HO TSARA FAHATONGAVANA RY TIM BE FIALONANA NY VOLAMPANJAKANA
1. andrywui
(
14/04/2009 08:51)
Raha ela indindra de ny faran'ny volana izao defa hivoaka avy ny vola ho an'i Etat malgache avy amin France ,, efa manangasanga koa ny an Amerikana (civil) ,, fa eo ampikarakarana ttsy rehetra ny Fanjakana izao ka reto TIM mpanongampanjakana ireto de mijery fotsiny fa tsy miteny fa diso kajy fa aza be fialonanan fa ho tfavoaka ny firenena ,,,hiadana ny Malagasy ,, efa miadana aminio Vary mora fanapiana avy ao Vietnam io aloh a zao(((( 2.500fmg fotsiny ny kilao ooo!!! )))) fa mbola hiadana be iany amin volabe ho avy am faran'ny volana farafahatarany i M/car ,,!!! de ndana miainga any daholo ry Tim rehetr fa tsisy kajy !!!
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:36
2. xxx
(
14/04/2009 08:59)
Mitohy ny tolona,na mahazo vola i tgv na tsy mahazo vola i tgv dia tsy mijanona izao tolona izao.Avec 3000 partisan mahongana fitondrana lanim bahoaka a 54% ve lesy dia hanaiky izahy,
3. ravatorano
(
14/04/2009 09:10)
raha tsy ni"requisitionné-na ny vary 35 000 tonnes izay an'ny tiko dia asa fotsinyt aloha hoe taiza no mety nahitan'ny TGV vary tampoka teo.Izao zany vao miseho tsikelikely hoe taiza sy taiza avy ireo entana amidy mora ireo.
Asa aloha less razandry hoe vary fanampiana vietnam marina ve io ? za tena mametra panontaniana foana mantsy ? Ireo menaka kosa dia hita mibaribary ihany koa fa mbola ilay manaka nafaran dravalo ihany io mbola nogejaina io.Tsy azoko ange hoe maninona raha lazaina fotsiny ny marina amin io e d izay fa inn moa no olana na hamidiny 300 ariary aza ny litra fa ampahafiri'nny hetra izay lazain 'ny HAt halaina amin dravalo izany e !
raha nijery gazety midi androany aho dia hitako tao ny hoe" les caisses de l'etat presque à sec " !
dia tsy hay intsony e !

4. andrywui
(
14/04/2009 09:11)
mamoaha moa letsy anarana de hiresaka irery eto tsara isika roalahy aa !!!
ka ny anlah anie ry lety 8000 fa vatakitay fotsiny ee!! le tgv 1500fa be herimpo sy tena lehilahy daholo eee!! ny tena tsy reviko sy tsy maha tafa ahy hanaiky ho Tim ko de ty laisany manao fanavakavahan olona ty !! oe rehefa tgv de ambany tanana daholo (izany hoe ny merina mainty zany )) fa zahay Tim an ambony tanana (merina andrian sy fotsy zany) ary zany toetsainareo TIM ireo zany mihitsy no hanenjehako anareo whatramin farany fa mpihatsara ivelatsihy ,,, tsy mivavaka ,, mody mivavaka (?) ,, ratsy saina nefa samy malagasy ,,, racistes daholo ny TIM ,,,mpanavakavabolokoditra sy fihaviana

5. xxx
(
14/04/2009 09:18)
soa dia lasa trop koa ary ity kaozin'elahy ity ra wiwi,ny resaka fanavankavahana izany ny mpanao politika no tena mpanao an'io rehefa mahatsiaro tena very seza ry lerony,fa ny tena vahoaka malagasy tsy amin'izany mihitsy,nosy isika ka raha samy isika no miady ao dia oblizé elahy milomano vao tonga any komore. :-D :-D :-D
6. andrywui
(
14/04/2009 09:21)
nefa dia izany mihitsy no fanehoakevitra ataonareo tim ato matetika !! hitako anie reny fa tsy nixteny aloh zahay e:: !!
7. KALACK
(
14/04/2009 09:28)
hoy andrywui :
za v les ry pikatti n lazanla oe ra wui ? mpiakam les zay f ts mitov ,, f mitov tanjon eto d ny hampijoro an'i madagascar
,,,hiadana ny Malagasy efa miadana aminio Vary mora fanapiana avy ao Vietnam io aloh a zao(((( 2.500fmg fotsiny ny kilao ooo!!! )))) fa mbola hiadana be iany amin volabe ho avy am faran'ny volana farafahatarany i M/car !!! de ndana miainga any daholo ry Tim rehetr fa tsisy kajy !!!
za v les ry pikatti n lazanla oe ra wui ? mpiakam les zay f ts mitov ,, f mitov tanjon eto d ny hampijoro an'i madagascar
8. hery
(
14/04/2009 09:30)
Ho hita eo daholo izany ra-andrywui a.
Ho hita eo hoe hovoaloa ve ny karama 3 volana. Io ihany no tena hahitana azy.
Ny vola avy any Lafrantsa tsy dia hatokisako loatra satria na ny DOM-TOM aza sahirana ry zareo manome vola azy
fa dia ho hita eo e

