Zanaka vavy

21. Noue ( 04/11/2008 13:35)
xxx:

satria mino aho fa izay mba hahasoa ahy no noheveriny sy nokatsahiny saingy tsy nifanitsy t@ izay nandrasàko angamba
tena marina io aaaaaa ! ekena tanteraka eeeee ! dia ahy indray no miheritreritra sy mandanjalanja ny ho avin'ny zanako aaa !


22. sipagasy ( 04/11/2008 14:13)
tsy misy ray aman-dreny manolo-bato mafana ny zanany e! ary ny zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsan-kazo, io mazava fa na tsy rotsan-kazo aza dia mety ho teny avoaky ny vava ihany koa, izany hoe tsy misy fotsy rora miteny raha mbola resaka fanabeazana no atao e!!!!!.....
23. xxx ( 04/11/2008 15:20)
hiverenako aloha lé famonona satria d nampalahelo ny miheritreritra azy,raha nisakana ny tsy hiharahany izy roa ny RAD ka na mafy toy ninona aza ny fitiavana tsy tokony hisy vonon'olona sady @ zay RAD niteraka, d tena tsy haiko zay tao an-tsainy lé zanaka vavy ka sahy namono lé RADny, volaza mantsy fa lé sipa no nanindrona antsy voalohany lé reniny mbola tsy maty tsara lé reniny fa mbola nahateny hoe za tsy misakana ny fiarahanareo sns,avy eo niditra lé bandy nanapitra ny ainy,d novonona koa lé mpanampy fa hoe temoin,lé rainy mbola tsy niditra tao an-trano,nendrasan'izy reo ny fidirany ka d novitainy koa! faty telo no nitsitra tao an-trano, d mba ahoana ny tao an-tsainy lé sipa hoe RADko reto,mahita ny fatiny! tena tsy haiko zany lé fisainana é!
24. sakaizakely ( 04/11/2008 16:18)
xxx:

Izaho manokana aloha tsy hiteny en public eto toy ny namana sasany hoe

raha ny nitaizana ahy no nampihariko dia ho krizy lava ny tokantranoko





namana sasany angah :-D :-D :-D :-D
tsy mpinamana akory isika e ;-)
za manana ny principe-ko ary tsy mahamenatra ahy ny miteny azy en public
tsy mahamenatra ahy koa ny miteny hoe misy tsy mifanaraka @ bon sens tsotra izao ny fomba fitaizana fahiny ka tsy averiko @ ahy, na ankehitriny aza mbola misy mizizo arabakiteny hampiasa rotsakazo ihany @ fitaizana :roll: :roll: :roll:
tsy mahamenatra ahy koa ny manameloka imaso imaso ny fampiasana herisetra aminjaza, na felaka, na daka, na sazy toy ny mandohalika na manidy zaza anaty maizina sns...

fomba fiteny daholo ny hoe zaza tiana tsy tsitsiana ratsankazo, tsisy RaD anolobato mafana ny zanany, nefa tsy azo odiantsy hita koa ny vokadratsiny na dia noheverina fa hitondra ny soa aza
ka dia an'ny tsirairay no mieritreritra raha mahafinaritra ny sainy sy ny fony ny hikasintanana zazamenavava tsy mitovy hery @ tenany dia tohizo fa tsara =D> =D> =D> =D>

Tokony mandinintena ihany ny RAD sasany indrindra ireo mpanao didy jadona sy miafina ambadiky ny maha X-ana dia mihevitena ho masimandidy
Fa matoa misy helopo sy fankahalàna miafara @ fanalàna ain'oul de mety ho accumulation tranga tsy zakan'ny fo efa hatram ela koa
Zany akory tsy mi excuser an'ilay geste fatal fa natao hieritreretana oe hatraiza marina ny fanjakazakan'ny RaD ka mahatonga zavadoza toy izao :roll: :roll: :roll: :roll:
25. vale ( 04/11/2008 16:41)
xxx:

hiverenako aloha lé famonona satria d nampalahelo ny miheritreritra azy,raha nisakana ny tsy hiharahany izy roa ny RAD ka na mafy toy ninona aza ny fitiavana tsy tokony hisy vonon'olona sady @ zay RAD niteraka, d tena tsy haiko zay tao an-tsainy lé zanaka vavy ka sahy namono lé RADny, volaza mantsy fa lé sipa no nanindrona antsy voalohany lé reniny mbola tsy maty tsara lé reniny fa mbola nahateny hoe za tsy misakana ny fiarahanareo sns,avy eo niditra lé bandy nanapitra ny ainy,d novonona koa lé mpanampy fa hoe temoin,lé rainy mbola tsy niditra tao an-trano,nendrasan'izy reo ny fidirany ka d novitainy koa! faty telo no nitsitra tao an-trano, d mba ahoana ny tao an-tsainy lé sipa hoe RADko reto,mahita ny fatiny! tena tsy haiko zany lé fisainana é!

