menaka kapôty : mampaniry volo hono

1. bounany ( 26/10/2009 07:23)
marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy????
Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko mantsy mihitsana ka mila fomba faran'izay efficace ah hampanirina an le izy!!
novalian'i Djhamhal ny 11/11/2009 14:46
2. ni81 ( 26/10/2009 07:29)
marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy????
Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko mantsy mihitsana ka mila fomba faran'izay efficace ah hampanirina an le izy!!
misy olona maro efa nampiasa fa mampaniry hono izy io. Toa hoe ahosotra tsikelikely @ hodi-doha.
Fa tena mahomby koa ny "huile de ricin" fa andramo, na koa ny hofak'ondry.
3. bounany ( 26/10/2009 07:48)
ni81> efa nataoko le huile de ricin fa ts mety am voloko le izy sady otran madity be , en plus misy fofona de ts zakako le fofona !!
4. ni81 ( 26/10/2009 07:58)
ni81> efa nataoko le huile de ricin fa ts mety am voloko le izy sady otran madity be , en plus misy fofona de ts zakako le fofona
Raha ny Huile de ricin vita avy any dago dia tena madity tokoa sady be fofona be, fa ilay ataon-dry zareo aty ivelany tsy dia mamofona izany. Azo asiana HE koa raha tiana hiova ny fofony.
5. Mirananirina ( 26/10/2009 08:19)
menaka kapôty
Tsy azoko mihitsy aloha izany.Menaka inona izany azafady?Vita avy amin'inona? :roll: :roll:
6. ni81 ( 26/10/2009 08:26)
Voalaza teo :
menaka kapôty

Tsy azoko mihitsy aloha izany.Menaka inona izany azafady?Vita avy amin'inona?
@ kapoty no misy menaka dia iny no ahosotry ny olona @ volony mba hampaniry azy.
7. maryline ( 26/10/2009 08:26)
Mirananirina:

menaka kapôty
Tsy azoko mihitsy aloha izany.Menaka inona izany azafady?Vita avy amin'inona? :roll: :roll:



:lol: :lol: :lol: zah koa mba fanina koa , ilay kapoty ( fitaovana fiarovana) ireny ve!!!
8. bounany ( 26/10/2009 08:43)
Hoy i maryline:
zah koa mba fanina koa , ilay kapoty ( fitaovana fiarovana) ireny ve!!!

eny retsy a !! :-D :-D :-D
9. xxx ( 26/10/2009 09:10)
kapaoty efa niasa sa tsia :-)
10. bounany ( 26/10/2009 09:28)
xxx> beurk beurk beurk aiza kousa e!!
11. xxx ( 26/10/2009 09:45)
bounany:

xxx> beurk beurk beurk aiza kousa e!!


Mba resaka mampihomehy iny e,

beurk ahoana kosa moa ? Tsy faly ny bandy raha lazainareo fa beurk ny produit-ny an ! Mety ho lasa olona ireny fa tandremo

12. bazylou ( 26/10/2009 10:43)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. bounany ( 26/10/2009 10:46)
beurk ahoana kosa moa ? Tsy faly ny bandy raha lazainareo fa beurk ny produit-ny an ! Mety ho lasa olona ireny fa tandremo


antsay e !! :-D :-D :-D mapmé mitsy elah ty ka !!
14. Mirananirina ( 26/10/2009 11:13)
Voalaza teo :
Tsy azoko mihitsy aloha izany.Menaka inona izany azafady?Vita avy amin'inona?
@ kapoty no misy menaka dia iny no ahosotry ny olona @ volony mba hampaniry azy
hay ve ireny misy menaka izany e??? 8O 8O Mbola tsy nampiasa hatrizay niainako aho manko,fa kosa efa nahita a :lol: Koa raha misy menaka ve tsy hitsoaka foana hihihi..
15. kelly13 ( 26/10/2009 17:21)
:roll:
16. Papoose ( 26/10/2009 19:48)
Mirananirina:

Voalaza teo :
Tsy azoko mihitsy aloha izany.Menaka inona izany azafady?Vita avy amin'inona?
@ kapoty no misy menaka dia iny no ahosotry ny olona @ volony mba hampaniry azy
hay ve ireny misy menaka izany e??? 8O 8O Mbola tsy nampiasa hatrizay niainako aho manko,fa kosa efa nahita a :lol: Koa raha misy menaka ve tsy hitsoaka foana hihihi..



nga kosa moa mila mampiasa vao mahita hoe misy ee! betsaka anie ny manarinary ireny eny an-dalana eeee!!! satria ngamba @ le izy telo arizato..dia mangirana :-D
17. ikaretsaka ( 26/10/2009 20:58)
3 arizato protector plisy o...
18. Mirananirina ( 28/10/2009 10:05)
nga kosa moa mila mampiasa vao mahita hoe misy ee! betsaka anie ny manarinary ireny eny an-dalana eeee!!! satria ngamba @ le izy telo arizato..dia mangirana
Marina kosa aloha izany e.Betsaka gratuit aloha izy ireny fa handeha haka aho hijerevako ny ao anatiny ao.Dia hanandrana ilay menaka :-D :-D :-D
19. xxx ( 28/10/2009 12:36)
Gonflena ny kapoty roa na telo dia iny no atao ondana @ alina fa maniry 5 cm isak'alina ny volonao :o :o :o
20. mamis ( 28/10/2009 12:59)
kapoty protector aty dago io fa tsy n'importe kel kapoty. le 3 arizato reny, misy moa gratuit mitsy koa zarain'ny PSI. Tsy mety zany ny manix, sns.... fa ny mahagaga fa volod-doha ihany no maniry raha lalovany fa ny volo @toerakafa tsy maniry :-D :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4431