HO TSARA FAHATONGAVANA RY TIM BE FIALONANA NY VOLAMPANJAKANA
21. BOYSGOSS
(
14/04/2009 10:08)
KALACK:
Rah maf be ar elà ry boysgoril de miakar kel ery soanierana ambony ery fa ampahitan ze tianlah elah
Ny hafatro @lah alou ry KALACK d zao, elah io le KALACK kilalao amidy eny @ petite vitesse rehefa krisimasy ary fatatro tsara bainin'lah fa Mr. BASY RANO ry baofin'lah Mme. BASY VAVA i bavin'lah Mlle. BASIN'ARIARIFITO.
Asaivo esorin'ny CAPSAT ny basy raha mafy b izy ary asaivo miakatra eny Ambohijatovo fa tsy zaza amam-behivavavy no hanaovany exercice fa hitako eo passe-ny rehefa tonga ny ny manana basy tahaka azy.
;-) ;-) ;-)
22. ravatorano
(
14/04/2009 10:10)
Oay < ny tiko lazaina dia izao fotsiny raha mbola entan'ny TIKO no "requisitionné"-n'ny HAt dia mba lazainy sy teneniny tsotra hoa tatsy Toamaasina io no nalaina tao amin'ny Port fa tsy hoe vao nanafatra vary sy menaka ny HAT hamonjena ny vahoaka.Izay fotsiny ihany satria izay ilay nolokalokana teny ankianja hoe hatao mazava sy madio ary ho fatabahoaka ny fitantanana sy ny fitondrana ny raharaham-pirenena .
Izay ihany sady amizay koa mba tsy hahafan'ny hafa miteny hoe tsy mena mivadika kay ry zalahy ireo ah !
Izay ihany sady amizay koa mba tsy hahafan'ny hafa miteny hoe tsy mena mivadika kay ry zalahy ireo ah !
23. KALACK
(
14/04/2009 10:13)
Iza le manann basy tahak azy les ry boysgoril ??? ts mis tgv miala zan tson ry papa f ambor n saina de rah ts mahatanty elah de miovà dinik any am Antson'ny fo ,,, artista sy hira .... bedeb azonlah atao sad milay xb daol ,, fa ra xn eto de Tgv no bomba eto
24. Oay
(
14/04/2009 10:17)
ravatorano:

"Ny marina rehetra tsy filaza" ary tsarovy fa politika no lalaovina!
25. andrywui
(
14/04/2009 10:17)
ANTSO AVO HO AN'NY TGV : aza mamaly fihantsiana ataon'ny TIM mihintsy isika fa toneo tsara foana ny fo !!!! aleo izy hamely na hiteny ratsy fa isika dia ny mijoro amin'ny fahamarinana foana !!!
26. Oay
(
14/04/2009 10:23)
andrywui:
ANTSO AVO HO AN'NY TGV : aza mamaly fihantsiana ataon'ny TIM mihintsy isika fa toneo tsara foana ny fo !!!! aleo izy hamely na hiteny ratsy fa isika dia ny mijoro amin'ny fahamarinana foana !!!
Ka ny mafana fo @ TIM ary tsy hita aloha hatreto klé!
Mety mbola mambotra fika miaraka @ Deba!
27. xxx
(
14/04/2009 10:25)
andrywui:
ANTSO AVO HO AN'NY TGV : aza mamaly fihantsiana ataon'ny TIM mihintsy isika fa toneo tsara foana ny fo !!!! aleo izy hamely na hiteny ratsy fa isika dia ny mijoro amin'ny fahamarinana foana !!!
:-D :-D :-D
28. andrywui
(
14/04/2009 10:32)
ANTSO AVO FAHAROA / valio teny mamy sy fitiavana zay manompa atsika ato !!! de omeo biz'oroka !!
30. andrywui
(
14/04/2009 10:37)
IZA ZANY ? a,gah za no omena biz'oroka fa ny Tim ze manompa anay sy miteny ratsy be ato !!otrandry Pikatti ,, boysgoss ...
34. xxx
(
14/04/2009 10:48)
za tsy pd ka andeha hifanoroka amilah letsy, na samy avy any antanana aza, tsy mitakosona aminy panohana ny fanonganam-panjakana :twisted:
38. xxx
(
14/04/2009 10:54)
za aloaha manao xxx fa tsy izao io e sady sa koa tsy manompa an'i wiwi, :roll: :roll: :roll:
39. xxx
(
14/04/2009 10:58)
bizzm-bo.. koa lety é ! Tssssss!!!! mfangaro @ rora feno rehoka :p :p :p
40. BOYSGOSS
(
14/04/2009 11:04)
KALACK:
Iza le manann basy tahak azy les ry boysgoril ??? ts mis tgv miala zan tson ry papa f ambor n saina de rah ts mahatanty elah de miovà dinik any am Antson'ny fo ,,, artista sy hira .... bedeb azonlah atao sad milay xb daol ,, fa ra xn eto de Tgv no bomba eto
:-D :-D :-D :-D
Calme papi sao latsaka pipi eo ah
ka na i TGV ary anie efa nahenany ny mandat eh, 24 mois hoy izy dia avy eo 19 mois d avy eo firy ??? miena ampitoerana less io ry bainina farany tsy misy tsony, fanjakana lany tsy misy saosy io de jerevo fa nampiakariny ny IGR aiza tsy hi-grevy ny mpiasa-mpajankana