zavatra mateti-pitranga aty ivelany io tranga iray io. ny antony angamba dia tsy ampy ny affection nomena ilay zaza, ka raisiny toy ny oul mitaiza azy ftsn ireo RR, ohatra iray mahatsara ny zaza ampinonoana hono fa mandritra iny fotoana minono iny ny zaza dia mahatsapa affection beee avy @ reniny. Aty anefa noho ny asa aman-draharaha isankarazany dia biberon no asolo izany.
Faharoa antony mety hahatonga ny ankizy hanana sang froid na dia @ RR aza, ny fanomezana liberté azy be loatra, ka indraindray mivaona any @ tsy tokony ho izy izany. Hany ka tsy mahagaga raha be ny zanaka mamono ny RR. Fa ity voalazanareo ity indray anefa tranga any amintsika, ka asa re, mety hoe voa-influencé ny vaovao avy aty ivelany ve ireo zanaka nanao ilay fihetsika, sa dia noho ireo antony voalazanareo ireo?!

:-w :idea: :?:
26. ni81 ( 04/11/2008 18:54)
Ity io resaka nolazain'i Mandefitra io kay!

Triple meurtre à Mahamasina. Un amour défendu serait à l’origine de la tuerie où le docteur Randriamihajamanana, sa femme et leur femme de ménage ont péri.

Sandratra et Mamy incarcérés à Antanimora
Anosy était hier, noir de monde. Les gens sont venus en nombre pour voir et entendre. Voir à qui ressemblent ces auteurs de parricide. Entendre pourquoi et comment ils ont agi et procédé à de tels actes.
Point de presse. On connaît maintenant tout, enfin presque, sur le triple meurtre de septembre dernier à Mahamasina, une première dans l’histoire de ce quartier. Les auteurs sont passés aux aveux, (voir notre article d’hier). La tuerie a bien eu lieu le vendredi 18 septembre et non le lendemain samedi comme il a été indiqué auparavant. Le mobile du crime, une histoire d’amour défendu, selon le chef de la police judiciaire, Albert Rakotondravao, qui a tenu un point de presse - riche en précisions - dans son bureau à Anosy.
Les faits. Mamy et Sandratra se connaissent depuis environ deux ans. Le premier, musicien, a 20 ans. La seconde, étudiante en 5e année en médecine, en a 24. Entre les deux, c’est l’amour avec un grand A. Sauf qu’ils sont confrontés à un problème de taille : leur union est impossible. Selon les témoignages des voisins, Mamy raccompagne souvent son amie à Mahamasina sans pour autant avoir accès au domicile de cette dernière. Une situation qui a duré des mois. Jeudi 17 septembre 2008, et selon le responsable de la police, Sandratra a pu faire entrer son amoureux chez elle, dans sa chambre à l’insu de ses parents. Ils y ont passé la nuit. Vendredi, la mère de Sandratra a remarqué un comportement assez bizarre chez sa fille. Sandratra ne prend plus son repas avec les membres de sa famille, préférant dîner dans sa chambre. Vendredi, le jour du meurtre, la maîtresse de maison a fait la remarque à sa fille. Et selon toujours les informations données à Anosy, hier, une violente dispute a eu lieu entre elles. Entre temps, les deux amoureux n’ont pas trouvé de solution pour faire sortir Mamy en cachette. Et c’est à cet instant que l’ultime décision aurait été prise : celle d’éliminer physiquement les personnes gênantes.
Après reconstitution et selon les aveux recueillis par la police, ce serait la fille qui a agi en premier en poignardant sa mère – en train de regarder la télé – avec un couteau de cuisine. Elle n’était pas morte sur le coup et a pu lancer un appel au secours. Sandratra a également avisé son ami qui se serait précipité dans la chambre avec un couteau et une bouteille de coca à la main. On peut imaginer la…suite. La vieille bonne de 74 ans était accourue en entendant l’appel de sa maîtresse. Un témoin gênant qu’il faut également éliminer. Et le même sort a été réservé au docteur Randriamihajamanana qui n’était rentré qu’à 18 heures 45.
Après avoir camouflé le meurtre en cambriolage, Sandratra et Mamy ont quitté les lieux en emportant 100 g de bijoux en or qu’ils ont vendus à Fianarantsoa avant de rejoindre Mananjary. Ils n’étaient donc plus à Mahamasina la nuit du vendredi. Et selon toujours les informations, le couple a passé la nuit dans le domicile des parents de Mamy. Le lendemain samedi, ce dernier a raccompagné son amie à Mahamasina vers 7 heures du matin. Et c’était la découverte du massacre.
Déférés au Parquet hier, ils sont placés sous mandat de dépôt à Antanimora.

r.s.


