Zanaka vavy

1. Mandefitra ( 04/11/2008 06:38)
Asa nareo raha naharaka ilay vonon olona teo Mahamasina : hay ny zanany faravavy sy ny sipany ihany no namono ireto RAR sy ny mpanampiny.
Ny zavatra tsikaritro koa dia rancuniere (manao otripo v?) be ny zanaka vavy, indrindra raha mahita hadisoana ataon'ny Ray aman-dreny.
Oh hoe raha fantany hoe niodina ny rainy oh dia tena halany tanteraka noho ny alahelony an-dreniny.
Ary matetika ny sipa hoe miteraka tsy manam bady na miaraka @ vadin olona ... dia saika sipa nahita fahalemena teo anivon'ny tokantranon RAR no manao izany ... enfin fandinihana tsotsotra ny ahy fa tsy voatery ho marina.

Ka inona no toro hevitra arosonareo mba hitazaina tsara ny sipa kely, mba hananany ny maha izy azy, fa tsy entim-po hanao zavatra tsy voahevitra rehefa mby @ hatanorany izy ... satria ny RAR dia olombelona koa, mety manana ny fahadisoany sy ny fahalemeny ....
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:57
2. Noue ( 04/11/2008 06:51)
Mandefitra:

Ary matetika ny sipa hoe miteraka tsy manam bady na miaraka @ vadin olona ... dia saika sipa nahita fahalemena teo anivon'ny tokantranon RAR no manao izany ... enfin fandinihana tsotsotra ny ahy fa tsy voatery ho marina.
tsy mino an'io aloha aho eeee ! mahafantatra sipa misimisy iany maniratsira ny RAD-ny nefa tena azo lazaina oe nanao zay azony natao rehetra izy ireo mba ahatafita ny zanany aaaa!

ny fiainana mahintsiny no hitako oe tena niova eeee ! nahoana koa moa no tsy hiova eee ? saingy tena mbola hafa ny taloha aaaa! sa ve izany no atao oe mivoatra ?????


3. Mandefitra ( 04/11/2008 06:59)
Ilay ho fandrosoana koa aloha manimba zavatra betsaka ... na mety tsy haintsika ny nandray azy hany ka nivaona tanteraka ny fitondran-tena
4. fahamarinana ( 04/11/2008 07:12)
:arrow: amiko manokana eo ny fivoarana fa tsy voatery hanaraka izay rahatoa hita fa tsy dia mety amin'ny tena,misy koa nefa mba nanaraka fivoarana noho ny tsy fahalalana na tsy fanitarana be loatra ny amin'izay ;misy fivoarana tsara dia ao koa ny ankolafiny ratsy.
Fa hiverina amin'ny diniky mandefitra aho :
Amiko manokana aloha dia tsy miavaka ny vavy na lahy raha samy resaka rancuniére satria toetran'ny tsi11 io dia na manana na tsy manana...Efa nahita tantara aho ,ny RAR manao ny ataony dia tratran'ilay zanaka dia nandà ary tsy nanaiky na dia efa tra-tehaka izao aza ity hadalana.Ka ahoana moa no tsy aha-romotra amin'izany ? Manao diso ekeko tokoa satria tsy misy lafatra e na iza na iza (afatsy iza moa mandefitra :wink: ) fa rehefa diso kosa dia miaiky tanteraka izany mba ahafahan'ny hafa miezaka manadino iny diso iny na miezaka mifandray aminao na mamela anao....
mandefitra:
Ary matetika ny sipa hoe miteraka tsy manam bady na miaraka @ vadin olona ... dia saika sipa nahita fahalemena teo anivon'ny tokantranon RAR no manao izany ... enfin fandinihana tsotsotra ny ahy fa tsy voatery ho marina.

