Ho eritreretina tsara
22. naughtyboy
(
24/08/2008 18:18)
ny fandraisana ny dikany defiance de efa mazava fa tsy relatif intsony
le fiantsina (defiance=provocation leads to a verbal agression) de tsy fanehoana hevitra(point making)@ rehetra io no diso ..
aza mifanambakambaka re ry Ika fa mba samy mahay dikanteny daoly
anotaniana enao oe sao de eritreretinao ho marina de milaza fa relatif ,ny marina tsy misy ambiguite fa marina de marina ,ny diso de diso tsy hafa @ zay tsy misy ny eo ampovoany noho izany ekeo fa niantsy an'Andriamanitra lery ary zay no nahadiso azy fa tsy ny vazivaziny tsy maha mpino azy, aza miolakolaka refa miresaka fa eto @ fahatsorana ny zv lazaina de ho mora ny fandraisana ny defiance(fihatsina) zay kalo ny ahy fa azafady nanapaka ny resaky veloo

23. Veloo
(
24/08/2008 20:58)
naugthyboy :-* :-* tsisy tsiny lesy a ny tiako holazaina anie zavatra tiko ho zaraina sy ho eritreretina ho antsika fotsiny e
24. ikaretsaka
(
24/08/2008 22:41)
ka ianao no mieritreritra ilay defiance ange sy milaza zy ho manompa ange e e... Inoako fa tsy ho Atra mihitsy no hieritreritra izany (Izy aza tsy sarotiny) ...
tsy misy hafa @ fariseo milaza ny mpianatra ho tsy manatra ny andro sabata ihany io

25. naughtyboy
(
25/08/2008 10:58)
ela lesy no isaorana veloo,ndraindray nge efa leony sermona lava be sy tsianjery @ reo andalanteny zahay ka teny fampatsiahivana toy zao no mety mandaitra e :wink:
26. naughtyboy
(
25/08/2008 12:23)
Ika : ra nanaraka reo tsoankevitra nolazaiko i Ika de tsotra ,ary aza avily fa araho ny fanazavana ... satria mbola taritiny Ika ny hevidiso de averiko kely
ny ventikevitra entiny veloo de tsotra miverena @ Andriamanitra fa ny fahotana de mampisaraka antsika aminy no mampitondra fahoriana ko..mazava zay
Asa ze hevitra tiany i razoky Ika ampiataina @ io fa napoitrany ty mpanao hatsikana isolo tena ny hevitry ny tsy mpino tsy misy maharatsy izany satria zo ny maneho hevitra ,nefa fiantsina no netiny le ranamana namaranana ny teniny eo no olana(samy iarahamalala ny teny nampiasainy tao fa tsisy atoro eto)
ozy i ika :
\" ka ianao no mieritreritra ilay defiance ange sy milaza zy ho manompa ange e e...\"
tsy ny eritreritro no manaporofo izany fa ny teny navoakany ilay mpanao hatsikana aleo zay azava(eo manko no anisany fanorenana diso iatombohanao ,tedavinao atsipy @ hafa ny rihatra)...ty misy oh.kely ilazako ny fiantsina ra manantona lehibeko aho ilaza fa tsy ilaiko ny fitondrany de azavaiko manazava aminy ny hevitra tsy ankasitrahako izany akory tsy midika fa ilaiko ny miantsy ady azy hanamarinana koko ny tsy fanakasitrahako ary tsy nilaza aho oe naompa fa mitarika @ fanompana....lazao aho ra misy tsy azoazony ika ny voalazako atreo na diso...
Ovaiko ny halavany onjampeo eto ezahiko takarina ny fijeriny Ika satria sadasada fa tsy marintoerana tsara le fanorenankevitra sy hevitra tiany razokiny atsangana eto de mirodana isaky ny mandeha azavaiko ,ra midaboka ny trano ajoronao(hevitra ampiataina) inn no fanotaniana apetraka voalohany?ny mpandrafitra v sa ny mpanao tafo sa ny mpandoko trano no nahatonga izay,samy mahalala ny valiny daoly sika ..satria tsy mafy orina ny tany fanorenana fa tsy ny biriky natokotoko no valiny na ny tafo anasaromana le trano no antony
----> fototra(mila hevitra matanjaka iorenany firehana arafitra)reto aby reo fototra malemy niaingany Ika :
. \" tsy mihantsy lery fa henoy tsara..
ny mpivavaka no asiany \"
tsy namely mpivavaka izy na 1 mande aza fa ny tsy finoany an\'A.tra no tiany aseho tsisy olana nefa fiantsina nataony no entiny anamarinana izany ,diso sahady ny le fototra iaingana
. \" ka marina ve ny nataony sa tsy marina? eo isika izao... dead ve ny audiences -ny?
hmmm? \"
efa fantatry Ika ny valiny io ra tsy oe ody fanina nga..
:lol:
. \" samy manan any poin io de zay e\'\' na ny mpitondra fivavahana fanatika na lery ... \"
tsy le point no novoiziny teto fa fiantsina no nasongadiny any @ farany tsy ny mpitondra fivavahana ihany nge ry Ika no misy fanatika fa na reo mpanohatra aza ny voalazany le bandy io no zohina,za kalo de tsy mitondra fa entina nefa tsy azy taritina any lalandiso fotsiny otr\'zao sao misy diso kajy eto
:wink:
. ... Inoako fa tsy ho Atra mihitsy no hieritreritra izany (Izy aza tsy sarotiny) ...
io de mazava fa mino eritreritrao manokana enao zay no miseho mahalala ny any antsain\'A.tra koa..
tena sarotiny toko izy ra ny lalana fototra ao @ didy folo nilazany an\'io no jerena ,\" Aza manononona foana ny anaran\'i Jehovah Andriamanitrao..\" io mo no tena tadidiko ny miantsy mo de tsy azo atao zany..
amaranako azy fa lavab za avy no lasa kamo
\"ny marina tsy misy ambiguite fa marina de marina ary ny diso de diso\"
io no fototra mafy naharitra ijoroany hevitra rehetra na mino na tsy mino,diniho tsara @ zay reo voalaza fa tsisy azoko ambara hafa intsony anampiko ny ampahazava ty resaka ty @ ika..

