Jereo tsara ity a! bunker nataon'ny Amerikan hamonjena aina am 2012 ...
1. andrywui
(
26/07/2010 10:36)
Nanamboatra an'ity BUNKER ity ry zareo Amerikanina (bunker = trano ambanin'ny tany) - ka raha te hividy aina izany amin'io 2012 io hony dia 50.000$ ny miafina ao ! efa assuré daholo ny rehetra rehetra ao fa rehefa mi payé an'io defa tsy maty zay !
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 10:09
5. Miharena
(
26/07/2010 15:10)
De mampîhomehy fa ity le tonga amin'ny fitenenan'i Jesoa hoe izay te-hamonjy ny ainy no hahavery azy fa izay mahafoy ny ainy ho an'ny rahalahiny no hovonjena.
6. niryna
(
26/07/2010 18:55)
Misaotra anao nizara.Dia aiza izany isika no andeha hijery ilay baolina kitra amin'ny 2014 ?
any am-parany any dia ho tia tena ny olona,hihamangatsiaka ny fitiavana,hifandrafy ny mpianakavy,haninana an'Atra ny mampahaizana ka ampiseho fahagagana maro ampihaiko izao tontolo izao-ho avy ny mpaminany sandoka ka anangana olona mitovy aminy hiakohofana sy hivavahana ary amboniany mihoatra an'Atra....mbola fanambarana avokoa izany fa tsy mbola tonga ny andro farany,mbola ho avy ilay kristy -rahoviana? samy tsy misy mahalala na iray aza fa asiany miambina avokoa isika
afaka mivarotra aina ve ny olona e? iza no tompon'ny aina? raha afaka nivarotra izy ny mpanankarena rehetra tsy misy maty fa voavidiny avokoa izany aina izany raha izay no mitranga.
Raha miafina ao ambanin'ny tany ve isika dia tsy ho faty e,tsss mba avadiho lalindalina re e,afaka mamorona zavatra daholo ny rehetra izay mihevitra ny tenany ho savant saingy raha resaka AINA dia ANDRIAMANITRA IRERY NO TOMPON'NY AINA KA AFAKA MAKA IZAY TIANY AMIN'NY FOTOANA IZAY FANTANY FA AHATONGAVAN'IZANY
misaotra Miharena : izay manetry no asandratra ary izay mitady ny ainy no ahafoy ny ainy fa izay rehetra sahy mitondra ny hazofijalian'i kristy no sahy manary ny ainy,manao vy very ny ainy ikanefa dia omeny fiainana mandrakizay

9. Miharena
(
28/07/2010 07:22)
Miala tsiny aloha fa tsy rawuywuy no cilbe eto fa ny fisainan'olombelona hoe vidina 50000 dollars ny aina. Lasa afera be le 2012 ho an'ireo mihorohoro ny handao ny ainy nefa isika Malagasy dia efa niteny mihitsy hoe lalana lalovan'ny nofo rehetra io.
Ny siantifika amerikana koa moa rehefa mitady ny momba ny aina dia tsy any amin'ny Mpamorona azy izy no manontany fa ao anaty voary, dia tsy hitany mihitsy ilay IZY. Dia manao bunker hahalavalava kokoa ny fianan'ny nofony izy fa tsy jereny ny rehefa avy eo.
Koa miresaka 2012 ihany isika eto dia tsara izay liana amin'izany manaraka tsara ny hafatra rehetra izay mifandraika amin'izany alefan'ny Travailleurs de Lumières dia mba maharaka ny zava-miafina ny amin'izany fa ny fahatahorana afafin'ny maizina no mampanaonao foana ny olona amin'izao fotoana izao (dia teraka le bunker).

10. andrywui
(
28/07/2010 08:36)
zay nenlah ry billy fa nofaizin'i miharena elah zay !... efa hoe vaovao ngezabe tsy maintsy ho lalovana fotsiny io afaka roa taona latsaka ka ny fihomanana amin'ny vavaka sy ny fanamasina-tena no atao mba tsy ho lasa any amin'ny afobe ! fa aiza ary no ahitana an'izany 50.000$ zany nefa ny ho hanina anio tadiavina , ny hanina rapitso mbola tsy hita veroka ! -- mivavaha amizay elah billy de aokizay io hadalana lava fanao io fa mety ho lasa any amParadisa iany elah refa tena mifona isan'andro mandrapahatonga anle 21/12/2012 ....
12. AndriambyII
(
28/07/2010 15:29)
[quote=andrywui]

