tena fitiavana sa?????????????????????????
41. Herimiafina
(
04/10/2008 14:31)
jemimah:
nandeha nanao bizina tany dago zah sy namako ray dia vhv io an!dia nahita niaraka t@ bandy tany lay namako nilaza lay bandy fa nanambady fa efa nisaraka ary tsy eo dago lay vadiny fa kosa manana olona ray hafa izy miaraka aminy sy miantoka ny fiainana ary io zany no manelingelina ny fiarahany @ lay namako dia nifankatia tokoa izy roa!tafiditra tanteraka lay namako kanjo nametraka condition lay bandy hoe raha tinao hitohy sy hilamina ny fiarahatsika dia hiantohy ny fiainako rehetra dia misaraka @ lay sipa miantoka ahy zaho si non dia aleo hijanona ny amintsika !tena very hvt lay namako satria izy tena tia be an'ilay bandy nefa zareo vao niaraka 10 jours dia mitady hiantoka azy lay namako dia zah niteny azy hoe aza miditra @ zany!ahoana ny hvt nareo
Ilay hoe "miantoka lehilahy" ve no mametraka olana sa ilay "miantoka" fotsiny?
Raha mbola vao folo andro izany no niarahana dia tokony tsy hisy fanapahankevitra azo raisina, aleo hiaraka elaela vao manao izany fa aloha loatra ka tsy ampy ny paramètres. :^)
42. Noue
(
04/10/2008 15:58)
jemimah:lahy tsy misy hazondamosina sy mpanararaotra fotsiny zany eeeee
zah olona nijaly sy nahantra ka mba mila olona hanafaka ahy @ jaliko
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
43. barakobama
(
04/10/2008 18:34)
kobo njai oe ile jô akamani no misi pikitika de mialona rajemim ar tong d alaini barak eto le jô ...... enô ko zan le jô ts mazak ts kôtin a :!:
47. Eumilianah
(
06/10/2008 05:55)
Hadalana be ny an'ilay namanao te hihantoka lela vao 10 andro. F'anga 'lay namana tena revo be t@ ilay revy nataon'ilay bandy azy na tsy mbola nahita fantasme raha tsy taminy?
Fitiavana retsy mitovy foana; 'zay folo andro 'azy tsy mbola fitiavana fa plaisur fotsiny, raha tena tia izy tsy nanao hoe zaho ody rery sady TSY HAMETRAKA CONDITION VELOMINA fa INTERET be no ilainy. Mandiniha tsara!

48. barakobama
(
06/10/2008 08:49)
k le nobatainô zan kôf ts anao rah f'le 1 no ten fav mahajenjin le akamanô d mialon enô.... aleo iz irev ze reveni f'az b felonan rah mahai enô manô to az ... sô kos enô le sip mianj velom takin makôsa d ze no ts zakanô am le jô mavit mamel kôf :!:
49. MMS
(
06/10/2008 10:10)
Efa tsy fitiavana izany fa mety nohanina angamba le zavatra de tavela la sipakely ;fa reveo milay rehefa tafalatsaka ao e!
=)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =))
50. vale
(
06/10/2008 11:46)
barakobama:
k le nobatainô zan kôf ts anao rah f'le 1 no ten fav mahajenjin le akamanô d mialon enô.... aleo iz irev ze reveni f'az b felonan rah mahai enô manô to az ... sô kos enô le sip mianj velom takin makôsa d ze no ts zakanô am le jô mavit mamel kôf :!:
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D .... :lol: mapimé be enô!!! :lol: :-D :-D :-D :-D :°)
52. jemimah
(
09/10/2008 12:10)
barakobama;rehefa tsy zaka ny rongony dia zvt hafa indray fohana ainaheri;zao ve dia mapmé zao resaka olona misosa zao
53. barakobama
(
09/10/2008 16:48)
ati alabama ts mis rongon zan f'tong d vovok fots maptsngevan.... k'ra mil jemim fa ts amp zai no natonga anô ts jenjin'le kôf nobatainô d tongav ati f'omeko ts vidin.... sad ôtsan le kôf ôtsôts zai mako no tsokorokoninô....ts mialon le jô akamanô fan le kôf mahai mampitsingevan tson enô am'zé .... sad zô f o las raprez b sôs afak iondananô tsar am'ti tôn ti:!:
54. Noue
(
09/10/2008 17:05)
barakobama:maninona hoe eeeee????
ati alabama ts mis rongon zan f'tong d vovok fots maptsngevan.... k'ra mil jemim fa ts amp zai no natonga anô ts jenjin'le kôf nobatainô d tongav ati f'omeko ts vidin.... sad ôtsan le kôf ôtsôts zai mako no tsokorokoninô....ts mialon le jô akamanô fan le kôf mahai mampitsingevan tson enô am'zé .... sad zô f o las raprez b sôs afak iondananô tsar am'ti tôn ti:!:
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
55. Noue
(
09/10/2008 17:06)
barakobama:maninona hoe eeeeee??????
k le nobatainô zan kôf ts anao rah f'le 1 no ten fav mahajenjin le akamanô d mialon enô.... aleo iz irev ze reveni f'az b felonan rah mahai enô manô to az ... sô kos enô le sip mianj velom takin makôsa d ze no ts zakanô am le jô mavit mamel kôf :!:
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
57. Noue
(
09/10/2008 18:22)
ka tsy misy azo izay lazainy kooooo :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
58. ni81
(
09/10/2008 18:26)
ati alabama ts mis rongon zan f'tong d vovok fots maptsngevan.... k'ra mil jemim fa ts amp zai no natonga anô ts jenjin'le kôf nobatainô d tongav ati f'omeko ts vidin.... sad ôtsan le kôf ôtsôts zai mako no tsokorokoninô....ts mialon le jô akamanô fan le kôf mahai mampitsingevan tson enô am'zé .... sad zô f o las raprez b sôs afak iondananô tsar am'ti tôn ti:roll: :roll:
59. fijo
(
09/10/2008 19:45)
izany no atao hoe jombilo.ka ampahafantaro ny namanao,fa io dia asan'ilay bandy.izany hoe tsy izy irery no hiantoka fa izay mandalo rehetra eo.
60. barakobama
(
10/10/2008 10:25)
rah manahi jômbil io..... mar ko viavi manao karah io manin ts atsoin makoreli..... fa manino mo no manafo fôna no nde hampitibôla fa ts ni viavi ko :!: