Inona izany ? D..D...D...Daholo no hiantsona azy?
1. niryna
(
17/06/2008 18:02)
Misy maro no mety mino azy ary ny tsy mpino koa dia misy maro.Tsy mba mipetraka ao anaty mazava izy fa ao anaty maizina ary ny mazava dia mamirapiratra ao aminy saingy ny maizina tsy nety nandray Azy( i kristy io mazava io an).
Raha atao amin'ny teny gasy izy dia manomboka amin'ny Mp.....daholo ary mahatonga ny olono ho:
Mpandrava hefa,mpanan-korontona,mpizahozaho,mpanendrikendrika,
mpampisaraka,mpankahala,mpiafonafona,mpialona,mpamono,mpivenjivenjy,mpisompatra,mpanoro vohana,mpanaratsy,mpankahala,mpampisaraka ,
mpandrava tokantrano,mpanao tsinotsinona ary mpandainga velona :D
Azo adika teny gasy ny anarany an ! D......sy D......ary manomboka amin'ny D...Daholo no anarany raha atao amin'ny teny vahiny,afaka omeko izay mety tsy mahafantatra ny dikany fa hialako tsiny e . 8O ka izao avy no karazana asa atao.....
Dislike,destroy,disobey,doubt,disqualify,deceive,discourage,dwell in people and in animals sns ....
Avy aiza no niaviany? Iza no nanao azy? ary aiza izy no mipetraka? olona toa inona no hipetrahany ary maninona izy no tsy afaka mipetraka amin'ny olona hafa.
Alefako kely ihany ny ankamatatra,ny mpino tsy matahotra azy fa manana ilay lehibe noho ny zavatra rehetra ,nanao ny zavatra rehetra,ary izy tsy afaka hipetraka amin'ny tena mpino.
Indraindray izy dia miteny,mandeha ,manao feon'olona na biby,mamporisika olona anao ratsy ary mety ho matanjaka be ilay olona hipetrahany ary mety ho malemy .Aty ivelany izy izany no mampiasa ny heriny ,ary mety ao anatiny koa izy ka manao feo mibaiko ilay olona.
Hatreo aloha
(l) niryna

novalian'i niryna ny 07/07/2008 12:13
2. ikaretsaka
(
17/06/2008 20:13)
dia ahoana izany raha Mpino (teny gasy) ao anaty Denominations? (teny vahiny) :-D
5. niryna
(
18/06/2008 05:00)
ikaretsaka:
dia ahoana izany raha Mpino (teny gasy) ao anaty Denominations? (teny vahiny) :-D
:D
6. niryna
(
18/06/2008 05:16)
ni81:
Devoly, Dragona, Demony
ie
=D> =D> =D>
Ny Demony na Evil Spirit no hiantsoana azy na Fanahy maloto ary Izy no lehibeny na Satana na anjelin'izao tontolo izao. Losifera ihany koa no fiantsoana Azy
Inona avy no mbola toetra mety anany sy andrembirebeny ny tsy mino azy ?
Death ( na fahafatesana ) io no voalaza hoe ny fahafatesana no tambin'ny ota
Dark ( na maizina tia maizina izy fa tsy mivoaka ao anaty mazava,tsy mahagaga raha amin'ny maizina ny mpamono olona,mpangalatra,mpamposavy,mpanao ody fitia, ao anaty rideaux maizina koa ireo mpanao mazimazy(spiritualism,mpanao spell na ireny olona miantsoantso ny fanahy ireny"Esprit es-tu la? " ) matetika .Tsy ny trano tsy misy jiro ihany koa anefa no atao hoe maizina fa tafiditra ao anatin'ny olona ilay maizina.
Division na mpanasaraka ,mpanimba :arrow: miteraka ny Divorce
Destroy(manimba ihany koa ka izay tratrany dia tsy afa-bela ) ny fianakaviana ,ny namana
:arrow: doubt (na ireny olona misalasala,tsy mino) na mahatonga ny olona hanana lolom-po na Down on...
7. niryna
(
18/06/2008 05:40)
Mbola maro ny toetra am-piasan'ny satana ny fanahy ratsy mivezivezy ka na dia misy aza ny tsy mino dia zaraiko anareo ihany izany.
Diable mbola ao ihany koa
-Tsy mora ny mamorona tokan-trano kanefa mora ho azy ny mandrava izany amin'ny fotoana fohy (Demolish) Satana sy ny miaramilany io .
