Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
42. ni81
(
26/09/2009 19:16)
kalma fotriny:-D :-D maika hamaky ilay dinika vaovao atao eo @ vavolombelona zahay tsinona koa! :-P
47. cutie
(
27/09/2009 04:37)
33. Mpandefa : booboo [ Valio ] 26-09-2009 15:52:47
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
hihihihihihihihi
merci akia booboo fa azoko le izy fa de hazoto hihira be mitsy zany zao :) :) :) :) :)
48. ni81
(
27/09/2009 06:49)
alefaso aloha ny tsipaipaika hamidy galeoka de....handeha hanafatra mihitsy rehefa ho atao ny fety ka! :D
50. soanja
(
28/09/2009 02:57)
cutie:
fa lasa aiza aza soanja :( Malahelo za :( :( :( :(
Salut Cutie, Azafady fa tsy teo za fa nandeha nanao camping de zao vao tafaverina. Misaotra aky mahatsiaro ahy.
:-* :-* :-* :-* (l)
51. soanja
(
28/09/2009 03:00)
cutie:
tsisy resaka fampirafesana io :D
Ny resaka fampirafesana eto dia hoe entina hamonoana eritreritra. Ny toaka dia nalaina ohatra hamonoana eritreritra. Mitovy lenta zany ny toaka sy ny vehivavy hafa eto.
53. cutie
(
28/09/2009 03:08)
50. Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 05:00:07
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
tsisy resaka fampirafesana io
Ny resaka fampirafesana eto dia hoe entina hamonoana eritreritra. Ny toaka dia nalaina ohatra hamonoana eritreritra. Mitovy lenta zany ny toaka sy ny vehivavy hafa eto.
hay mampirafy ara-tsaina zany :-D :-D :-D :-D
54. soanja
(
28/09/2009 03:15)
ravonjison:
Ilay resaka fampirafesana dia mahaliana tokoa ny mandinika azy, satria misy foana, na dia mazava izao aza fa misy ny vokadratsiny eo @ fiarahamonina . Raha toa isika hitady ny vahaolana dia tsy maintsy lazaina aloha , inona no facteurs fahatonga ilay fampirafenana. Ireto misy antony maromaro, nozaraiko roa araka ny situation n\' ilay relation :
Anton\' ny fampirafiana:
1- Relation mandeha tsara tsy misy olana :
A- Sex: fitadiavana sex hafa tsy toa ny mahazatra ao antrano, @ olon-kafa.Matetika izay tsy mbola natao tao antrano.
B- Aventure, adrenaline izay azo avy @ fihinanana voankazo voarara. Ny fihinanana voankazo voarara tokoa dia mampiakatra ny hormone \" adrenaline\" toy ny sport extreme rehetra, izay ankafizin\' ny olona sasany tokoa.
C- Fampiakarana moraly na confiant \"sůr soi meme \" : ny tsirairay dia faly tokoa ao anatiny ao ary miakatra ny \" confiant\" rehefa hitany fa mbola misy olona mitady azy, misary zoro sy manao aminy. Midika mantsy izany fa mbola mahavita azy sy milay izy.
D- Fitaovana hanatsarana toerana ao ampiasana : matetika ny olona sasany rehefa niaraka nanao t@ chef-ny dia mahazo toerana ambony ao ampiasana.
E- Reaction-na \" crise de moyen age \": ny olona sasany ao anatin\' ny taona 30-50 taona dia mahita fa mandeha haingana loatra ny fiainana. Rehefa mijery mitodika ny lasa izy dia toa mahatsapa fa tsy dia nisy zavatra be loatra vitany sy niainany ary no-rever-ny. Rehefa mijery ny hoavy indray anefa izy dia toa mahatsikaritra fa tsy ho betsaka intsony ny fotoana.
Mikoropaka, noho izany tsy maintsy mihetsika izao dieny izao. Ny sasany manomboka manao sport, ny sasany manomboka mianatra langue,...ny sasany kosa manomboka mitady sex hafa ( ankoatry ny vady ) mba ahazoana fahafinaretana haingana dia haingana sy betsaka.