:(
27. fahamarinana ( 05/11/2008 05:51)
:arrow: Misaotra any ni tamin'ny fanampim-panazavana.Tena grave be ilay tranga...mampalahelo !:( (l)
28. xxx ( 05/11/2008 09:10)
sakaizakely:




namana sasany angah :-D :-D :-D :-D
tsy mpinamana akory isika e ;-)
za manana ny principe-ko ary tsy mahamenatra ahy ny miteny azy en public
tsy mahamenatra ahy koa ny miteny hoe misy tsy mifanaraka @ bon sens tsotra izao ny fomba fitaizana fahiny ka tsy averiko @ ahy, na ankehitriny aza mbola misy mizizo arabakiteny hampiasa rotsakazo ihany @ fitaizana :roll: :roll: :roll:
tsy mahamenatra ahy koa ny manameloka imaso imaso ny fampiasana herisetra aminjaza, na felaka, na daka, na sazy toy ny mandohalika na manidy zaza anaty maizina sns...

fomba fiteny daholo ny hoe zaza tiana tsy tsitsiana ratsankazo, tsisy RaD anolobato mafana ny zanany, nefa tsy azo odiantsy hita koa ny vokadratsiny na dia noheverina fa hitondra ny soa aza
ka dia an'ny tsirairay no mieritreritra raha mahafinaritra ny sainy sy ny fony ny hikasintanana zazamenavava tsy mitovy hery @ tenany dia tohizo fa tsara =D> =D> =D> =D>

Tokony mandinintena ihany ny RAD sasany indrindra ireo mpanao didy jadona sy miafina ambadiky ny maha X-ana dia mihevitena ho masimandidy
Fa matoa misy helopo sy fankahalàna miafara @ fanalàna ain'oul de mety ho accumulation tranga tsy zakan'ny fo efa hatram ela koa
Zany akory tsy mi excuser an'ilay geste fatal fa natao hieritreretana oe hatraiza marina ny fanjakazakan'ny RaD ka mahatonga zavadoza toy izao :roll: :roll: :roll: :roll:


Izay adala no toa an-drainy hoy ny Ntaolo, normal tsara ianao raha mitady tsara kokoa ho an'ny tokatranonao miohatra @ izay niainanao. Saingy amiko tsy tsara velively ny manabaty ny ray aman-dreny nahitana masoandro. Aza atao vato atsindry ahazana hoy ny Ntaolo . Mba nisy nahasoa anao ihany izay nataony anao fa diniho tsara

Tsy nitrebona avy @ tany ireny fandinihana nataon'ny psychologues sy mpanoratra ivavahantsika @ fitaizana ireny (Dolto et Cie) fa fandinihana avy @ izay nisy, tsy maintsy mandeha @ izay ny fivoarana sy fandrosoana, par l'expérience. Raha tsy nisy nokapohina t@ rotsa-kazo dia tsy azo an-tsaina ny mety ho vokany dia tsy afaka nanoratra boky ireny olona ireny. Dommage mais c'est comme çà

Samia velon'aina hahita ny farany, afaka 20 taona any ho any na miohatra dia hiteny ireo zanako ireo hoe "mba tsy tiako koa ny nitaizan'i neny ahy". Miteraha mba hahita hoy ny Ntaolo e

Ahoana no ahafahantsika mitsara fa tsy mandinika ny ray aman-dreny sasany ?

Tsy ny méthode lazainao no tsy mifanandrify amiko fa ny non reconnaissance envers les parents

Tsarà avy
29. sakaizakely ( 05/11/2008 09:34)
tsy tsara velively ny manabaty ny ray aman-dreny nahitana masoandro


fa aiza no misy manabaty madama a ?
zay né no mahavoa anareo ary mbola lesoka goavana ny fanarenana ilay toetsaina tsy mahatanty tsikera. Sa ianao no faratampony tapitrohatra ka tsy azo tsikeraina. Amiko dia falalahantsaina mitarika fandrosoana ny fanekena tsikera, miaiky ny tsy mety dia miezaka mikaroka izay mahomby. Nahoana ny ankizy no tsy omena zo mba hiteny izay tsiny hitany ? Mihidy be izany fihevitra izany...