:arrow: tsy fantatro na marina io voalazan'ny mandefitra io aloha fa amiko tsy dia tahaka izay daholo ny ankamaroany...ny miteraka tsy manambady ohatra dia misy choix ny an'ny sasany,misy koa diso fanantenana fa napetrapetrakareo lehilahy dia nanao choix koa hiteraka,misy zaza tsy nirina fa noho ny revy be loatra dia nisy...sns antony mety mitranga.Tsy voatery nisy ilay tranga satria nisy olana sy fahalemena teo amin'ny tokatranon'ny rar-ny.Amiko io an.
Ka inona no toro hevitra arosonareo mba hitazaina tsara ny sipa kely, mba hananany ny maha izy azy, fa tsy entim-po hanao zavatra tsy voahevitra rehefa mby @ hatanorany izy

:arrow:ka tsy voatery sipakely no niavian'ny olana anie mandefitra e raha tanty ka solafaka izy fa misy andraikitrareo lehilahy koa...fa tsy hoe sipa foana no bedy sy ratsy ary maditra fa izy roa tonta mihintsy raha atao ny fandinihana.
Zà manokana dia mahita fa efa sarotra ny mitaiza indrindra isika aty ampita.Be ny mety aharevo sy hanintona ny zaza,eny na isika olon-dehibe aza indraindray mbola manaonao foana nefa natao hoe efa niaina sy afaka misaina bebe kokoa.Tsy mananjanaka vavy aho fa na lahy aza efa sahirana koa ny tena.(l)
5. sakaizakely ( 04/11/2008 09:23)
Ny zavatra tsikaritro koa dia rancuniere (manao otripo v?) be ny zanaka vavy,


zao amiko no atao hoe préjugé à 2 balles

tsy misy hoe ny lahy zao de ny vavy zao, fa ny zavatra niainan'ny tsirairay hatram fahazazany, ny fitaizana azy, ny zavatra manodidina azy no mitondra ny fiainana. Raha zaza tsy nampianarina tsy hitana lolompo dia izay no entiny anaovany ny fiainainy

Fa ny resaka vonoan'oul kosa tsy misy oul prédisposé génétiquement hanao an'izany, surtout pas lhl na vhv. Ny vécu-n'ilay oul no manosika azy hanao an zany

Araky ny tranga rehetra hita hatram zay dia ny oul niaina sy nobeazina tam herisetra dia mampihatra ny herisetra niainany. Ireny tueur en série ireny dia niaina tamina violence sy maltraitance tam RaR fahakeliny. Matoa misy oul tsy manana antra mahavita manala ain'oul nkafa dia minoa ianao fa niaina tam zany koa izy

Ka inona no toro hevitra arosonareo mba hitazaina tsara ny sipa kely,

re préjugé à 2 balles :-@ :-@

fahamarinana:
misy andraikitrareo lehilahy koa...

Voilàààààààààà =D> =D> =D> =D> =D> =D>
ny anareo lhl koa no asio fandinihana

ny fitaizana zaza dia iarahana mandanjalanja sy ifampizaràna mitovy eo @ mpivady, fa raha mbola ny cliché "ny lahy no lohan'ny vavy" no ampanjakana ao antokatrano de tsy mahagaga raha mbola hibolila hatrany ny fiainan'ireo taranaka, na lahy na vavy

fahamarinana>
sarotra ny mitaiza indrindra isika aty ampita


na eto na any, inoako fa tsy mora ny mitaiza
ny mahafaly fotsiny dia tsy machiste otran'ny any amintsika aty fa mivoatra @ tsara dia équilibré tsara ny fiainan'ny ankizy
ny fivoarana amiko dia ny fahafahana manitatra ny fahalalàna mikasika ny fitaizana, ny psikolojian'ny zaza manohana ny épanouissement-ny fa tsy mionona @ fehy lava sy didy jadona :-P
6. Mandefitra ( 04/11/2008 09:41)
ka zay indrindra no nampidirako ilay sujet ato @ vehivavy, ny trai kefanareo momba ny fitaizana zazavavy no tena tadiaviko ... na zay hitanareo nety sy tsy nety t@ fitazaizana anareo teo @ RAR nareo ka.
Ndeha hatao hoe tsy rancuniere ndray aza fa manao zavatra tsy ampiheverana refa misy zavatra mampalahelo na mahatofoka ataon ny RAR na ny manodidina e.
7. fahamarinana ( 04/11/2008 09:59)
:arrow: ny an'ny mandefitra koa ! dia mbola vehivavy koa ve zao no manao zvtr tsy ampiheverana ohatr'izay..aoka r'ise marina ! k'efa hoe tsika aby : na lahy na vavy...
sakaizakely :ié,ilay machisme zay tokoa aloha dia tena mbola misy any amintsika e.(l)
8. sakaizakely ( 04/11/2008 10:42)
manao zavatra tsy ampiheverana refa misy zavatra mampalahelo na mahatofoka ataon ny RAR na ny manodidina e.


