MIsaotra dadapasy a !!
1. niryna
(
12/09/2008 20:39)
Nisy zavatra nitranga toa izao.Nahare tantara ity pasitera hoe manana sakaiza hono ity rangahy izay efa manambady aman-janaka ka dia nanontaniany ny momba izany raha nitombona tokoa izany.
Dia nilaza tokoa rangahy ny fahamarinany izany ary dia nibaboka izy fa tsy nety ny nataony ary dia nisaotra an'i pasitera izy nanitsy azy ary nampahafantatra azy fa okony hibebaka izy ary tsy amerina intsony.
Raha misy olona manao zavatra tsy mety na koa hoe mampalahelo na mahatezitra anao ,tonga izy dia resaho mivantana.
Hoy ny fomba fiteny maagasy hoe Aza mijery harina an-tava
Inona marina no tiana tenenina amin'io ?
Raha eo amin'ny fivavahana indray ,inona no hevitr'izany ?
19 Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,
20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.Jakoba 5

novalian'i ikaretsaka ny 24/10/2008 21:10
2. ikaretsaka
(
12/09/2008 22:19)
Raha misy olona manao zavatra tsy mety na koa hoe mampalahelo na mahatezitra anao ,tonga izy dia resaho mivantana.
ok..resahako mivantana ary ...efa nahazo alalana aho iny!
raha tsy hijery harona an-tava aho hanao hoe tsy mety ange itsy tsimpona vavolombelona tsy hay intsony na mpanao gazety fosika na ahoana ataotaon'i niryna isaky ny mihetsika ity de avantako be de ahoana ny reaction anao 8) 8)
eny ho'a e....
aza tenitenenina sy tatitaterina fotsiny ity raha ity fa mba eritrereto ihany
3. rakaroka
(
12/09/2008 22:44)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) Ah la la :@ :@ :@ :@ :-w :-w :-$
Mba hivantana koa aho: Mba diplomate kosa ry Ika a :-P :-D :-D :-D

4. Herimiafina
(
13/09/2008 19:27)
Mila fampiasana côcô ny fitenenana olona nanao ny tsy nety, raha tsy izany miteraka olana goavana be, miteraka fahotana sy zavatra tsy mety maro mihintsy aza, raha toa ka tsy voadinika tsara ny fomba hitenenana azy.
Io fampiasana saina io no tena endriky ny fitiava-namana. Tinao ny namanao matoa ianao nandany ro-ndoha hiresaka aminy.
Nisy zavatra iray izay nitranga tamin'ny fiainako fahiny tany ivelany tany fony mbola mpianatra sady niasa. Nisy madama malagasy frantsay avy ao Parisy izay nitady asa ka noraisin'ilay debanay tamin'izany noho ny fahatokisany manokana ny malagasy. Napetrany teo ambany fifehezako io olona io. Vao andro voalohany niarahanay niasa anefa dia efa hitako sy tsapako ny olana maro isankarazany noho ny foto-mpisainan'ity madama tamin'izany. Tiatia mangalangalatra entana madinidinika, vola, sns Ary ny tena loza dia somary be fialonana ny tenako ka manao tati-bolana sy manaratsiratsy amin'ny lehibe. Ny tsy fantany anefa dia miresaka isan'andro amin'ny telephone izaho sy ny lehibeko tamin'izany ary lazain'ilay lehibe aty amiko daholo izay resaka rehetra ataon'ilay madama aminy.
Mody fanina izaho ary miezaka mampatahotra azy amin'ny fomba ankolaka mba hanajanonany ny fangalangalarana kely ataony. Hamoahako feuilles d'inventaires ohatra izy ka mampanao inventaire tsy ampoizina aho. Mandritry iny inventaire iny izy dia tsy mitsahatry ny mimenomenona sy mikiakiaka sady manambany ny mpiasa rehetra hoe tsy mahay n'inon'inona noho ny frantsay i tenisany, izaho niasa tamin'izao sy izao, ny an'ny frantsay tena tonga lafatra ny methode d'inventaire, sns, ka nahatezitra ireo mpiasa ary tsy vita ara-dalàna mihintsy ny inventaire.
Ny olana goavana niseho avy teo dia , nanapakevitra ny hiresaka aminy mivantana izaho, ary dia noteneniko moramora izy amin'ny zavatra ataony mba tsy hatao hitabe satria fantatry ny deba, sns. Indrisy anefa fa dia tsy mahatanty tenenina ity ramatoa ka vao maika manao gafy be mihintsy ary izaho indray no saboter-ny amin'ny lafin-javatra maro. Saingy ny manavotra ahy dia ny efa nahalalan'ny Lehibe ahy taona maro sy ny fahatokisany ahy ka tsy voakasika mihintsy aho ka dia farany nifototra taminy daholo ny zavatra rehetra, ary noho ny fitiavana azy dia nasaina nametraka demission izy. :^)
Ny tiako tenenina dia ampiasao ny côcô rehefa hiteny olona fa aza atao manta be fa amin'ny olona sasany toy ny manindrona antsy azy ny fitenenana azy, tsy mamono ny vatany fa mamono ny fanahiny. :^)