Amiko aloha de tsoriko publikment fa manana zo hiteny ny ao ampony ny ankizy, le droit à l'expression tompoko ô. Tsy hainao ve izany ? Tsy mahamenatra ahy ny miteny izany, raha mahatsapa ilay ankizy fa misy tsy mety, na dia hoe fanontaniana tsotra fotsiny ilany fanazavana aza mba hananany compréhension betsaka kokoa, fa tsy atao didy jadona sy kabary tsy valiana ny fitaizana, ary lesoka hitako tam fitaizana fahiny izany. Ary ato amiko dia malalaka ny ankizy hiteny sy hametraka fanontaniana, indrindra raha mahatsapa fa misy tsy rariny dia omeko zo malalaka izy hilaza izany, die ezahiko ny manitsy raha misy tsy mety nataoko taminy, nefa tsy hadinoko velively fa izaho no mitondra azy ireo @ RARINY.

Raha tsy avela hiteny ze mba ao ampony ny oul de hitohy ny fitaizana anatin'ny maizina ary mbola ho be ny ankizy hiaran'ny herisetra sy didy jadona, izay mbola averiko fa tsy ilaina fa vao maika mitondra vokadratsy aza. Fa ataovy raha izay no mahafalifaly ny fonao ka :-D
Ho hitanao koa ny valinizany afaka taona vitsivitsy

Samia velon'aina hahita ny farany, afaka 20 taona any ho any na miohatra dia hiteny ireo zanako ireo hoe "mba tsy tiako koa ny nitaizan'i neny ahy".


hiandry 20 taona ve ? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
za ndray tsy hiandry 20 taona vao hamela anjanako hiteny ze ao ampony fa zao ihany izy de manana zo sy fahalalahana hilaza izany

samy mandray ze tiany mikasika ny fanabeazana fa tsy Dolto irery akory no azo akana lesona, raha tsy tianao de apetraho e :-P tsy ifanerena akory
30. sakaizakely ( 05/11/2008 09:40)
ni81> misaotra tam lay lahatsoratra

ary samy hafa ny tatitry Mandefitra sy ny voasoratra. Eto izany ilay telefona gasy , mihitatra de mihitatra ny resaka :oops:

Tsy dia ilay tsy fankasitrahan'ny RaD t@ fiarahan'izy roa no tena fototry ny famonoana fa ry zareo tsy nahita fika amoahana ilay lhl, de zay oun zany ny hevitra takatry ny lohan'izy roa

Naninn nefa zao raha nanao mafiloha nivoaka tsotra zao :{ :{ :{ :{ :{

Ka tahotra zany no tena namonoany andreniny fa tsy ilay révolte loatra :? fa ny mahagaga dia tena nataony hatr@ farany ilay fihetsika ? :roll: :roll: :roll: :roll:

Tsara ho fantatra hoe mba ahoana re ny atmosfera mpiainan'ny mpianakavy no mahavanondoza ny zanaka ? raha oul akaiky fo sy matoky RaD tsy ho nahavita an'zao :cry: :cry: :cry: :cry:
31. fahamarinana ( 05/11/2008 10:01)
sakaiza:
Tsara ho fantatra hoe mba ahoana re ny atmosfera mpiainan'ny mpianakavy no mahavanondoza ny zanaka ?

:arrow:mba manontany tena koa aho..tena talanjona be mahita ny zava-bita ankehitriny.... =(( fa tsy(l) intsony ny famaranana...
32. sipagasy ( 05/11/2008 11:21)
izy 2 nahavanon-doza ihany no ho afaka hamaly ny fanontaniana mipetraka!!!!! fa rehefa tratran'ny hoe NON ny ankizy dia tsy maintsy mitady hevitra hamadihana ny NON ho OUI.. dia izao no vokany.....

Matoa nisakana ny fiarahan'izy 2 ny ray aman-drenin-drakalakely dia misy antony ao.... musicien amin'izy ireo ohatra hoe, asa tsy mahavelom-bady izany na tsy haiko e!!! eritreritra ny ahy iny, iza koa mahita raha nisy hoe resaka firazanana ihany koa tao sns e!!!! betsaka ny mety ho tsy naneken'ny ray aman-drenindrakalakely ny fiarahan'izy 2.........

