URGENCE fa marary eh!
1. xxx
(
27/07/2009 18:10)
miarahaba anareo rehetra eto @ serasera! izaho dia tena misy olana goavana be sady mila hovahana aingana reto! ity fanontaniana ity dia ho anareo lehilahy indrindra indrindra , ny hevitrareo vehivavy koa dia raisina antanandroa! tsy izany fa izaho efa 3 taona zao no niaraka @ olona, asa na hoe "ny fitiavana mahajamba", fa efa hatramin'ny voalohany izy no efa tratrako mikoty vehivavy @ internet, rehefa misavasava ao anaty ordinateur any aho, dia matetika koa izaho no mahatratra azy manana compte amin'ireny site na rencontre internet ireny(rehefa misava ao anaty ordinateur any ihany koa aho), dia hoy izy tamiko oe, mba manala azy hono izy manao an'ireny, dia mba curieux, fa tsy hanao an'izany intsony hono izy, dia farany nofitahiko ahalalako na tena mitazona ny teniny izy sa tsia, nanokatra compte tamina site na rencontre aho, d nandefasako message hoe te ihaona aminy dia te hinamana aminy, dia andro vitsivitsy dia novaliany tokoa, ary dia niteny mazava izy fa manaiky ny fifandraisana! ary dia notairiko tamin'izay dia mbola nifona ihany! izaho anefa efa tena te hiala aminy satria mila tsy ho zaka intsony rehefa mieritreritra izany rehetra izany, nefa ny tena halako dia izaho tsy mahafoy azy, ary tena maniry mihitsy aho ny mba ananako hery tsy itiavana azy intsony fa hatramizao aloha dia mbola tsy misy izany! izy anefa mitady hanambady ahy, sady izaho koa efa hiala ato amin'ny tranon'ireo ray aman-dreniko tsy ho ela, noho ny fianarako izay tsy maintsy hovitaiko any ampita dranomasina, dia izy hono hanaraka ahy, ary izy miady varotra be ny hiara ipetraka amiko, izaho koa ts nahasahy nandà satria tiako be izy, nefa matahotra aho sao dia anenenako izany fanapahakevitra izany! ho anareo lehilahy, olona tena tia ve ny olona manao izany fahazaran-dratsy izany? ary inona ry namana isany ny tokony ataoko fa tena vaka ny saiko? MISAOTRA BETSAKA ANAREO mialoha, fa tena lasa aretina ny ahy ny fitiavana azy nefa tsy itako izay lalàna ivoahana ao.
novalian'i vale ny 15/08/2009 16:54
2. xxx
(
27/07/2009 18:35)
Inona moa no azonay atao ho anao fa dia mivavaka ho anao izahay.
Ry razana o ampio i xxx, Amen! ^:^
Ry razana o ampio i xxx, Amen! ^:^
3. tess
(
27/07/2009 18:42)
matetika koa refa manao adalàna foana lay olontinao vao maika lasa me tinao sy vao maika misarangitra aminy enao, izany dia resaka psykolojika ihany,
ka miteraka fisalasalàna ho hialàko izy sa tsia...???? de misalasala eo, anefa mba hialàna amin'io olana mankarary io dia tsy maintsy maka safidy goavana, na miala aminy dia hadinoina izy, eny sarotra ny manadino ilay fitiavana be nisy tamnao fa hadino foana iny mendalana any, sitrana foana ny ràtra,
na ianao mijanona aminy dia harary eny foana, il est kom ça izany de tsy maintsy herentana ny maha izy azy otzay donko anao ny safidy....
MAHEREZA De korazy

4. xxx
(
27/07/2009 19:34)
fanatany faiblesinao ,mitovy @ cas mahazo ahy mihitsy bandy aho,ny copineko efa 4ans izahay no niarahana ary izao mitovy an'io fiancenao io satria le sipa talohan'ny nahafanatarako azy efa mba nanana histoire ihany ary mba tonga ny toursko tsy maintsy hi accepte izy ,ary fanatako fa na tratrany mampirafy aza aho dia hanaiky ahy izy satria matohtra ny ho very ahy ,izany anefa dia fanatatro tsara :* :* :*
5. rova30
(
27/07/2009 19:50)
xxx voalohany a!
ndana mihaino radiovazogasy, dia hadino daholo zany sorisory rehetra izany.
Tsy asiana an'ireny hirampitiavana mampalahelo ireny fotsiny dia vita; hadino hatramin'ny mihina-bary sy ny laoka kila! :-P
ndana mihaino radiovazogasy, dia hadino daholo zany sorisory rehetra izany.