Izay kely finoana sy misalasala {doubt}dia miala @ an'Atra (Depart from God)
Feno habibiana,feno tsy fitiavana ,feno fankahalana,feno fialonana,feno faharatsiana ,izany dia toetra am-piasany ho an'izay tsy mahalala an'Atra satria ATra dia fitiavana ka mifanohitra an'izany fitiavan'Atra izany no ataony, toetra maloto e (dirty)
Kivy tanteraka ny tsy mba mametraka ny fiainany eo amin'Atra hany ka tonga daholo ny famoizam-po rehetra (Depression + Desperate)
Vokatry ny fahotana hoy ny tenin'Atra no antony mety mahatonga ny aretina (Desease) kanefa tsy ny aretina rehetra akory dia avy amin'ilay fanahy ratsy avokoa a.
Rehefa tsy mino ny tenin'Atra ny olona dia toheriny daholo izany(Disobey) satria mandika ny lalana izy na tsy mahatohitra fa mbola te hijanona ny fanaony hany ka sorena (displeasure ) dia mitady zavatra hanariana dia manomboka amin'izay ny fisotroana toaka ary farany dia lasa mpidaroka (Drunkard na mpimamo (Drunk) mihitsy aza satria tsy manakivy tena ary manary dia amin'iny kanefa fohy ihany izany dia miverina indray ary dia kivy tanteraka avy eo (diiscourage)
Ny fahasoiavan'Atra anie no hanampy antsika tsirairay avy.
9 Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.Mt 4:9

8. fahamarinana
(
18/06/2008 05:55)
:arrow: tsy efan'olona ,resaka miverina ombieny ombieny.Tsy dia mino loatra aho hoe ny tena mpino tsy ipetrahany satria misy milaza tena mpino fa tsy tena mandeha araka an'Andriamanitra satria faly mitsara ,faly manohitra ireo mbola misalasalsa na tsy ampy fahalalana ,mitoky teny fatratra tsy miheno ny hafa afatsy ny azy ihany no tena marina sy lafatra ,tsy mahay mizara am-pitiavana,manao la tache ny fitoriana ,tsy manam-pitiavana,ilay FITIAVANA lehibe indrindra ilaina amin'ny Fiaraha-monina,tsy manaiky sy mandray ireo tsy iray finoana aminy,...Resaka miverina eto foana ilay Devoly araka ny teny ao ambadika amin'ny dinika izay mbola tsy vita akory hoe lasa fampitahorana lava.... :roll: ,Izay aloha ny hevitro mikasika an'io, tsy mandà aho fa misy fa tena tonga amin'ny olona rehetra na mpino na tsia rehefa tsy miambina amin'ny Teny,Fihetsika,Eritreritra,Izay atao rehetra e....hatreo aloha ny androany. (l)
9. niryna
(
18/06/2008 06:38)
fahamarinana:

11. niryna
(
18/06/2008 06:43)
Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gal 5
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gal 5
12. ari.malala
(
18/06/2008 07:13)
hihihi marina aky zanyry fahamarinana! fa misy manao disk goaka koa anie e! ohatran'ny hoe tsy misy afa tsy ireo teny ireo ao anaty baiboly....
13. fahamarinana
(
18/06/2008 10:39)
:arrow: ari. :zay indrindra aky fa io moa samy manana ny fijeriny azy e. :wink: (l)
14. niryna
(
20/06/2008 05:17)
ikaretsaka:
Diakona koa kay miatomboka @ D de dorkasy!
hi,hi ....Dia ireo Diakonina sy Dorkasy ireo no mi Demonstrate amintsika ny asan'ny Devoly amin'ny fandroahana azy
Iza no anaranao hoy kristy tamin'ilay feo nivoaka tao anatin'ity rangahy iray izay nantanjaka be,nandidy ny tenany,fatorana rojo mafy be kanefa dia voavahany ihany,napetraka teo amoron'ny fasana izy ary indraindray izy dia mikiakiaka ary mandratra ny tenany,mamoaka feon'olona, feom-biby .....io ilay antsoina hoe "possessed by the Devil"
Lioka 8
28 Fa nony nahita an'i Jesosy izy, dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin'ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izay sy Hianao, ry Jesosy, Zanak'Andriamanitra Avo Indrindra ô? Masina Hianao, aza mampijaly ahy.
29 Fa Izy nandidy ny fanahy maloto hivoaka tamin-dralehilahy. Fa efa nahazo azy ela izany; ary efa nafatotra tamin'ny gadra, na ny tànany na ny tongony, ka nambenana izy; nefa notapahiny ny fatorana, ka dia nentin'ny demonia niriotra nankany an-efitra izy.