Fa amiko aloha raha izaho no mpitsara dia tonga dia perpety mandra-maty ny sazin'izy 2 e!
33. xxx ( 05/11/2008 15:13)
nininona fisakanana ataony RAD na mety ny tenenin'ireo RAD na tsia tsy tokony hisy famonoana, azonao atoa fotsiny anie ny miala trano misy ny RADnao d mande @ zay tinao aleha enao betsaka ny manao an'izay, ny nahagaga kely d lé sipa d azo atao hoe olona manan-tsaina ihany satria d mianatra eny @ ambaratonga ambony 5em annee en medecine,nanaraka ny diany rainy izy nefa d vitany ny namono azy reo,zany hoe mba nampianatra sy nanao ny mety ihany reo RAD nefa raha zao ny valiny d hoy za hoe tsy rariny!
34. ikaretsaka ( 05/11/2008 15:53)
hitanareo ve ..i rasoanantenaina....ho'zy ilay hira izay
35. sipagasy ( 05/11/2008 17:30)
hoe aza rarana ny ankizy raha hanambady veh ry ikaverou hihihi koa raha hitako tsy Hahasoa ny zanako kosa aloha dia NON ny valiny e!!!!
36. ikaretsaka ( 05/11/2008 18:37)
le tritriva 2 na mahamasina 2 no hiafarany ko
37. xxx ( 05/11/2008 18:43)
ka zay foana eo @ fiainana ny RAD dia mihezaka hatrany zay hahasoa ny zanany fa lé zanaka indraindray no tsy miheritreritra sy mandinika!
38. sakaizakely ( 05/11/2008 20:39)
ka zay foana eo @ fiainana ny RAD dia mihezaka hatrany zay hahasoa ny zanany fa lé zanaka indraindray no tsy miheritreritra sy mandinika!


zay mihitsy

tsy mba diso na oviana na oviana ny RaD fa ny zanaka foana no omentsiny rehefa tsy manjary ny fandehanjavatra. Trop facile :-PT sy misy remise en question fa de midrikimbel @ heviny foana ny lehibe

Tsy mahagaga raha misy incompréhension miafara am zavadoza ndrai² mbola tsy tonga saina ihany

Aleo tokoa hanao Rabeniomby sy Ravolahanta ny ankizy rehefa tsy manaraka ny sitrapon'ny oul ndehibe ve ? fa ny hiezaka hi comprendre ny taranaka jamais :roll: :roll: :roll: :roll:

=D> =D> =D> =D>
39. Mandefitra ( 06/11/2008 04:23)
Eo aloha ny andraikitry ny RAR, na dia fitiavana aza no nandrarana ilay fiarahana, ngamba nasiaka loatra ny fisehony na tsy nohenoina tsotra zao ilay hetahetan-janaka.
Mety koa arak zay nolazain ny namana teo ambony hoe, nomena fahafahana loatra lay zaza, notanterahina foana ny sitrapony hatrizay, ka nony injay teo @ zay noheveriny ho nandeha ho azy no voasakana tampoka, ka dia nieritreritra izy fa nivadika t@ fitokisany ny RAR
Mety koa hoe tsy nisy azony zay niriany hatrizay saingy tsy afa-nanoatra izy, fa ty farany ty kosa efa tena trop ka tsy zakany ntsony ary niteraka valifaty.

Fa ny hevitra mba takatro zao ankoatr zay voalaza ho @ fitaizana, surtout raha zazavavy (hehehe) dia zao :
1/ Mila tezaina @ finoana Kristianina izy. Mba fantany zany hoe : Manaja ny rainao sy ny reninao, aza mamono olona, Tempolin'Andriamanitra ny tenanao, tezera fa aza manota ....
2/ Mila ampanaovina sport ny sipakely, mba hahay hifehy ny fihetsempo be loatra
3/ Ny fifampiresahana sy ny fihainoana ny ankizy koa tsy atao ambanin-javatra, mba tsy hiheverany fa ny fandrarana azy @ zavatra anakiray dia didin-ko fehy lehibe fotsiny, fa ny hahasoa azy indrindra indrindra ....

..... inn koa?
40. sakaizakely ( 06/11/2008 10:01)
otra miresaka am rivotra...



Fa ny hevitra mba takatro zao ankoatr zay voalaza ho @ fitaizana, surtout raha zazavavy (hehehe) dia zao :



=D> =D> =D> =D> =D>


dia mba toroy hevitra indray hoe atao ahoana no fomba fitaizana lhl tsy hametaveta sy hanabevohoka vhv de mitsoaka ?

ahoana no fomba itaizana lhl tsy ho mpanendaka sy mpamono oul, tsy hijangajanga, tsy hamono vady, tsy ho tenda ankanina, tsy ho kamo velona, tsy hatavy sns...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2429