MIsaotra dadapasy a !!
41. niryna
(
10/10/2008 05:18)
fahamarinana:itovizana aky io an.
:arrow: Ilay miresaka mivantana mila fahaizana fa tsy ataotao fahatany raha ny hevitro.Zà isan'ny itony lazaina hoe direct itony ary dia tena tsy manamboatra teny fa avy dia hoe manana ny rariny dia lasa izao fa miteraka olana au lieu de mamboatra zvtra
Fa ny ahy indray dia mivavaka foana aho amin'ny zavatra toa ireny na dia teny kely miantso an'Atra mba hanome teny ahy fotsiny ihany aza fa tena misy mahasamihafa tokoa ny mivavaka vao miteny raha tia hiteny ilay olona ny tena.
Ilay hoe aza mijery harina an-tava ndray dia aleo mody fafàna kosa aloha dia azavaina azy mora fa tsy avy dia hoe mainty ny tavanao,raha olon'izao tontolo izao no resahana izany.hi,hi, marina aky izany an ary samy efa mahafantampatatra ireo toetran'olona miaraka amintsika ihany koa isika na havana izany na ny mpiara-miasa na ny namana ohatra ka fantatra eny koa ireo olona hoe mora tezitra(ny ao anatiny mihitsy no misy zavatra tsy tiany na tsy mety mamela ny tenany izy na ny olona nandratra azy dia mijanona ao anatiny ao ilay izy ka lasa mivadika ho toetra karazany maro avy eo..) dia fantatra hoe tsara resahina ve ity sa tsia.. dia ao ihany koa ny hoe ny laferana no mandina dia noho ny fandeferana,na marina aza ny tena tsy ho voatery hamaly fa dia mody mangana eo aloha .hi,hi
dia ahoana izany ? izany ve aky tsy mifanohitra ?
Raha resaka kristianina ndray dia tsy mba misy tolérance ny ahy raha resaka toetra sy fitondran-tena...ary efa naika nahazoako loza...tsy ilay olona no naninona ahy fa lasa tsy hita ntsony izy..
..ny aretin'andoha azoko sy nenina be tao anatiko
eny e ,mandalo izany avokoa isika raha sendra toa io fa rehefa mieritreritra kely dia mivavaka aingana ary mianatra mamela ny tenantsika aloha dia avy eo ilay olona fa tena maivana ny tena ,ny ahy mihaino hirahira aho dia mihirahira fa afaka ho azy
........... fa lazaiko anareo fa amam-bolana tsy afaka aho...natao vavaka e,niala tsiny taminy e...sns sns..fa io vava sy avonavona io zalahy mahafaty na dia hoe satria izay no tokony atao selon ny soratra masina...izay no nahatonga ahy mitandrina nanomboka teo,nianatra niteny na tsy mbola atao hoe ok aza.... :( (l)misy fahamarinany izany ary HS kely ity fa izaho taloha rehefa very zavatra na misy mangalatra amiko ny olona dia tena tsy zakako mihitsy.Nomen'ny namako peratra roa aho fa lasa nody any Japon izy dia nanaovako ireo peratra ireo niaraka ny ahy hafa,soa ihany fa volafotsy avokoa ,saingy toa sarobidy no niheverako azy tamin'izany ,soa ihany koa fa tsy ny peratra marriage-ko sy ny fiancaille-ko no hoe anaovako fa saika loza.