27. ikaretsaka
(
25/08/2008 14:23)
io ho'aho samy manana ny fandraisany azy.. raha miteny ohatra izao ny mpanao hatsikana iray hoe "manga ny lanitra madama"
dia mazava ho azy samihafa ny handraisan'ny audience an'izay arakaraka ny tontolo nitaizana azy...
fa zany ve nahakasika ny lanitra sa ny kilaoty? nampaninona ilay lalina na ilay kilaoty ny nilazana izany? i Madama sy ny eritreriny no voakasika

28. naughtyboy
(
25/08/2008 14:52)
ny fandraisana hevitra de misy diso misy marina fa tsy oe samy manana ny azy de vita zay.." tsy misy ny tsy ho diso ozy ny fiteny fa zay mikiry no adala.." n'iza n'iza anotanianao an'io de ilaza izy fa diso ,zay le marimaritra iraisany rehetra ,ka zao le izy ny hevitrao manokana anao zay de tazomy fa ny hevidiso tsy mbola nisy natafita atr@ zao na de asisikao mafy aza..
29. ikaretsaka
(
25/08/2008 15:27)
de le hevi diso sy hevi marina koa ange tsy mbola voafaritra ry nauty e..
hoe iza no marina de iza no diso..dia iza no nahatafita de iza no tsy nahatafita
samy tsy mbola azo lazaina hoe nahatafita na tsy naha tafita le izy :wink:
think about it

30. naughtyboy
(
25/08/2008 16:23)
..aza map :-D e.... fa nga everiny Ika zazakely daoly no miresak eto tsy mbola ary saina ka tsy mahatakatra ny atao oe marina ,diso .. :-D :-D ny ahalalana azy njay oe tafita na tsy tafita de zao : aoka zay ny toraka bilao refa tsy mandaitra fa mandany andro izy reny zv hafa andramana :-D :-D :wink: O.K mate tha's it..
31. ikaretsaka
(
25/08/2008 16:27)
le izy hoa aza teriterena hoe ny marina aminao de marina amiko na ny tafita aminao de tafita amiko.. tsa mety izayy io samy manan any perception-ny
tsy misy idiran'ny resaka maha zaza sy tsy maha zazakely izany

32. naughtyboy
(
25/08/2008 16:34)
fa iza mo no nanery teo ozy za oe
zao le izy ny hevitrao manokana anao zay de tazomy fa ny hevidiso tsy mbola nisy natafita atr@ zao na de asisikao mafy aza..
io no mahavoa an'i ika ny hevitrao no asisikao atrany amoalohany na tsy tafa aza
fa tsy mba mihaino ny hafa mintsiny :°)

