Ho eritreretina tsara

1. Veloo ( 22/08/2008 16:57)
Betsaka ny mpanao forum nanontany ny antony mampisy ny fahoriana sy ny zavatra mitranga ratsy rehetra.

Andriamanitra dia fitiavana
Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;

Isaia 59 : 2 ny valony
2 Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.

Ary izaho dia mahatsapa an'izany mihitsy.
Ka manasa antsika tsirairay mba hanakaiky an'Andriamanitra @ fo feno fanetre-tena sy finona.

Dia mahereza daholo tompoko

2. fahamarinana ( 22/08/2008 17:17)
:arrow: misaotra nampahatsiahy e...Andriamanitra dia fitiavana tokoa... :) (l)
3. ni81 ( 22/08/2008 17:24)
Misaotra tompoko.
4. ikaretsaka ( 22/08/2008 17:37)
http://www.youtube.com/watch?v=MeSSwKffj9o&feature=related
ho an'ny miteny anglisy
5. niryna ( 22/08/2008 20:39)
ikaretsaka:

http://www.youtube.com/watch?v=MeSSwKffj9o&feature=related
ho an'ny miteny anglisy

Andray dia tena tsy menatra ity ika andefa an'io ,izao vao manomboka mihamazava hatrany ny toerana misy anao k'ty ...ny fivavahana hono dia mandainga indray hoy ry ika e


ikaretsaka:

Religion is bullshit.


mba azavao ny namana gasy hoe ny hevitr'io teny io ? :oops: :oops: :oops:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48aee56ba83a0
6. fijo ( 22/08/2008 20:40)
inona nefa le heloka mampisaraka hono???
7. rijadolly ( 23/08/2008 04:23)
Misaotra veloo a!
Ary izaho dia mahatsapa an\'izany mihitsy.
za koa (l)
fijo:
inona nefa le heloka mampisaraka hono???
valiny mahafa-po ho anao zoky dia www.baiboly.org
8. naughtyboy ( 23/08/2008 11:08)
Ika : stand up comedy marina de ekeko natao amalifaly ny hafa ..na izany aza tsy ho azony bandy otrany reny saosiko ,efa betsaka ny henoko niteny otrany reny tsy nandoavako vola fa tazomiko mafy atrany ze ananako razoky..
9. ikaretsaka ( 23/08/2008 16:06)
niryna> raha misy diso ny ambarany dia teneno izy dia avoahay ny arguments ..fa raha resaka fanatisme fotsiny no ijerenao aqzy dia mandehana mitsabo tena
10. ikaretsaka ( 23/08/2008 17:07)
naughty> indraindray ireny manao stand up comedy ireny misy point tsara arty raisiny @ tranga miseho @ fiainana ilay izy an. ary matetika io tranga miseho amin'ny fiainana io nefa tsy voatandrintsika rehefa jerena @ perception hafa dia tena misy fahamarinany
11. naughtyboy ( 23/08/2008 18:10)
za aloha tsy manda izay fa ra miantsy an'Andriamanitra otrany ataony lery io na vazivazy aza no tsy voako,misy mo ny olona te andoa saosy ihaino anzany de anazy zay fa tsy mandany andro @ reny aho
12. ikaretsaka ( 23/08/2008 19:29)
naughtyboy:

za aloha tsy manda izay fa ra miantsy an'Andriamanitra otrany ataony lery io na vazivazy aza no tsy voako,misy mo ny olona te andoa saosy ihaino anzany de anazy zay fa tsy mandany andro @ reny aho

tsy mihantsy lery fa henoy tsara..
ny mpivavaka no asiany


13. Veloo ( 24/08/2008 01:18)
rijadolly [ Valio ] 23-08-2008 06:23:45
Lohateny : Re : Ho eritreretina tsara
Misaotra veloo a!

Dia mahereza lesy a :-* :-*

Ika tena efa idiran'ny devoly mihitsy ity enao ity.
Tsy itako mihitsy izay idiran'ny religion @ io zavatra nolazaiko io.
Mivavaka ho anao aho
14. ikaretsaka ( 24/08/2008 02:30)
izay indray le fisainana mi twist
nga rehefa tsy mitovy hevitra aminao dia hoe hidiran'ny devoly?
raha miteny aho ve hoe vendrana sy misy kely i pasiteranareo de hoe misy devoly?
maninona anefa no rehefa atao hoe mpamono olona ilay lehiben'ny silamo de tehafana?
15. naughtyboy ( 24/08/2008 12:35)
Ika > aza mitoraka bilao razokiny fa averiko kely eto reo faramparany nolazainy le bandy io de amarino tsara:
" In fact,I'm gonna put it this way if there's a God. May He strikes this audience dead..again may He strikes me dead ..see nothing happens.."
fiantsina an'Andriamanitra zany @ olona rehetra fa tsy nisy dika vilana de mba ekeo fa aza miolakolana refa miresaka,ary fijeriny manokana momba an'Andriamanitra no lazainy eto fa tsy amely an'iza n'iza ..sotra tompoko
16. naughtyboy ( 24/08/2008 12:38)
ny mahasosotra ahy de ny fijeriny maokana entiny iantsina an'Andriamanitra
eny imasombahoaka ,tsy miova ny hevitro fa tsy ahazo ny saosiko ny bandy otran'reny :lol:
17. ikaretsaka ( 24/08/2008 16:59)
ka marina ve ny nataony sa tsy marina? eo isika izao... dead ve ny audiences -ny?
hmmm?
18. naughtyboy ( 24/08/2008 17:16)
:D :D tsy azonao @ zay za razokiny..fantatrao tsara kosa ngambany fa tsy zay fanirin'adala rehetra zao no tanterahan'Andriamanitra ..ary ny marina de tsy zay miteniteny foana sy maniratsira rehetra na tsy mino akory de hovonoin'Andriamanitra de izay no niseho teo ...sa ko enao efa mieritreritra fa marina ny nataony lery teo
19. ikaretsaka ( 24/08/2008 17:18)
samy manan any poin io de zay e'' na ny mpitondra fivavahana fanatika na lery ...
20. naughtyboy ( 24/08/2008 17:30)
tsy nisy point lery no kritikeko teo fa aza adino mazava ny nolazaiko..
" za aloha tsy manda izay fa ra miantsy an'Andriamanitra otrany ataony lery io na vazivazy aza no tsy voako "
le fiantsina (defiance) de tsy fanehoana hevitra(point making) @ rehetra io no diso :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3206