MIsaotra dadapasy a !!

21. fijo ( 16/09/2008 20:32)
hi hi imikalia marina fa raha sendra be kabary manahirana
22. rakaroka ( 16/09/2008 20:54)
fijo:

hi hi imikalia marina fa raha sendra be kabary manahirana


Ka 'zay mahitsy lay partikilaritén'ny gasy, plus mirirotra ny kabary plus mafana ny lanonana , fa any aloha vao tena tsapa ny "notion'ny hoe :
"hidiran'ny devoly " 'ngamba :roll: , lasa renao aby ny fisian'ny kakana tsy voatsikaritra hatrizay any an-kibo :-P :-D :-D :-D .
Ny mahatsikaiky ahy t@ ity sipa namako, dia nivolana mihitsy moa izy hoe : "Patience! patience, ampinaro ho patient ny zaza. :-D :-D :-D
Koa 'za lehibe aza monaina mainka fa zaza?.... :roll: 8O 8O 8O
23. ikaretsaka ( 17/09/2008 16:46)
za mbo gaga 8)
24. fijo ( 17/09/2008 20:38)
hihihi aoka nareo moa ny kankana fa tssss,omeo kaly izy,fa zara aza mba manana biby ompiana ao an-kibo ao.
25. ikaretsaka ( 18/09/2008 14:59)
ka avantano hoa ny resaka fa io miolakolana io ihany.. ny kankana noana ny tsinay eo no miolana fa ataovy
26. fijo ( 18/09/2008 20:41)
ka ny kabary tsa vita ko.
27. niryna ( 30/09/2008 17:15)
rakaroka:

Io moa da notsoriko ny resaka fa maaaro amin'ny mpitarika any am-piangonana, rehefa mbô omena fitenenana rizareo dia lasa mamboly côco araka ny voalaza eto tokotrany. Amboarina tahaka ny inn ny "fomba fiteny dia ivalamparana tahaky ny azy irery tokoa ny fotoana: "mariazy firy sy famoaham-paty natrehako maaaaro tena "TSY FALY" ny mpanotrona e. Tena marina 'zany an!
asa aloha fa misy olona mangetaheta ny tenin'Atra ,efa hitako izany niangona maraina miditra amin'ny fito izany dia miverina indray min'ny sivy,amin'ny 11 ary farany mijery fandroahana sy fanasitranana amin'ny roa sasany hariva.Nangetaheta ny tenin'Atra aho ka tsy mba reraka dia toa izany koa ny olona izay mangetaheta sy te hihaino ny teniny ,raha tsy te hihaino moa dia io tsy faly io kanefa raha mijery TV dia mijanona eo mandra -paha reraky ny maso =))

28. ikaretsaka ( 05/10/2008 21:52)
fijo:

ka ny kabary tsa vita ko.

rahatena tenin'Atra andalana 10 X3 kosa no hi-basena ny resaka
rebarebandresaka ny toriteny mihoatran'ny 30 minitra amiko le

raha miteny aho hoe manga ny lanitra de teneniko hoe manga ny lanitra fa tsy hoe "le ohatran'ny tokontanin-drahona eo ambonintsika io aloha tsy mena e"


29. rakaroka ( 06/10/2008 06:09)
Ny "blem". Tsy azon-drizareo akory fa tsy mi-poinse anie lé fandaniam-potoana BBbe ataony=> tsy ho mpanarato olona , araka ny voalaza mihitsy wa fa ny mifanohitra mampitsoaka olona.Rehefa rizareo no roboka, tsy terena ny hafa hanaraka ny "feeling-ny fa "fitiavan-tena no fihevitro ilay izy fa tsy mba fieritreretana ny hafa, tsy atao hoe fitiavana an'Atra koa satria tsy ny fisehoana toa izany mihitsy no nandrasana aminy fa zavatra hafa kokoa, tsy ny vavaka lavareny loatra....tsia tsia !
30. tywa68 ( 07/10/2008 09:16)
rakaroka : misy olona mila an'ireny vavaka lavareny ireny k :-D
31. fijo ( 08/10/2008 20:53)
indrisy fa marin amihintsy ,fa misy dia ireny no tena andrasany.de mody milofika loha eo izy hoe tena mampalahelo sy be fandeferana.fa avy eo kosa vao tonga ny kaly;izy no prem laharana eo.
32. ikaretsaka ( 08/10/2008 22:10)
izay mihitsy le izy ra fijo
33. tywa68 ( 09/10/2008 13:35)
Hoy i Fijo
indrisy fa marin amihintsy ,fa misy dia ireny no tena andrasany.de mody milofika loha eo izy hoe tena mampalahelo sy be fandeferana.fa avy eo kosa vao tonga ny kaly;izy no prem laharana eo.