Tsy asiana an'ireny hirampitiavana mampalahelo ireny fotsiny dia vita; hadino hatramin'ny mihina-bary sy ny laoka kila! :-P
6. ikaretsaka
(
27/07/2009 21:42)
tess:
matetika koa refa manao adalàna foana lay olontinao vao maika lasa me tinao sy vao maika misarangitra aminy enao, izany dia resaka psykolojika ihany,
ka miteraka fisalasalàna ho hialàko izy sa tsia...???? de misalasala eo, anefa mba hialàna amin'io olana mankarary io dia tsy maintsy maka safidy goavana, na miala aminy dia hadinoina izy, eny sarotra ny manadino ilay fitiavana be nisy tamnao fa hadino foana iny mendalana any, sitrana foana ny ràtra,
na ianao mijanona aminy dia harary eny foana, il est kom ça izany de tsy maintsy herentana ny maha izy azy otzay donko anao ny safidy....
MAHEREZA De korazy
zayyyyy
7. Lejoba
(
28/07/2009 00:06)
bandy aho, par solidarité masculine afaka hiteny aminao hoe toetran'ny lehilahy ny mijery olona hafa fa maso mijery tsy mitondra mody. Nefa fantatro tsara koa fa indraindray satry hoentina mody ihany ilay jerena koa tsapatsapaina any ihany aloha sao dia mba.....Resaka daholo izany fa rehefa tena tia manaja, misy fomba hafa betsaka ahafahana manala azy
Mila torohevitra ianao ? Mialà dieny tsy vita n'inon'inona. Tanana zatra mitsotra hoy ny Malagasy, tsy afaka hivonkona intsony.
Ny ho avinao atrehina : indrindra raha ho aty ivelany izany ianao. Tsofy rano ileiry handeha fa raha fianarana no alehanao aty, aza mivesatra n'iza n'iza. Tonga aty mbola tantara iray hafa koa. Raha ity hono, mivady ianareo, ianao lasa aty, izy tavela any, sûre ve ianao fa ho fidèle @nao i leiry? Eo aza ianao manao ny ataony izy, mainka : lavitry ny maso, lavitry ny fo.
Afaka ny haninona eo ianao nefa? Na tafaraka aty aza ianareo, ny fakam-panahy aty be lavitra noho ny any Madagasikara, sady aty tsisy bedy. Vao mainka mitombo ny blems.
Mbola tanora ianao, mahita force hanavaozana fiainana foana avy eo. Hoy ny Sinoa hoe : le plus long chemin commence par un pas. Ataovy aloha ilay dingana lehibe (tsy misy idirandRA-8 fa ilay fialàna @ ileiry), ny fianaranao atao tsara avy eo, rehefa tafita soa aman-tsara ianao, miaraka @ bandy manaja anao, ihomehezanao sisa ny lasa.
Sérieux eh
Dia tongava soa fa miandry anao ny namana aty Dilambato
:-* :-* :-*

8. kotobekibo
(
28/07/2009 00:20)
za d lhl ary manohana ny tenin'i Lejoba .
Moyen anadinoana azy ny fandehananao aty ivelany . Ref tonga aty indray ianao hafa ny revy , ny fianaranao etsy andaniny , hafa ny fijerinao ny fihainana , aza manaiky maty ankazo tokana izany .
Ny nièce-ko tahaka anao izany , nantsoina handé aty ivelany , nandà foana ( noho ny sipany ) eee tsy ho any za e ! aleoko ny revy eto dago ihany....
izao adinony lery , ny safidy taty mbola vao maika bdb sady taviny no volony doly :-P
Tena aleo irery toy izay ratsy nàmana ,
Tongava aloha d ho hitanao fa adinonao tanteraka lery !
( raha mila conseil hafa manorata ao @ message-ko fa vonona ny hanoro ny fika mety sy tsy mety aty zà )
mazotoa e!

10. navigo
(
28/07/2009 05:56)
Manohana ny tenin'i lejoba koa ny tenako nefa ra tena mbola tia b azy enao meo chance ihany izy satria aleo aza nge zao mpisipa zao nareo no mitranga zany e dia refa mpivady mety milamina, hiova bandy hafa enao ka ra manondrana kou d aona? jereo tsara ihany alou!!!! haiko tsara manko io fa za efa teo @ toerany le bandy, aza kivy fa fomban'ny fiainana ihany zany :idea: :wink:
11. ni81
(
28/07/2009 06:10)
ny fianaranao atao tsara avy eo, rehefa tafita soa aman-tsara ianao, miaraka @ bandy manaja anao, ihomehezanao sisa ny lasa.Tena marina io tenin'i Lejoba io ary @ zay ianao vao hisento ka hilaza hoe: SOA IHANY ...
12. xxx
(
28/07/2009 09:22)
Ampiako kely, ny fotoana manasitrana ny ratra rehetra, avec le temps, tu verra que tu va l'oublier
courage !
courage !
