Zanaka vavy
41. Mandefitra
(
06/11/2008 10:27)
Refa tsy mety vetavetaina ny sipakely ve haninn eo ry zalahy? :D
Refa hainy ny manaja tena fa tsy hanao firaisana alohan ny mariazy tsy ho bevohoka zany izy ka ...
Fa ilay titre eto anie ry sakaizakely asa raha novakianao fa zanaka vavy ...
Noho izy "fragile" loatra noho ny setrasetran ny fiaraha monina. Fa tsy manakana velively zany ny andraisana zay hevitra tsara hitaizana ny zanaka lahy koa raha misy zany.
Ary na misy hitoviazana aza, dia tsy maintsy misy fahasamihafany koa ny fanabeazana ny lahy sy ny vavy.
Na ny adidy hiantsorohany za rehefa lehibe tsy hitovy velively :
- ny bandy mividy gaz, mibata vary, mandray angady
- ny sipa miantsena, mahandro vary, manondrak'anana ohatra
- Ny bandy azo halefa miandry faty rehefa misy fahoriana ka tsy afaka ny RAR ... sa foinao koa ny zanakao vavy hisolo tena anao hiandry faty oh?
- Rehefa voatery handray fitenenana ny ankizy fa tsy afaka ny olon-dehibe, mbola ny lehilahy ihany no miteny aloha raha mbola misy afaka manao ... raha tsy hoe nga any @ fiaraha-monina misy anao tsy zay, fa raha mbola ao madagasikara ianao dia zay no izy aloha.

42. fahamarinana
(
06/11/2008 10:48)
mandefitra:
Refa tsy mety vetavetaina ny sipakely ve haninn eo ry zalahy?
Refa hainy ny manaja tena fa tsy hanao firaisana alohan ny mariazy tsy ho bevohoka zany izy ka ...
:arrow: laviko tanteraka io tenin'ise io satria amiko dia mila mahay manaja tena na vavy na lahy...mila tsy mametaveta koa ny lehilahy....dia ny vavy tokony tsy hanaiky vetavetaina.(l)
43. ni81
(
06/11/2008 10:55)
[
Refa tsy mety vetavetaina ny sipakely ve haninn eo ry zalahy?Dray dray dray! ny vy tsy mikitrana irery ry havako o! :(
44. fahamarinana
(
06/11/2008 11:01)
:arrow: soa ihany mandefitra fa tsy teto akaiky teto fa voatsongoko teo... :-P (l)
45. sakaizakely
(
06/11/2008 11:04)
Noho izy "fragile" loatra noho ny setrasetran ny fiaraha monina.
fiaraha-monina = lehilahy satria ny lhl no manao ny ataony mampisy takaitra ny vhv
Refa tsy mety vetavetaina ny sipakely ve haninn eo ry zalahy?
Refa hainy ny manaja tena fa tsy hanao firaisana alohan ny mariazy
fa hay ve apetrakao irery ho andraikin'ny zazavavy izany, na dia efa mibaribary fa voaolana aza le zazavavikely ? :roll: :roll: :roll: :roll: ary raha ovaina hoe rehefa mahay mipetraka tsy mikitsofotsofoka alohan'ny mariazy ny lhl dia tsy hisy izany, saingy toa ratsy taiza tsy mba nasena namaky baiboly toy ny ankizivavy daholo ve ka tsy misy mety tonga saina am zany ???
mitovy tsy misy hafa am any ndry zareo Talibana le fihevitrao sy ny lhl malagasy ankapobeny. Any Afghanistan ny vhv voaolana dia torahambato mandrampialan'ny ainy satria nampirafy ny vadiny sy nanao firaisana ivelan'ny fanambadiana. Tsy asiana fiheverana ny fanerena nihatra taminy. Raha bevohoka ka teraka dia vonoina koa ilay zaza satria lazaina fa meloka toa andreniny. Mitovy fisainana nareo eto, tsy misy fiheverana ny andraikitrareo @ heloka vitanareo fa atoraka any amin'ilay sipakely foana ny tsiny =D> =D> =D> =D>
mbola ny lehilahy ihany no miteny aloha
zay no mbola fahavoazana, apetraka ambony dia ambony ny lhl nefa ny fihevitra tsy dia mahatakatra ilay toerana tiana hisiana matetika, dia eo no mipetraka ny olana
raha mbola tsy mahay miaiky ny fitovianjo sy fifampizarana (fa tsy fitovian'ny tanjaka, tsy misy miady hitaona entana aminareo akory an :-D) de ho taraiky lava miohatra am firenena hafa sy misafo kiho fotsiny ihany sisa
46. Mandefitra
(
06/11/2008 11:06)
Ekeko, fa fomba mahomby hialana @ zany aloha ny karatra mena ... sy ny hoe zay tia mahandry.
Io anie olon-droa mifanaiky e ... fa raha tsara taiza ny sipakely tsy mibanaka zany.
Zany tsy midika hoe tsy beazina ny zazalahy ... fa vitsivitsy ihany zany lehilahy virijiny nanambady zany .... :)