Koa noana ny farany koa ! :-D :-D
34. niryna ( 10/10/2008 04:22)
fijo:

ka ny kabary tsa vita ko.
ikaretsaka:

rahatena tenin'Atra andalana 10 X3 kosa no hibasena ny resaka
rebarebandresaka ny toriteny mihoatran'ny 30 minitra amiko le


raha ao aminao ny hetaheta dia tsy mijery famataranandro hianao fa mihaino ny tenin'Atra eo foana ary tena mahazo vatsim-panahy ary satry foana aza hiverina indray .

Fa ahoana tokoa rehefa ny filan'ny nofy no atao toa eo foana ,tsy reraka ny maso mijery film porno ..oops,na zavatra mahafinaritra ny tena koa aza ka mifanohitra ny sitrapon'Atra,misy aza matory am-pitoerana kou

Hoy ilay rangahy izay ,sendra tonga tao anatin'ny ordi-any daholo ireo sary veta dia nanarangarana ,nangala-pijery izy,tsy andriny izay ahatongavana ao an-trano indray isaky ny avy mirava,nitombo ilay filan'ny nofiny ary dia nanjary mitatra ilay sary mamoafady.
Nojereny ity vadiny izay reraka ny famelomana azy mianakavy (ny vadiny sy ny zanany ) ary dia nanomboka nahita kilema tamin'ity vadin'ny hatanorana rangahy. Nanjary hitany daholo izay bika,tarehy tsy monamoanana intsony ary dia nanomboka tafiditr'i satana tanteraka amin'izay ny baolina.Voaravany tanteraka ny tokantrano.Taty aoriana vao nanenina tongotra aman-tanana,olona tsy nanantsiny no nialana fotsiny vokatr'ilay filan'ny nofo ...... misy fiafarany daholo ny zavatra rehetra .



:cry:
35. niryna ( 10/10/2008 04:36)
ikaretsaka:

Raha misy olona manao zavatra tsy mety na koa hoe mampalahelo na mahatezitra anao ,tonga izy dia resaho mivantana.

ok..resahako mivantana ary ...efa nahazo alalana aho iny!

raha tsy hijery harona an-tava aho hanao hoe tsy mety ange itsy tsimpona vavolombelona tsy hay intsony na mpanao gazety fosika na ahoana ataotaon'i niryna isaky ny mihetsika ity de avantako be de ahoana ny reaction anao 8) 8)
izany ve ,misaotra anao ,satria hianao tsy mety mandray ny tenin'Atra fa manohitra amin'ny fomba maro ankolaka hianao dia mahafantatra ny tiako ho tenenina.tsotra ny valiny ,dingano raha tsy tia tenin'Atra fa maro no mangetaheta eto ,oops
toi ity anie mampitoma e,araky ny andavana sy anoherana ny tenin'Atra no vao maika mampangetaheta an'i toi andeha hiverin-dalana,

eny ho'a e....
aza tenitenenina sy tatitaterina fotsiny ity raha ity fa mba eritrereto ihany

ha,ha ,tsy mamaly ny fanontaniako velively toi woa

:D
36. niryna ( 10/10/2008 04:38)
rakaroka:

:-D :-D :-D =)) =)) =)) Ah la la :@ :@ :@ :@ :-w :-w :-$
Mba hivantana koa aho: Mba diplomate kosa ry Ika a :-P :-D :-D :-D



:cry:
37. niryna ( 10/10/2008 04:46)
Herimiafina:


Io fampiasana saina io no tena endriky ny fitiava-namana. Tinao ny namanao matoa ianao nandany ro-ndoha hiresaka aminy.