Mandefitra>

ohatra fotsiny an

ity lhl iray mamolava, ny fisindan'ny toaka no ela dia mitohoka tavoahangy indray ...
mivarilavo antatatra, manala baraka tena, ny fianakaviana tsizarizary fa laniny @ toaka daholo ny vola tokony ho sakafon'ireto zanaka, tsy vitan'izany fa tonga ao antrano de mbola mitady rano mafana ihany, saingy tsy misy hoy ny vavy, de ataon le mamolahy maty daroka ramatoa fa tsy mety manome toaka azy hono

fanontaniana : iza amin'izy roa no manao fihetsika tsy ampiheverana ? Vokatry ny fiheverana sy fandalinantsaina ve ny fisotroana ? Ilay vhv zany ve maivandoha satria miaritra ilay vady oatry lava ? Inona no tokony ataon'ilay vhv ary eto ? Mba tolory hevitra avy aminareo lhl mpanao zavatra ampiheverana :°) :°) :°) :°)
9. sakaizakely ( 04/11/2008 10:43)
fahamarinana> ;-) ;-) ;-) ;-)
10. Mandefitra ( 04/11/2008 10:52)
e zany izy hoe alikaolika ry sakaizakely ... diso be lery ka.
Fa ny tiako ho lazaina @ hoe tsy ampiheverena de ilay hoe ny fo no mibaiko fa tsy ny saina .... be sentiments mo zany ty filaza azy.
11. fahamarinana ( 04/11/2008 11:06)
:arrow: eny e,misy ny fo no mibaiko aloha fa avy eo misaina.Ny mahasamihafa ny lahy sy vavy dia ny vavy mahay mireconnaitre rehefa diso fa ny lahy tonga dia be style be...Na tonga dia fainga-tanana mampiseho hery sy tsy mety diso mihintsy.Na mody fanina tsotra izao e.
Jereo tsara fa hisy lahy bobaka be izao ho avy hamely ahy eto anie e!! :-D ,fa mandrangitra any mandefitra fontsiny aho ry zalahy eto a!!
Fa resaka fa ny ahy manokana aloha sy ahazoako tsiny mazana dia io baikon'ny fo io indrindra moa ka hitako rariny tanteraka ny hitenenako...na iza eo,eny na rar aza ka diso be tsy miaiky nefa be morales dia tsy tafajanona fa analako ny foko aloha.Faly ery zao mandefitra fa izaho no tiany hambara eo.. :-P (l)
12. sakaizakely ( 04/11/2008 11:48)
tsy midika velively fa tsy ampiheverana ny maha olon'ny fo ny vhv, mihevitra @ fony izy, zany hoe mihevitra ihany, ka tsy azo atao fa tsy mihevitra

saingy io koa dia mbola salan'isa ihany, fa tsy ny vhv rehetra
toy ny ilazako hoe tsy ny lhl rehetra no gaigy, misy ihany koa ireo lhl misaina @ atidoha fa tsy ambanin'ny fehikibo ohatra
ny tiako ahatongavana dia izao, tsy tranga iray hitanao no ahazahoanao alalana hiteny fa mpihevitra ampo daholo ny vhv, eny fa na hoe izay aza ve no hitanao manodidina anao, antapitrisany maro ny oul eto antany ka raha mahita ny atsasany amin'izy ireo ianao vao afaka manao ccl fa tsy oul zato hitanao no anatsoahanao hevidiso fa ny vhv tahakzao de zahay lhl tahak zao

misy fotoana ny fo no mibaiko oul iray, eny fa na dia lhl aza, misy fotoana dia ny saina no mitondra azy, tsy misy idiran'ny maha vhv sy maha lhl izany

ny trai kefanareo momba ny fitaizana zazavavy no tena tadiaviko ...


