URGENCE fa marary eh!

21. simplex ( 28/07/2009 15:12)

Ny tena olana eto izao dia ny hoe mbola tsy mpivady nareo...
ce qui fait que manana zo hitily olon-kafa izy... otran'ny hoe enao misy mikoty ihany zany ee.
Mba ahoana ozy enao ra miteny izy hoe tsy mahazo miresaka @ iza na iza intsony enao fa sao dia misy mikoty?? :)

Hafa indray raha hoe nande nihaona tany ry zareo dia nanomboka nampirafy lery... tsy misy afa tsy miala no azonao atao @ izay...

Ny tokony ataonao @ izao angamba dia manotany azy hoe mampirafy ve enao? :roll:
raha tsia dia teneno hoe nanahoana ny fihaonana @ contact :)
dia mitohy eo eee...
tsory aminy hoe tsy tiako enao mande mifankahita @ vevavy hafa hanao resam-pitiavana...
ra mbola mahita avaly foana dia teneno hoe ande hifankahita @ olon-kafa koa ah zany...
ra manaiky izy dia ndana mifankahita @ olon-kafa tokoa. On ne sait jamais, sao dia mba any no mety ahitanao ny tena anjaranao ohatra...

;-)
22. xxx ( 28/07/2009 17:37)
sarotra ny manala fitiavana amin'olona iray izay tianao na dia manao ratsy anao aza izy. Fa izay tsy maintsy manao matanjaka ianao, hadinoy izy, tsy manaja anao mihitsy izy zavatra efa nandalovako io mafy ny manala fitia ao am-po kanefa efa fantatrao fa tsy tsara aminao ilay izy. Aza mba mitondra azy izany fa voa maika ho fahoriana anao fotsiny ny fianarana ataovy tsara, Ny bandy betsaka hitady anao...dia mivava mba ho hatanjaka ny sainao hanao an'ilay decision goavana ataoanao.
23. tess ( 28/07/2009 18:28)
xxx:

ndray ndray kosa sarotra be ny mamadika pejy! raha tena mbola tia be ianao no tsy maintsy hoe hisaraka aminy, na mahita olona tampoka tinao hanadinoina azy no fanafodiny na eritrertina foana izay zvtr ratsy nataony rehetra mba hampisokatra ny masonao ka tsy hitiavana azy intsony ohatra...NA IZANY rehtra izany aza sarotra ny hanadino azy raha mbola tinao izy na nanao ratsy anao aza....

24. ari.malala ( 29/07/2009 06:59)
Tess, refa ny ratsy no mibahantoerana adino hoazy ny tsara kle! ny fankahalana aza no hoavy amizay fotoana izay sy ny fanomezantsin ny tena hoe in kou no niarahako t@ iny... :P
25. tess ( 29/07/2009 10:14)
ka zay mantsy aky....NEFA REFA TSAROANA TAMPOKA NY BON MOMENT DE..... malahelo ndray hihih
26. booboo ( 29/07/2009 10:17)
dia atao ao an-doha malaky indray ny haratsiany rehetra kah :°)
27. ari.malala ( 29/07/2009 11:31)
Tess, d manao cercle vicieux e! ouz le oul zay we prenez un cercle, caressez le, il devient cercle vicieux :-D :-D :-D :-D
28. tess ( 29/07/2009 12:06)
:-D
29. ravonjison ( 29/07/2009 12:48)

Misy ny " symptomes " izay milaza fa tsy dia tsara loatra ranamana. Aiza ve , efa miaraka amin' olona ianao dia mbola hitady hafa indray. Misy zavatra tsy mety ao.

Adinoy izy , hatreo sy ataovy tsara ny fianarana any ampita.

Fa ilay misavasava ao anaty ordinateur kosa aloha aza atao intsony e ( raha azy ilay ordinateur). Toetra tsy mendrika tokoa izany atý andafy atý.
30. tess ( 29/07/2009 15:43)
Fa ilay misavasava ao anaty ordinateur kosa aloha aza atao intsony e ( raha azy ilay ordinateur). Toetra tsy mendrika tokoa izany atý andafy atý.
raha am maha mpivady dia norme raha afaka mijery ao am ordi nao
fa tsy hoe misava mamadibadika hatrany ambany kidoro akory, raha te hitady olana dia atovy zay :-D misy sipa fatako zay mantsy, mijery site de rencotre aziatik lay vadiny de savy dia ny fisarahana no ao antsainy hoe ho arianlay vadiny izy tot ou tard.....DEFA MIOMANA ny am zany sahady hihihih loza
31. xxx ( 29/07/2009 19:55)
xxx:

sarotra ny manala fitiavana amin'olona iray izay tianao na dia manao ratsy anao aza izy. Fa izay tsy maintsy manao matanjaka ianao, hadinoy izy, tsy manaja anao mihitsy izy zavatra efa nandalovako io mafy ny manala fitia ao am-po kanefa efa fantatrao fa tsy tsara aminao ilay izy. Aza mba mitondra azy izany fa voa maika ho fahoriana anao fotsiny ny fianarana ataovy tsara, Ny bandy betsaka hitady anao...dia mivava mba ho hatanjaka ny sainao hanao an'ilay decision goavana ataoanao.