Dia ho hitanstika ao ary ilay vahaolana nmety hatao.
Eto dia saika voalazan'i Ravonjison daholo ilay izy saingy misy iray hitako izay tena mateti-pitranga tokoa dia tojo ny tena tiany izay afom-pitiavana tena miredareda ny iray. Io dia tsy misy azo atao aha tsy mety, fa tonga dia milelalela tsy azo fefena avy any anaty. Ka na ilay olona heverinao fa tianao nalainao vady dia tsy tazana ny hatsarany sy ny hamaminy manoloana ity iray izay vao niseho tsy fidiny teo imasonao.
Indray mandeha izay i Sitlo nitondra ity lohahevitra hoe ny safidy isafidiananao dia tsy manome ilay tena olona tadiavinao fa ireo no manoloana sy fantatra ary hay dia ireo no isafidianana ka hany mety lasa vady. Avy eo amin'izay anefa mitohy ny fiainana ary efa nizatra sy nitia ilay vady ianao , tampoka teo anefa dia nisy ialy indray mandeha niseho teo amin'ny fiainana, ilay singam-bolo nandavo ny vositra. Tsy maharay lamba rangahy na ilay ramatoa fa dia tsy afaka fa mampirafy e. Ny zaza tsinona tsy azonao ariana satria efa misy ary ny vady iny tsy mora ny manary an'iny tsy ho vady , izay misy manao tokoa ihany saingy efa tena tsy eran'ny zavamisy intsony ilay olona mampirafy vao hanao izany. Fa raha mbola azony atao dia miafina izy na manao izay tsy ahafantaran'ny andaniny ny zavamisy satria mbola tiana ihany ny ao fa tsy hahatoitra ity iray vao manomboka goavana sady volamena.
55. soanja
(
28/09/2009 03:17)
ravonjison:
2-Relation misy kilemaina ( tsy mandeha tsara):
A- Tsy fahafahampo eo @ resaka sex : matetika tsy mitovy ny tadin-dokanaga.
Ny andaniny te hanao 2x par semaine, ny ankilany indray 4x par semaine. Ny iray te hanao ao anaty fiara, ny iray indray eo ambony fandriana ihany. Sns....
B- Tsy misy fitadiavana sy fankasitrahana eo @ andaniny sy ankilany: matetika rehefa ela ny ela dia tsy misy intsony ny fitadiavana ( envie), fisariana zoro, ny fankasitrahana rehefa lasa stereotype ilay fiainana ao antrano. Ny iray izay mahatsapa izany voalohany no mandeha mitady izany any ivelany.
C-Valifaty: rehefa misy betsaka ny tsy fitoviankevitra eo @ izy roa dia mitady fampirafesana ny andaniny , mba hataony valifaty o an\' ny ankilany. Tsy voatery nanana sex direct tamin\'olonkafa izy fa ilay resaka lainga fotsiny ( hoe nanao t@ i ianona izy sns...) dia efa ampy @ ilay valifaty rehefa henon\'ilay ankilany.
Dia ho hitanstika ao ary ilay vahaolana nmety hatao.
Mafoaka azy tanteraka tokoa ireo facteurs ireo raha ny relation manana kilema no fahitako azy.
56. cutie
(
28/09/2009 03:21)
Eto dia saika voalazan'i Ravonjison daholo ilay izy saingy misy iray hitako izay tena mateti-pitranga tokoa dia tojo ny tena tiany izay afom-pitiavana tena miredareda ny iray. Io dia tsy misy azo atao aha tsy mety, fa tonga dia milelalela tsy azo fefena avy any anaty. Ka na ilay olona heverinao fa tianao nalainao vady dia tsy tazana ny hatsarany sy ny hamaminy manoloana ity iray izay vao niseho tsy fidiny teo imasonao.