Nofatorako tamin'ny famantaranandro ireo fa hoe eny an-dalana no anaovako sady nanao dia maika no nametraka ny famantaranandro ,hay raraka nianjera ny tany ireo peratra (efatra ) .Tena narary ny foko fa mba souvenirs sy novidiko koa ny roa.Hoy ny vadiko hoe mandeha mankany amin'ny mpivarotra dia mijere mitovy an'ireny ..hi,hi ..Tsy mitovy hoy aho dia mpivarotra aiz? dia ho tiako koa ve ? Tena elaela kely vao afaka ny alaheloko ,sady vao maika nalahelo ilay namako aho fa tsy sahy niteny azy mandrak'ity ny androany hoe very ireo peratra kely nomendry ahy :D
Taty aoriana aho nianatra hoe ny tenako aza mbola ho faty ka maika fa zavatra tsy misy dikany ary dia tena tsy mankarary ahy intsony rehefa very zavatra aho,Ny mpangalatra indray dia navadiko ny saiko hoe izy aza nangalatra an'iny mahatonga azy ho aiza izany ? dia mivavaka ilay olona nangalatra tamiko aho
:D
42. niryna
(
10/10/2008 05:20)
Herimiafina:
Ny fombako koa dia aleoko manao fialan'ny jiosy satria misy Tolana be eo amin'ny masoko ka tsy afaka mbola manala ilay hazokely amin'ny mason'ny rahalahiko aho ka dia aleo ilay rahalahy iray hafa tsy manana Tolàna eo anoloany no hanala ilay hazokely amin'ny mason'ilay rahalahy hafa. :^)
dia ditsoka izany hery raha izany e, sa mikosomaso fona ka tsy hoentina any amin-dra doko fa misy somisika ny masonao ?
:D
43. fahamarinana
(
10/10/2008 05:34)
niryna:
dia ahoana izany ? izany ve aky tsy mifanohitra ?
:arrow: tsy azoko tsara ilay fanontanian'ny nirina hoe mifanohitra....fa mba azavao hoe azafady satria efa lasalasa koa ilay dinika fa efa lasa toriteny tamin'ny farany manko. (l)
44. ikaretsaka
(
10/10/2008 16:19)
tywa68:
Niryna : tsy ny fitoriana no lavina fa ny FOMBA FITONDRANA zany TENY zany : raha mijery ny fanaonareo dahy (enao sy Ika) d mampieritreritra hoe tena zany v no hahatongavanao eto ?
Ny Tompo anie hitahy antsika hahita ny marina ! amen ! :-*
izay mantsy
:wink:
45. niryna
(
11/10/2008 03:29)
tywa68:anjaranao no mijery hoe fa maninona no manohitra ny tenin'Atra foana izy ? izany ve no nahatongavany eto ?
Niryna : tsy ny fitoriana no lavina fa ny FOMBA FITONDRANA zany TENY zany : raha mijery ny fanaonareo dahy (enao sy Ika) d mampieritreritra hoe tena zany v no hahatongavanao eto ?
Ny Tompo anie hitahy antsika hahita ny marina ! amen ! :-*
samy nantsoina eto daholo iisika hanohitra an'Atra ve sa hidera Azy ?
ny iray mitory ny tenin'Atra ary ny iray manohitra ny tenin'Atra .
tsy izaho velively no toherina fa na mievitra aza izy fa tsy tiany ny fitoriako fa i kristy izay toriko no toheriny lava eto dia tsara ny miteny na dia hoe ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany.
dia ampiko hoe valio amin'ny adalany ny adala mba ho hendry
Ny tiako ho tenenina dia izao ,manoro voana hatrin'ny ela izy ary mandeha daholo ny ps hanohanany ny teniny .ka raha tsy dondrona ny olona koa.Marary ny tenin'Atra fa manasitrana koa ilay teny ho an'izay mandray azy sy raisina amin'ny fahamarinana.
Ahodina foana ny sujet dia tsy tonga any amin'izay tanjona ,moa mba fantatrao izany ?
Mivavaha foana vao midiitra eto ,tsy ny olona no miady fa ny fanahy izay miaraka ny tsirairay no miady satria ahoana ? ny ratsy tsy kely lalana ka izay manaiky ampisaiin'ii satana dia izay izy izany.
Aza jerena hoe inona ny fiangonan'ilay olona fa ho voa mafy izay mijery an'izany [b] jereo hoe inona no torian'ilay olona :mitory, famonjena ve izyT mampianatra antsika ny tenin'Atra ve izy sa dia miteniteny izay tiany fotsiny sy mifanohitra ny tenin'Atra lava izao.
