Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
21. cutie
(
25/09/2009 04:55)
Tena misy mihitsy io ka. Be ny mampirafy satria mba te hanala sorisory ny zavamisy any an-trano nefa ny ao antrano tena tiany tokoa saingy....
hay ve le resaka toaka no nalaiko ho ohatra :-D
22. soanja
(
25/09/2009 04:55)
ikaretsaka:
ary in ny vahaolana mba etin'i Ika eoD'acc 100% @ hevitr'i cutie za ka
nena "dilige et quod vis fac (Love and do what you wanna do)
nena rehefa tena entinao amim-pitiavana ny raha 1 de mandeha ho azy aby ny sisa
rehefa tena tianao ny vadinao de ....
rehefa tena tianao ny mampirafy de....
de rehefa tianao ny mikaretsaka de...
ataovy ze ataonao hahavitanao izay!
diso be ilay fisainako teo. Mifona zah! Efa tao tsara kay ny havako!
:-* :-* :-*
23. soanja
(
25/09/2009 04:58)
Be mihitsy aky ry Cutie ny mahazo fifaliana amin'io mampirafy io satria any izy manala azy izay e. Tsy midika mihitsy anefa hoe tsy tiany ilay any an-tranony an!
Ilay resaka toaka moa hafa satria iny efa tena tsy tafa amiko de araraotiko eto! :D

24. cutie
(
25/09/2009 05:01)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 06:58:32
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Be mihitsy aky ry Cutie ny mahazo fifaliana amin'io mampirafy io satria any izy manala azy izay e. Tsy midika mihitsy anefa hoe tsy tiany ilay any an-tranony an!
hay de miverina @ le lazaiko ery ambony ihany io zany:
Ny fampirafesina alou tsy voatery fa ny iray foana no victime na koa we diso fa matoa tonga @ io ny couple iray de efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa.
25. soanja
(
25/09/2009 05:06)
cutie:
efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa. :D
ka indraindray aza anie tsy tao amin'izy roa no tsy mety e. Ny ao mety ho ao tsara fa ohatra hoe tsy mety velona ny fiara nefa iny mila velona satria raha tsy izay tsy mampidi-bola satria mpanao taxi izy ohatra dia inona hoy ndry no ataony sipa hafa no andaniany ny androny eo mba hanalany izay stress izay!
:-D :-D :-D
26. ravonjison
(
25/09/2009 09:35)
Ilay resaka fampirafesana dia mahaliana tokoa ny mandinika azy, satria misy foana, na dia mazava izao aza fa misy ny vokadratsiny eo @ fiarahamonina . Raha toa isika hitady ny vahaolana dia tsy maintsy lazaina aloha , inona no facteurs fahatonga ilay fampirafenana. Ireto misy antony maromaro, nozaraiko roa araka ny situation n\' ilay relation :
Anton\' ny fampirafiana:
1- Relation mandeha tsara tsy misy olana :
A- Sex: fitadiavana sex hafa tsy toa ny mahazatra ao antrano, @ olon-kafa.Matetika izay tsy mbola natao tao antrano.
B- Aventure, adrenaline izay azo avy @ fihinanana voankazo voarara. Ny fihinanana voankazo voarara tokoa dia mampiakatra ny hormone \" adrenaline\" toy ny sport extreme rehetra, izay ankafizin\' ny olona sasany tokoa.
C- Fampiakarana moraly na confiant \"sůr soi meme \" : ny tsirairay dia faly tokoa ao anatiny ao ary miakatra ny \" confiant\" rehefa hitany fa mbola misy olona mitady azy, misary zoro sy manao aminy. Midika mantsy izany fa mbola mahavita azy sy milay izy.
D- Fitaovana hanatsarana toerana ao ampiasana : matetika ny olona sasany rehefa niaraka nanao t@ chef-ny dia mahazo toerana ambony ao ampiasana.