Indray mandeha izay i Sitlo nitondra ity lohahevitra hoe ny safidy isafidiananao dia tsy manome ilay tena olona tadiavinao fa ireo no manoloana sy fantatra ary hay dia ireo no isafidianana ka hany mety lasa vady. Avy eo amin'izay anefa mitohy ny fiainana ary efa nizatra sy nitia ilay vady ianao , tampoka teo anefa dia nisy ialy indray mandeha niseho teo amin'ny fiainana, ilay singam-bolo nandavo ny vositra. Tsy maharay lamba rangahy na ilay ramatoa fa dia tsy afaka fa mampirafy e. Ny zaza tsinona tsy azonao ariana satria efa misy ary ny vady iny tsy mora ny manary an'iny tsy ho vady , izay misy manao tokoa ihany saingy efa tena tsy eran'ny zavamisy intsony ilay olona mampirafy vao hanao izany. Fa raha mbola azony atao dia miafina izy na manao izay tsy ahafantaran'ny andaniny ny zavamisy satria mbola tiana ihany ny ao fa tsy hahatoitra ity iray vao manomboka goavana sady volamena.
ka zay le tsy fahaizana mifehy tena koa :)
57. soanja
(
28/09/2009 03:31)
Ny zavatra iray tsy voalazantsika angamba dia ny facteur avy amin'ny fiarahamonina izay azo lazaina fa personel amin'ny tsirairay avy ary tafiditra amin'izany ny hoe hatraiza ny soatoviko ary hatraiza ny heveriko fa ifandraisako noho ny fiaraha-monina sy ny takiana amiko.
1- Ny kolontsaina izay indraindray manome vahana anao olona iray hanao izany na dia tsy noeritreretinao aza izany. Fantatro izao dia rehefa manao mission ireny dia misy mihitsy ray aman-drenin'ny tanana manome vehivavy ireny mpanao mission mandalo ireny. Ka zary tsy mieritreritra ilay lehilahy fa dia miaraka izy sy manao izay heverina fa mifanaraka amin'ilay kolontsaina eo. Indrindra ka raha ny namany no manao avokoa dia iny koa izy lasa tsy tana. Fifehezan-tena daholo izany hoy isika nefa rehefa tojo zavatra toy izany dia tena misy tokoa ny mahafehy fa betsaka anefa no tsy mahafehy satria eo ilay fanadinoana ny soatoavinao manokana saingy mihevitra ianao fa manome lanja ny soatoavin'ilay toerana aleha.
2- Ny naman-dratsy koa dia isany manome io fahafahana hirevy any amin'ny sisiny io satria manao ny rehetra, manala azy avokoa sady tsy misy fefy misakana dia iny koa fa lasa satria hafa ihany izany mifandray sy miara-manao adalana amin'ny namana. Hita moa izany matetika amin'ny resaka fisotroana toaka, fa miseho koa izany amin'ny fakana vehivavy sy ny sipasipa eny , efa misy aza amin'izao tonga amin'ny fifohana zavamahadomelina sns sns.... Tafiditra tsara ao anatin'ny fahaizana fifehezan-tena tokoa izany saingy betsaka ny olona no mihevitra fa raha ny namany no resahina sy ny fifandraisany dia naman'ny kolontsaina iarahany io ka tsy misy hoe tsy miodina ny fifandraisan'ireto mpivady fa ramose te hanana fifandraisana matanjaka amin'ny namany dia lasa manao izany koa. Iny anefa dia mitohy dia lasa zavatra hafa. Tena misy tokoa mantsy raha misotro toaka ny namanao ka tsy misotro na tsy handray ianao na hilaza fa hiala dia tezitra ny namany avy ary manao tena maharary ny namany izay tsy hanao izany izy ka zary manaraka tsy fidiny ny hafa.