47. sakaizakely
(
06/11/2008 11:11)
fa vitsivitsy ihany zany lehilahy virijiny nanambady zany ....
hahaha, zany ka toetsaina mendrikaja
de aiza no hitsofoka raha tsara taiza daholo ny sipakely ? hiditra am'ny omby vavy ?
le toetsainareo mitr no mila asondrotra fa misy fahavoazana
raha tsara taiza ny sipakely tsy mibanaka zany
hay vare e !
mampalahelo le fomba fisainana :roll: :roll: :roll: :roll:
otran'ny tsy naterabehivavy
48. fahamarinana
(
06/11/2008 11:24)
:arrow: naika nomeko ^:^sy =D> mandefitra tamin'ilay hoe :
------Io anie olon-droa mifanaiky e
------Zany tsy midika hoe tsy beazina ny zazalahy ..
fa tsy homeko ndray nony naheno ilay hoe :
------fa raha tsara taiza ny sipakely tsy mibanaka zany.
Tsy hanaiky mihintsy an... :°) (l)

49. fijo
(
06/11/2008 23:05)
ny zanaka vavy mila tambitamby kokoa ny fahitako azy.raha homena an'io izy,dia hia ahatsapa tena sy ahatoky tena ,ary ahay hitantana ny hoaviny
50. Mandefitra
(
07/11/2008 04:18)
Tena resa-behivavy marina ty ... :lol:
Tsy dia ilay dinika loatra no ifantohana fa ny fiarovan tena sy ny fanakianana no betsaka.
Za tsy miteny hoe diso lay hevitrareo an ... fa tsy zay le sujet.
Marina zany ra fijo.
Tsy dia ilay dinika loatra no ifantohana fa ny fiarovan tena sy ny fanakianana no betsaka.
Za tsy miteny hoe diso lay hevitrareo an ... fa tsy zay le sujet.
ny zanaka vavy mila tambitamby kokoa ny fahitako azy.raha homena an'io izy,dia hia ahatsapa tena sy ahatoky tena ,ary ahay hitantana ny hoaviny
Marina zany ra fijo.
51. fahamarinana
(
07/11/2008 06:17)
:arrow: ilay dinika anie mandefitra efa voavaly any ambony any e,jereo amin'ny saina tsy miangatra !!! ...ny fitondranao ilay dinika tery ambony dia hoe vavy no mahavita inona...sy ataoko hoe mametraka responsabilité tanteraka amin'ny vavy nefa amiko manokana dia sahala na vavy eo na lahy...
:arrow:na zanaka vavy na lahy samy mila tamby daholo satria fitiavan-janaka no hanaovana tambitamby sy safosafo sy orokoroka.Tsy misy kokoa fa sahala sy mitovy daholo...amiko nefa zay !
:arrow: tsy resaka fiarovatena mihintsy...samy nahalala sy niaiky fa grave ny zavatra vitan'izy roa kely namono ireto rar...resaka fitaizana fa tsy hoe satria zanaka vavy no nahavita azy dia izao sy izao.
andao supposer-na hoe ilay zanaka lahy no nahavita.Dia izay ve no hiarovako azy ohatra Tsia dia tsia,ny fait no jerena fa tsy hoe iza na iza ary izay no hamaliako ilay dinikao fa tsy sanatria noho ny maha-vavy ahy dia hiaro-tena aho :tsy dia hitako loatra hoe inona no tombon-tsoako amin'izany,mba marina mafy...(l)
fijo:
ny zanaka vavy mila tambitamby kokoa ny fahitako azy.raha homena an'io izy,dia hia ahatsapa tena sy ahatoky tena ,ary ahay hitantana ny hoaviny
:arrow:na zanaka vavy na lahy samy mila tamby daholo satria fitiavan-janaka no hanaovana tambitamby sy safosafo sy orokoroka.Tsy misy kokoa fa sahala sy mitovy daholo...amiko nefa zay !
mandefitra:
Tsy dia ilay dinika loatra no ifantohana fa ny fiarovan tena sy ny fanakianana no betsaka.
:arrow: tsy resaka fiarovatena mihintsy...samy nahalala sy niaiky fa grave ny zavatra vitan'izy roa kely namono ireto rar...resaka fitaizana fa tsy hoe satria zanaka vavy no nahavita azy dia izao sy izao.