Izay mandray izany no ahazo tombotsoa,fahasoavana no azoko,fahasoavana koa no zaraiko ho an'izay mandray izany
Azafady fa lavabe
Ny fahasoavan'ilay Kristy mahery anie ho ao amintsika tisirairay avy.
Izay mitady Azy dia ahita tokoa ary andramo ka zahao fa tsy lavitra antsika Izy.
(l) niryna
46. niryna
(
11/10/2008 03:35)
rakaroka:
.Rehefa rizareo no roboka, tsy terena ny hafa hanaraka ny "feeling-ny fa "fitiavan-tena no fihevitro ilay izy fa tsy mba fieritreretana ny hafa, tsy atao hoe fitiavana an'Atra koa satria tsy ny fisehoana toa izany mihitsy no nandrasana aminy fa zavatra hafa kokoa, tsy ny vavaka lavareny loatra....tsia tsia !
izay ilay safidy nomena antsika ka ka anjaranao ny mihiano ny teniNy nta tsia ka.Matetika ny rano tampany ihany no mikobana.Ny tsy mpiangona ihany no miteny hoe tsy tia miangona aho fa toa izao sy toa izao,rehefa anontaniana hoe miangoan anefa ve hianao dia mahita excuses foana
=)) =))
47. tywa68
(
11/10/2008 07:56)
Hoy Niryna :
Ka eo indrindra no tiako ho tenenina an'i Niryna : izah koa efa ela no teto fa tsy mahatsapa an'ireo voalazanao ireo, ary tsy ps noforonin'i Ikaretsaka :lol:
Tsy haiko aloha fa ny hany notazomiko t@ fampianarana azoko d manao zay tsy hanafintohina olona, indrindra moa ka hifamaly lava aminy, fa mitady kosa FOMBA hilazàna ny hevitra ampahatsorana ; ny copier-coller tsy olana raha tena mifandray @ilay hevitra, satria samy afaka mamaky an'ilay baiboly eto @tranokala raha tsy ampy zay napetraka eo !
Ny fanenjehinao ny olona ho devoly satàna, rehefa tsy mitovy fanao aminao d tena anisany mandreraka fa efa tsy mampiraika moa satria efa mahazàtra. :lol:
Mpanara-dia an'i Kristy tsy misy miady première place, satria ny tanjona dia iray ihany, fa ny hahatongavana any no samihafa, indrindra moa fa ny fotoana tsy hay mazava.
Mivavaka mandrakariva tsy ho diso fanantenàna ka ho mendrika zany fitiavan'Atra antsika zany. Be ny mbola tsy mahatsapa ny fitsimbinany antsika isanandro, tsy midika akory hoe very tanteraka ireo, satria tsy isika no mitsara zany ; anjarantsika no mitarika hoe avia miaraka aminay d ny Fanahy Masina no manampy azy @io fitadiavana ny Marina io. Ny Tompo anie homba antsika hatrany ! amen :-*
Ny tiako ho tenenina dia izao ,manoro voana hatrin'ny ela izy ary mandeha daholo ny ps hanohanany ny teniny .ka raha tsy dondrona ny olona koa.Marary ny tenin'Atra fa manasitrana koa ilay teny ho an'izay mandray azy sy raisina amin'ny fahamarinana.
Ahodina foana ny sujet dia tsy tonga any amin'izay tanjona ,moa mba fantatrao izany ?
Ka eo indrindra no tiako ho tenenina an'i Niryna : izah koa efa ela no teto fa tsy mahatsapa an'ireo voalazanao ireo, ary tsy ps noforonin'i Ikaretsaka :lol:
Tsy haiko aloha fa ny hany notazomiko t@ fampianarana azoko d manao zay tsy hanafintohina olona, indrindra moa ka hifamaly lava aminy, fa mitady kosa FOMBA hilazàna ny hevitra ampahatsorana ; ny copier-coller tsy olana raha tena mifandray @ilay hevitra, satria samy afaka mamaky an'ilay baiboly eto @tranokala raha tsy ampy zay napetraka eo !