58. soanja
(
28/09/2009 03:34)
cutie:
Eto dia saika voalazan'i Ravonjison daholo ilay izy saingy misy iray hitako izay tena mateti-pitranga tokoa dia tojo ny tena tiany izay afom-pitiavana tena miredareda ny iray. Io dia tsy misy azo atao aha tsy mety, fa tonga dia milelalela tsy azo fefena avy any anaty. Ka na ilay olona heverinao fa tianao nalainao vady dia tsy tazana ny hatsarany sy ny hamaminy manoloana ity iray izay vao niseho tsy fidiny teo imasonao.
Indray mandeha izay i Sitlo nitondra ity lohahevitra hoe ny safidy isafidiananao dia tsy manome ilay tena olona tadiavinao fa ireo no manoloana sy fantatra ary hay dia ireo no isafidianana ka hany mety lasa vady. Avy eo amin'izay anefa mitohy ny fiainana ary efa nizatra sy nitia ilay vady ianao , tampoka teo anefa dia nisy ialy indray mandeha niseho teo amin'ny fiainana, ilay singam-bolo nandavo ny vositra. Tsy maharay lamba rangahy na ilay ramatoa fa dia tsy afaka fa mampirafy e. Ny zaza tsinona tsy azonao ariana satria efa misy ary ny vady iny tsy mora ny manary an'iny tsy ho vady , izay misy manao tokoa ihany saingy efa tena tsy eran'ny zavamisy intsony ilay olona mampirafy vao hanao izany. Fa raha mbola azony atao dia miafina izy na manao izay tsy ahafantaran'ny andaniny ny zavamisy satria mbola tiana ihany ny ao fa tsy hahatoitra ity iray vao manomboka goavana sady volamena.
ka zay le tsy fahaizana mifehy tena koa :)
Marina mihitsy zany Cutie reka fifehezan-tena saingy tsy voatery akory ka satria efa tsy miodina ilay couple hatrany amboalohany no tiako tsindriana. Tsy voatery mihitsy fa mety mifankatia ny mpivady roa fa ny zavamitranga no tsy vita control noho ny antony samihafa.
59. soanja
(
28/09/2009 03:37)
cutie:
hay tsy manin ka , tsy mangatsiaka ve @ zany camping zany :? :-*
Eo ho eo ihany ka. Sady misy cabin ihany koa eo rehefa tena tsy laitra ny hatsiaka ka. Tsara be ny andro taty sady tena amin'ny fotoana fiovan'ny natiora ho mivolombolamena ny rehetra.
60. soanja
(
28/09/2009 03:43)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-09-2009 07:06:03
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
efa nisy tsy nety dieny mialoha tao @ izy roa.
ka indraindray aza anie tsy tao amin'izy roa no tsy mety e. Ny ao mety ho ao tsara fa ohatra hoe tsy mety velona ny fiara nefa iny mila velona satria raha tsy izay tsy mampidi-bola satria mpanao taxi izy ohatra dia inona hoy ndry no ataony sipa hafa no andaniany ny androny eo mba hanalany izay stress izay!
tsy excuses tsony zany amiko fa matoa tsy fantan'ny iray any an-trano ny ataon'ny vadiny any ivelany de fampirafesana zay. Raha ifanarahan'izy roa moa we fanalany stress fotsiny le any ivelany fa mbola tiany ny any an-tranony, manin moa :-D :-D :-D :-D
Tsy excuse mihitsy izany ka. Ny zavatra resahiko eto dia tsy ny fiarovana ny fampirafesana fa hahafantaran'ny rehetra manao brainstorming eto zany isika hoe inona no mahatonga ny fampirafesana ary ahoana no fipetrany. Misy vahaolana ve?
Amin'izao aloha so far dia mi-itemize-vana inona avy ireo mahatonga izany fa mbola tsy miresaka solution isika aloha.
Mahafoaka azy tsara ireo voalazandry ery ambony fa ny hilazana hoe raha tsy mahafehy tena ny olona iray dia inona io tsy fifehezan-tena resahina io. Satria misy manko ny olona tsy mahalala hoe hatraiza ny fifehezan-tena ary hatraiza ianao manaraka ambokony ny kolotsaina nahabe anao.