andao supposer-na hoe ilay zanaka lahy no nahavita.Dia izay ve no hiarovako azy ohatra Tsia dia tsia,ny fait no jerena fa tsy hoe iza na iza ary izay no hamaliako ilay dinikao fa tsy sanatria noho ny maha-vavy ahy dia hiaro-tena aho :tsy dia hitako loatra hoe inona no tombon-tsoako amin'izany,mba marina mafy...(l)
52. ni81
(
07/11/2008 06:25)
Tena resa-behivavy marina ty ...izay ilay fomba fiteny :roll: raha vao tsy mifanaraka loatra @ hevitrareo lehilahy dia izay foana no re etsy sy eroa :(
Tsy dia ilay dinika loatra no ifantohana fa ny fiarovan tena sy ny fanakianana no betsaka.
Za tsy miteny hoe diso lay hevitrareo an ... fa tsy zay le sujet.
53. fahamarinana
(
07/11/2008 06:48)
:arrow: ekena hoe misy vehivavy diso feministe ka avy dia miaro ny tahaka azy...fa tokony jerena koa hoe misy vehivavy mba mahay mandinika sy manao la part des choses (tena ialana tsiny raha vary amin'anana fa tsy haiko ny mandika azy mba tsy handraisana azy ho hafa koa ).He ! mba manana atidoha kosa mandinika sy mamakafaka ary mandalina fa tsy izao resa-behivavy rehetra zao dia ndeha ho arovana satria vavy.
Ekeko tanteraka ny voalazan'ny ni hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny lohanareo lehilahy (ndeha atao hoe sasany sao maty eo aho...) dia izay foana no hi-borkena ilay raha.Mba ivereno vakiana anie azafady izay voalaza e...raha mandinika mandefitra amin'ny fo sy saina tsy miangatra dia izay voalazanay sy sakaiza dia toherinao amin'io resaka vavy io..Tsy hiverenako tanisaina fa mampanitatra zvtr fa dia aleo hajanoko hatreo sahady...
Am-pitiavana miserasera no nilazako ilay raha fa tsy fitiavako manakiana sanatria...Tsiky dia ampy an !!!Tsa nety nipetraka mbanin'ilay fo kely famaranako azy ndray kty

54. Mandefitra
(
07/11/2008 06:50)
Hay ve ny voavetaveta = voaolana @ sakaizakely
Tsy zay tsy ny fandraisako azy ... noheveriko fa nanao firaisana tsotra zao ... na izany aza lay valiny nomeny ko aloha mampihomehy be ... fa bon
Ka afaka manokatra sujet nge hoe ny zanaka lahy, dia omeo eo ny hevitra rehetra hitaizana ny zanaka lahy ary ...
Fa mahafinaritra ka ... ahitana ihany hoe ahoana ny fomba firesaka @ vehivavy serasera
:-*

mitovy tsy misy hafa am any ndry zareo Talibana le fihevitrao sy ny lhl malagasy ankapobeny. Any Afghanistan ny vhv voaolana dia torahambato mandrampialan'ny ainy satria nampirafy ny vadiny sy nanao firaisana ivelan'ny fanambadiana. Tsy asiana fiheverana ny fanerena nihatra taminy. Raha bevohoka ka teraka dia vonoina koa ilay zaza satria lazaina fa meloka toa andreniny. Mitovy fisainana nareo eto, tsy misy fiheverana ny andraikitrareo @ heloka vitanareo fa atoraka any amin'ilay sipakely foana ny tsiny
Ka afaka manokatra sujet nge hoe ny zanaka lahy, dia omeo eo ny hevitra rehetra hitaizana ny zanaka lahy ary ...
Fa mahafinaritra ka ... ahitana ihany hoe ahoana ny fomba firesaka @ vehivavy serasera
:-*
55. fahamarinana
(
07/11/2008 06:58)
:arrow: :-D :-D ahitana ahoana ndray ? humm!!!
Zà tsy tia manokatra sujet fa somary entim-(l) izay raha mamaly ka lasa tsy tafa ny tiana zaraina fa raha misy mazoto ny namana dia afaka mandray anjara !! :wink: (l)