5. ikaretsaka
(
13/09/2008 19:46)
marina izany ry HM an.. fa eto efa misy miteny heo lazao mivantana ka de..... :wink: :-P
6. fahamarinana
(
13/09/2008 19:53)
:arrow: Ilay miresaka mivantana mila fahaizana fa tsy ataotao fahatany raha ny hevitro.Zà isan'ny itony lazaina hoe direct itony ary dia tena tsy manamboatra teny fa avy dia hoe manana ny rariny dia lasa izao fa miteraka olana au lieu de mamboatra zvtr.Ilay hoe aza mijery harina an-tava ndray dia aleo mody fafàna kosa aloha dia azavaina azy mora fa tsy avy dia hoe mainty ny tavanao,raha olon'izao tontolo izao no resahana izany.
Raha resaka kristianina ndray dia tsy mba misy tolérance ny ahy raha resaka toetra sy fitondran-tena...ary efa naika nahazoako loza...tsy ilay olona no naninona ahy fa lasa tsy hita ntsony izy....ny aretin'andoha azoko sy nenina be tao anatiko niteny direct ilay olona no nanapotika ahy hoe tsy tokony niteny an'izay fa lazaiko anareo fa amam-bolana tsy afaka aho...natao vavaka e,niala tsiny taminy e...sns sns..fa io vava sy avonavona io zalahy mahafaty na dia hoe satria izay no tokony atao selon ny soratra masina...izay no nahatonga ahy mitandrina nanomboka teo,nianatra niteny natsy mbola atao hoe ok aza.... :( (l)

7. Herimiafina
(
13/09/2008 19:55)
Ny fombako koa dia aleoko manao fialan'ny jiosy satria misy Tolana be eo amin'ny masoko ka tsy afaka mbola manala ilay hazokely amin'ny mason'ny rahalahiko aho ka dia aleo ilay rahalahy iray hafa tsy manana Tolàna eo anoloany no hanala ilay hazokely amin'ny mason'ilay rahalahy hafa. :^)
8. rakaroka
(
13/09/2008 20:26)
ikaretsaka:
marina izany ry HM an.. fa eto efa misy miteny heo lazao mivantana ka de..... :wink: :-P
:-D :-D :-D Sssssssss Amin'ny club karaté nisy dia wé "aleo ny samy ato an-trano no mifamaky vava an :wink: Ary maro @ karazan'olona eto @ misy ahy eto no "TIA" resaka MIVANTANA sy mahitsy tsy mila safary.
Vazivazy ny resako eo ambony io fa isika samy isika indray v dia hoodinkodina be toy izao :-w :-w :-w :-$ :-@ :-@ o^o :@ :@ :@ :@ :^) :^) 8O 8O 8O :twisted: :twisted:
Dà tsa hay 'ntsony izay tiana ambara!
9. diamondra27
(
14/09/2008 07:01)
nirna : raha eo amin'ny FM aloha dia mety iany ilay manantona ilay olona hananana alahelo sy miresaka aminy satria mety tsy conscient amin'ny zavatra nataony ilay olona ka mila ampahafantarinao azy.
Ny fanaoko raha sendra izany aho dia mampitandrina azy indroa fa raha mbola manao fanintelony dia mandray fepetra aho.
Ny dikan'io indray ara-pivavahana amiko dia izao; mahta izany aloha ianao fa nanao tsy nety ilay olona, dia tokony hitondra azy am-bavaka ianao sy ho anao mba tena izay teny tian'i Tompo holazaina aminy no voanteny fa tsy araka ny fihevitrao.
Mampalahelo tokoa aloha raha fantanao fa ho very ilay olona nefa dia jerenao fotsiny , tsy nasiana resaka tsy mba nanadrana niteny azy akory ianao aminizay fotoana izay amiko dia misy hadisoanao ihany y fahaverezany.
Tsy mora ny miteny olona fa raha toa kosa ka tena feno ny fanahy ianao , mivavaka vao maraina hoe Tompo o ampiasao araka izay sitraponao aho anio , omeo olona 1 hovonjena , mino aho fa tsy handa izany ny Tompo
Rahasendra faiblesse moa dia lasa mangatsiaka ka aminizay fotoana izay dia tsy afaka ny hampahery ilay olona ianao
Nisy toriteny izay indray mandeha nilaza hoe: ny olona salama no afaka mamonjy olona torana na safotra fa raha tsy ampy hery izy ataony ahoana ny hanome hery ilay olona safotra. Dia eto koa izany hoe tokony hiteny ilay olona manao ny tsy mety ianao ka alohan'izany dia asehoy azy aloha fa mendrika ianao. manjary hoy ilayolona hoe: ny fiainanao aza tsy voavonjinao koa inona no amonjenao ahy tsy hifampitarika any an-kady ve isika
Izany akory tsy midika hoe miandry tonga lafatra tsy misy fahotana vao hiteny olona.