ny ahy manokana dia tsy asiako fahasamihafany ny fitaizana lahy sy vavy. Rehefa manao raharaha dia miara-manao daholo fa tsy misy mametraka tongotra eo ambony latabatra mandrapahavitany ohatra
Rehefa miala voly dia miaraka daholo koa fa tsy misy mamafa trano mandritr'izay
Samy manana fiarakely na lahy na vavy
samy manana saribakoly
samy manao taozavatra
samy mikitikitika tournevis sy bilao

zany oe tsy misy domaines natokana ho an'ny lahy na ny vavy,

ny mahasamihafa azy mianadahy avy dia ny lahy irery no tsy ampanaoviko zipo sy makiazy

mitovy zo mitovy anjara na lahy na vavy fa tsy natao hanompo fotsiny ny vhv, aiza no tsy ho lotika ny sasany rehefa ela ny ela ka mahavanondoza :{ :{ :{ :{ :{ :{
13. fahamarinana ( 04/11/2008 11:54)
sakaiza:
ny mahasamihafa azy mianadahy avy dia ny lahy irery no tsy ampanaoviko zipo sy makiazy

:arrow: :-D :-D koa ilay fitondran'ny sakaiza ilay hevitra.Fa nisy emission hitako tsy ela izay tamin'ny 100% mag (m6) fa tena manao zipo ilay zalahy,tsy ecossais ilay olona fa tena zipo mihintsy izany no tiany.Hummm,somary nahatalajona ihany fa rehefa zatra ny maso angaha no asa ? Azafady fa hs kely monja iny.(l)
14. sakaizakely ( 04/11/2008 12:13)
ho fanampiko azy, ato antranoko tsy misy oul natao hotompoina sy ho botoina, ny zokiny tsy tompoinjandry, ny rar tsy natao handidy jadona miandry tompoina, ny lahy tsy lohan'ny vavy
iarahamandray ny fanapahakevitra, iresahana foana ny ankizy (fa tsy ierana)
raha misy zavatra tsy hay ka ilàna oul de mangataka manao azafady, principe tsotra fotsiny no ampihariko
tsy zay no nitaizana ahy nefa izay no tiako itaizana anjanako
raha ny nitaizana ahy no nampihariko dia ho krizy lava ny tokantranoko :x :x :x :x
15. sakaizakely ( 04/11/2008 12:14)
fahamarinana :-D :-D :-D :-D
ka ataoko ahoana, tokony ampanaovina zipo ve lery ? ;-) ;-) ;-) ;-)
16. fahamarinana ( 04/11/2008 12:16)
:arrow: =)) aoka marina ! (l)
17. ni81 ( 04/11/2008 12:17)
ho fanampiko azy, ato antranoko tsy misy oul natao hotompoina sy ho botoina
io no tena tokony ho tsapan'ny tsirairay, fa isika mantsy indraindray (indrindra ry zareo lehilahy) dia manana ilay toetra zatra tompoina... :(
18. fahamarinana ( 04/11/2008 12:22)
:arrow: hummm,matin'ny mandefitra eto androany marina,resaka vehivavy ka lasa nivadika lehilahy beuhh zao. :-D (l)
19. peta83 ( 04/11/2008 12:56)
tena matsiravina mitsy ny zavatra otr'zao, fa na izany aza tsy tokony hilaza tsika hoe ref lhl d zao ref vhv d zao.Fa ref ts mis tsony le raisonement izay mapiavaka atsika oulbelona @ biby d lasa mitovy @ biby tsika, fa io na otran ny aona na aona no nampianarintsika t@ zanatsika ref lehibe izy misaina @ze tiny isainana.Fa zao fotsiny e,tezaho @ fivavahana fona ny zaza @ zay izy mahalala matahotra an'Atra.
20. xxx ( 04/11/2008 13:11)
Mino aho fa ny ray aman-dreny, na taloha na ankehitriny, dia samy mitady izay hahatonga lafatra ny tokatrano sy ny ankizy . Tsy misy mihintsy ray aman-dreny nitady izay haharatsy ny tao an-trano fa izay no noeritreretiny fa nety kanjo tsy izay no nety

Tsy misy formule universelle ihany koa ho an'ny fitaizana zaza fa dia hita araka ny fotoana sy ny circonstances eny

Mety misy foana ny mibirioka na dia nanao izay azo natao aza ny ray aman-dreny

Izaho manokana aloha tsy hiteny en public eto toy ny namana sasany hoe

raha ny nitaizana ahy no nampihariko dia ho krizy lava ny tokantranoko

satria mino aho fa izay mba hahasoa ahy no noheveriny sy nokatsahiny saingy tsy nifanitsy t@ izay nandrasàko angamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4002