E- Reaction-na \" crise de moyen age \": ny olona sasany ao anatin\' ny taona 30-50 taona dia mahita fa mandeha haingana loatra ny fiainana. Rehefa mijery mitodika ny lasa izy dia toa mahatsapa fa tsy dia nisy zavatra be loatra vitany sy niainany ary no-rever-ny. Rehefa mijery ny hoavy indray anefa izy dia toa mahatsikaritra fa tsy ho betsaka intsony ny fotoana.
Mikoropaka, noho izany tsy maintsy mihetsika izao dieny izao. Ny sasany manomboka manao sport, ny sasany manomboka mianatra langue,...ny sasany kosa manomboka mitady sex hafa ( ankoatry ny vady ) mba ahazoana fahafinaretana haingana dia haingana sy betsaka.
2-Relation misy kilemaina ( tsy mandeha tsara):
A- Tsy fahafahampo eo @ resaka sex : matetika tsy mitovy ny tadin-dokanaga.
Ny andaniny te hanao 2x par semaine, ny ankilany indray 4x par semaine. Ny iray te hanao ao anaty fiara, ny iray indray eo ambony fandriana ihany. Sns....
B- Tsy misy fitadiavana sy fankasitrahana eo @ andaniny sy ankilany: matetika rehefa ela ny ela dia tsy misy intsony ny fitadiavana ( envie), fisariana zoro, ny fankasitrahana rehefa lasa stereotype ilay fiainana ao antrano. Ny iray izay mahatsapa izany voalohany no mandeha mitady izany any ivelany.
C-Valifaty: rehefa misy betsaka ny tsy fitoviankevitra eo @ izy roa dia mitady fampirafesana ny andaniny , mba hataony valifaty o an\' ny ankilany. Tsy voatery nanana sex direct tamin\'olonkafa izy fa ilay resaka lainga fotsiny ( hoe nanao t@ i ianona izy sns...) dia efa ampy @ ilay valifaty rehefa henon\'ilay ankilany.
Dia ho hitanstika ao ary ilay vahaolana nmety hatao.

27. cutie
(
25/09/2009 13:37)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 07:06:03
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa.
ka indraindray aza anie tsy tao amin'izy roa no tsy mety e. Ny ao mety ho ao tsara fa ohatra hoe tsy mety velona ny fiara nefa iny mila velona satria raha tsy izay tsy mampidi-bola satria mpanao taxi izy ohatra dia inona hoy ndry no ataony sipa hafa no andaniany ny androny eo mba hanalany izay stress izay!
tsy excuses tsony zany amiko fa matoa tsy fantan'ny iray any an-trano ny ataon'ny vadiny any ivelany de fampirafesana zay. Raha ifanarahan'izy roa moa we fanalany stress fotsiny le any ivelany fa mbola tiany ny any an-tranony, manin moa :-D :-D :-D :-D
28. Mirananirina
(
25/09/2009 14:08)
Amiko ny vahaolana dia ny tsy fahalalana ny zavamisy.Te hisisika mihitsy hahalala na mampirafy ny 1 na tsia....rehefa tratra anefa dia ny fisarahana no hita.Nefa anie ka ny fampirafesana io dia tsy ho afaka mandrakizay amin'olombelona.Atokisana ilay iarahana dia mandry ny saina.
31. fijo
(
25/09/2009 22:02)
elahy efa hilazako ry ika,fa tena fak avady io an,efa tena matotra tsara
39. fahamarinana
(
26/09/2009 17:00)
:arrow: ni : mety hisy raharaha makotroka ao aho ao fa efa tsara karakaran'ny fijo ,dia efa misy menamenatsa zany kounkou ! :lol: (l)
40. ni81
(
26/09/2009 17:15)
ni : mety hisy raharaha makotroka ao aho ao fa efa tsara karakaran'ny fijo ,dia efa misy menamenatsa zany kounkou !enga anie e! :D faly isika mpisera ka! misy ohatr'izany indray ve akia?