30 Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny
15. fahamarinana
(
20/06/2008 05:54)
:arrow: niryna f'angaha ny Diakona sy Dorkasy any aminareo manala devoly koa ? sa afaka manala daholo ? satria ny aty aminay ny Mpiandry ihany aloha hatreto.Asa ny any an-kafa fa za moa tsy mahalala loatra. (l)
16. niryna
(
20/06/2008 06:00)
fahamarinana:toy ny manao pratique piano ihany io izany ,araka ny ahenoana azy ombieny ombieny no hizaran'i fahamarinana ny hafa koa indray andro any
:arrow: tsy efan'olona ,resaka miverina ombieny ombieny.
Tsy dia mino loatra aho hoe ny tena mpino tsy ipetrahany satria misy milaza tena mpino fa tsy tena mandeha araka an'Andriamanitra satria faly mitsara ,faly manohitra ireo mbola misalasalsa na tsy ampy fahalalana ,mitoky teny fatratra tsy miheno ny hafa afatsy ny azy ihany no tena marina sy lafatra ,tsy mahay mizara am-pitiavana,manao la tache ny fitoriana ,tsy manam-pitiavanaio dia an'ny tsirairay,tsy anjarako no mitsara satria izaho koa mbola ho tsaraina.
tsy tena mandeha araka an'Atra ? izay no atao hoe fantaro ny fanahy miaraka amin'ilay mpitory ary rehefa nametraka ny fiainany tamin'Ata izy,nangataka ny famelankeloka,nizara ny fahasoavana nomen'Atra azy dia tsy hisy na iray aza afaka hanameloka azy intsony .....Ny tenin'i kristy no porofo fa Avy hifandahatra amiko hianareo ..fa na dia mena toy jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy oram-panala ...ary adinony ny lasa fa dia ny ho avy indray no mbanjinina,ka raha izy mpamonjy ahy aza manadino ,dia izaho indray ve no hitsara ny hafa ? manao ny asan'Atra indray aho raha izany.
izany ve ? mety mamaky izy fa tsy ho voatery hamaly izao rehetra izao,rehefa tsy mifanaraka ny tenin'Atra izay noheveriny ....fa moa ve mandray izay nomeny ? Tsia,tsy ho voatery ary tsy any koa no asa nampanaovina antsika,mizyara fotsiny ary tsy atao mankarary raha tsy mandray izy,efa lasa aloha ny hafatra dia izay ihany..mbola tsy tonga ny fotoana ary mety tsy ho tonga mihitsy aza amin'izao fotoana izao ..
,ilay FITIAVANA lehibe indrindra ilaina amin'ny Fiaraha-monina,tsy manaiky sy mandray ireo tsy iray finoana aminy,
Maro no voaantso fa vitsy no voafidy.....Maro no mihaino ny tenin'Atra fa vitsy no mandray...Dia tsy anjaran'ilay mamafy no hiezaka hanakatra ny olona hoe tsy maintsy mino.Vita ny anjarany
Inona no atao hoe fitiavana? Mizara,manao vy very ny aiany hamonjy ny namany na ny rahalahiny.Tiava ny namanao tahaka ny tenanao...
Ahoana no anehoana ny fitiavana ? ny filazana azy ireo ny tenin'Atra ,ny tsy fahatahorana mandresy lahatra sy miteny direct ireo izay manoro voana ka basena amin'ny tenin'Atra hatrany izany satria Kristy no toriana eto,iny no nomeny ny olona dia iny koa no zaraina sy lazainy .Fanitsiana? Raha milaza lainga na mamafy lainga ny hafa dia tenenina (mety mahery no fieritreretany azy saingy ...izay mandray ny fahamarinana no mahazo tombotsoa,izay tsy mandrayi moa dia efa safidy hatramin'ny voalohany izany .
.Tsy ho voatery andray izy androany.Efa nandalo teo anoloany,efa novakiany ,ary anjarany no mampihatra izany amin'ny fiainana. raha tiany
Amin'ny fomba ahoana ? Ny fomba fiteny,ny fomba fanoratra ,ny fomba fihetsika sns dia taratra ilazaina fa zanak'Atra isika.
ny fo tsy ilay mitempotempo akory fa ilay mamboraka izay rehetra ao anaty :arrow: izay ao anaty fo no avoakan'ny vava.na manana toetra roa aza isika ohatra (double minded,double faces)..Izay mivoaka avy ao anaty fo no avoaka ao anaty vava. No voasoratra ao anatin'ity serasera ity koa.
