Azo heverina ve ny firaisan'ny finoana?
41. ouioui
(
21/08/2010 12:51)
Hya ve ialahy integriste be koa e, hihihi, nefa dia manakiana ny sasany ho sekta fotsiny hihihi
Ny tsy mpino azy iny fa ialahy mpino lasa integrista hihihi

novalian'i hery ny 24/08/2010 07:21
42. ikaretsaka
(
21/08/2010 17:33)
Tsy resaka integrista izany fa fijerena ny zavatra miseho rehetra ka
43. ikaretsaka
(
21/08/2010 17:36)
Tsy misy idirana integrisme izany fa constat an'ny zava misy ka
Raha ialahy irery ny athee ao anaty monde na mpino dia ialahy no tsy normal
Raha ialahy irery no mino ao anaty monde athee dia ialahy no tsy normal..
De ohatran zay hatrany

44. cyril
(
21/08/2010 17:51)
Raikitra e , vanjo , mofogasy, ramanonaka
Petsa karetsaka leuleu , manao herim-boatay sisa
Lasa manao aidant-tsena
Moramora ouioui a

45. ouioui
(
21/08/2010 20:19)
Contat ny zava-misy ozy nedala dia izaho irery no tsy mpino, rena efa miboredika mihitsy leisy lery a, izaho anie Cyril mamaly norma fa lery no mamaly à côté e, efa farany izay mora mihitsy no atao aza hihihi
48. Miharena
(
23/08/2010 09:15)
Mba hahatsotra azy angamba aloha dia eo amin'ny fototra standard amin'ny fisainan'ny olombelona sy ny firafitry ny olombelona no hijerena ny hoe firaisana eritreretina eto.
Raha mandinika tsara isika dia tena iray manana ny fahafahana mandinika mitovy ny olona rehetra fa ny hevitry ny tsirairay no maha-samihafa azy na mijery zavatra iray aza izy.
Io ilay iray jerena io no ataontsika hoe finoana ohatra.
Raha standardisation na interconnection no resahana dia standard aloha no fiandihan'ny zava-drehetra avy eo dia misampana araka ny tendances.
Ny fanontaniana mipoitra manaraka fotsiny dia ny hoe inona no loharano tsy miova entina manatanteraka ny fandalinana rehetra. Dia afaka mamaly isika hoe ilay olona fanahy sy ny Fanahy Mpamorona miteny no manao ny conception. Raha avy amin'ny Mpamorona dia ataoko fa manana ny Fototra tsy azo hozongozonina Izy amin'ny famoronana, raha amin'ny voary kosa indray dia misy ny fahabangana araka ny fetra maha-olona azy na araka ny fandrosoan'ny fahamasahany ara-pahalalàna.
Ankehitriny anefa dia efa mivoatra be ny serasera sy ny fampahalalàna ary ny fandalinana, ka izay no antony mahatonga ny lohahevitra. Raha hazavaina ny fotony dia hoe tsy ho tonga any amin'ny fitoviam-pijery ihany ve ny rehetra amin'ny farany? Izany hoe hitany tsara izay tena marina ka tsy hiadiady intsony izy.

50. ouioui
(
23/08/2010 10:33)
hery
Ny firaisana ve midika hoe mitovy?
Raha izay no andrasana dia tsy ho tonga mihitsy
Miombon-kevitra @ Hery , ny @ eto aloha hihihi
Miharena
Ankehitriny anefa dia efa mivoatra be ny serasera sy ny fampahalalàna ary ny fandalinana, ka izay no antony mahatonga ny lohahevitra. Raha hazavaina ny fotony dia hoe tsy ho tonga any amin'ny fitoviam-pijery ihany ve ny rehetra amin'ny farany? Izany hoe hitany tsara izay tena marina ka tsy hiadiady intsony izy.
Raha ripaka any @ izany "afobe" izany daholo izay tsy manaraka ny dogmes kato hihihi, sa mba fampitahorana fotsiny koa !
51. hery
(
23/08/2010 10:39)
Raha ripaka any @ izany "afobe" izany daholo izay tsy manaraka ny dogmes kato hihihi, sa mba fampitahorana fotsiny koa !
Iza no niteny an'io?
52. ouioui
(
23/08/2010 11:13)
Diso ve izaho , raha tsy izay dia ahitsio fa tsy misy olana ka , izaho tsy manao otran'ika borné hihihi, efa mùainty izao dia ahitan rirandrirany mainty fotsy , fotsy mainty hihihi, tsy te hanitatra afobe aho fa aleo iny dinika @ manaraka
Tena matahotra mafy ery mantsy @ io afobe io, misy an'izany afo fandiovana izany koa , eny izany eo ihany fa sao mivoana hotran'ny fanaon'ika borné ny sujet hihi

