Azo heverina ve ny firaisan'ny finoana?
21. marcus11
(
17/08/2010 19:53)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion][IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
22. pikatti
(
17/08/2010 20:04)
Mba ajanony any leity ry lazadaddy ty resaka tsy misy hifandraisany ity [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Vao niaraka tany @ Au Gôut de Madagascar leisy zay t@ week heriny a, milay e , fa tsy eto no tokony alefan'elah io
Aina Quach[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux-yeux-coeurs.gif[/IMG]

23. soanja
(
18/08/2010 00:41)
Ny fahasamihafantsika no harena goavana indrindra nomen'Andriamanitra antsika. Aoka hidera Azy amin'izany tsy fitoviana izany nefa koa aoka koa samy hifanaja fa izay no tena fisehoan'ny fitiavana voalohany.
24. Miharena
(
18/08/2010 06:13)
Bor2lais:
Miharena > mba lazao hoe ny fahazoanao ny antsoina hoe Kristiana ? Dia inona no fototra itovian'ny Kristiana sy ny athée ohatra ?
Raha ampidirina anaty famaritana hoe inona no Kristiana sy ny hoe inona no atao hoe athée dia famaritana ihany fotsiny izany fa ny fototra ifandraisan'ireo dia mazava fa olombelona samy mandinika avy ireo.
Isika dia lasa tranon-kevitra tsy mitombina raha mametraka famaritana tsy mampiombona satria ny zavatra iray dia lasa samy manana ny famaritana azy araka ny firehan-kevitra tiana tazonina eo amin'ny tsirairay.
Misy fahatsorana eo amin'ny fisainana rehefa mahatsiaro fa samy olombelona isika ary manam-panahy sy saina afaka mandinika tsara ary afaka mampihatra fahendrena.
Ka na athée izy na kristiana dia olona aloha no voalohany indrindra ary tsy hisy tsy hiaiky izany angamba.
Ny Famoronana kosa dia fisiana tsy azo lavina raha mandinika tsara satria ampahan-javatra anaty erana goavambe ny tsirairay izay mandinika izany.
25. pikatti
(
18/08/2010 09:13)
Diso tsipelina teo @ le" Goût de Mada"mantsy e,dia naverinay tao leisy ity hira ity bainn a
26. pikatti
(
18/08/2010 09:47)
soanja:[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
Ny fahasamihafantsika no harena goavana indrindra nomen'Andriamanitra antsika. Aoka hidera Azy amin'izany tsy fitoviana izany nefa koa aoka koa samy hifanaja fa izay no tena fisehoan'ny fitiavana voalohany.
Tena izay mihitsy , tiko asiana bàkely ny takolak'i Soanja[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-aargh.gif[/IMG] LOL LOL,....LOL, lavitse loatse LOL
27. bor2lais
(
18/08/2010 10:23)
Miharena > Tsetsatsetsa kely ny ahy ity ka ialako tsiny mialoha raha toa ka mety mahatohina.
1. Mba ny fanontaniana napetraka re moa valiana mivantana (raha hamaly) fa tsy zavatra hafa (mifanaraka @ filozofianao) indray no ambara !
2. Efa hita taratra amin'ny fomba nametrahanao ilay lohateny ihany fa misy zavatra na hevitra tianao ampitaina na zaraina eto : tokony io no nataonao aloha, dia ny tsi11 no mamosaka ny heviny momba izany avy eo. Toa lasa sarotsarony fotsiny mantsy sisa ireo fanontaniana napetrakao fa ny hamoaka ireo hevitra efa masaka ireo ihany no toa tanjonao.
Fomba fijeriko ihany anefa io ka mety ho diso angamba a !