[/quote
Elah ty rawui tena mafy hatoka mintss !Efa notanterina fa tsy mbola fantatra mazava tsara ny @ io 2012 io , tombatomban' ireo siantifika fotsiny aloha no ezahina izay mety hahamarim-pototra azy na tsia.Efa betsaka ihany izay nilaza fa ho tonga ny faran' ny fisian' ny olombelona eto an-tany , taonjato maromaro taloha be tany , fa tsy nisy na dia iray aza lazaina fa tena niteny ny marina.Voaporofo @ mbola fisiantsika @ izao fotoana izao izay angamba .
Raha ny vavaka no manankery tsy hampihodina ny tany @ masoandro dia efa ela no efa tsy nisy intsony ity tany ity raha ny tantaran' olombelona sy ny ady mahatsiravina niseho hatr@ izay nisiany no hitondrana ny resaka.
Bref , ny olombelona no tsy tonga lafatra araka izay fomba fivavahany izay , fa tsy ny finoana na fivavahana akory no tsy tsara .
Hadalàna inona moa lety rawuiwui no nataoko ? raha milaza aho fa tsy tonga lafatra ny fieritreretana sy saina hananan' ny olombelona manoloana ny tsy fahafahana mahalàla sy fefy voajanahary sarotra dikaina sy tsy azo takarina akory na ny mampisy azy aza ? Io meteorite nibiru io ohatra ?
Ny aziatika milaza fa concentrés na gazs sy silicates de métaux désintegrés no mampisy io comete io , ny eropeanina milaza fa masse volumineuse en etat d'anéantissement ,etsetsetsetra ? Tsy mbola maniry ny ho any amparadisa klou izah zao sao elah Rawui no té handeha any klé ? Mijanona miaraka @nay eto ihany élah , fa raha misy moyen hiakarana velona any amparadisa any hitadiavana sakafo isanandro sy hanaovana bizna raha tsy ampy sakafo ialahy dia handefasana antso ihany @ manaraka hiaraka ho any isika !
14. Miharena
(
29/07/2010 06:40)
Hoy Andriambyll
Raha ny vavaka no manankery tsy hampihodina ny tany @ masoandro dia efa ela no efa tsy nisy intsony ity tany ity raha ny tantaran' olombelona sy ny ady mahatsiravina niseho hatr@ izay nisiany no hitondrana ny resaka.
Angaha ny vavaka Andriambyll mikendry ny hahafoana ny tany? Mahagaga be izany fieritreritrao izany. Ny vavaka dia ahafahana mamantatra ny sitrapon'Andriamanitra ary mametraka ny fangatahana mba hisian'ny fandriampahalemana hatrany fa tsy hoe hofoanana ny tany akory.
Ny zavatra kendren'ny Mpamorona matoa Izy manome hafatra ho antsika olombelona dia ny hahafantarantsika ny maha-isika antsika sy ny fahefana ao anatintsika izay IZY no nanao azy.
Ny herin'ny vavaka dia manome fandriampahalemana. Ny eritreritra sy nofinofy kosa dia tsinontsinona, indrindra moa ka mandeha any amin'ny fitiavan-tena no hironan'izany.
Dia miverina any amin'ny resaka fihaonan'ny fandalinana ara-tsiansa sy ny fandalinana ny famoronana avy amin'Andriamanitra isika ka ireo suppositions rehetra ataon'ny siansa dia tokony ho fantany fa eritreriny ihany fa tsy sitrapon'Andriamanitra.
Rehefa mifoha ny Fanahy Masina napetrak'Andriamanitra ao amin'ny tsirairay dia hahita izy fa zava-poana ihany ireo korontana hitany ivelany ireo fa ny tenany dia efa tonga lafatra araka ny sitrapon'Andriamanitra.

17. andrywui
(
29/07/2010 11:19)
raha izao kosa ve no hitranga ,tsy aleo mitady anle 50.000$ iany le !!... may , kila , forehitra , lavenona , charbon ... gggghhhhkkk ....!!!
18. Miharena
(
29/07/2010 14:43)
Raha ny tokony ho izy aloha dia misy fiomanana tokony hananan'ny tsirairay ahafahana miatrika ny zavatra hitranga amin'ny 2012.
Tsy resaka famonjena ny nofo io fa fiomanana ara-panahy amin'ny zavatra hafahafa hitranga izay hanome fisavoritahan-tsaina be eo amin'ny olombelona tsy vonona ny hiatrika fiovana lehibe.
Ny faharavan'ny système de pensée amin'izao fotoana izao izay materialista loatra no hitranga ka izay mbola mifikitra amin-dravola dia ho lasa adala daholo ka izay no antony hiomanana ara-panahy fa tsy hifikitra lava amin'io fahafinaretan'ny nofo io.
Ny crash boursier ankehitriny no ahazoana milaza fa efa an-dalana ny fanovana lehibe. Na dia hanao investissement be eo aza ny firenena milaza fa matanjaka ara-bola dia tsy ho tafita mihitsy izany satria efa miova ny toe-tsain'ny olona mpanjifa.

19. ikaretsaka
(
29/07/2010 14:46)
Amiko..ny ten mino dia tsy tokony hanahy sy hatahotra @ zany loatra
20. Miharena
(
29/07/2010 15:26)
Miray hevitra amin'Ika. Izay efa mahazo ny famonjena dia tsy hiozongozona amin'ny zavatra rehetra satria efa mahatsapa tsara izy fa hitsena azy Kristy inoany na amin'izao na amin'ny ho avy rehetra.
Mampahatsiahy ny hafatra nozarain'i rahery08
Puis j'ai entendu une voix disant : « Mon enfant, ne crains pas. Il s'agit de Mon appel à la mobilisation, un signal, venant de l'autre monde. J'appelle Mon peuple à sortir d'entre tous les peuples. C'est Moi qui ébranle la terre et la mer. Les pécheurs et les impies mourront de peur et de l'attente dans la peur des choses qui sont sur le point d'arriver. Comprends, Mon enfant, que toutes ces choses ont été initiées par la crise financière. C'était simplement le commencement de la ruine. La fondation de la société d'aujourd'hui sera tellement ébranlée que les personnes perdront tout ce qu'elles ont acquis et sauvegardé jusqu'à maintenant. Chaque infrastructure et protection s'effondreront avec le temps. La vie sera très difficile pour de nombreuses personnes. La sécurité générale sera hors de contrôle et il y aura une prolifération de crimes qui sera telle que la vie sur terre sera massivement menacée. Mais vous, qui craignez Mon nom, Je vous garderai de la ruine. Je tiens Mon bras de protection autour de vous. »
Misy marika ahafantarana azy ny zavatra rehetra ka izay mino no tsy matahotra fa afala miatrika sy mitraka hatrany.