tena fitiavana sa?????????????????????????
69. pisomc3
(
27/10/2008 13:44)
aza miditra amin'izany fa fitiavana par intérêt izany , rehefa ritra ny anao dia las indray izy mitady sponsort hafa, izy tokony hamelona anao indray ve no velomina na mba hoe farafaratsiny mifamelona fa ts tia tena tahaka izany ,tena mampalahelo mihits ny toetsain'ny lehilahy sasany amin'izao fotoana.