35. niryna
(
25/08/2008 17:11)
naughtyboy:
Ika : stand up comedy marina de ekeko natao amalifaly ny hafa ..na izany aza tsy ho azony bandy otrany reny saosiko ,efa betsaka ny henoko niteny otrany reny tsy nandoavako vola fa tazomiko mafy atrany ze ananako razoky..
=D=D=D
marina tanteraka ,tano mafy ny finoana izay nanantsika
:-* :-*
36. naughtyboy
(
25/08/2008 18:11)
misotra ry niryna fa izay tsy isy iova akory na kely aza ,tsy eto ambavako ihany zay fa avy any anatiny fo..
ozy ika
\" ka le hevitrao ange tsy misy argu e \"
zay nge le lazaiko oe aza map :-D :-D :-D :-D taolana ny nify ka tsy maintsy mi :-D
saode le mifamadika @ io no zvmisy eto @ ty resaka ty :-D :-D :-D
ra nilaza aho fa \" Ovaiko ny halavany onjampeo eto ezahiko takarina ny fijeriny Ika \" de niezaka nihaino sy nipetraka @ toerandrazoky ary noezahiko nofantarina ny hafatra tinao lazaina @ io hatsikana io --------> @ alalany fihainoana sy fandraisana ary famakafakana hevitra
nalahatro tsara eo ambony reo fanazavana malalaka rehetra nilaina t@ zany mifanaraka @ reo fijeriny ika manokana sy ny hevitro nefa moa tsy nihaino izany ika no dikany de tsy nivoatra ny resatsika..
ovaiko miloko ny sary de ny maso ndray ampiasaina amerina amaky ny voalaza
sao mba manampy ihany ry ika reo no atambatra de milaza fa nitondra argument za teto fa i ika no tsy namaky no tsy nihaino ny hevitry ny hafa
efa nolazaiko ny oe ika de misisika @ hevidiso sy tsy mihaino ny hafa de mbola ampiana ndray oe za no tsy nitondra argu,zany v tsy amp
:-D ra za manokana ndray de tsy azoko afenina fa mihaino ny hafa aho no sady manaiky voalohany ra marina ny lazainy ,fa ra olona kibokiboiny marina ka manasisika hevitra diso de tsy azony reny za,tsy azo rebirebena aho @ hevitra toa marina, misy isainana ngamba ze voalaza fa tsisy fanampiny :lol:
vita iny amiko fa omeko dimy ihany ika fa aza asina olana.. :wink:

37. ikaretsaka
(
25/08/2008 18:12)
tsy azoko ny idiran 'ny finoana sy ny fijerena ny zava misy @ perception hafa
..
izay angamba ilay hoe bornE e?
..
izay angamba ilay hoe bornE e?
38. naughtyboy
(
25/08/2008 18:48)
...to tsy ho vita ndray ty ra izao :-D :-D
nisy zv adinoko ngambany de ny oe in mo zany no argument tiany ika azavaina eto ankoatrany borne..mba liana zany aho fa tsy toton'omby bory otrzao
marina v sa tsy marina oh. ny fiantsina an'A.tra nataony io hatsikana io de in le perception tiany ika azavaina eto..
" tsy azoko ny idiran 'ny finoana sy ny fijerena ny zava misy @ perception hafa "
fiantsina ny anaran'Andriamanitra eto no idirany finoana efa nolazaiko tetsy ambony 'io fa refa tsy nihaino ny tena de ny hafa no borne @ ika nefa na ny tenany aza nampiditra hevitra ifandraisany reo teto ,ozy ika :
" . ... Inoako fa tsy ho Atra mihitsy no hieritreritra izany (Izy aza tsy sarotiny) ...
de novaliako:
io de mazava fa mino eritreritrao manokana enao zay no miseho mahalala ny any antsain'A.tra koa..
tena sarotiny toko izy ra ny lalana fototra ao @ didy folo nilazany an'io no jerena ," Aza manononona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao.." io mo no tena tadidiko ny miantsy mo de tsy azo atao zany..
inona no argument mba tiany ika anazavaina zany rehetra zany

39. naughtyboy
(
26/08/2008 21:09)
:lol: :lol: mbola tsy horaisiny ika ihany v ny dimy za efa nanome etsy ambony sa mbola eo ampitadiavana fanazavana ..vita iny oa amiko fa aza asina olana razoky:D :-D