URGENCE fa marary eh!

41. fijo ( 30/07/2009 19:45)
ka tara kosa izy ko kala booboo ko
42. Mirananirina ( 31/07/2009 07:57)
Mirananirina, ka ny an'ilay olona anie efa otran'ny maladif e! aiza v ko vao notairin'ilay sipa ono namoronany compte k nadalainy d nanaiky hihaona, donc manaiky mihaona mints zany izy raha azoko tsara!

ari-malala a;izay indray aloha dia efa lhl tia vehivavy e.Fa raha mifanoratra sy miresaka fotsiny tsy misy olana.
43. xxx ( 31/07/2009 17:40)
fijo:

mampiomehy koa le resaka,efa mampijaly mbola eo ihany ,hialao de vita



ka sarotra be @ko ny miala aminy satria za mbola tena tia azy, ra tsy tiko tsony izy d marina ny teninao hoe miala dia vita fa tsy taritina lava be handreraka ny saina eo! ny tena pblm d za mbola tena tia azy
44. xxx ( 31/07/2009 17:46)
booboo:

xxx > Tsy dia azoko loatra ny tena tian'i xxx ahatongavana. Samy mi-gaigy @ internet ange izany ianareo roa é :roll: . Rehefa samy manao hadalana ( voire hagegena aza ) mitovy izao ihany dia tokony tsisy hifampiteny² resaka " confiance " sy tsy tokony hifanome ny 123 izany.
Ataovy klou izay ahatomombona tsara ny rehetra momba ny fianarana hataonao aty ivelany fa izany no alehanao aty fa tsy zavatra hafa. Ka raha ny fanaovana sipa no hanelingelina an'izany dia ajanony ny resaka sipa.
Raha tsy hoe niova indray angaha ny tanjonao hoe hiaraka @ ilay efa aty fa tsy " hianatra tsara ". Rehefa mazava sy fantatra tsara izay hatao dia mandeha ho azy ny ambiny.





ka tsy izany anie ry boobo, fa za talou hendry be taminy, nefa tsapako ankehitriny fa na dia nanaja azy tokoa aza aho t@zany d mbola nahasahy nanao ny hadalàny ihany izy, indray mandeha , indroa izy niadaladala toy izany dia mbola tanako ihany ny fanajàko azy tanteraka, fa amzao fahantelony izao dia tena mahatsiaro maty antoka be za ra d hanaja azy eo foana nefa za any ambadika ataony tsinontsinona! izay no nahatonga ahy nitady hafa koa satria tsapako ary tena convaincue aho fa tsy lafatra ny aminay sy izy, ary koa tena peine perdue ny ahy ra hanome ny tsara indrindra aty amiko rehetra nefa ny azy toa mofo tapany! asa raha azonao!
45. ni81 ( 31/07/2009 17:49)
ka sarotra be @ko ny miala aminy satria za mbola tena tia azy, ra tsy tiko tsony izy d marina ny teninao hoe miala dia vita fa tsy taritina lava be handreraka ny saina eo! ny tena pblm d za mbola tena tia azy
ka ianao kosa ange izany karazan'ilay olona mijaly vao maika tia e? :roll: Tokony tsy hitady hevitra hafa intsony fa tonga dia revena manja na dia tsy manja aza raha toa ka izany... :?
46. fijo ( 31/07/2009 20:40)
ka rehefa tia dia fikiro fa aza asian aolana izay ataony.
47. mixxmi ( 12/08/2009 08:57)
slt, bandy aho. Matetika loha ny bandydia miditra amin'ireny site de rencontre reny par curiosité fa ny sipan-dry efa lasa lavitra raha mieritreritra ny manao visu sy rencart. Raha mbola mpisipa nareo de tsara kokoa ny tsy miara mipetraka. Sady dry zany hoe andeha hibosy ka inona no anarahany an-dry? Sa hoe hanao jaloky fotsiny lery rehefa any?, mamboly voky tsy mamboly voky? Bandy tsy dia misy ianteherana ny fahitako azy (azafady raha manaratsy ny sipa-dry). Conseil kely:
1) vitao ny fianarana
2) Any indray mitady sao dia mba misy any
3) Ny rencontre sur le net tsy atokisana (manala azy ny ankamaroany)
48. vale ( 15/08/2009 16:50)
xxx: raha za ny teo à toeranao dia nialako izany bandy izany vao nisy fanindroany, hiandry nyfanitelony, faha-4,sy ny manaraka ve vao hoe ho tonga saina?? efa traikefa nihatra tmiko mantsy io, mbola tia oul iray izay aho enaf izy tena hitako fa tsy manisy respect envers notre relation, dia teny teny niaritra fona fa satria TIKO izy, fa endrasina izy hiova fe e!e!e! za @ izany mbola TIA fonafona, farany dia za irery ihany no nanampan-kevitra niala taminy, na di MBOLA tia azy aza. Soary nalahelo ihany aho nandritry ny fotoana maharitra, duex ans teoho eo, fa rehefa sendra olon-kafa aho dia adinoko tanteraka izy sy ny FITIAVAKO azy, ARY ni se féliciter ny TENAKO aho hoe SOA IHANY fa raha nijanona taminy teo za dia tsy ho sambatra, izao za lazaiko anjy fa tena SAMBATRA fa tojo oul TIA ahy sady TIKO ary saika nitovy2 @ histoire-njy oe oul efa fantatra talou sady mpinamana tamiko no tojo ahy zao, SADY EFA nifankafantatra toetra sy nifankalala taloha ka mande tsara ny fifankatiavana. Ny tiko ahatongàvana izany dia hoe: avelao any izy sy ny TSY fahamatorany (tsy sérieux), fa ilay iray efa miandry anao sy efa fantatrao taloha ekena mba hanamora ny fanadinoanao ny fitiavana azy. Tsy vitan'izany fa toa interessé be, sady tsy mahatoky anao enafa he izany ataony. Laisse tomber.Bonne chance pour la suite(hi!hi!hi! :wink: )
(l) :-* :-*
49. vale ( 15/08/2009 16:54)
PS: ilay oul TIKO taloha io koa tsy nampirafy ahy fa nitady ary tena nampijaly saina ahy, tsy tonga lafatra ny fahasambarako e! ho hitanao eo anie rehefa tojo izay TENA tia sy MANAJA indry e!!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4646