tena fitiavana sa?????????????????????????

1. jemimah ( 03/10/2008 16:14)
nandeha nanao bizina tany dago zah sy namako ray dia vhv io an!dia nahita niaraka t@ bandy tany lay namako nilaza lay bandy fa nanambady fa efa nisaraka ary tsy eo dago lay vadiny fa kosa manana olona ray hafa izy miaraka aminy sy miantoka ny fiainana ary io zany no manelingelina ny fiarahany @ lay namako dia nifankatia tokoa izy roa!tafiditra tanteraka lay namako kanjo nametraka condition lay bandy hoe raha tinao hitohy sy hilamina ny fiarahatsika dia hiantohy ny fiainako rehetra dia misaraka @ lay sipa miantoka ahy zaho si non dia aleo hijanona ny amintsika !tena very hvt lay namako satria izy tena tia be an'ilay bandy nefa zareo vao niaraka 10 jours dia mitady hiantoka azy lay namako dia zah niteny azy hoe aza miditra @ zany!ahoana ny hvt nareo
novalian'i maya21 ny 17/11/2008 15:06
2. sipagasy ( 03/10/2008 16:42)
hhmmm, ahoana koa izany?? ilay bandy izany no tonga @ fitenenana hoe manao 'jombilo'!!! halako e!!!!

jemimah, tonga soa injay injiko! :-*
3. ssendra ( 03/10/2008 16:42)
pffff de aon koa izany bandy miantehitra veivavy izany, na dia ataoko hoe tiko be tahaka ny inona aza izy dia mampiena ny fitiavako azy izany zvtr ataony izany...i kala ihany no mahalala ny tokony hataony fa raha misalasala dia aleo misitona kely mieritreritra lalina vao manao zavatra satrisa sao hisaraka am vadiny miantoka azy izy anefa ianao tsy mahatody hiaraka aminy hatramin'ny farany akory fa ohatra hoe leo afaka telo volana na iray taona aty aoriana>.....
raha izaho dia maka saina lalina maharitra mitsy aho dia hitako eo izay hataoko....
raha ny fitiavana no asina condition tsy de mamely
4. Noue ( 03/10/2008 16:44)
dia misy mahintsiny hoa ny mpanararaopaty aaaaaaaaaaa :^) :^) :^) :^) :^)

izany ve dia atao hoe fitiavana????? izany ve dia atao hoe tena tia???????? :^) :^)
5. jemimah ( 03/10/2008 16:50)
ka lay namako anie tena tia be azy tsy azo hanarina mihintsy e! lay bandy koa tia azy fa efa zatra niantohana vhv dia matahotra ny hamelo-tena rery dia tsy sahy misaraka @ lay spons-ny
6. ssendra ( 03/10/2008 16:54)
ka io indray miankina amini'lay sipa ihany e!
raha izaho no tia be capable hiantoka azy fa mampiena be ny fitiavako izany rehetra izany am farany satria tsy hijanona hatreo ilay izy, de lasa mankaleo be....de inona moa fa ho faty ho azy ny fitiavana raha lehilahy zàtra velomimpotsiny tsy hitady fivoarana eo amin'ny fiainana izany no hiara-hiaina aminao, ny fiainana mila mifanohana ny lahy sy ny vavy .....
7. Noue ( 03/10/2008 16:56)
jemimah:

ka lay namako anie tena tia be azy tsy azo hanarina mihintsy e! lay bandy koa tia azy fa efa zatra niantohana vhv dia matahotra ny hamelo-tena rery dia tsy sahy misaraka @ lay spons-ny
tena tia azy hoy ianao??????tao anaty 10 andro monja???? dia avelao any izy ko!!!! ahoana koa aza izany milaza ho tena tia zany nefa mametraka condition??????


