hitefy aza e!
hi!hi!hi!hih!hih!hih!hih!
18. rfanjav ( 05/12/2003 13:32)
Ie, za koa hanampy an'i rinakely1 hitady barrage mihitsy hamefena azy, ha ha ha
19. rinakely1 ( 05/12/2003 16:35)
so d tapahana aza no tena maha-tsara azy e! Tokony hasina tsofa ao anaty fikan'ny vhv d @ zay tsisy sahy hikitaka reo lehilahy ireo. ha!ha!ah
20. kally ( 05/12/2003 17:48)
Resaka kilaoty vy-nareo io ihany ary e!taloha ny lehilahy hono rehefa handeha hiady any an-tany lavitra be ,tsy hiverina raha tsy am-bolana maro dia ampanaovony kilaoty vy mihidy lakile ny vadiny -tsy mety esorina mihitsy io raha tsy misy lakile an!dia rhefa miverina izy vao vohaina kanjo indray mandeha very ny lakile,dia asa aloha izay niafarany e! iza no mahalala raha mody fanahy inian'ilay lehilahy nariana aza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6874