Zanaka vavy

61. sakaizakely ( 07/11/2008 11:58)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
62. ni81 ( 07/11/2008 12:02)
Azoko tsara ny tianao ambara : mitovy ny fitaizana ny lahy sy ny vavy.
Saingy tiako arovana kokoa ny sipakely satria exposée kokoa izy @ danger noho ny bandy kely ...
Ny bleme mantsy tsy voatery ny bandy kely ihany no hanamboatra azy, fa na ny efa zokinjokiny na ny manambady na ny vazaha antitra lany mofo etc ...
misy gasy lahy antitra koa fa tsy ny vazaha antitra lany mofo araka ny ambaranao ihany; tsy manaiky ho antitra mihitsy izy rehefa mihetsika izay ny haromotany ! tena nisy olona mpiara-monina taminay maniraka ny mpiasany hitady ny sipa kely teo an-tanàna :-D :-D
63. fahamarinana ( 07/11/2008 12:06)
:arrow: raha zay indray dia ekeko ...fa mandefitra koa aloha tsy mba mety hamoaka ny tena tiany lazaina mihintsy raha tsy tena iadian-kevitra be...
Raha toy izay hatrany am-boalohany izao no nambara hoe : tiako arovana kokoa dia mety tsy lany nanoratra teto aho :°) .
Na izany aza dia io moa mbola resaka hafa ndray. Ny vaha-olana hitako ny ahy zao dia izay tratra manimba sy manolana zazavavy an-tery dia tonga dia castrer-na avy hatrany fa io no tena vahaolana tsy hamerenany ilay raha intsony.
Ahoana ny hevitrareo amin'izay ? :) (l)
64. sakaizakely ( 07/11/2008 15:08)
samy hafa mitr ny hevitra nentin'i Mandefitra hatram volou sy ity
tiako arovana kokoa ny sipakely satria exposée kokoa izy @ danger noho ny bandy kely ...


miova hevitra andalana fotsiny zao

tsy mandà le hevitra farany tonga tampotampoka io aho fa ilay hevitra hatram boalohany no toheriko hatram farany, fa tsy mahatanty miady hevitra izy de lazainy fa hambo indray, avy eo dia mivadika resaka vazaha lany mofo :roll: :roll: :roll:

forum ve mou ka tsy natao ifanakalozankevitra fa raha hevitra mitavozavoza otra mba mampangoraka ihany satria hita fa tsy manana ny maha izy azy sy ny tena heviny manokana ilay olona

raha hivadibadidela fa tsy mahay mitazona ny hevitra novoasana hatrambolou de otran'ny miresaka am rivotra araky ny nolazaiko tetsy ambony

tsy mahagaga raha mitsingalana ny zazavavy raha otr'izao no itondran'ny dadany azy :{ :{

fahamarinana> ka ny castration ané tsy manakana azy tsy hanao ratsy e, amiko de tokony gadraina perpety ouz sipagasy zay ny oul manolana ankizy tsy misy peine de sûreté fa mandramaty any ihany
65. fahamarinana ( 07/11/2008 15:28)
:arrow: ka ilay gadraina perpete aty toa mbola mahazo grace koa avy eo pour bonne conduite dia avy eo ndray mamerina ny ataony...maromaro ihany zay heno zay. :( (l)
66. fijo ( 07/11/2008 21:08)
ekeko tokoa fa samy tiana sy omena tambitamby ny zanaka lahy sy vavay,fa ny vavy mila an'io kokoa no ho ny lahy.tsapako izany satria lahy sy vavy ny vokatro.ary ekeko ilay filazana hoe tsimbinina kokoa ny vavy .

le bandy miala pas aloha,dia tsy ekeko koa e,fa ny sipa koa no tena ve.vao mahazo teny tsar alahatra de mikokatra ny fe.
67. sakaizakely ( 08/11/2008 07:14)
tsy misy ve. zany fijo a ! revy niarahana samy nankafy teo de maninn no atao oe ve. le vhv ??? zay nombola tsy azoko aminareo lhl tony, maninn no amaivanina nefa niarahana teo ihany

normal ané ny revy e, satria ny oul tsy mba nanaraka revy de frustrés mikentrondava sy tsy mankalony, à côté de ses pompes lava, sady ny mody hendry no be, indrindra nareo lhl tony tsy mahay afatsy ny mangarombiby andavaka foana, nefa hay tsara fa tsy misy mahandry tantana mandrampahatonga eo @ alitara izany ODOIE

de efa fantatra fa zay no fandehany, ka tsy misy vokany ny fandraràna fa aleo misoroka mialoha @ fampahafantarana ny "zava-misy"
68. Mandefitra ( 10/11/2008 04:40)
Hevitra mitohy zany fa tsy mivadibadika :
1/ vao niainga de hoe ahoana no hitaizana tsara ny sipakely
2/tiako harovana kokoa ny sipakely
Aiza no mifanohitra @ zao?
Ny antony :
1/olon'ny fo kokoa ny sipakely
2/be loatra ny mpanararaotra zany maha olon'ny fo azy zany

Tsy mitsipaka ny responsablités ny bandy zany fa mifantoka kokoa @ zay hananan'ny sipakely caracteres mba hahaizany mitandrina ny tenany.
Tsy eo mbany mason ny RAR foana akory izy sady tsy zany rahateo ny fiainana @ zao vanin 'andro zao.

Vahaolana vitsivitsy efa narosontsika :
1/Ampahafantarina azy ny "zava-misy"
2/mila tambitamby kokoa
3/tezaina @ fivavahana
4/ampanaovina sport
5/omena fahafahana miteny sy maneho hevitra


69. fahamarinana ( 10/11/2008 06:53)
[quotemandefitra]
1/Ampahafantarinaazy ny "zava-misy"
2/mila tambitamby kokoa
3/tezaina @ fivavahana (eto indray dia araka ny finoan'ny tsi11 no mety handraisany na tsia azy satria misy tokoa olon-kendry na tsy voataiza tamin'izay aza.Fa choix-ny tsi11 ary amiko dia manampy ahy betsaka koa io voalazan'ny mandefitra io fa dinika hafa indray raha hidirana lalina )
4/ampanaovina sport
5/omena fahafahana miteny sy maneho hevitra[/quote]
:arrow:ekeko aloha hatreto...fa niova kosa aloha ilay hevitra tam 1er sy izao e...marina ny voalaza ny sakaiza tery ambony fa hafa tanteraka no nitondranao azy fa tsy hiverenana satria efa niova amin'ny marimaritra iraisana ilay izy.
70. fijo ( 10/11/2008 22:57)
bokaka an,ka le bandy anie efa hay fa voalavo e,de maninona no mbola manaiky hidirany ihany,nefa izy efa hay fa rehefa taitra ihany no mamonjy lavaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549