menaka kapôty : mampaniry volo hono

21. xxx ( 29/10/2009 11:37)
mamis:

kapoty protector aty dago io fa tsy n'importe kel kapoty. le 3 arizato reny, misy moa gratuit mitsy koa zarain'ny PSI. Tsy mety zany ny manix, sns.... fa ny mahagaga fa volod-doha ihany no maniry raha lalovany fa ny volo @toerakafa tsy maniry :-D :?:



efa nanao ve ianao sa be hevitra fotsnnn
22. xxx ( 29/10/2009 12:05)
reto Gasy reto dia mora rebirebena mihintsy =)) =)) =)) Tain'akoho no tena mandaitra iny be zezika be =)) =)) =))
23. xxx ( 29/10/2009 12:30)
xxx:

reto Gasy reto dia mora rebirebena mihintsy =)) =)) =)) Tain'akoho no tena mandaitra iny be zezika be =)) =)) =))


ianao koa aza mba gasy ary TENA GASY BE na @ endrika na @ vatana koa be taim-bava !!!!!
Ajanony ity toetra hoaaaza!
24. xxx ( 29/10/2009 13:10)

ianao koa aza mba gasy ary TENA GASY BE na @ endrika na @ vatana koa be taim-bava !!!!!
Ajanony ity toetra hoaaaza!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Fa ngah ny gasy irery no mahay miteny gasy??? =)) =)) =)) =)) =)) aza be taim-bava!!!! akombony ny vava!!!
25. xxx ( 29/10/2009 13:30)
xxx:


ianao koa aza mba gasy ary TENA GASY BE na @ endrika na @ vatana koa be taim-bava !!!!!
Ajanony ity toetra hoaaaza!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Fa ngah ny gasy irery no mahay miteny gasy??? =)) =)) =)) =)) =)) aza be taim-bava!!!! akombony ny vava!!!


ié ianao aza tsy mody mahay fa milaza fa tsy mahay dia ny anao no hampangino ary ferm.... ta..... ho an'ny alika!!! ramatoa be matavy be be konet..... tsy misy volo angaha??? be hevitra fa ny vava no tokony hakombona toy ilay nolazaina hoe tokony hakomboko ny grande guel...... ko ! tadidio! TADIDIO io eeee!
26. xxx ( 29/10/2009 13:35)
Ianao no mitady fampanirina volo ko izaho no lazainao fa tsy misy volo =)) =)) =)) =)) =)) Efa hoe tain'akoho wa ampiasaina =)) =)) =)) =)) =))
27. xxx ( 29/10/2009 14:02)
tsy mitady hampaniry volo velively aho, disooo beianao ny eo aza matevina tsy hitako izay hatao ! beuuhhhh! ny anao no hasio ireo tain'akoho an'ilay voisin nao efa nolazainao ireo !!!! Mody hehy be nefa be ny olana annn!
RABÖFY hoa an!!!!
Ianao ity an! :-D :-D :-D 8)
28. xxx ( 29/10/2009 14:30)
Tena sahirana mihitsy izato izy maminavina hoe rabofy rabofy nefa tsy nahita ahy akory na 1mandeha aza =)) =)) =)) imehezako fotsiny fa fanina e! fanina tanteraka wa!!! :-@ :-@ :-@ :-@
29. Papoose ( 29/10/2009 16:36)
farany hisy hifanampim-bava @ kapoty ato kleeee :lol: :lol: :lol:
30. xxx ( 29/10/2009 19:01)
Manjary lasa mampatahotra ny mamaly dinika ato fa toa misy miandriandry kendry tohana izany daholo ireo olona ato tato ho ato ka! :{ :{
Mba araho tsirairay ange ny dinika vitsivitsy e! :roll:
31. xxx ( 29/10/2009 19:11)
xxx:

Manjary lasa mampatahotra ny mamaly dinika ato fa toa misy miandriandry kendry tohana izany daholo ireo olona ato tato ho ato ka! :{ :{
Mba araho tsirairay ange ny dinika vitsivitsy e! :roll:



:lol: :lol: :lol: :lol: miala ao @ fitiavana de miditra ato indray hihihihi
32. Lejoba ( 29/10/2009 19:31)
ahitan-javatra mihitsy ho'aho ny vehivavy, tato koa efa nisy nilaza fa manala panda sa moa mampaninona io menaka io.
Raha misy milaza hoe mahatsara feo ve dia hihinana ianareo?
:^) =)) =)) =)) :^)
33. xxx ( 29/10/2009 20:07)
miala ao @ fitiavana de miditra ato indray hihihihi
:{ :{ aleo mifitsaka fa ny tena kely endaka e! :-D :-D
34. Mirananirina ( 30/10/2009 08:29)
Manjary lasa mampatahotra ny mamaly dinika ato fa toa misy miandriandry kendry tohana izany daholo ireo olona ato tato ho ato ka!
Mba araho tsirairay ange ny dinika vitsivitsy e!
io mihitsy no ilazako ity ary averiko indray.Aimons -nous.Tsy hisy ny taimbava ohatra an'izao.
35. Mirananirina ( 30/10/2009 08:36)
Voalaza teo :
miala ao @ fitiavana de miditra ato indray hihihihi
aleo mifitsaka fa ny tena kely endaka e!
13:05:30
Lohateny : Re : menaka kapôty : mampaniry volo hono
reto Gasy reto dia mora rebirebena mihintsy Tain'akoho no tena mandaitra iny be zezika be
Dia hita ihany anie ny mpanao izao na xxx ary e,tsy mandaitra ve ny ao aminy politika ao????? :( :( :( :( :(
36. rafangotsohana ( 30/10/2009 10:16)
Laza masaka daholo ireo ny tena marina fa ny efficace indrindra dia ny TEMBO, io na @ volo na @ ny endrika(tarehy), dia tena misy résultat tsara mitsy! Mba andramo anie rehefa milely iny ianareo mivady ka le tonga iny ny an-drangahy, tonga dia asaivo tsoahiny dia tatazo @ ny zavatra kely, dia iny avy eo no ahosotra @ tarehy misy tasitasy, na atao avy hatrany @ volo, fa tena efficace. Mba andramo ihany fa ho hitanao ny vokany!!! Mazotoa!!
37. mmmhh ( 30/10/2009 10:55)
Andro maromaro angamba zah izay tsy nandalo tato @ forum, fa toa lasa ohatrany mora miakatra daholo ny sasany ato e,

Any rubrique FITIAVANA izany moa ka tena FANKAHALANA no feno any.

Tsetsatsetra tsy aritra fotsiny iny ka.

Laza masaka daholo ireo ny tena marina fa ny efficace indrindra dia ny TEMBO, io na @ volo na @ ny endrika(tarehy), dia tena misy résultat tsara mitsy! Mba andramo anie rehefa milely iny ianareo mivady ka le tonga iny ny an-drangahy, tonga dia asaivo tsoahiny dia tatazo @ ny zavatra kely, dia iny avy eo no ahosotra @ tarehy misy tasitasy, na atao avy hatrany @ volo, fa tena efficace. Mba andramo ihany fa ho hitanao ny vokany!!! Mazotoa!!

toa tsy sahiko kosa zany ka, sady maharikoriko.
38. mmmhh ( 30/10/2009 11:00)
Raha misy milaza hoe mahatsara feo ve dia hihinana ianareo?
:-D :-D :-D
39. ni81 ( 30/10/2009 11:41)
26. Mpandefa : xxx [ Valio ] 29-10-2009 15:02:59
Lohateny : Re : menaka kapôty : mampaniry volo hono
tsy mitady hampaniry volo velively aho, disooo beianao ny eo aza matevina tsy hitako izay hatao ! beuuhhhh! ny anao no hasio ireo tain'akoho an'ilay voisin nao efa nolazainao ireo !!!! Mody hehy be nefa be ny olana annn!
RABÖFY hoa an!!!!
Ianao ity an!
fa iza foana ilay RABOFY lazainareo matetika eto io ry xxx a! :roll:
40. kotobekibo ( 01/11/2009 23:20)
rafangotsohana:
Laza masaka daholo ireo ny tena marina fa ny efficace indrindra dia ny TEMBO, io na @ volo na @ ny endrika(tarehy), dia tena misy résultat tsara mitsy! Mba andramo anie rehefa milely iny ianareo mivady ka le tonga iny ny an-drangahy, tonga dia asaivo tsoahiny dia tatazo @ ny zavatra kely, dia iny avy eo no ahosotra @ tarehy misy tasitasy, na atao avy hatrany @ volo, fa tena efficace. Mba andramo ihany fa ho hitanao ny vokany!!! Mazotoa!!


Efa naheno an'io koa zà ary tena mahomby hono ho an'ny vhv ( resaka tarehy fa tsy volo no henoko ) , fa ilay resaka protector d tena malaza b @ resaka fa tsy haiko ny tena marina . :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1647