56. sakaizakely
(
07/11/2008 10:40)
fijo> samy mila tambitamby daholo na lahy na vavy ka, fa ny équilibre mental n'ny oul hananany caractère kokoa dia ny fitaizana no mitondra azy
Fa ny caractère koa dia ny taona no mitondra azy, on a plus de caractère à 30 ans qu'à 15. Ny revy anefa zo io ka nahoana no zazavavy kely vao 15-16 no heverinao fa responsable irery raha toa solafaka, de lhl mialangalana oe raha tsara taiza izy tsy ho nety nolotoin'ilay bandy
de eo no mbola ahatsapana fa kely loha ny lhl sasany satria revy niarahana io dia samy tomponandraikitra na lahy kely na vavy kely, samy "ratsy taiza" daholo satria niwaintsikilaintsika talohan'ny mariazy tsy nahandry tantana, nefa ho an'ny kely saina dia mbola atontona ho an'ny vhv foana ny fisian'ny firaisana
ny hevitro dia tokony responsabiliser-na ny tanora, vers 14-15 ans any, au moment de la puberté, ampahafantarina ny théorie-n'ny sexualité mba tsy ho tentés hanandrakandrampoana any ambadimbadika any, ampahafantarina ny moyens de protections hiarovana non seulement tsy hahabevohoka vhv isak'ze mitsofoka zao, fa fiarovana tsy ho tratry ny MST koa;
Dia ampianarina koa izy ireo handray ny andraikiny raha toa ka misy "AINA" miforona na firy taona na firy taona (le plus tard sera le mieux f'aza maimaika), na lahy io na vavy dia tokony hampianarina hahatsapa an'izany fa tsy amporisihina sy arovana handositra adidy ny lhl, ary latsaina sy terena hitaiza tsy fidiny ny zazavavy :-D
mety cérébral loatra ve ny fitariko le hevitra ka tsy takatr'i Mandefitra de fintininy oe resabehivavy
tsy koi ka, vehivavy mirehareha am zany ny aty, ze tsy maharaka an le hevitra mbola tamàna @ fahamaizinantsaina aleo tokoa tsy iresahana :°) :°) :°) :°)

57. sakaizakely
(
07/11/2008 10:48)
fahamarinana> fomban'ny lhl akia io a, rehefa tsy arany le firesaka fa mety ohatra be voambolana loatra na mirindra tsara ny famehezankevitra ka sarotra aminy ny manaraka azy de ouz oe ialao fa resabehivavy
Autrement dit, ialao fa tsy konekté ny neurone-ko tokana sisa tavela :°) :°) :°) :°)
Za klou tsy féministe no tsy chienne de garde fa au contraire aza, samy important na lhl na vhv, mifampila sy mifameno isika, fa tsy ny lhl foana no tomponandraikitra am ze tsy mety rehetra eto antany (na misy fahamarinany aza izany) ary tsy ny vhv irery ihany no tomponandraikitra @ ze mety rehetra eto antany (na misy fahamarinany koa aza izany) :-P :-P :-P :-P

58. Mandefitra
(
07/11/2008 11:14)
Hay ve ianao mahay miresaka tsara toy izao ihany e.
Somary misy hambo kely ihany fa tsy koi ... zonao tsara zany ... sady eto koa @ forum ko no fanaovana azy tsara. 8)
Misaotra e

59. sakaizakely
(
07/11/2008 11:39)
oudrrrrrrrrryyyy
zao ve enao vao mahatakatra ny fahaizako miresaka :lol: :lol: :lol:
fa ny hevitro eto angamba tsy arakao tsara ô ?

60. Mandefitra
(
07/11/2008 11:51)
Azoko tsara ny tianao ambara : mitovy ny fitaizana ny lahy sy ny vavy.
Saingy tiako arovana kokoa ny sipakely satria exposée kokoa izy @ danger noho ny bandy kely ...
Ny bleme mantsy tsy voatery ny bandy kely ihany no hanamboatra azy, fa na ny efa zokinjokiny na ny manambady na ny vazaha antitra lany mofo etc ...