28. Miharena
(
18/08/2010 13:09)
Bor2lais
Misaotra amin'ny fomba fijerinao ary aza miala tsiny loatra fa izany no antony anaovana forum, mba hifanakalozan-kevitra.
Miala tsiny koa raha tsy nahavaly loatra ny fanontanianao arak'izay mety niheveranao azy.
Tsy manana filozofia manokana aho fa manambara fomba fijery ahafahana miandoha amin'ny fototra enti-misaina fotsiny ihany.
Manambara hevitra hanokafana tsara ny maso fotsiny ihany.

29. ikaretsaka
(
18/08/2010 17:39)
izao aloha amin'io ry Miharena dia miala tsiny fa miombon-kevitra @ Bor2lais, fa izahako koa dia nahamarika an'io hoe tsy ny fanontaniana napetraka no valianao fa zavatra hafa a cote mihitsy.
dia amiko ilay izy mety ho mazava sy mora azo kokoa ho anay tsa mahadigni-draha ela raha tonga ilay izy dia tsorina
hoy ianao hoeT
dia io tonga potsiro fa aza asangodingodina ary

sy manana filozofia manokana aho fa manambara fomba fijery ahafahana miandoha amin'ny fototra enti-misaina fotsiny ihany.
dia io tonga potsiro fa aza asangodingodina ary
31. ouioui
(
18/08/2010 21:40)
I wiwi no tena mpametraka fanontaniana be olakolaka hoatran'io koa, ny any an-dohany any anefa efa miomana ny tena hamaly ny valiny izay heveriny fa marina iny ery izy, dia mody asiana an'izany hoe , izaho anie tsy mahalala e, izay no hanontaniako anareo , nefa mamaly miaraka @ andinin-teny tsipontsiponina etsy sy eroa indray izy avy eo , aza mba paiso ihany e, hihihihi
32. Miharena
(
19/08/2010 07:43)
Ikaretsaka:
izao aloha amin'io ry Miharena dia miala tsiny fa miombon-kevitra @ Bor2lais, fa izahako koa dia nahamarika an'io hoe tsy ny fanontaniana napetraka no valianao fa zavatra hafa a cote mihitsy.
dia amiko ilay izy mety ho mazava sy mora azo kokoa ho anay tsa mahadigni-draha ela raha tonga ilay izy dia tsorina
Izay fahatsorana izay indrindra Ika no mahatonga ahy hamaly mazava ny fanontanian'i Bor2lais hoe tsy tsara ny miditra cafouillage amin'ny famaritana ny Kristiana sy ny Athée fa fomba tsotra hoe olombelona no iaingana. Raha lazainareo fa tsy valinteny tsotra ny voalaza eo ambony io dia hamarino tsara.
Ary mba miangavy an'i Bor2lais aho aza mba hametraka tsara ny fahazoany ny Kristiana sy ny Athée fa izaho efa nandroso ny hevitra hoe samy olombelona no mampitovy azy ireo.
Ny iray tsy azo lavina fotsiny dia misy fahalalàna tsy itovizany ao ka raha mandinika tsara sy mifanakalo hevitra tsara izy roa tonta momba ny fifandraisany dia tokony hahita valiny iraisana mahafa-po aby.
33. bor2lais
(
19/08/2010 10:23)
Miharena:
Ary mba miangavy an'i Bor2lais aho aza mba hametraka tsara ny fahazoany ny Kristiana sy ny Athée fa izaho efa nandroso ny hevitra hoe samy olombelona no mampitovy azy ireo.
Dia misaotra anao fa zah koa no tena adala e : hay tokoa moa samy olombelona izy ireo ! Noheveriko ity fa samy manana ny lohany aza !
34. fijo
(
19/08/2010 21:18)
olombelona samy manana ny lohany ka,fa misy zavatra ekeko ilay voalzan'i miharena hoe
"Ny iray tsy azo lavina fotsiny dia misy fahalalàna tsy itovizany ao ka raha mandinika tsara sy mifanakalo hevitra tsara izy roa tonta momba ny fifandraisany dia tokony hahita valiny iraisana mahafa-po aby."
ekeko io satria ankoatry ny finoana (na tsy finoana )ilay andriamanitra anie ,maro ho hevitra iraisan'ny mpino sy ny tsy mpino e.
hoy ilay mopera tamin'ny la 2 izay hoe"mifameno ny finoana sy ny siansy,fa tsy mifanipaka"io dia ekeko