:D =D

ny tena namana dia tsy mba mijery harina an-tava fa ny fahavalo mitady an-davo no manao ambodia mitafy hodin-janak'ondry,ary mihevitra izy fa tsy mahalala azy ny olona ary tsy fantany fa misy an'Atra ho mpamonjy azy foana izy raha kristiana ilay olona tsy tiana no mivavaka azy foana koa mba andray an'Atra amin'izay .

.19 Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,

20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.Jakoba 5
^:^ =D> fanahy-tsy ho faty no voaavotra ary tsy vitan'izay ihany koa fa mbola foasarona ny helony
38. fahamarinana ( 10/10/2008 04:50)
niryna:
raha ao aminao ny hetaheta dia tsy mijery famataranandro hianao fa mihaino ny tenin'Atra eo foana ary tena mahazo vatsim-panahy ary satry foana aza hiverina indray .

:arrow:misy fahamarinany izay fa tsy azo lavina kosa hoe isan"ny sakana tsy handraisan'ny olona koa ilay fomba fitondran'ny Mpitory na ilay fotoana lavabe...
Azo atao ohatra ny manao alimbavaka dia any no atao lavabe satria mino aho fa efa olona mivonona aminizany no hanatrika eo fa ny ao am-piangonana atao amin'ny antonony satria olona maro no tonga ary tsy voatery hitovy aminao jiaby....
Ary misy mahay mitondra ilay toriteny sy manao fanoharana amin'ny fiainan'olona andavanandro ary avy dia miditra avy hatrany ka any an-trano aza dia tena mbola tsaroana hatrany sy tsy andry ny alahady manaraka hihenoana ny toriteny manaraka nefa misy koa lavareny sady aller -retour hany ka na ny tiany ampitaina aza tsy fantatra loatra fa ny tsaroana dia hoe mba lava koa iny toriteny iny an...
Ny hanoanana koa mamely etsy andaniny ka ho filan'ny nofo hatrany ve izay ? ...
Misy toerana manokana azo hanitarana lavabe fa misy toerana mba fitinina ihany koa satria tsy efa zava-dehibe ve ny fanantonana Fiangonana ? Efa misy hetaheta ao na dia kely aza ary mety hiha-lehibe koa....
Fa na hangetaheta mafy aza ka trantran'ireny tena mahazendana be drikina ireny dia miala mora foana...
---------Tsaroako indraik'andro zay tao aminay tao nisy fotoam-pivavahana izay.Ka ny any aminay manko taloha dia miara-mifanontrona ny protestanta sy katolika :izany hoe rehefa an'ny iray dia miaraka any ary an'ny iray dia any ndray,miara-mihira na hira kato io na protet ihany koa.Naharitra aman-taonany izay fa indraik'andro nisy Mpitandrina iray tonga nandalo,nanao ilay toriteny famelezana katolika,tantara efa taloha be sns...fa lazaiko anareo fa lasa nivoaka tsi11 ny namana ary hatramin'izao dia tsy tafaverina intsony ny fiarahana taloha.Rehefa fotoan-dehibe vao misy hita tsi11 manatrika eny ho eny noho ny fihavanana aza fa tsy dia hoe resaka finoana intsony.
Aza ilazàna akory aho hoe ka tsy ny Mpitory no jerena fa ny Toriteny entiny sns...fa efa fantatra mazava be izay fa kosa mampi-eritreritra ihany indraindray.
---------Na toy ilay namana nitory teny andro fiarahana ekimionika dia nanao toriteny hoe :tsy ilaina ny lakroa,tsy ilaina ny saplet,tsy ilaina ireny trondro amin'ny fiara ireny nefa ny Mpivavaka tao sady kato no protest no evanjelika no anglikana sns...Lasa nihitatra koa ilay resako fa ialako tsiny kely e.. :? (l)
39. tywa68 ( 10/10/2008 04:54)
Niryna : tsy ny fitoriana no lavina fa ny FOMBA FITONDRANA zany TENY zany : raha mijery ny fanaonareo dahy (enao sy Ika) d mampieritreritra hoe tena zany v no hahatongavanao eto ?
Ny Tompo anie hitahy antsika hahita ny marina ! amen ! :-*
40. fahamarinana ( 10/10/2008 05:18)
tywa:
Ny Tompo anie hitahy antsika hahita ny marina ! amen
:arrow:marina tanteraka....
Hay njy ity mba mety serieuse an...:-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096