10. ni81
(
14/09/2008 07:17)
Misy ny olona raha vao atoro hevitra mba handaminana ny zava misy, dia tonga dia mirongatra be (eny fa na dia hita sy voaporofo aza ilay izy) ary avy eo dia ianao mandamina iny indray no mahazo tsiny sy soketa ka lasa entre le marteau et l'enclume. Ny tanjona anefa amin'io dia ny mba tsy hitaran'ilay izy; fa @ farany ilay olona vao mahatsapa hoe: inay tokoa anie aho mba nihaino ny torohevitra...
11. diamondra27
(
14/09/2008 08:06)
ny teny ataonao amin'olona na tsara io na ratsy dia misy effet any amin'ilay olona foana na ho ela na ho haingana
Izany no mahatonga ny olona miteny hoe manaova ny soa hatrany
mety manana orgueilkoa ange ilay olona dia tsy manaiky ny teninao eo no ho eo na dia fantany aza fa tokony arahina ny teninao e

12. Herimiafina
(
14/09/2008 14:43)
Ikaretsaka sy rakaroka: tsy misy olana mihintsy anie ilay mivantana e, fa ampiasao ny côcô amin'ny zavatra avoakan'ny vava rehefa hiteny ilay olona.
Ataoko fa rehefa hiteny olona ianao na miodikodina dia efa mivantana izay.
Ary tadidio fa isika gasy manokana dia manana hypersensibilité fadiranovana be izay rehefa hitenenana zavatra indrindra rehefa miha-mandroso taona izay, asa nohon'ny complexe ve? tsy haiko fa tsy vitan'ny hoe tenenina moramora intsony fa na ny safidy ny teny havoaka aza dia mila ampiasana saina be raha tsy izany....
Ny saintsika mantsy efa tsy natao intsony hijery ny 99% zavatra tsara amin'ny olona fa izay mba 1% zavatra ratsy no asiana loupe, hany ka rehefa jerevan'ny olona koa isika dia na miteny zavatra tsara momba antsika aza ilay olona, dia raisina ho zavatra ratsy be foana ilay izy, mifosa e, mihatsara velatsihy e...sns... :^)

