Azo heverina ve ny firaisan'ny finoana?
1. Miharena
(
16/08/2010 08:14)
Raha mijery ny adihevitra rehetra izay atosaka eto amin'ny fivavahana sy finoana dia mahita fa misy hevitra maro izay tian'ny tsirairay mba hazava aminy.
Marina fa mirongatra avokoa ireo karazana tari-pivavahana samihafa ary afaka milaza isika fa izany indrindra no mahatonga ny fifandrafiana na eo amin'ny samy mpiray tampo sy ny ray amandreny sy zanaka aza.
Efa lalana tokony hodiavina ve izany?
Inona no toe-tsaina tokony hananana mba hialàna amin'izany?
Azo heverina ve ny fiombonan'ireo rehetra ireo? (Tsy manavaka na kristiana, na sekta na Silamo, na boudhista na Hindoue, na arts martiaux, na athée sns....).

novalian'i Miharena ny 24/08/2010 10:33
2. arialy
(
16/08/2010 10:44)
amiko aloha , ny atao hoe fivavahana dia tokony hirima amin'ny fitiavana ny hafa, fanajana, ary ny fijerena hoe Andriamanitra iray no ivavahana.
anefa ny akamaroan'ny olona tafiditra amin'ireny secte ireny dia milaza fa ny azy no avo indrindra, ary tsy te hiray aminny hafa, raha misy ny fandeferana, ny fifanajana ary indrindra ny fitiavana ny hafa dia hitombina ny fisian'ny fiombonana.

3. Miharena
(
16/08/2010 11:15)
Arialy:
anefa ny akamaroan'ny olona tafiditra amin'ireny secte ireny dia milaza fa ny azy no avo indrindra, ary tsy te hiray aminny hafa
Ny olona mandray fanahy anefa Arialy dia lasa matanjaka be ka mihevitra mihitsy hoe tokony hamonjy ny hafa, dia lasa manao safo be mantsina ny olon-drehetra ivelan'ny vondrony izy (Io ilay préjugé).
Isika izay mijery ny ataon'izy ireo koa anefa dia tokony handanjalanja tsara satria lasa manao fitsarana bontolo isika raha tsy mahafantatra tsara ny fototra iorenan'ny finoany.
Ilay hoe ny azy no avo indrindra dia tsy misy hilaza angamba ny mpino rehetra fa tsy Andriamanitra no avo indrindra na iza izy na iza ary Andriamanitra no manome hery azy tsirairay avy hitarika ny hafa. Fa eo amin'ilay atao hoe hafa no mampisy fikorontanana avy eo raha vao tonga ao an-tsaina ny fanamarinan-tena bontolo tsy misy lojikany.
4. ikaretsaka
(
16/08/2010 13:12)
dia raha izany dia manalasala ihany hoe "tena fanahy ve" no noraisiny
5. arialy
(
16/08/2010 15:58)
raha za manokana aloha atrizay, tsy mbola nanana hevitra oe ny vondrom-pinoana misy ahy no tena tsara , ilay préjugé aloha tsy mitombina satria mba mandalina ela² kosa vao miteny oe tsy mety ny izao sy izao, na hafahafa amiko na koa oe mampitahotra ahy.
tsy azoko koa ny olona mora miova finoana anie nefa iray iany no hivavahana é
tsy azoko koa ny olona mora miova finoana anie nefa iray iany no hivavahana é
6. ikaretsaka
(
16/08/2010 16:32)
le firaisana angamba tsy tafa intsony fa dia le hoe fiaraha miaina sy fifanajana any @ ze vondrom-pinoana misy azy any aby sisa
hoe raha tsy TJ ohana ny olona dia aza raofina TJ na terena hanao izao izy raha tsy izany tsy TJ moa reaha miala dia dia hozonina .. sns... amiko izay no tsy mety
(miala tsiny raha TJ no nataoko ohatra teto fa iny no mora soratana fa mihatra @ rehetra io)

