Jereo tsara ity a! bunker nataon'ny Amerikan hamonjena aina am 2012 ...
21. AndriambyII
(
29/07/2010 17:41)
Miharena>>>Dia averiko @ ilay teny hoe "ny vavaka " ny dinika , mazava fa tsy ny X/ana ihany no mivavaka fa na ireo adeptes @ fironam-pinoana hafa koa dia manana ny fivavahany koa ( Hindouistes , boudhistes , judaistes , zorroastristes ,santanistes ,...)izay samy manana ny heviny sy ny heriny tokoa .
Hilaza angamba ny sasany hoe olona manana fironam-pinoana inona no manana izany fahatsapana izany ? nefa dia @ maha element voajanahary ny olombelona voafidin' A/tra azy (?) dia tsy maintsy miatrika izany izy , fa tsy variana @ hevitra antselina sy fitsarana maivana @ hadalàn' ny hafa .
. » Ny zavatra kendren'ny Mpamorona matoa Izy manome hafatra ho antsika olombelona dia ny hahafantarantsika ny maha-isika antsika sy ny fahefana ao anatintsika izay IZY no nanao azy.
Hoy ianao hoe :"Ny herin'ny vavaka dia manome fandriampahalemana. Ny eritreritra sy nofinofy kosa dia tsinontsinona, indrindra moa ka mandeha any amin'ny fitiavan-tena no hironan'izany. »
Ny science Miharena dia vokatry ny fahatsapana misinda ao antsain' ny olona ( connaissances sensibles du milieu approximatif immediat ou lointain selon les capacités et aptitudes des especes naturels dans l' espace ), (la connaissance scientifique est acquie et quantifiée dés la nativité du maillon bipède ) , dixit Sarvasti > hafatra efa napetraka hatry ny ela ny hahafantarantsika ny maha-isika antsika sy ny fahefana izay efa ao anatintsika ,> ny vavaka dia fangataham-pitahiana sy fangataham-pahalavorariana @ izay atao,fa tsy manome fahandriampahalemana ho an’ ny tontolo velively , > Dia raiso sary antsaina hoe ny vavaky ny démonites , na ny satanistes , na ireo fironam-pinoana mpanompo sampy, izay mety hanana vavaka mahery sy efficaces kokoa mihoatra @ hafa .
===>>>@ fironam-pinoana hafa , anomezako ohatra iray eto : Vishnou dia niteny fa manan-kasina , manam-panahy daholo ny zava-belona manam-pofon’aina .Ary masi-mandidy @ izay maha-zavaboahary azy izy @ izay ,tsy ilaina fanabeazam-panahy , tsy ilaina fananàrana ,fa miaina ankalalahana @ fandalovan’ ny tenany @ toerana nametrahana azy .

22. andrywui
(
29/07/2010 17:43)
Miharena === ) ka le izy anie tsy mbola andro farany zany fa juste fotsiny hoe io zavatra io no mety hitranga e !... fa ny fiatraikany kosa..(tondra-drano be , hafanana be , valan'aretina vaovao mandripaka ,horohoron-tany mafy dia mafy tsy voarefy intsony ,.... ireo no tena mapataoatra be !!! sy handripaka olona maro noho io fidonana io !!
23. AndriambyII
(
29/07/2010 18:32)
Ka voamarina ve raWui ny tombam-bidin' ny fiainan-janak'olombelona tokana iray @ famerana ny sandany raha ho tonga tokoa io fifandonana io sa dia manao didiko fe lehibe @ tsy antony ny namaritana ny 50000 dollards , araky ny eritreritra jentilisa anananao ?
24. Miharena
(
30/07/2010 06:08)
Andriambyll:
ny vavaka dia fangataham-pitahiana sy fangataham-pahalavorariana @ izay atao,fa tsy manome fahandriampahalemana ho an’ ny tontolo velively , > Dia raiso sary antsaina hoe ny vavaky ny démonites , na ny satanistes , na ireo fironam-pinoana mpanompo sampy, izay mety hanana vavaka mahery sy efficaces kokoa mihoatra @ hafa .
Ilay fangataham-pahalavorariana dia mitarika fandriam-pahalemana. Mifameno ireo.
Ny korontana eo amin'ny tontolo dia ateraky ny tsy fankatoavana ny fandriampahaleman'ny hafa tsy mitovy firehana amin'ny tena. Raha vao tonga amin'izay ny finoan'ny olona iray na vondron'olona dia tsy mpizara fandriampahalemana izy fa managadra ny olona ao aminy tsy hanam-pitiavana.
Ny vavaka eto raha jerena dia fahefana azonao tamin'ny Mpamorona ka efficace araka ny lazainao hatrany izy saingy ny maharitra mandrakizay no tsy todiny raha tsy sitrapon'ny Mpamorona.