13. zoukimi
(
15/09/2008 15:31)
ikaretsaka:
marina izany ry HM an.. fa eto efa misy miteny heo lazao mivantana ka de..... :wink: :-P
Koa rehefa samy hivantana ihany ary dia http://manafo-safo.over-blog.com/article-22816953.html. Mety hahavery ny fanahin' le olona ve?
:°)
14. fahamarinana
(
15/09/2008 15:39)
:arrow: la page n'existe pas no tazako fa asa izay tianao nolazaina tao...raha azo averina ny jereo eto... (l)
15. rakaroka
(
15/09/2008 16:43)
[quote=Herimiafina]
Tsy azoko !
Mbola tsy azoko koa!
Aty aoriana aza 'za misy iombonako hevitra @ vazaha maaaro @ fomba "direct"
fa tsy fiteny miolana tahaka ny mahazatra ataon'ny gasy. Ohatra anontaniana hoe "aiza kay ny WC aty?" efa poritra ianao @ io. Dia tsy 'ndeha hisafary hanao filozôfia BBBe tahaka ny mazatra hoa "ka tsy izany mantsy madama fa
ialako aloha ny tsiny tsy zakan'ny teo aloha fa raha itambesaran'izany mantsy dia tsy vanon-ko ho olona,bla,bla,bla, sns...
Dia ho latsaka ihany 'zay tsy ho latsaka!
;
Ikaretsaka sy rakaroka: tsy misy olana mihintsy anie ilay mivantana e, fa ampiasao ny côcô amin'ny zavatra avoakan'ny vava rehefa hiteny ilay olona.:roll: :?:
Tsy azoko !
Ataoko fa rehefa hiteny olona ianao na miodikodina dia efa mivantana izay.
Mbola tsy azoko koa!
Aty aoriana aza 'za misy iombonako hevitra @ vazaha maaaro @ fomba "direct"
fa tsy fiteny miolana tahaka ny mahazatra ataon'ny gasy. Ohatra anontaniana hoe "aiza kay ny WC aty?" efa poritra ianao @ io. Dia tsy 'ndeha hisafary hanao filozôfia BBBe tahaka ny mazatra hoa "ka tsy izany mantsy madama fa
ialako aloha ny tsiny tsy zakan'ny teo aloha fa raha itambesaran'izany mantsy dia tsy vanon-ko ho olona,bla,bla,bla, sns...
Dia ho latsaka ihany 'zay tsy ho latsaka!
;
16. fahamarinana
(
15/09/2008 16:50)
:arrow: :-D nataoko ihany ny tsy hihomehy fa lalina koa ny fanoharana raisinareo dahy (ika sy rakaroka ) ndraindray,marina moa... (l)
17. rakaroka
(
15/09/2008 20:33)
Io moa da notsoriko ny resaka fa maaaro amin'ny mpitarika any am-piangonana, rehefa mbô omena fitenenana rizareo dia lasa mamboly côco araka ny voalaza eto tokotrany. Amboarina tahaka ny inn ny "fomba fiteny dia ivalamparana tahaky ny azy irery tokoa ny fotoana: "mariazy firy sy famoaham-paty natrehako maaaaro tena "TSY FALY" ny mpanotrona e. Tena marina 'zany an!
Dia mety hanao 'nareo wé dia haninn eo? :roll: :?:
Ny iray natrehako izay nahavatra nogafian'ilay olona le mariazy, niatomboka t@ fampanenoana sotro sy vilia dia nisotroana toaka dia "bagare".
Dia avy eo nifanazava . Dia hoe mbô mieritreritra anay (nga 'nareo na hoe mi-invité aza? Amin'ny firy maraina dia efa tonga 'zahay, mankany amin'ny "Mairie, fiangonana, fakan-tsary miandry ny sitraponareo , marina fa andro iray fa efa hariva tokony hisakafo ka mbola kabary lava reny. Sady vizana no naona ny ol!

18. ikaretsaka
(
15/09/2008 23:31)
rakaroka:
:-D :-D :-D =)) =)) =)) Ah la la :@ :@ :@ :@ :-w :-w :-$
Mba hivantana koa aho: Mba diplomate kosa ry Ika a :-P :-D :-D :-D
io be safary io nge ry rakaroka tsssss...
mampatsiaro ahy le tary @ fengonana 1 izay hoe ..nampiteny ilay niece-keliko izay hoe ndao amzay hanao rakitra de hikaly de hody pasitera fa vizaka zahay sady jere fa betsaka ny matory a!
20. tywa68
(
16/09/2008 20:25)
Ika sy rakaroka : efa hoe mihinàna aloha vao mandeha @ireny invitation sns ireny fa rehefa noana tena tssssssssssss maheno n'inon² intsony :-D :-D