7. Miharena
(
17/08/2010 05:49)
Ikaretsaka:
le firaisana angamba tsy tafa intsony fa dia le hoe fiaraha miaina sy fifanajana any @ ze vondrom-pinoana misy azy any aby sisa
Ny finoana tsirairay na inona izy na inona dia manana tanjona fampiraisana izao rehetra izao ao amin'Andriamanitra Mpahary.
Dia mampanontany tena ihany hoe inona no tsy hahatafita ny fampiraisana azy?
Raha mifanakalo hevitra sy mijery tsara ny ati-vilaniny aby alohan'ny hitenenana ny fahamarinana voarain'ny tena dia mety ho hita ihany izay tena izy.
Ny mahatonga antsika olona hikorontana dia ny mitsara ny hafa fa tsy mitsara tena. Avy amintsika ihany izany no mahatonga ny fikorontanana satria raisintsika izay asa tsy tokony hataontsika dia ny fitsarana izany. Eo amin'ny finoana, ireo izay mandà tena fa tsy mitsara fa Andriamanitra no mitsara dia indraindray mamaritra araka ny fiheverany azy izany atao hoe fitsaran'Andriamanitra izany ka izany indrindra no mahatonga ny olona hatahotra eo amin'ny famaritana ataony irery ihany. Ohatra hoe milaza izy fa mahatahotra ny fitsaran'Andriamanitra ka lasa matahotra ny hanatona an'Andriamanitra ny olona.
Raha ny tokony ho izy anefa dia mahafaly izany fanatonana an'Andriamanitra izany satria ny Mpamorona izay Be Fitiavana sy tompon'ny aina no hatonina fa tsy ny devoly masiaka sy mamono.
Afaka raisina tsotra toy izany ve Andriamanitra dia tsy tokony hisy intsony ny adihevitra ara-pinoana?
8. marcus11
(
17/08/2010 08:33)
dap...[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
9. bor2lais
(
17/08/2010 10:06)
Miharena:
Azo heverina ve ny fiombonan'ireo rehetra ireo? (Tsy manavaka na kristiana, na sekta na Silamo, na boudhista na Hindoue, na arts martiaux, na athée sns....).
Asa izay tian'i Miharena tenenina amin'ilay hoe fiombonana eto : fiaraha-monina tsy misy rahoraho ve sa fiombonam-pinoana ?
Raha iry voalohany angamba dia izay no tanjon'ny ONU !!
Raha ity faharoa kosa dia hitako misy fifanoherana ihany ny lazainao raha ny fijeriko azy : ny fototra mihitsy no tsy mitovy, nefa tadiavinao hiaraka ao amin'ny finoana iray ! Hafa tokoa aloha io finoanao io e !
10. andrywui
(
17/08/2010 10:15)
-- Ika sy hery === )
ary tena ataonareo mtsamy mahamay mihitsy ny temoins de jehovah ato zany a! ...
- vao misy zavatra kely de TJ zay ,ary maninona ra mba critiqué nareo ndray ra- Ika sy Hery ny Apokalypsy mba ho jeren ah !
Tsiky dia ampy !

11. Miharena
(
17/08/2010 10:40)
Bor2lais:
Raha ity faharoa kosa dia hitako misy fifanoherana ihany ny lazainao raha ny fijeriko azy : ny fototra mihitsy no tsy mitovy, nefa tadiavinao hiaraka ao amin'ny finoana iray ! Hafa tokoa aloha io finoanao io e !
Afaka milaza tanteraka ve ianao fa tsy mitovy ny fototra?
Fandinihana ny momba ny maha-izy antsika olombelona sy ny voary avokoa no iorenan'ny finoana rehetra na aiza na inona karazany raha dinihina tsara.
Ny Fototra dia ny fahalalàna ny Mpamorona sy ny Famoronana (na inona na inona hiantsoana Azy araka ny vanim-potoana sy ny faritra ary ny fomba fiteny).
Fomba fijery mikatona no mahatonga ny tsy fahitana ny fototra matetika ka manjary mampiteraka fitsarana ny hafa.
Ny zavatra zaraina eto koa moa dia tsy hoe finoako fa famakafakàna ny zava-misy momba ny finoana rehetra.
12. bor2lais
(
17/08/2010 12:18)
Miharena > mba lazao hoe ny fahazoanao ny antsoina hoe Kristiana ? Dia inona no fototra itovian'ny Kristiana sy ny athée ohatra ?
Fomba fijerinao io izay toa milaza koa fa ianao koa anie isan'ny voakasika eto e !
Miharena:
Fomba fijery mikatona no mahatonga ny tsy fahitana ny fototra matetika ka manjary mampiteraka fitsarana ny hafa.
Fomba fijerinao io izay toa milaza koa fa ianao koa anie isan'ny voakasika eto e !
13. pikatti
(
17/08/2010 13:50)
Nofinofy izany hoe hiravona izany izao karazam-pinoana hita sy miely eran'izao tontolo izao , ary mbola vao maika mipoipoitra etsy sy eroa ny mpilaza azy hoe tompoko tompko tsy efa naminany t@ anaranao va izahay ????
Raha nitranga fotsiny ireny ady be 1914-1918 ireny dia ny archevekan-dry Hitler tao nitsondrano ny miaramila nefa etsy an-daniny(zamerika sns,,) koa dia dia nahazo tso-drano hamonoana ny rahalahiny, aiza ilay hoe tiavo ny fahavalonao , raha samy nifankatia isika dia mety tsy hisy angamba izany adiady izany
Ny Kato vs Protestant tsy mety misy farany ao Irlande du Nord
Ny Chiites vs Sunnites ao Iran ,Irak raha tsy hiteny afa tsy ny sombintsombiny ihany.

14. ikaretsaka
(
17/08/2010 14:18)
ka izay mihitsy ilay izy ry pikatti... arakaraky ny fijerinao io
ny pataloha sy ny zipo sy ny sikina lambahoany ary ny salaka, raha fijery hafa dia hoe tsy mitovy
fa raha ilay fijery hoe samy "takon-kenatra" de mitovy
dia miankina amin'izay fijery izay io: hoe raha Atra 1 ihany "hono " de mitovy...
fa raha hitsingolohanao ao anatiny dia tsy mitoby mihitsy ny hoe pataloha ve ho lambahoany

15. pikatti
(
17/08/2010 14:38)
Ahoana leisy ika toa nataonareo sy Rahery levona tato hono rawix klé,fa elah io ve TJ voaroaka aloha fa toa manenjika be sa ahona e?[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Sa séminariste religieux fanatique[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Sa séminariste religieux fanatique[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
16. ikaretsaka
(
17/08/2010 15:05)
izay hiantsoan'ialahy ahy mety aby fa tsy olana rehefa tsy lasanjareo sy ravany any fotsiny ny fianakavian'i lisany fa tsy sanatria hoe maty ny bebe sy dadabeanareo na ny ray amandreninareo (sanatria) dia tsy avelan'ilay sekta manatrika ny fandevenana azy i bavinareo satria hoe nareo tsy ohatra azy!
17. pikatti
(
17/08/2010 15:21)
Aza tezitra leisss bainn a, elah koa anie mora tonga fofona sahady e[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Tsy mboal naheno an'izany aho aloha nefa misy gasy TJ nanatrika tsara kah fa ilay senariste kosa tsy nety niheno an'ilay TJ ny hoe nahoana izy tsy hiankohoka @ ilay faty
Tsy mboal naheno an'izany aho aloha nefa misy gasy TJ nanatrika tsara kah fa ilay senariste kosa tsy nety niheno an'ilay TJ ny hoe nahoana izy tsy hiankohoka @ ilay faty
19. pikatti
(
17/08/2010 15:47)
arialy:
anefa ny akamaroan'ny olona tafiditra amin'ireny secte ireny dia milaza fa ny azy no avo indrindra, ary tsy te hiray aminny hafa, raha misy ny fandeferana, ny fifanajana ary indrindra ny fitiavana ny hafa dia hitombina ny fisian'ny fiombonana.
Andriamanitra dia fitiavana(agapé)1jaona4:16, io fitiavana io dia mahafehy sy mahasakana anao tsy ho irery , tsy hiaina ka isaraka ara-bakiteny @ izao tontolo izao, io fitiavana io koa dia hamporisika anao hilaza izany vaovao izany @ namanao
20. fijo
(
17/08/2010 19:32)
aza hadino fa misy resaka vola sy fahefana ao ambadiky ny finoana,ka rah avao misy an'ireo,dia sarotra be ny hizara kil