13. ari.malala
(
28/07/2009 10:16)
navigo, tsy niteniteny foana ny ntaolo raha niteny hoe tanana zatra mitsotra tsy afaka mivonkina intsony... Fa marina ny tenin'ny namana rehetra hoe aleo irery toy izay manan-dratsy.
Valiny hoan'ny mpametraka dinika, miombona @ namana rehetra ah ilay fandehanana any an'dafy atrehina tsara, d aza mitonda an'ilay lehilahy izany! Ianao aloha, ny fiainanao atrehina! Ny hoavinao atsaraina, d mahereza, fa ny fotoana manova zavatra!
xxx3:Satria nahoana kosa moa no hoe tsy maintsy hi accepter? Hay ve ankamaly faty ohatr'izany ny fitiavan-dry xxx3 e!!! hafa kely! Refa mifankatia izany anie tokony adinoina dool ny lasa fa manomboka tantara vaovao enao sy ny olon-tianao e!
fanatany faiblesinao ,mitovy @ cas mahazo ahy mihitsy bandy aho,ny copineko efa 4ans izahay no niarahana ary izao mitovy an'io fiancenao io satria le sipa talohan'ny nahafanatarako azy efa mba nanana histoire ihany ary mba tonga ny toursko tsy maintsy hi accepte izy ,ary fanatako fa na tratrany mampirafy aza aho dia hanaiky ahy izy satria matohtra ny ho very ahy ,izany anefa dia fanatatro tsara
Valiny hoan'ny mpametraka dinika, miombona @ namana rehetra ah ilay fandehanana any an'dafy atrehina tsara, d aza mitonda an'ilay lehilahy izany! Ianao aloha, ny fiainanao atrehina! Ny hoavinao atsaraina, d mahereza, fa ny fotoana manova zavatra!
14. ni81
(
28/07/2009 10:37)
Valiny hoan'ny mpametraka dinika, miombona @ namana rehetra ah ilay fandehanana any an'dafy atrehina tsara, d aza mitonda an'ilay lehilahy izany! Ianao aloha, ny fiainanao atrehina! Ny hoavinao atsaraina, d mahereza, fa ny fotoana manova zavatra!marina tokoa ny tenin'i ari fa ho faty antoka be eo raha sady efa mitondra azy aty andafy no lasa manenjika hafa indray izy an :roll: Izay ianao vao tena hitan'ny havanao eo araka ilay fiteny... :?
Mitandrema ary diniho tsara :)
15. navigo
(
28/07/2009 10:39)
ari-malala : eny e marina doly zany fa hoy koa ny fiteny oe " soa solafaka hahay hamindra " mety hendry be @ zay leiry avieo, iza moa ny bandy oe tsy niodina fa hendry ihany @ farany
16. xxx
(
28/07/2009 10:41)
Dia inona izany no tena tianao ho atao satria raha tsy fantatra tsara aloha izay tena ao an-tsainao dia ho sarotra ny hanoro hevitra anao .
Ny antony mahatonga ahy manontany manko dia mifanohitra ny zavatra lazainao ,eo ianao milaza fa halako izy eo indray tena tiako be izy ,ka inona no tena marina de tena rehefa hitanao io eritreritra tena tianao io dia tontosay fa izay no tena vahaolana ,ohatra mbola tia be azy ianao dia miaraha aminy satria matoa misy izay eritreritra izay dia ho sarotra ho anao ny hiala aminy sy hamolaka izany eritreritra izany ;ary raha toa ka ny tofoka sy tsy tia azy intsony dia misaraha fa izay no tena hitako fa vahaolana Ary aza manao bodongerona(forcé) fa manjary tsy ho zakan'ny sainao ny vokany avy eo :roll: :roll: :roll: :}

17. ari.malala
(
28/07/2009 10:42)
de hiandry firy taona ilay sipa? sady izay otran'ny efa fahazarany mintsy anie ilay izy e! aiza koa no hisy an'izany oe tenenina de mifona de manao ndray de mifona de otran'izany foana! tsy haiko aloah fa za ts de manana faharetana indrindra hoe ditran'olona e!
18. Mirananirina
(
28/07/2009 10:56)
Mba fialaham-boly kosa ny azy io e.Raha tsy hoe mihaona amin'ilay olona kosa aloha dia tsy mety e.Fa raha hoe mifanoratsoratra tsy hitako izay fahotana.
20. ari.malala
(
28/07/2009 12:16)
Mirananirina, ka ny an'ilay olona anie efa otran'ny maladif e! aiza v ko vao notairin'ilay sipa ono namoronany compte k nadalainy d nanaiky hihaona, donc manaiky mihaona mints zany izy raha azoko tsara!