Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
61. soanja
(
28/09/2009 03:47)
Mirananirina:
Amiko ny vahaolana dia ny tsy fahalalana ny zavamisy.Te hisisika mihitsy hahalala na mampirafy ny 1 na tsia....rehefa tratra anefa dia ny fisarahana no hita.Nefa anie ka ny fampirafesana io dia tsy ho afaka mandrakizay amin'olombelona.Atokisana ilay iarahana dia mandry ny saina.
Mifangaro be zany resaka izany. Iza no misisika, dia iza no tratra dia misaraka.... Atokisana ahoana? Atokiso foana ve zany ilay vady na efa fantatra aza fa mampirafy sa ahoana? azavao tsara anie raha tsy mahadiso.
62. soanja
(
28/09/2009 03:48)
cutie:
50. Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 05:00:07
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
tsisy resaka fampirafesana io
Ny resaka fampirafesana eto dia hoe entina hamonoana eritreritra. Ny toaka dia nalaina ohatra hamonoana eritreritra. Mitovy lenta zany ny toaka sy ny vehivavy hafa eto.
hay mampirafy ara-tsaina zany :-D :-D :-D :-D
Ny saina no mitaky ary ny vatana manatanteraka tokoa ara-bakiteny izay takiany eo.
:-D :-D :-D
63. soanja
(
28/09/2009 03:50)
cutie:
tsy haiko mitsy ny tian'i soanja ahatongavana :D
Ny tiako hahatongavana dia ny hijerena akaiky ny fampirafesana fa tsy atao resaka bango tokana satria be ny vehivavy na lehilahy mijaly noho io nefa izy mety tsy mahalala hoe inona no iavian'io olana io ary inona no hialana aminy raha misy izany.
64. soanja
(
28/09/2009 04:00)
Ny solutions moa izany dia ny fampiasana ny SAINA handalina ny fiainana akaikikaiky kokoa ho an'ny tsirairay ary mampiasa ireo fahendrena manodidina misy izay azo avy amin'ny leson'ny fiainan'ny hafa efa nitranga na heverina fa mety hitranga satria ny "tampoka tsy mahalehilahy" hoy ny gasy.
Araka ny voalazan-dry moa zany Cutie dia ny Fitiavana : fifampitokisana, fanomezana fahalalahana ny tsirairay ao anaty fefim-pitiavana no voalohany hanafoana izany ary ny faharoa dia ny fifehezan-tena.
Moa ny avy amin'ny ankilany izany mijaly satria ampirafesina kosa dia aleo zany resahintsika amin'ny manaraka ho an'izay manam-potoana hanome ny heviny eto.
Misaotra an'i Cutie nanome havitra mafonja be. :-* :-* :-* :-* (l)

65. soanja
(
28/09/2009 04:02)
fijo:
elahy efa hilazako ry ika,fa tena fak avady io an,efa tena matotra tsara
Hummm Fijo! Inona indray ary zany resaka " faka vady zany" i Ika ve io amporisihinao io????
66. cutie
(
28/09/2009 04:05)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 05:50:36
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
tsy haiko mitsy ny tian'i soanja ahatongavana
Ny tiako hahatongavana dia ny hijerena akaiky ny fampirafesana fa tsy atao resaka bango tokana satria be ny vehivavy na lehilahy mijaly noho io nefa izy mety tsy mahalala hoe inona no iavian'io olana io ary inona no hialana aminy raha misy izany.
ah ok :)
67. cutie
(
28/09/2009 04:07)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 06:00:17
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Ny solutions moa izany dia ny fampiasana ny SAINA handalina ny fiainana akaikikaiky kokoa ho an'ny tsirairay ary mampiasa ireo fahendrena manodidina misy izay azo avy amin'ny leson'ny fiainan'ny hafa efa nitranga na heverina fa mety hitranga satria ny "tampoka tsy mahalehilahy" hoy ny gasy.
Araka ny voalazan-dry moa zany Cutie dia ny Fitiavana : fifampitokisana, fanomezana fahalalahana ny tsirairay ao anaty fefim-pitiavana no voalohany hanafoana izany ary ny faharoa dia ny fifehezan-tena.
Moa ny avy amin'ny ankilany izany mijaly satria ampirafesina kosa dia aleo zany resahintsika amin'ny manaraka ho an'izay manam-potoana hanome ny heviny eto.
Misaotra an'i Cutie nanome havitra mafonja be.
tsy misy fisaorana fa fiainana daholo zany e, miandry ny manaraka ndray zany :)
68. cutie
(
28/09/2009 04:08)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 06:02:07
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i fijo:
elahy efa hilazako ry ika,fa tena fak avady io an,efa tena matotra tsara
Hummm Fijo! Inona indray ary zany resaka " faka vady zany" i Ika ve io amporisihinao io????
eo koa njy de manampy trotraka eo fa ho avy eo ndray manko i fijo hanohy hanadala :-D :-D :-D :-D
69. cutie
(
28/09/2009 04:09)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 05:48:51
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
50. Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 05:00:07
Lohateny : Re : Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Hoy i cutie:
tsisy resaka fampirafesana io
Ny resaka fampirafesana eto dia hoe entina hamonoana eritreritra. Ny toaka dia nalaina ohatra hamonoana eritreritra. Mitovy lenta zany ny toaka sy ny vehivavy hafa eto.
hay mampirafy ara-tsaina zany
Ny saina no mitaky ary ny vatana manatanteraka tokoa ara-bakiteny izay takiany eo.
mety hampatahotra ihany zany :-D :-D :-D :-D
72. ikaretsaka
(
28/09/2009 11:52)
kozy.. tsy misy hafa @ mpisotro toaka ihany io
an-tsaina tena hoe tsy hisotro intsony...
fa ambava homana ihany

74. soanja
(
28/09/2009 14:33)
ikaretsaka:
kozy.. tsy misy hafa @ mpisotro toaka ihany io
an-tsaina tena hoe tsy hisotro intsony...
fa ambava homana ihany
Ka misy karazany roa ilay ao an-tsaina ao amin'iny hoe " ilaiko ity toaka ity satria tiako" dia eo koa ny guilta hoe " tsy hanao intsony aho rehefa avy eo"
:-D :-D :-D
Misy ireny tantara amin'ny radio ireny hoe" IZA NO MAHERY!!!"