tanora sy ny masturbation
1. todisoa2
(
25/09/2007 06:07)
Fahotana ve ny ''masturbation'', théologiquement parlé.
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 10:19
2. Jeankely
(
25/09/2007 06:24)
Hanomboka indray ry Mpi-masta iray fa dia aty @ fivavahana sy finoana indray no mitady toky @'ity fomba hafahafa ity.
3. hery
(
25/09/2007 08:01)
Ity dia valin'ny fanontaniana "rehetra" mikasika ny hoe "Fahotana ve ny..."
Ny atao hoe Fahotana dia izay mifanohitra amin'ny Fitiavana. Ny fitiavana dia telo mifameno. Fitiavana an'Andriamanitra, fitiavana ny Namana, fitiavana ny Tena.
Raha toa ka mifanohitra amin'ireo fitiavana ireo ny zavatra ataonao dia fahotana izay... dia ataovy amin'izay ny fandalinana.
Fitiavana an'Andriamanitra = Izay mifanaraka amin'ny teniny, fanajana azy sns.
Fitiavana ny namana = izay tsy manafitohina sy mandrebireby ny namana. izay mahasoa ny namana.sns.
Fitiavana ny tena = Mitady izay tssara ho an'ny tena, izay mahasoa ny tena, izay mahasalama ny tena, mikolokolo ny vatana sns.
:-)

4. Fiffi
(
25/09/2007 08:05)
mety koh ve hoe "miankina am heritreritrao io fahotana io" ? sa tsy maintsy hita mivaingana am zavatra ataonao ?
5. zoubelou
(
25/09/2007 10:33)
Lazao eto mazava ny toko sy andininy ao anaty Baiboly milaza fa "fahotana ny masturbation" ...amzay dia resy lahatra tsika fa fahotana zany na tsia...sinon d tsy hitako zay maha-fahotana anzany aloha e...:lol::lol::lol:
Inona alou ny "masturbation" @ teny gasy e?

7. bozyboleta
(
25/09/2007 12:24)
Masturbation=manann tena (mananontena):wink:
Raha ny ao @ IKorintiana 7:1-9 misy resaka momba ny fanambadiana, ny @ lhl sy vhv. Tsy misy miteny mivantana ny @ io manann tena io fa azo ampifandraisana tsara kosa raha ny hevitro.
Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy. Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manampahefana amin'ny tenany fa ny vavy.....
Fa hoy Izaho amin'ny tsy manambdy sy ny mpitondra tena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy, nefa raha tsy maharitra izy dia aoka hanambady ihany; fa tsara ny manambady noho ny homaimay
Misy fakampanahy io fanaovana masturbation io satria mitady fahafinaretana @ filan'ny nofo ho an'ny tena samirery ary raha tsy maharitra io fakampanahy io ka manao azy de lasa fahazarana sy filàna tanteraka (accoutumance)le izy.
De zay ngamba no heveriko ho fahotana satria mivoana @ tenin'i Jesoa io ambony io hoe aoka ny lahy hanao ze mety ho an'ny vavy sns...

8. tsaramaso
(
25/09/2007 12:53)
hery:ary ny fitiavam-bôl ??!!!!!! hahahaahaah !!!!!
Ny atao hoe Fahotana dia izay mifanohitra amin'ny Fitiavana. Ny fitiavana dia telo mifameno. Fitiavana an'Andriamanitra, fitiavana ny Namana, fitiavana ny Tena.
ary ny fitiavana mangalatra ??!!!! ny fitiavana mijangajanga ??!!!!! ny fitiavana mamono olona ???!!!! tsssssssss !!!!! manota @ fivavahana silamo i tsaramaso raha izany le !!!!!! klehhhhh !!!!!!
9. Jeankely
(
25/09/2007 13:31)
Aminay tsy mety io na arak'inona na arak'inona fa halalino tsara ny maha-mety azy ry mpi-masta. Milaza ho Christiana maro an'isa ary miseho eto fa maro an'isa no tia manao resaka hafahafa. Manalabaraka tena sy finoana.
10. ikaretsaka
(
25/09/2007 13:54)
zankely=tsy aleo mba honette miteny hoe za nanao, tsy henjehin'ny heritreritra fa nitsotra..
toy izay ilay heo tsy nanao tsy nanao nefa izy indrindra no tena mpanao