faly tokoa aho maharay ny solution isakarazany avy @nareo serasera! fa efa tena niresaka zahay, fa izy zany dia tena tsy azo ahifika mihitsy fa izy hono tsy maintsy anaraka ahy any,fa raha vao mande rery any ono za d tsy matoky ahy tsony izy hoe ho fidèle, moa izy koa misy pblm famille makaleo azy koa no te andeanany any koa , ka d tena tsy haiko tsony reto fa izy miteny hoe tena tsy hanao tsony ono, nefa hoy aho navaliko taminy hoe, ny anao zany foana, d hoy aho hoe, raha vao mbola misy toy izany dia, 1, za tsy ahatoky anao tsony, 2, za tsy hanaiky anambady anao tsony, 3, d misaraka aminao za. d hoy izy hoe, ho itanao eo zany hoy izy ny ataoko.d zao zao za ts minomino foana ny zavatra apanatenainy amiko d zao za zao lasa manana sipasipa am msn kou! d any andafy le bandy io, namako talou mipetraka any d miandry ahy izy any zao, d aona reto ny ataoko? MERCI FOANA

32. xxx ( 29/07/2009 20:04)
ari.malala:

Mirananirina, ka ny an'ilay olona anie efa otran'ny maladif e! aiza v ko vao notairin'ilay sipa ono namoronany compte k nadalainy d nanaiky hihaona, donc manaiky mihaona mints zany izy raha azoko tsara!

tao anatinlé msg alou tsy nagatahiko hoe ndao tsika ihaona, fa hoe ndao hinamana aloha, d izy namaly hoe, ts manina fa miandry ny mail nao zany, fa tsy aiko ra nagatahiko hoe ndao ihaona d ho nanaiky ve izy? tsy aiko, asa tokony nagataka fihaonana aho angamba ahalalako oe tena nisaina ihaona izy ve? Misaotra indrindra @ fanapiana!
33. tess ( 29/07/2009 20:25)
d zao za zao lasa manana sipasipa am msn kou! d any andafy le bandy io, namako talou mipetraka any d miandry ahy izy any zao, d aona reto ny ataoko? MERCI FOANA

hihihi! izay izany ilay hoe lasa ny mamba misosoka ny voay :-D
34. fahamarinana ( 29/07/2009 20:35)
:arrow: tess : :)
Nalaky tokoa ,tena vaha-olana haingana dia haingana ,nefa ve ry xxx azo antoka koa io olona io ? Tsy aleo aloha vahana ilay olana raika vao miditra amin'ny iray ,sa tsy mety zay ? (l)
35. tess ( 29/07/2009 20:38)
faha: karazana be lasanty ihany ikalakely kou! aleo tsy miantehatra am hazo boboka fa mora mahiizany :lol: :-D
36. fijo ( 29/07/2009 20:56)
mampiomehy koa le resaka,efa mampijaly mbola eo ihany ,hialao de vita
37. ari.malala ( 30/07/2009 07:11)
tsy laitra akifika fa hanaraka, iza no hiantoka ny dépenses rehetra amizany? izy sa ianao? humm! alaivo ambony alaivo ambany fa ny namana any andafy ireo miteny dool hoe ts mora ny fiainana any, ny rythme sns, k raha resaka hasarotampiarony v no iantohanao azy any nefa tonga any izy ny atoany iany no ataony d aona ndray?
38. booboo ( 30/07/2009 11:47)
xxx > Tsy dia azoko loatra ny tena tian'i xxx ahatongavana. Samy mi-gaigy @ internet ange izany ianareo roa é :roll: . Rehefa samy manao hadalana ( voire hagegena aza ) mitovy izao ihany dia tokony tsisy hifampiteny² resaka " confiance " sy tsy tokony hifanome ny 123 izany.
Ataovy klou izay ahatomombona tsara ny rehetra momba ny fianarana hataonao aty ivelany fa izany no alehanao aty fa tsy zavatra hafa. Ka raha ny fanaovana sipa no hanelingelina an'izany dia ajanony ny resaka sipa.
Raha tsy hoe niova indray angaha ny tanjonao hoe hiaraka @ ilay efa aty fa tsy " hianatra tsara ". Rehefa mazava sy fantatra tsara izay hatao dia mandeha ho azy ny ambiny.

39. tess ( 30/07/2009 13:45)
Raha tsy hoe niova indray angaha ny tanjonao hoe hiaraka @ ilay efa aty fa tsy " hianatra tsara ". Rehefa mazava sy fantatra tsara izay hatao dia mandeha ho azy ny ambiny.
:-D
40. xxx ( 30/07/2009 15:59)
d zao za zao lasa manana sipasipa am msn kou! d any andafy le bandy io, namako talou mipetraka any d miandry ahy izy any zao, d aona reto ny ataoko?

tandremo soa dia votsy droa indray ary... aza dia miantehatra be loatra amin'iza na iza fa ny fianarana aloha ataotsara eeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6954