HO TSARA FAHATONGAVANA RY TIM BE FIALONANA NY VOLAMPANJAKANA
41. xxx
(
14/04/2009 11:42)
tgv no bomba eto ozy ry zala
zany mitsy letsy e tgv no bomba alo hatramzao
ny Tim efa bomba taloha fa tsy nipoaka de very faty
an'ny tgv marina ny laka
zany mitsy letsy e tgv no bomba alo hatramzao
ny Tim efa bomba taloha fa tsy nipoaka de very faty
an'ny tgv marina ny laka
42. andrywui
(
14/04/2009 11:54)
tsotra fotsiny le antso ho atsika rehetra : mandoava hetra daol alo hanapiana ny vola hanodinana ny mach.admin. fa mùila vola ny fanjakana fa tsy naverindravalo le vola noingany tao amin tresor sy ny bank
43. xxx
(
14/04/2009 11:59)
antso avo hoany vahoaka malagasy, aza misy mandoha hetra aminio fanjakana tsy aradalàna io, ho very maina ny volantsika vahoaka satria ry zareo nanongapanjakana no nahazoany ny toerana
44. xxx
(
14/04/2009 12:03)
TSY MAINTSY MANDOA LETY RAHA TSY TE HO VOATIFITRA NY CAPSAT EO A DIDY JADONA BE ZANY MANDOAVA HETRA HAINGANA
45. andrywui
(
14/04/2009 12:06)
an an an !!! aleo mlamn ihany alou !! ny vola ho an'ny m/car de efa misy ny tonga sxy ny ho avy fa ny fanatsatsoana ataon Tim ato no de efa tsy rariny loatra
46. halloween
(
14/04/2009 13:17)
afaka hanana fanantenana ihany ny tgv amin'ny fitondrana firenena raha ohatra ka entiny amin'ny saina tena tony sy fahamarinana tokoa
47. ifiona
(
14/04/2009 13:23)
hallowen ==> ka ny fomba nangalany azy aza tsy t@ fomba mendrika sy marina , koa amin'ny fomba ahoana moa no hitondrany ny firenena amin'ny fomba madio sy mangaraharaha ary marina?
48. halloween
(
14/04/2009 13:27)
tsy mpaminany iska ry ifiona fa angaha moa nisy nahalala ity fomba tena nitondravalomanana ny firenena ity isika fa rehefa tena nandé anie ny taona vao hita fa tsy nandeha tamin'ny laoniny ny firenena fa nobodoin'olon tokana sy ny mpiakamakama daholo e
49. andrywui
(
14/04/2009 13:41)
marina zan r akama vao2 a!! slt les hallow !! natao dahol zao fampanatennn rehatr zao tam 2002 nef inonn ko no tanterak eo fa ny paosiny sy ny akamany marn no tototra tao !!!!
50. ifiona
(
14/04/2009 13:49)
wiwi! nen'lisany tgv ary mampanantena zavatra androany dia efa zavatra hafa sahady no hita ny ampitso!!
nilaza fa tsy mila an'izany sommet de L'UA zany, kanefa avy eo ndray dia hoe azontsika raisina ny sommet!
nilaza fa "ça ne nous dérange pas outre mesure" hoe tapaka ny fanampiana avy any ivelany, zao nefa mandohalika mangata-bola any amin'ny firenena vahiny!
olona miovaova be toy izany ve, sady tsy matotra fa manao ny fiainam-pirenena ho kilalao, no hametrahanareo ny fahatokisanareo?
marina fa tsy fantatra hoe ho toy ny ahoana ny fitantan'ny olona iray, fa kosa rehefa hita mibaribary izao ny fanombohany azy dia mba tokony mailo ihany e!
manjary toy ny hoe efa mahita zao fa zay kilalao rehetra omena an'ilay zaza dia potehiny nefa dia mbola omena azy ihany!

53. Oay
(
14/04/2009 14:30)
mion:
haingana ry wiwi fa batain'ny ol ny entana a
tsy lasa ny olona zany i ifiona fa izy sy andrywui ary bisous bisou fona eto knou!
54. fijo
(
14/04/2009 21:43)
ity HAT ity mitovy amin'ny bandy mikoty sipa de le be fampanantenana ireny.kay rehefa azo le sipa,ka vola hangalarina atsy,sy pataloha nendahina tery no hanoavana hampiesonana le sipa
55. xxx
(
14/04/2009 22:15)
fa ahoana ihany ity bisous be'ni ifiona sy wiwi ity e,saro piaro indray oay an mahaiza lesy mionina a :* :* :*
56. Garfield
(
15/04/2009 06:45)
Ary lisany r8iste mahita volana aloan biby daholo a,zavatra nofinofisina no tonga de forsena fotsiny ho tanteraka avy hatrany ka izao lasa diso kajy araka ny fomba fiteny marina :lol: ,lisany oa no efa zatra mitrongo vao homana t@ andron r8 fa izahay misaina tsy manaiky an izany mitsy,aleo mba samy hihinana daholo ny gasy rehetra fa tsy tsetsefan olon-tokana irery hahahahaha ,laingako zany e;aleo haverina @ ra8 i gasikara ka ho lasa hoe "TIKO LAND"hahaha;de aleo varotany @ ambongadiny daholo ny tanàna e,sa aona oz lisany ry ra8iste? okay ^:^
58. tsiafoi1
(
16/04/2009 12:36)
Andrywui a, tsara fahatongavana marina le vola vidin'ny Gasikara, namarotan'i Andry Rajoelina ny firenena iray manontolo t@'ny Frantsa a???
Tena kely loha mpivarotra tanindrazana mihitsy le TGV ka, de mbola nahavita nijoro teo anoloan'ny fasan'ny maherifo 1947 ihany ilay kely loha sy ireo mpiray petsapetsa aminy. Daewoo no nanenjehany ny Filoha Ravalomana, kay ny azy namidiny ambogadiny mihitsy ny Firenena!!!
Tsy ho ela de hivaly aminy io, fa mbola maro ireo taranaka Menalamba sy ny VVS tena tia tanindrazana.