Ho eritreretina tsara
41. ikaretsaka
(
26/08/2008 22:53)
aza manonona foana ny anaran'i jehova andriamanitrao nefa ianao manonona.. ..inona koa izany?
ohatran'ny mamolava miteny @ bandy kely (sady efa dozy ihany razoky) hoe laisany hoa aza misotro toaka!
normale raha betsaka ny bandy kely mpitaingina tamboho no misotro toaka avy eo

42. naughtyboy
(
27/08/2008 14:05)
vaka de vaka ny saiko ry ika ra mamaky ny fanazavankevitrao eto ,diso fanantenana ngaha no marimarina efa betsaka reo nolazaiko fa mbola tsy nisy nohainony i ika ka mahatonga ahy ihevitra fa tsy ny hevitra tohanany ika ihany no tsy mijoro eto fa ny fomba itarihany ika ny hafa @ lalandiso :? ..
-tsy fanazavankevitra no entiny i ika fa tsikera marivo tototra ,oh. ampahazava izany reto..
ozy ika :
" aza manonona foana ny anaran'i jehova andriamanitrao nefa ianao manonona.. ..inona koa izany? "
fantatry ny rehetra mahay mandala adihevitra avokoa afatsy i ika ny fahasamihafany ny:-manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao
-manonona ny Anarany
------------->mazava oazy fa ny teny no tsikerainao dika vilana fa tsy ny hevitra
:wink:
raha tsy ampiako reto tsikera bontolo teto aloha satria tsy mihaino sy mijery fa misisika @ hevidiso,efa teo aloha daoly ny fanazavako :
" ka le hevitrao ange tsy misy argu e "
" izay angamba ilay hoe bornE e? "
mazava eto fa ny fanazavankevitro atr@ zay tsy nojerenao de ozy za oe
" saode le mifamadika @ io no zvmisy eto @ ty resaka ty "
fanazavankevitra(argument)no nandrasako nefa tsikera bontolo no valiny io no nandiso fanatenana ahy..sa ireto v no hany fanazavankevitra azony ika atolotra:
- " raha miteny ohatra izao ny mpanao hatsikana iray hoe "manga ny lanitra madama"
dia mazava ho azy samihafa ny handraisan'ny audience an'izay arakaraka ny tontolo nitaizana azy...
fa zany ve nahakasika ny lanitra sa ny kilaoty? nampaninona ilay lalina na ilay kilaoty ny nilazana izany? i Madama sy ny eritreriny no voakasika
na koa
-
ohatran'ny mamolava miteny @ bandy kely (sady efa dozy ihany razoky) hoe laisany hoa aza misotro toaka!
normale raha betsaka ny bandy kely mpitaingina tamboho no misotro toaka avy eo
ka ny amaranako azy fa atsipy ny teny any ampony mahalala de zao fotsiny:
ka zao le izy ny hevitrao manokana anao zay de tazomy fa ny hevidiso tsy mbola nisy natafita atr@ zao na de asisikao mafy aza..ny aina no mateza

43. naughtyboy
(
28/08/2008 19:02)
averina any aminao ny resaka ry veloo fa tapitra atreo ny ahy.. :lol:
45. Veloo
(
02/09/2008 18:55)
Fijo a i veloo ato ihany ka.
:-D :-D :-D
naughty a efa vita ny ahy ka zavatra mba tiko ho zariana fotsiny io :wink:

46. ikaretsaka
(
03/09/2008 17:35)
ka tsy hitako ange ry noty le tena argument nao fa ny teniko no averimberinao eo