9. xxx
(
14/04/2009 09:30)
Tsy tim officiel lesy izany,fa mba mety hoe hevitra perso angamba.Tim anie lesy antoko matanjaka iray manerana an'i mada fa tsy ao tana irery ihany e,ary ireo ambohijatovo ireo betsaka ny deputé avy any anindrana miteny ao
10. BOYSGOSS
(
14/04/2009 09:31)
andrywui:
Raha ela indindra de ny faran'ny volana izao defa hivoaka avy ny vola ho an'i Etat malgache avy amin France ,, efa manangasanga koa ny an Amerikana (civil) ,, fa eo ampikarakarana ttsy rehetra ny Fanjakana izao ka reto TIM mpanongampanjakana ireto de mijery fotsiny fa tsy miteny fa diso kajy fa aza be fialonanan fa ho tfavoaka ny firenena ,,,hiadana ny Malagasy ,, efa miadana aminio Vary mora fanapiana avy ao Vietnam io aloh a zao(((( 2.500fmg fotsiny ny kilao ooo!!! )))) fa mbola hiadana be iany amin volabe ho avy am faran'ny volana farafahatarany i M/car ,,!!! de ndana miainga any daholo ry Tim rehetr fa tsisy kajy !!!
:-D :-D :-D :-D
Efa manomboka ny ririnina sy mitsiry ny ahitra ka be no manofy sy lasa adala
Zany no tena hoe marary saina ary tene hita hoe ny any ambany no misaina fa t...fotsiny no mameno ny atidoha
11. KALACK
(
14/04/2009 09:35)
Rah maf be ar elà ry boysgoril de miakar kel ery soanierana ambony ery fa ampahitan ze tianlah elah
12. xxx
(
14/04/2009 09:37)
i tgv mitady anao be loha fotsiny eto,izany hoe 2ans izany aloha mbola ho enjana e,mbola ririnina ny andro dia efa krizy sahady ny vary,mbola hoavy ny fahavaratra e
13. Oay
(
14/04/2009 09:38)
ravatorano:
raha tsy ni"requisitionné-na ny vary 35 000 tonnes izay an'ny tiko dia asa fotsinyt aloha hoe taiza no mety nahitan'ny TGV vary tampoka teo.Izao zany vao miseho tsikelikely hoe taiza sy taiza avy ireo entana amidy mora ireo.
Asa aloha less razandry hoe vary fanampiana vietnam marina ve io ? za tena mametra panontaniana foana mantsy ? Ireo menaka kosa dia hita mibaribary ihany koa fa mbola ilay manaka nafaran dravalo ihany io mbola nogejaina io.Tsy azoko ange hoe maninona raha lazaina fotsiny ny marina amin io e d izay fa inn moa no olana na hamidiny 300 ariary aza ny litra fa ampahafiri'nny hetra izay lazain 'ny HAt halaina amin dravalo izany e !
raha nijery gazety midi androany aho dia hitako tao ny hoe" les caisses de l'etat presque à sec " !
dia tsy hay intsony e !
Ravatorano a! io d "Ilay voanemba nipitika anjorombala tsy very fa nifindra toerana é"
14. KALACK
(
14/04/2009 09:42)
Nifindr toeran any aminireo Tim reo zan le voanemb ka tokon jerena tsirairay an anaty lavatranon Tim any zan le voanemban dra Oay fa met mbol ho hita any fa ilain'ny fanjakana ,,, tsiriho ny conte ny ee ,,,zatr lalandririnnn ny Tim k n volampanjakan av no nopetahin tao ,, ao , fongory ny rats fanah ,,
15. xxx
(
14/04/2009 09:43)
IZAO DIA VERY MAINA FOTSINY NY VOLA 577MILLION D'EUROS 10EM FED ENTRE 2008 ET 2011,TSY VITAN'IZAY IHANY FA MBOLA BETSAKA TSY TAMBO ISAINA,TSY MAINTSY MIALA EO IO TGV
16. KALACK
(
14/04/2009 09:45)
Mivern ho az io ref mipirina ts maditr tson ny Tim ,, fa ny fotoan no mety mis fahataran n anomezany az ndray ,,fa mpetrah tsar alo zan n tim d mlam n tanann
17. Oay
(
14/04/2009 09:45)
KALACK:
Nifindr toeran any aminireo Tim reo zan le voanemb ka tokon jerena tsirairay an anaty lavatranon Tim any zan le voanemban dra Oay fa met mbol ho hita any fa ilain'ny fanjakana ,,, tsiriho ny conte ny ee ,,,zatr lalandririnnn ny Tim k n volampanjakan av no nopetahin tao ,, ao , fongory ny rats fanah ,,
o ry KALACK a, ny dikan'io fitenenana io d hoe:"ilay vary sy menaka na d Ravalomanana aza no nanafatra anazy ka ny HAT no mivarotra an'ilay izy d tsy misy olana izany satria ny vahoaka no mahazo tombotsoa @ ilay izy"
18. xxx
(
14/04/2009 09:51)
NY BLEM RY TGV TSY METY HIALA EO IZANY MIHITSY ARY TSY TE HIFAMPIRAHARAHA IZANY INTSONY KOA ,HENA ANTANA TSAKA VE HOY NY FITENY IZAY
19. KALACK
(
14/04/2009 09:58)
marn toko les ry xxxx fa iz toko ar ny firenen handrats laza ny fireneny hidibingo hanongampanjakan'ol hafa sy firenena haf zan ,,, rah ts hoe hitady commando sy mercenaires sy bandits sy...angah ,, fa rah mbol hitalaholaho eran firenen zan iz ts hidibingo amzay ny olon ,, ef be ary zao on firenennn handef vol mb ho fanampian n malagasy amlé volampanjakana tao nofaohin'n ravalo tao daol ren ko
20. Oay
(
14/04/2009 10:04)

Ka io zao ry zalahy samy exilés ny any frantsa sy any Swaziland efa manomboka mifampiresaka é!