Ny sectaire no tsy haharitra satria izay namorona azy dia mamefy ary manidy mihitsy ny vavahady hidiran'ny Mazava aza.
Raha avy amin'Andriamanitra Mpamorona kosa dia malalaka ny Lalana satria IZY tsy takona afenina.
Raha hoe satanista sy sampy araka ny voalaza eo ambony dia mazava fa finoanoam-poana ilay izy ary menatra ny Mazava. Ny tokony hataon'ny olona Mazava amin'izany dia ny mivavaka ho azy fa tsy manenjika be fahatany fotsiny akory. Rehefa manao izany dia manazava azy ary mampifoha ny Fanahy Masina ao aminy.
Izany no isan'ny asa nampanaovina an'i Nenilava ohatra. Tonga tao aminy avokoa na hindouiste (karana) na boudhiste (sinoa) mba hametrahany tanana. Izay no toetran'i Kristy mamelatra ny tanaNY Izy ary tsy mandà izay tonga eo Aminy. Ankoatr'izay dia manome hafatra Izy ho an'ny rehetra tsy an-kanavaka na inona na inona no nironan'ny finoany hoe "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao".
25. andrywui
(
30/07/2010 09:47)
Ka voamarina ve raWui ny tombam-bidin' ny fiainan-janak'olombelona tokana iray @ famerana ny sandany raha ho tonga tokoa io fifandonana io sa dia manao didiko fe lehibe @ tsy antony ny namaritana ny 50000 dollards , araky ny eritreritra jentilisa anananao ?
tsy eritreritra jentilisa sy ny ara-nofo mitsy zany billy fa za sady mijery ny ara-nofo no mijery ny ara-panahy raha izay no mahavaha zavatra ! .....
-misy fitiavambola ao hoy ny sasany , fanararaotana (50.000$) !! eny marina zany !
---a ary raha tonga tokoa ary ny tokoa ka tena iny fa avy manatona moramora ny tany ilay nibiru de aona ?? nefa ny sambofiaran'i Noà efa nikatona !!!....
26. ndenn
(
31/07/2010 15:44)
http://fr.news.yahoo.com/68/20100729/tsc-un-astrode-pourrait-heurter-la-terre-04aaa9b.html
???
???
27. Miharena
(
02/08/2010 06:30)
andrywui:
-misy fitiavambola ao hoy ny sasany , fanararaotana (50.000$) !! eny marina zany !
---a ary raha tonga tokoa ary ny tokoa ka tena iny fa avy manatona moramora ny tany ilay nibiru de aona ?? nefa ny sambofiaran'i Noà efa nikatona !!!....
Miarahaba antsika indray tonga eto amin'ity lohahevitra mafana ity.
Rehefa mandray ny lakilen'ny varavarana ianao dia afaka miditra tsara ary afaka manokatra midanadana ny varavaran'ny sambon'i Noa hidiran'ny namana rehetra.
Dia mivavaha hahazo ilay lakile fa efa omen'ny Tompon'izao rehetra izao anao le izy fa ianao fotsiny no tsy mikatsaka azy.
28. andrywui
(
02/08/2010 09:39)
ny loza dia ny sambo fiara efa nakaton'ny tanan'Andriamanitra, nefa ny tena koa tsy nivavaka sy tsy niambina !!.... ny vola hidirana bunker anefa tsy misy !....
ayayayaya !... aleo misafidy ny iray amin'ireo fa tsy mety ny mipetra-potsiny !! za zao de nisafidy ny hibebaka amin'ny lalako hatramin'izay satria aiza no ahitana 50.000$ tampoka eo ra tonga tokoa ny tokoa !!!

29. Miharena
(
02/08/2010 10:09)
Ka na ianao aza anie tsy hotsaraina amin'ny lasanao fa ny ankehitrininao no tena lanjanao Andrywui e!
Tsy mikatona mihitsy ny varavarana fa ianao no manakatona azy amin'ny tsy fidiranao ao fa mikobona amin'ny lasanao fotsiny ianao (vavahady an-tsary fotsiny anefa io arindrinao io). Raha mibebaka ianao hamela io vavahady io ho levona dia miditra soa aman-tsara ianao.
Raha raisinao anio io lakile io dia miditra ao amin'ny MAZAVA ianao ary IZY hiditra ao aminao dia ampidirinareo daholo ny namana rehetra dia zarainareo lakile dia samy mampiditra ny namany avy dia afaka miara-mifaly.
Fanahy Masina no avela hiasa dia azo ny fibebahana sy ny fahalalàna rehetra azo zaraina amin'ny mpiara-belona.