53. hery
(
23/08/2010 11:31)
REsaka efa nandeha teto tokoa ny hoe i Kristy irery ihany no famonjena izay tsy midika velively hoe ny Kristianina (araka ny hamaritantsika azy) irery ihany no ho voavonjy.
54. ouioui
(
23/08/2010 12:47)
Na efa nandeha io na tsy nandeha , tsy olana ny mamerina azy ka , tsy hitako sady tsy nandray anjara t@ izany aho , aleo handeha daholo tsy maninona ka hihihi, betsaka koa anie ny tsy te hivadika any @ lavitra be any , sady tsy afaka mampitsofoka hevitra ao antenantenany ao intsony , sady mety tsy hisy hamaly azy akory ary any
Eto @ dinika vaovao dia hitan'ny mpisera vaovao hoatranay sady vao izao aho no mba nijerijery ny dinika fivavahana sy finoana fa mahaliana ny valinteny , raha olona vonona ny hihaino sy manazava tsara ny mpisera fa tsy hotran'ika borné hihihi, manao bloky lava fotsiny

55. soanja
(
24/08/2010 05:05)
Miharena:
Raha mijery ny adihevitra rehetra izay atosaka eto amin'ny fivavahana sy finoana dia mahita fa misy hevitra maro izay tian'ny tsirairay mba hazava aminy.
Marina fa mirongatra avokoa ireo karazana tari-pivavahana samihafa ary afaka milaza isika fa izany indrindra no mahatonga ny fifandrafiana na eo amin'ny samy mpiray tampo sy ny ray amandreny sy zanaka aza.
Efa lalana tokony hodiavina ve izany?
Inona no toe-tsaina tokony hananana mba hialàna amin'izany?
Azo heverina ve ny fiombonan'ireo rehetra ireo? (Tsy manavaka na kristiana, na sekta na Silamo, na boudhista na Hindoue, na arts martiaux, na athée sns....).
TSIA, satria ny mahasamihafa antsika no harena lehibe nomen'Andriamanitra antsika.
56. hery
(
24/08/2010 07:21)
ouioui> Manjary mivoaka ny lohahevitra (hors sujet) ka. Ny resaka eto izao dia ny firaisam-pinoana.
Raha hametraka dinika vaovao momba ny kristianina sy kristy ingahy dia manokafa. Toa ny any amin'ny forum rehetra dia amporisihina ny mpitsidika mba hitady ny lahatsoratra efa nandeha mba tsy hisian'ny lohahevitra miverimberina. Misy fitadiavana lahatsoratra noho izany ny eto ka tokony ampiasaina. Tsy ny hoe misy na tsy misy mamaly koa anie no important fa raha efa mipetraka ato amin'ny forum ny valiny inona no mbola ilàna hanoratra indray?
Hajanoko eo iny fononteny iny.
Amiko ny firaisana dia tsy midika velively hoe uniformité izany hoe fitoviana fa hoe unité/communion na fiombonana. Rehefa mifanaraka na dia tsy mitovy hevitra aza dia efa azo lazaina hoe miray izay, miray saina, miray fanahy.
Asa, mety izay no dikan'ilay hoe "Aoka mba ho iray izy ireo tahaka ny maha iray ahy ao aminao"? Ny Ray Zanaka sy Fanahy Masina dia tsy uniforme satria personnes samihafa nefa iray ao amin'ilay fiombonana. Ka angamba toy izany koa no ilainy ho an'ny mpino.

57. hery
(
24/08/2010 07:23)

58. Miharena
(
24/08/2010 10:33)
Hery:

Marina tokoa ny an'i Hery eo amin'ny resaka uniformité sy unité. Ity fiombonana ity no tiana avoitra kokoa satria tsy misy afa-tsy iray ihany no Fototra iombonana amin'izay.
Ny mampiroaroa fotsiny dia rehefa misy manisy haingony ny Fototra iorenana ny samihafa vondrona ka mandeha mankany amin'ny fitsarana iny haingony iny ny hafa dia tototra ny fototra niaingan'ny rehetra.
Lasa resaka misampantsampana ho lasa tsipotipotiny maro araka ny fombafombany avy izy rehetra nefa Fototra iray ihany no niandohany.
Eo amin'ny finoana dia tsara ny mahita mazava tsara ny Fototra (tsy asiana pitsony sy solomaso miloko) dia afaka miray hevitra ny olona tsirairay. Rehefa atao kilalao toy ny an'ny ankizy manao ankamantatra ny finoana dia maro no very hevitra hoe inona no marina ary inona no Fototra. Matetika anefa dia tsy azontsika an-tsaina fa na dia olon-dehibe matotra aza dia manao io ankamantatra io ary misy mihitsy aza no minia manakona ny marina tokony hozaraina ahazoan-tombontsoa.
Tsy hoe fitsarana fa misy ao anaty vondrona avokoa ny toe-javatra toy izany araka ny resaky ny Malagasy hoe: Omby indray mandry tsy indray mifoha.
Ny firaisana dia misy raha toa ka mifankahazo hevitra sy mahay mfanakalo hevitra am-pitiavana.
Ny Fitiavana no tena Fototra ahafahana mandrava ny rindrina rehetra mampisaraka.