11. zoubelou
(
25/09/2007 14:49)
Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy. Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manampahefana amin'ny tenany fa ny vavy.....
Fa hoy Izaho amin'ny tsy manambdy sy ny mpitondra tena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy, nefa raha tsy maharitra izy dia aoka hanambady ihany; fa tsara ny manambady noho ny homaimay
Bozyboleta: Fa iza no milaza aminao fa rehefa mitady fahafinaretana ho an'ny tena dia tsy mahavita zay mety ho an'ny vavy?. Fa nga refa mitady fahafinaretana ho an'ny tena midika fa tsy omena fahafinaretana ny vady? Ny olombelona nomen'Atra saina hahafahany mandanjalanja an'izany...
Hazavao tsara, hatramzao alou d mbola tsy misy porofo mazava amiko hoe fahotana ny fahafinaretana ho an'ny tena...
12. xxx
(
25/09/2007 16:56)
Jeankely:
Aminay tsy mety io na arak'inona na arak'inona fa halalino tsara ny maha-mety azy ry mpi-masta. Milaza ho Christiana maro an'isa ary miseho eto fa maro an'isa no tia manao resaka hafahafa. Manalabaraka tena sy finoana.
Iza no tena manalabaraka ? Tsy ilay Zankely tsy mba mahay mampandroso resaka fa mitebateba sy mitsara olona foana Mihevitra azy ho tonga lafatra :-D:-D:-D
fa inona no maha kompleksé an'ingahy e !!! ny taona mandroso nefa be ny tanora ? tsy mahatody iray sy dimy intsony fa efa mangozohozo angaha ? hany sisa ka maniratsira ny tanora mbola te hi masta ? Alalany ny azy ny mametraka ny fanontaniana, rehefa manirikiry an'i dadabe dia aza valiana. Dia ajanony any io toetranantitra tia mitsaratsara olona io :evil:
13. pissoa
(
25/09/2007 17:01)
zoubelou:
Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy. Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manampahefana amin'ny tenany fa ny vavy.....
Fa hoy Izaho amin'ny tsy manambdy sy ny mpitondra tena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy, nefa raha tsy maharitra izy dia aoka hanambady ihany; fa tsara ny manambady noho ny homaimay
Bozyboleta: Fa iza no milaza aminao fa rehefa mitady fahafinaretana ho an'ny tena dia tsy mahavita zay mety ho an'ny vavy?. Fa nga refa mitady fahafinaretana ho an'ny tena midika fa tsy omena fahafinaretana ny vady? Ny olombelona nomen'Atra saina hahafahany mandanjalanja an'izany...
Hazavao tsara, hatramzao alou d mbola tsy misy porofo mazava amiko hoe fahotana ny fahafinaretana ho an'ny tena...
Hi hi hi - nisy andalana kely tsy novakianao angamba ! Fa raha io nomen'i Bozyboleta io no fanazavana dia misy io hoe
Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manampahefana amin'ny tenany fa ny vavy
14. tywa68
(
25/09/2007 17:25)
Hanampy antsika ny famakiana an'i Gal.5, 16-25 :-*
http://baiboly.katolika.org/boky/Galata/5

15. menalamba
(
25/09/2007 19:56)
Ary tsy mba misy mamaly ho aho ireo milaza fa fahotana izany ny @ fanontanian'i Zoubelou hoe "omeo porofo ny maha fahotana azy" !!! Sa rehefa tsy mifanaraka @ izay hevy -pantatra fotsiny dia fahotana?:roll::roll::^)
18. fijo
(
25/09/2007 21:17)
i papa dia nilaza fa ratsy io,ka fahotana izany aminy,fa raha ny hevitro dia tsy fahotana io satria ilainao ihany