Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
1. soanja
(
24/09/2009 22:32)
Rehefa nataoko zany ny kaonty ato amin'ny lohahevitra dia ny fampirafesana no tena biby maintin'olombelona amin'ny fitiavana ary ny vehivavy no tena riatra ifaharany matetika.
Mety ahitana vahaolana ve io raha raisina ho olana sa dia efa io e. Raha mahita vahaolana ianao dia mba omeo anie fa dia be ny mijaly amin'io.
Mampalahelo izay ianjadian'ny rihatra.
(l) (l) (l)

novalian'i cutie ny 28/09/2009 19:18
2. cutie
(
24/09/2009 22:38)
ka ny olombelona tsy mety mahay mionona koa, efa zay ny lalan'ny natiora fa miankina @ tsirairay ny fahaizana mifehy tena sy ny fifampitokisana. Ny fampirafesina alou tsy voatery fa ny iray foana no victime na koa we diso fa matoa tonga @ io ny couple iray de efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa. :D
3. ikaretsaka
(
24/09/2009 22:49)
hay ve i cutie ity mahay mi raisonne zen be ohatran'io e... noheveriko fa ny soir ihany no hainao
5. soanja
(
25/09/2009 03:08)
cutie:
ka ny olombelona tsy mety mahay mionona koa, efa zay ny lalan'ny natiora fa miankina @ tsirairay ny fahaizana mifehy tena sy ny fifampitokisana. Ny fampirafesina alou tsy voatery fa ny iray foana no victime na koa we diso fa matoa tonga @ io ny couple iray de efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa. :D
Mafonja be tokoa izany Cutie!
:D
6. cutie
(
25/09/2009 03:35)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 05:08:49
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
ka ny olombelona tsy mety mahay mionona koa, efa zay ny lalan'ny natiora fa miankina @ tsirairay ny fahaizana mifehy tena sy ny fifampitokisana. Ny fampirafesina alou tsy voatery fa ny iray foana no victime na koa we diso fa matoa tonga @ io ny couple iray de efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa.
Mafonja be tokoa izany Cutie!
non tsy mafonja fa tsotra be fotsiny no sady mazava ka :-D
7. soanja
(
25/09/2009 03:59)

Ka izay no mampafonja azy e. Sady tsotra no mazava!
(l)
mahita vahaolana ve zany indry sa hoe io no misy de izay!
11. ikaretsaka
(
25/09/2009 04:25)
izay no mafinaritra ahy aminareo 2 vavy... nenareo tonga de mivantana fa tsy be sasisy wawawa wiwiwi araka ny tsimpona zao de.... miodina eoo 30 lignes
13. soanja
(
25/09/2009 04:37)
cutie:
de ny fitiavana koa indrindra indrindra :D
Tsy efa voabango/ tafiditra ao anatin'io Fitiavana io ve ireo teny ireo. Ny fifehezan-tena nohon'ny fitiavana, ny fifampitokisana nohon'ny fitiavana?
Io fifehezan-tena io aloha amiko tena mbola sarobahana ihany raha amin'ny samy olombelona no resahina satria mety mihevitra izy fa tia ny iray na dia tsy hifehy tena aza. Be ny mihevitra an'io sa diso aho? Ohatra hoe lasa misotro toaka na dia milaza aza izy fa tiany ireo zanany nefa ny ampitso mety tsy hanana hatokona izy mianakavy? Ny antony hisotroany toaka anefa dia mety noho ny fahantrana mianjady amin'izy mianakavy. Te hamono saina izy ohatra hoe inona no hamelomako ireto zanako tiako ireto.
Afaka mamono saina amin'ny fiarahana amin'ny hafa ankoatran'ny vady ve ny olona iray?
14. soanja
(
25/09/2009 04:38)
ikaretsaka:
izay no mafinaritra ahy aminareo 2 vavy... nenareo tonga de mivantana fa tsy be sasisy wawawa wiwiwi araka ny tsimpona zao de.... miodina eoo 30 lignes
Misaotra Ika!
:-* :-* (l)
15. soanja
(
25/09/2009 04:46)
cutie:
ary in ny vahaolana mba etin'i Ika eo :-D
I Ika mety mbola tsy nampirafy na nampirafesina dia mety tsy hanana izy sa diso za ??
:-D :-D :-D
16. cutie
(
25/09/2009 04:46)
Io fifehezan-tena io aloha amiko tena mbola sarobahana ihany raha amin'ny samy olombelona no resahina satria mety mihevitra izy fa tia ny iray na dia tsy hifehy tena aza. Be ny mihevitra an'io sa diso aho? Ohatra hoe lasa misotro toaka na dia milaza aza izy fa tiany ireo zanany nefa ny ampitso mety tsy hanana hatokona izy mianakavy? Ny antony hisotroany toaka anefa dia mety noho ny fahantrana mianjady amin'izy mianakavy. Te hamono saina izy ohatra hoe inona no hamelomako ireto zanako tiako ireto.
Afaka mamono saina amin'ny fiarahana amin'ny hafa ankoatran'ny vady ve ny olona iray?
hafa ndray iny ry soanja a
tsisy resaka fampirafesana io :D
17. ikaretsaka
(
25/09/2009 04:47)
ary in ny vahaolana mba etin'i Ika eoD'acc 100% @ hevitr'i cutie za ka
nena "dilige et quod vis fac (Love and do what you wanna do)
nena rehefa tena entinao amim-pitiavana ny raha 1 de mandeha ho azy aby ny sisa
rehefa tena tianao ny vadinao de ....
rehefa tena tianao ny mampirafy de....
de rehefa tianao ny mikaretsaka de...
ataovy ze ataonao hahavitanao izay!
18. cutie
(
25/09/2009 04:48)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 06:46:15=)) =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
ary in ny vahaolana mba etin'i Ika eo
I Ika mety mbola tsy nampirafy na nampirafesina dia mety tsy hanana izy sa diso za ??
19. soanja
(
25/09/2009 04:51)
cutie:
Io fifehezan-tena io aloha amiko tena mbola sarobahana ihany raha amin'ny samy olombelona no resahina satria mety mihevitra izy fa tia ny iray na dia tsy hifehy tena aza. Be ny mihevitra an'io sa diso aho? Ohatra hoe lasa misotro toaka na dia milaza aza izy fa tiany ireo zanany nefa ny ampitso mety tsy hanana hatokona izy mianakavy? Ny antony hisotroany toaka anefa dia mety noho ny fahantrana mianjady amin'izy mianakavy. Te hamono saina izy ohatra hoe inona no hamelomako ireto zanako tiako ireto.
Afaka mamono saina amin'ny fiarahana amin'ny hafa ankoatran'ny vady ve ny olona iray?
hafa ndray iny ry soanja a
tsisy resaka fampirafesana io :D
Tena misy mihitsy io ka. Be ny mampirafy satria mba te hanala sorisory ny zavamisy any an-trano nefa ny ao antrano tena tiany tokoa saingy....
20. soanja
(
25/09/2009 04:54)
ikaretsaka:
ary in ny vahaolana mba etin'i Ika eo
rehefa tena tianao ny mampirafy de....
de rehefa tianao ny mikaretsaka de...
ataovy ze ataonao hahavitanao izay!
Rehefa tianao ny mampirafy de aza manambady ve???? sa manambadia fa tsy tokana ? hihihihi