tena fitiavana sa?????????????????????????

21. ainaheri ( 03/10/2008 18:09)
Mba sambatra kosa zany bandy zany klé!!! Mba inn lotra ny rano nandron'zany no tsara vintana misy miantoka otr'zany klé,....Aiza lotra misy an'zany? hihihi
22. ssendra ( 03/10/2008 18:16)
jemimah:

ts dia hoe ratsy ahoana aloa fa maharikoriko ahy na ny mijery azy aza satria mampijaly ny namako koa!ka rehefa hiala vola ihany tsy aleo kosa ve maka ny top lé

KA isika vehivavy anie indraindray hafahafa e! mbetika ilay izy masika aminao na macho aminao na mampijaly anao iny no vao maika hitiavanao azy...
izaho izao tsy tratrran'ireo mitsy fa raha mba izaho no misy manao ireo toetra ratsy ireo dia mety izay ny hitavako an'ilay olona.....mba mariné!
izaho vehivavy tsy mba soumise ohatra fa rehefa tratran'ny olona macho dia tena otran'ny ahazoako plaisir be ilay izy itiavana azy, hafahafa...;fitiavana dool ngamba izany ka!

23. ssendra ( 03/10/2008 18:18)
ainaheri:

Mba sambatra kosa zany bandy zany klé!!! Mba inn lotra ny rano nandron'zany no tsara vintana misy miantoka otr'zany klé,....Aiza lotra misy an'zany? hihihi



:-D :-D :-D hors sujet kely aho! izaho aza miandry ilay rano hampandroinao ahy tsy hita foana ianao miaraka am savon de luxe :-D :-D

izay vita ilay hanihany kely fa mitohy ny resaka :wink: :-P :-$


misy de manana chance mitsiny ny bandy ry ainaheriah! :-D
24. ni81 ( 03/10/2008 18:28)

hors sujet kely aho! izaho aza miandry ilay rano hampandroinao ahy tsy hita foana ianao miaraka am savon de luxe
:-D :-D Tandremo izy sao hampandroinao @ EAU de javel toy ilay nataon'i XXX amiko tany ambadika a! :lol:
25. ssendra ( 03/10/2008 18:38)
:-D :-D :-D :-D aoka reh aoka reh! may sy levona eto aho raha javel kosa sady maimbo be nge ny javel e! :-D

26. ssendra ( 03/10/2008 18:42)
hors sujet kely ndray aloha zà fa indry ry ni miresaka javel ...izaho tia zvtr fotsi fa ny tsy hitiavako azy tiko fotsy botsika foana izy ireny fa matetika miova ny lokony....na refa misasa miaraka am lamba hafa de lasa miova loko kely refa tsy mitandrina am fanàsana azy fa
nisy ramatoa izay manasa bakiraro fotsy maloto be ireny fa fotsy foana ny anarany sasany miaraka am rano sy javel lay izy ....
de mbo nanao zà nalonako tao anaty seau misy rano sy javel ity soutien gorge misy dantely tsara tarehy fa nony niverina tao atrano zà levona tsy nisy ilay soutien gorge fa lay kivy vy sisa tavela, diso dose be loatra lay javel, hatreo aho tsy tia sous vetements fotsifotsy tsony :-D
27. mbaliana ( 03/10/2008 19:02)
ssendra> lol