Dia izay ilay fitiavana izany dia mety misy mandray azy ho fitiavana iny (friendly warning na fampahafantariny fotsiny amin'ny maha-namana fa tsy ho voatery andray na hihaino ,ary tsy ho voatery anaraka daholo koa ny olona )
fa maninona no matahotra ? Aza matahotra hoy ny tompo fa homba anao mandrakariva aho Azo atao ao ambava mandrakariva izany teny fampanantenana nomeny antsika izany(in-dimy aho no nomeny an'io ) ka dia tazoniko amin'ny vavaNy Izy :D Izaho tsy andao anao na ahafoy anao. Hebreo 13:5
.Resaka miverina eto foana ilay Devoly araka ny teny ao ambadika amin'ny dinika izay mbola tsy vita akory hoe lasa fampitahorana lava....
mialatsiny fa lavabe
17. fahamarinana
(
20/06/2008 06:23)
niryna:
Ahoana no anehoana ny fitiavana ? ny filazana azy ireo ny tenin'Atra ,ny tsy fahatahorana mandresy lahatra sy miteny direct ireo izay manoro voana ka basena amin'ny tenin'Atra hatrany izany satria Kristy no toriana eto
:arrow: Tsy voatery izay ihany ny fanehoana fitiavana ry niryna a (amiko aloha io ),tsy voatery tenin'Andriamanitra foana koa no omena,tsara dia tsara saingy misy karazany betsaka ihany koa ,eny na dia ny famaliana am-pitiavana,am-panajana tsy mi se moquer ,eny na dia ny miheno ny hevitry ny hafa .Sa ianao sure be amin'izay lazainao rehetra ho marina hatrany ,sambatra ianao zany raha io no izy.Ny milaza hoe manoro vohana va tsy efa fitsarana olona , Miteny manko ianao ery ambony hoe tsy anjarako ny mitsara.
Ary farany :tadidio fa dinika fivavahana sy finoana ilay ato :zany hoe ahitanao karazana finoana maro,na i Kristy na iza na iza no inoany dia eto daholo ireo olona rehetra ireo mizara izay azy ,mino ianao tsara,tsy mino dia anao koa iny satria na ilay finoan'ilay olona aza tsy hainao :ahoana moa no ahafahanao mandresy lahatra azy sy hanerenao azy hanaraka ny finoanao ?Tsy voatery hanaraka ny finoanao izy .(l)
18. ari.malala
(
20/06/2008 11:43)
za manokana alou d tena mahatsapa fa misy olona ato, (mahatsapa ten izy raha tena olondehibe consciente amin'ny ataony) fa tena tereny tsotra ftsn izao ny olona hanaraka izay tiany sy heveriny ho finoany, d refa tsy mifanaraka @ iny d enjehiny sy tsarainy avy hatrany fa diso e, mpitaribato vilambava e, mampianatra diso e mampianatra vilana e... sns ts voatanisa, asa izany v no ato hoe fitiavana! d izany koa no nanirahana azy hoe refa tsy mifa,arala am ze tinareo ny heverin'ny oul d tsarao izy ary henjeo!
20. niryna
(
23/06/2008 18:38)
Tsara ho fantatra :Anjarantsika no mino na tsy mino.toy ny fanahin'Atra ihany io.Zavatra tsy hita maso kanefa dia manana hery tokoa (real)
Ny devoly ihany no antsoina hoe satana ary ny fanahy ratsy ao anatin'ny olona iray no atao hoe demony
Satana dia tsy mipoitra foana akory fa ny miaramilany (ireo anjely niaraka nidina tamiy tety an-tany no ampiasainy)
Tsy afaka manao asa roa ao anaty fotoana iray izy.mifanohitra an'Atra ,feno sy enika azy daholo izao tontolo izao.
Afaka miteny,afaka mandeha noho ny heriny
Mipetraka ao anatin'ny olona ,ao anatin'ny bibiyizy ary izay tratrany dia lasa mpanompo azy.
Mahay sy manao feombiby,feon'olona
Mandainga no ataony ary manendrinkendrika,mamitaka na ny saina aza dia voafitany ka anjarantsika ny mieritreritra fa ATra tsy hanoro voana antsika
Mahatonga olona mahavanin-doza izy,miteny ao anaty ka mamporisika azy anao zavatra tsy takatry ny saina(mamono olona marobe na iray fotsiny aza dia izy no mamporisika ilay olona tsy efa nahare hianareo hoe tsy izaho no nanao an'io fa ny fanahy tato anatiko no namporisika ahy? )
Manimba olona,midabodaboka,miakarampoka,mandeha faroravava ,miakarapoka amin'ny tany,ary manindrona antsy na vy na izay zavatra eny an-tanany ny tenany ilay olona hipetrahany
Na omeny hery dia lasa matanjaka be ,mahazaka fandriana rehefa mihetsika izy,na malemy miantso olona efatra hibata ny fandriana averina ao an-trano.(na matanjaka izany na lemeny)