:^) :^) :^) :^) :^)
8. jemimah ( 03/10/2008 17:06)
ty no tena mapmé misy boite vaovao le six zay ao antaninarenina ao dia avy nivoaka tany zahay dia handeha hody dia hoy lay bandy t@ lay namako afaka mody irery tsy miaraka aminao ve zah androany dia eny hoy lay namako fa saika lasa adala ny alahelo lay sipa nony avy satria lay sipa mipetraka tanjombato dia voatery nody tany amiko tao @67HA fa tsisy resaka hafa tsy lay bandy oa mandra-maraina
9. ni81 ( 03/10/2008 17:23)
Raha araka ny tantarainao rehetra io dia tena hanao izay hiantohana ilay bandy mihitsy ity namanao ka tsy ho azo raràna intsony! :(
10. fahamarinana ( 03/10/2008 17:26)
:arrow: rehefa tratra izay tena fitiavana izay koa anie dia tsy mahita sy tsy maheno izay lazain'ny hafa indrindra moa izy vao frais izay... (l)
11. jemimah ( 03/10/2008 17:32)
hoy zah taminy hoe raha hiantoka ihany indry tsy aleo mba top modele no hiantohana fa tsy bandy sady ratsy be no mbola velomina koa
12. ssendra ( 03/10/2008 17:33)
7. Mpandefa : jemimah [ Valio ] 03-10-2008 19:06:16
Lohateny : Re : tena fitiavana sa?????????????????????????
ty no tena mapmé misy boite vaovao le six zay ao antaninarenina ao dia avy nivoaka tany zahay dia handeha hody dia hoy lay bandy t@ lay namako afaka mody irery tsy miaraka aminao ve zah androany dia eny hoy lay namako fa saika lasa adala ny alahelo lay sipa nony avy satria lay sipa mipetraka tanjombato dia voatery nody tany amiko tao @67HA fa tsisy resaka hafa tsy lay bandy oa mandra-maraina


ka rehefa tia izay anie satry hiresaka azy ihany am lay namana hitokisana e! zarainao am lay namanao ny fitiavanao sy ny fahasambaranao, fitiavana izany....
fa sao jamban'ny fitiavana loatra ndray ka tsy mahatsikaritra ny zavatra tsy mety sy fanararaotana be loatra ahataonlay bandy ka ekena dool zay tiany hatao retra, hummmmmm
13. ssendra ( 03/10/2008 17:35)
jemimah:

hoy zah taminy hoe raha hiantoka ihany indry tsy aleo mba top modele no hiantohana fa tsy bandy sady ratsy be no mbola velomina koa


fangah ratsy be


:-D ka mety ratsy aminao fa tsara aminy, misy manitona azy eny am lay bandy...mety izay toetrany izany no manitona anlay sipa...aleo tsy hidirana loatra ny tantaranlay mpifkatia ireny fa manahirana hihihi
14. fahamarinana ( 03/10/2008 17:40)
jemimah:

hoy zah taminy hoe raha hiantoka ihany indry tsy aleo mba top modele no hiantohana fa tsy bandy sady ratsy be no mbola velomina koa

:arrow: :-D ka ilay izy mazana tsara foana aloha rehefa z'amoureux be fa rehefa ilay tsy tafa ntsony vao lasa hoe mba daizo koa iny an... :) (l)

15. ssendra ( 03/10/2008 17:46)
ka ilay izy mazana tsara foana aloha rehefa z'amoureux be fa rehefa ilay tsy tafa ntsony vao lasa hoe mba daizo koa iny an...
:-D :-D :-D :-D :-D rehefa misokatra ny maso sy ny saina vao hita dool ny klemany retra de oe zà mou de niaraka tamin'iny :-D :-D :-D :-D
16. fahamarinana ( 03/10/2008 17:49)
:arrow: ka zay indrindra manko surtout rehfa nytena no tsara petrapetraka dia tena mahita voambolana maro mihintsy.. :D (l)
17. ni81 ( 03/10/2008 17:50)
ka mety ratsy aminao fa tsara aminy, misy manitona azy eny am lay bandy...mety izay toetrany izany no manitona anlay sipa...aleo tsy hidirana loatra ny tantaranlay mpifkatia ireny fa manahirana hihihi
marina tokoa fa io samy manana ny tiany :lol:
18. jemimah ( 03/10/2008 17:58)
ts dia hoe ratsy ahoana aloa fa maharikoriko ahy na ny mijery azy aza satria mampijaly ny namako koa!ka rehefa hiala vola ihany tsy aleo kosa ve maka ny top lé
19. fahamarinana ( 03/10/2008 18:04)
:arrow: eny e,misy fahamarinany izay fa aminy anie top iny e.. (l)
20. ni81 ( 03/10/2008 18:05)
ts dia hoe ratsy ahoana aloa fa maharikoriko ahy na ny mijery azy aza satria mampijaly ny namako koa!ka rehefa hiala vola ihany tsy aleo kosa ve maka ny top lé
ka ilay top ange mety tsy ni-proposé azy toa izany e! :) Dia hipetraka any dago izy izany hiaraka amin'io lehilahy io? Ary sao dia tsy mbola vita divorce akory fa lainga aby ireo nambarany t@ namanao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085