mba azon'ny ody fitia koa anga zany olona zany fa tena sady voa double ohatry ny akoho...
tsy mba misy hoe mandrapahitako asa fa tonga dia hoe miantoka fotsiny.. sady raha mahita ngetrongetroka koa zany dia ho lasa. indray koa .. mba lazao an'izany le namanao ry jemminah a
28. ni81 ( 03/10/2008 19:06)
hors sujet kely ndray aloha zà fa indry ry ni miresaka javel ...izaho tia zvtr fotsi fa ny tsy hitiavako azy tiko fotsy botsika foana izy ireny fa matetika miova ny lokony....na refa misasa miaraka am lamba hafa de lasa miova loko kely refa tsy mitandrina am fanàsana azy fa
nisy ramatoa izay manasa bakiraro fotsy maloto be ireny fa fotsy foana ny anarany sasany miaraka am rano sy javel lay izy ....
de mbo nanao zà nalonako tao anaty seau misy rano sy javel ity soutien gorge misy dantely tsara tarehy fa nony niverina tao atrano zà levona tsy nisy ilay soutien gorge fa lay kivy vy sisa tavela, diso dose be loatra lay javel, hatreo aho tsy tia sous vetements fotsifotsy tsony
:-D :-D :-D tsy mimé loza! misy produit fampiasa ange e! sa nahita ilay oul d nanarak'efa fotsiny :lol:
29. fahamarinana ( 03/10/2008 19:10)
:arrow: ssendra :-D : hivadika hs ilay diniky jemimah amin'ny farany...
mbaliana : marina koa io voalazanao io,toa malaky toa tsipolitra lery ,tonga dia nipetaka...ka raha misy spons matavitavy dia mety ho roboka any koa. (l)
30. ni81 ( 03/10/2008 19:21)
mba azon'ny ody fitia koa anga zany olona zany fa tena sady voa double ohatry ny akoho...
tsy mba misy hoe mandrapahitako asa fa tonga dia hoe miantoka fotsiny.. sady raha mahita ngetrongetroka koa zany dia ho lasa. indray koa .. mba lazao an'izany le namanao ry jemminah a
mety tena nifanojo t@ endrika sy bikan'olona notadiaviny angamba ity tovovavy dia manaiky na ho vy na ho vato :lol:
31. ssendra ( 03/10/2008 19:44)
tsy mimé loza! misy produit fampiasa ange e! sa nahita ilay oul d nanarak'efa fotsiny
:-D :-D :-Dka nanao pu be izy am lay bakiraro fotsy maloto be de lasa fotsy be tena hita mitsy ilay hoe avant et après :wink: :-D


28. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 03-10-2008 21:10:06
Lohateny : Re : tena fitiavana sa?????????????????????????
ssendra : hivadika hs ilay diniky jemimah amin'ny farany...

:wink: efa niteny nge ky zà hoe hors sujet kely e!:-D :-$ sady amzay mba tsy namonaina be loatra lay dinika fa asina hatsikana vré kely klou:-D



sady raha mahita ngetrongetroka koa zany dia ho lasa. indray koa .. mba lazao an'izany le namanao ry jemminah a


tena marina izany! iny indray no tsy tao antsaiko! :roll: raha sendra sipa ngetroka noho ilay iray indray izy dia vitan'ny ny mangetotra de miala anlay sipa io miova ny intéressante koko tssssssss :)
32. kelly13 ( 03/10/2008 20:09)
tô mirongatra b tkou ono ny gigolos any zao kou, asa nefa :roll:
33. zoara ( 03/10/2008 20:09)
mety ho hs kosa aho,fa mba tiako ho lazaina kely de hoe,tena zava-misy any mada io,jombilo,jaloko,valizy mena......no anarany raha lehilehy,fa raha vehivavy kosa de makorelina,lijaka......ary tena mihamaro an'isa io @zao.isaky ny manao vankasy any mada aho de tsy maintsy mitondra ptt annonce be dia be halefa @ internet avy @ bandy kely vao tanora,de ny ankabeazany de hoe tsy maninona na antibavy efa retraitée aza.........,fa raha tsy zay de reny vehivavy vadimbazaha reny no kotiny satria heveriny fa manambola be????ka afaka handefa western union ho anazy.....zah tsy feministe pure et dure fa mba tiako hiadiana hevitra koa ny momba ny fivarotan-tenan-dehilahy.
amiko aloha dia tsy misy fitiavana na dia iray akory amin'io tantanra io,fa raha nisy dia tsy ho nisy ny condition.
34. ni81 ( 03/10/2008 20:23)
mety ho hs kosa aho,fa mba tiako ho lazaina kely de hoe,tena zava-misy any mada io,jombilo,jaloko,valizy mena......no anarany raha lehilehy,fa raha vehivavy kosa de makorelina,lijaka......ary tena mihamaro an'isa io @zao.isaky ny manao vankasy any mada aho de tsy maintsy mitondra ptt annonce be dia be halefa @ internet avy @ bandy kely vao tanora,de ny ankabeazany de hoe tsy maninona na antibavy efa retraitée aza.........,fa raha tsy zay de reny vehivavy vadimbazaha reny no kotiny satria heveriny fa manambola be????ka afaka handefa western union ho anazy.....zah tsy feministe pure et dure fa mba tiako hiadiana hevitra koa ny momba ny fivarotan-tenan-dehilahy.
amiko aloha dia tsy misy fitiavana na dia iray akory amin'io tantanra io,fa raha nisy dia tsy ho nisy ny condition
ka mety ho maika ho tonga aty andafy fotsiny no tena tanjony ange eto e! :lol:
35. belakely ( 04/10/2008 02:57)
voalaza teo fa
amiko aloha dia tsy misy fitiavana na dia iray akory amin'io tantara io,fa raha nisy dia tsy ho nisy ny condition

marina mihitsy izany, fitiavan-tena sy fitiavana "par intérêt" no tena betsaka
36. ainaheri ( 04/10/2008 03:00)

ainaheri:

Mba sambatra kosa zany bandy zany klé!!! Mba inn lotra ny rano nandron'zany no tsara vintana misy miantoka otr'zany klé,....Aiza lotra misy an'zany? hihihi

ssendra:


:-D :-D :-D hors sujet kely aho! izaho aza miandry ilay rano hampandroinao ahy tsy hita foana ianao miaraka am savon de luxe :-D :-D

izay vita ilay hanihany kely fa mitohy ny resaka :wink: :-P :-$


misy de manana chance mitsiny ny bandy ry ainaheriah! :-D


Za mbola mitady ilay rano spesialy f'aza taitra twa,@ zay tsara vintana otran'ilay bandy hihihihihi,tondé savon luxe io sa solona hafa hihihi!!


Lainga² fa sahy kosa ilay bandy niteny an'ilay izy an,tsy sahako ka kozy eee,avelao za hitsipozipozy @ zay kely ananako eo fa tsy sahy iteny an'zany za klé :-P :P


37. rafitia ( 04/10/2008 03:15)
:P miankina @ lay vehivavy ihany io satria efa napetrany mialoha ny fepetra koa noho izany anjaranao sisa no misaina. vao 10 jours fotsiny aza izany de efa zao ko vao maika izany ........ tsy milay zany bandy sarimbavy zany e
38. MMS ( 04/10/2008 11:18)
Maromaro ny be fitiavana sy miantoka ny ho avy raha toa zany daholo ny vehivavy . za miteny hoe par" interet " fotsiny zany fiarahana zany ,sady tsy milay ilay fitiavana alain-ndrony zany.
39. tiff ( 04/10/2008 12:11)
fa nga mlay b le bandy sa in no tena itiavanle sipa azy. Ny vola aloha ny sipa no miatokazy tsy alehany zany izy @zay ny akotrzay bogosy b ve izy d tsy foinle sipa sa manana raha matanjaka zay ndray no tsy haiko.
40. jemimah ( 04/10/2008 12:21)
nanontaniany namany lay bandy hoe maninona leisy elah sy lay sipa no miady lava dia hoy lay bandy hoe zah leisy mamolaka ny sipa a!fa zah en personne no nanontany any lay bandy hoe maninona enao no mampijaly io namako io fa tia anao izy dia hoy izy naka tsy taitra hoe zah olona nijaly sy nahantra ka mba mila olona hanafaka ahy @ jaliko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0144