Ny fanenjehinao ny olona ho devoly satàna, rehefa tsy mitovy fanao aminao d tena anisany mandreraka fa efa tsy mampiraika moa satria efa mahazàtra. :lol:
Mpanara-dia an'i Kristy tsy misy miady première place, satria ny tanjona dia iray ihany, fa ny hahatongavana any no samihafa, indrindra moa fa ny fotoana tsy hay mazava.
Mivavaka mandrakariva tsy ho diso fanantenàna ka ho mendrika zany fitiavan'Atra antsika zany. Be ny mbola tsy mahatsapa ny fitsimbinany antsika isanandro, tsy midika akory hoe very tanteraka ireo, satria tsy isika no mitsara zany ; anjarantsika no mitarika hoe avia miaraka aminay d ny Fanahy Masina no manampy azy @io fitadiavana ny Marina io. Ny Tompo anie homba antsika hatrany ! amen :-*
48. fahamarinana
(
12/10/2008 15:14)
:arrow: tywa :misaotra indrindra tywa a,iraisako hvtr tanteraka ny voalazanjy rehetra.. :-* ,raikitra ndray izy ity raha tsy misy ny sampona..
niryna : mba variana koa aho amin'ny fitsarana ataon'ny niryna olona ndraindray...Ahoana tokoa no ahafahanao milaza avy hatrany fa
"manoro voana hatrin'ny ela izy ": lalina ndray izany...zà manokana anefa dia mahazo lesona na avy aminy na ianareo rehetra ireo aza.
"ary mandeha daholo ny ps hanohanany ny teniny ":mpandrindra angaha i niryna sa inona no manam-pahefana mahita izany ka afaka manao affirmation avy hatrany..
".ka raha tsy dondrona ny olona koa" : tena isan'ny dondrona marina aho fa tsy takatro ilay izy..
Eny e,mahereza hatrany daholo..(l)

49. tywa68
(
13/10/2008 08:55)
Fahamarinana : rehefa ampitiavana fa tsy zavatra hafa d mora raisina foana ny teny :-* :wink:
51. ikaretsaka
(
15/10/2008 16:20)
niryna> f'angaha rehefa tsy manaraka ny fombanao amin'ny fizarana ny hafatr"Atra dia hoe manda ny tenin'andriamanitra sy manoro vohana ?
dia ampiako an'io lazain'i tywa io hoe
Samy mitady ny Fombany io
dia ampiako an'io lazain'i tywa io hoe
Samy mitady ny Fombany io
54. ikaretsaka
(
17/10/2008 23:27)
indraindray mano mba hafahafa ihany ty fitsara be fahatan'i niryna ity ko!
56. niryna
(
24/10/2008 03:44)
ikaretsaka:
indraindray mano mba hafahafa ihany ty fitsara be fahatan'i niryna ity ko!
hay va re e,ary ity hianao milaza abobo ny olona lava ahoana re ,izany ve no nampianarina anao ?
mandratra ny marina fa ny fahamarinana no anafaka antsika ry toi a(truth sets you free ) oops ,sorry ika
57. niryna
(
24/10/2008 03:46)
tywa68:
Ika : Mazàna fa tsy indray2 :-D :-D
hi,hi, tsy zaka ny fahamarinana dia ny tenin'Atra io ka.ary dia mampiova ny eritreritra ilay izy rehefa tsy mifanaraka ny tenin'Atra ny eritreritra ry ty a
:D
58. fahamarinana
(
24/10/2008 03:51)
:arrow: dia izay ve no hifaninanana koa ry niryna a,izy manao abobo dia ianao hitsara sns..hatraiza no fetra e!!...ary ny hoe abobo angamba dia Andriamanitra no mahita fa tsy anjarantsika no hiteny ...Mizara no atao dia ampy izay,tsy i niryna va no milaza izany ombieny ombieny aloha .. sa ve ny finoana katolika avy hatrany no lazaina fa abobo tokoa ? ,enga anie ka ho diso eritreritra aho.:? (l)
59. ikaretsaka
(
24/10/2008 21:10)
fa ny tsy azoko @ niryna.. nga ny manao ny fombani niryna no heo "mizara ny tenin'Atra e? (hoz'iza?)