marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy????
Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko mantsy mihitsana ka mila fomba faran'izay efficace ah hampanirina an le izy!!
mila razoara marobe izany ny couple avy mampiasa fa tsy ny volon-doha ihany no ampanirin'ilay menaka :-D
Laza masaka daholo ireo ny tena marina fa ny efficace indrindra dia ny TEMBO, io na @ volo na @ ny endrika(tarehy), dia tena misy résultat tsara mitsy! Mba andramo anie rehefa milely iny ianareo mivady ka le tonga iny ny an-drangahy, tonga dia asaivo tsoahiny dia tatazo @ ny zavatra kely, dia iny avy eo no ahosotra @ tarehy misy tasitasy, na atao avy hatrany @ volo, fa tena efficace. Mba andramo ihany fa ho hitanao ny vokany!!! Mazotoa!!
=)) =)) =)) =)) te latsaka miitsy za ka !! mapmé be !! fa za tkoa klou efa nahenoheno an'io zavatra io ! fa tsy fantako zay fahamarinany! :-D ; fa ny momba ilay kapôty ndray dia misy mpanao volo izay milaza ndray fa le volo miintsana reny no mety aminy zany we esorina le kapôty mbola tsy nampiasaina (mazava wazy ) dia iny no ahosotra @ hodi-doha ; fa iny mantsy misy menaka ny 2 coté !