35. Miharena
(
20/08/2010 06:30)
Miombon-kevitra amin'i Fijo.
Ary izay indrindra no antony handalinana.
Ankehitriny izao raha manao tori-teny ny Silamo amin'izao Ramadany izao dia manomboka mampifandray ny zava-mitranga vokatry ny fandrosoan'ny teknolojia ankehitriny amin'ny voalazan'ny Coran.
Dia toy izany koa ny Kristiana sy ny hafa maro izay mahita miandalana fa marina ny faminaniana voalaza ao anatin'ny Boky Masina isaky ny vondrony avy.

36. infiny
(
20/08/2010 16:45)
Misy zavatra tsy azoko amin'ilay hoe firaisan'ny finoana.
Ny tian'i Maherana ahatongavana ve dia hoe managana finoana iray, ataontsika hoe Mpino no anarany, ary ao anatin'io izay olona mino rehetra, tsy misy fanavahana amin'ny "zavatra" inoany. Ny atheism izany dia mino fa tsy misy Atra. izany hoe efa tafiditra anatan'ilay Mpino ihany izy. Io angamba no antsoina hoe fikambanana (union). Tsy efa naman'ny vita izany raha io?
Anefa misy fomba afa koa, dia ny fihaonana (intersection) izay heveriko tsy ho mety intsony satria ny zavatra inoana aza ohatra dia samy hafa. Na ataontsika hoe ho an'ny finoana kristiana fotsiny aza aloha no dinihina dia tsy mety satria ohatra andro inona no hivavahana?
Ny fomba ankoatra angamba dia ny fanaovana mirafibikana (standardisation) raha izay anefa dia mety misy hanaiky hoe ny an'i anona no atao rehefa izao ve?
Tsy haiko inona no fomba hafa ankoatr'izay.

37. ouioui
(
20/08/2010 22:18)
hoy Miharena
Ankehitriny izao raha manao tori-teny ny Silamo amin'izao Ramadany izao dia manomboka mampifandray ny zava-mitranga vokatry ny fandrosoan'ny teknolojia ankehitriny amin'ny voalazan'ny Coran.
Dia toy izany koa ny Kristiana sy ny hafa maro izay mahita miandalana fa marina ny faminaniana voalaza ao anatin'ny Boky Masina isaky ny vondrony avy.
Marina izany e, mila fivoarana daholo fa efa tapitra hatramin'ny ela ny Féodalisme hoy rapika izay
hoy infini
izany hoe efa tafiditra anatan'ilay Mpino ihany izy. Io angamba no antsoina hoe fikambanana (union). Tsy efa naman'ny vita izany raha io?
Marina koa izay , ny standrdadisation no tena olana be satria ny silamo koa dia ny hanova ny olona rehetra ho silamo no tanjony , hihihihii, misy raha la terre e
38. ikaretsaka
(
20/08/2010 23:03)
ny standrdadisation no tena olana be satria ny silamo koa dia ny hanova ny olona rehetra ho silamo no tanjony , hihihihii, misy raha la terre e
eo indrindra mantsy le olana le te hanova ny tsy ohatra azy ho ohatra azy io
39. ouioui
(
20/08/2010 23:32)
Sao, ary ialahy ity te hanao ady masina indray lé hihihi, samy manana ny azy e
40. ikaretsaka
(
21/08/2010 09:10)
Tsy resaka ady masina izany fa resaka zava misy. Iza@ ny mpivavaka na iza na iza..no tsy convaincu fa ny fivavahana misy azy no milay nohon'ny hafa?
Na ny tsy mino sy ny athee aza convaincu hoe ny azy no milay nohon'ny mino.