Inona izany ? D..D...D...Daholo no hiantsona azy?

41. niryna ( 01/07/2008 04:58)
ikaretsaka:

niryna> mba tiako ho fantatra ... iza no namorona ny astres?
dia maninona no noforonina ny astres?

iza tokoa ry ika ,azonao jerena ao amin'ny google kay ilay izy kou .jereo dia mba lazao ahy izany fa mahaliana ahy koa ny fanontanianao ?
42. ikaretsaka ( 01/07/2008 15:28)
izao ary ry niryna...tsy Andriamanitra no nahary ny volana sy kintana sy ny zavatra rehetra eny @ lanitra ho an'ny mpino?
dia anao @ izay ary? naninona ireny no nohariana??? satria natao ho ampiasaina mazava ho azy!

raha mampiasa cristal ny olona na mampiasa astro hijereny ny andro sy ny volana sy ny eclipses sy ny sisa! raha mampiasa resaka polarite izy hitadiavany ny lalan-drano ambanin'ny tany hanaovany lava-drano sns...
raha mahasoa azy no anaovany iznay.. inona no olana?

i Jesoa aza milaza ny tenany ho "mornig star" foana sy manasa antsika hijery ny famantarana eny an-danitra

"Let there be lights in the expanse of the sky to separate the day from the night, and let them serve as SIGNS to mark seasons and days and years, and let them be lights in the expanse of the sky to give light on the Earth." And it was so." (Gen. 1:14-15)

43. niryna ( 01/07/2008 17:18)
ikaretsaka:

izao ary ry niryna...tsy Andriamanitra no nahary ny volana sy kintana sy ny zavatra rehetra eny @ lanitra ho an'ny mpino?
dia anao @ izay ary? naninona ireny no nohariana??? satria natao ho ampiasaina mazava ho azy!

raha mampiasa cristal ny olona na mampiasa astro hijereny ny andro sy ny volana sy ny eclipses sy ny sisa! raha mampiasa resaka polarite izy hitadiavany ny lalan-drano ambanin'ny tany hanaovany lava-drano sns...
raha mahasoa azy no anaovany iznay.. inona no olana?

i Jesoa aza milaza ny tenany ho "mornig star" foana sy manasa antsika hijery ny famantarana eny an-danitra

"Let there be lights in the expanse of the sky to separate the day from the night, and let them serve as SIGNS to mark seasons and days and years, and let them be lights in the expanse of the sky to give light on the Earth." And it was so." (Gen. 1:14-15)



misaotra anao nanazava.

44. niryna ( 01/07/2008 17:24)
niryna:

Misy maro no mety mino azy ary ny tsy mpino koa dia misy maro.Tsy mba mipetraka ao anaty mazava izy fa ao anaty maizina
Raha atao amin'ny teny gasy izy dia manomboka amin'ny Mp.....daholo ary mahatonga ny olono ho:
Mpandrava hefa,mpanan-korontona,mpizahozaho,mpanendrikendrika,
mpampisaraka,mpankahala,mpiafonafona,mpialona,mpamono,
mpivenjivenjy,mpisompatra,mpanorovohana,mpanaratsy,mpankahala,
mpampisaraka ,mpandrava tokantrano,mpanao tsinotsinona ary
mpandainga velona :D


Azo adika teny gasy ny anarany an ! D......sy D......ary manomboka amin'ny D...Daholo no anarany raha atao amin'ny teny vahiny,afaka omeko izay mety tsy mahafantatra ny dikany fa hialako tsiny e . 8O ka izao avy no karazana asa atao.....
Dislike,destroy,disobey,doubt,disqualify,deceive,discourage,dwell in people and in animals sns ....


Avy aiza no niaviany? Iza no nanao azy? ary aiza izy no mipetraka? olona toa inona no hipetrahany ary maninona izy no tsy afaka mipetraka amin'ny olona hafa.
Alefako kely ihany ny ankamatatra,ny mpino tsy matahotra azy fa manana ilay lehibe noho ny zavatra rehetra ,nanao ny zavatra rehetra,ary izy tsy afaka hipetraka amin'ny tena mpino.

Indraindray izy dia miteny,mandeha ,manao feon'olona na biby,mamporisika olona anao ratsy ary mety ho matanjaka be ilay olona hipetrahany ary mety ho malemy .Aty ivelany izy izany no mampiasa ny heriny ,ary mety ao anatiny koa izy ka manao feo mibaiko ilay olona.

Ireo no fanontaniako ka ho an'izay mahafantatra ny tiako teneniny dia efa nisy namaly fa SATANA no tiako tenenina.
dia inona no hidiran'ny diakonina sy ny dorkasy amin'io ?
mazava angamba e.


45. niryna ( 01/07/2008 17:41)
ikaretsaka:

izao ary ry niryna...tsy Andriamanitra no nahary ny volana sy kintana sy ny zavatra rehetra eny @ lanitra ho an'ny mpino?
ho an'ny rehetra na tsy mpino aza izy,ny tsy finoany tsy midika fa tsy nanao ny lanitra Atra.

dia anao @ izay ary? naninona ireny no nohariana??? satria natao ho ampiasaina mazava ho azy!
naninona tokoa no lasa natao hinoana ireo kintana volana masoandro atao lehibe no Nahary azy?
Maninona no hivavahan'ny olona ilay izy kanefa ny Nahary azy aza tsy hivavahany hmmm.Eo no mipetraka ny fanontaniana fa tsy ny fampiasana azy.

raha mampiasa cristal ny olona
ny tsy mpino fa tsy ny olona mino an'Atra io ...
manao inona io olona mitazona crystal io ry ika ?

.do-you-believe-in-destiny?
Mino ny vintana sy anjara ve hianao hoy izy ? aha, Atra irery no mahafantatra ny ho aviko ,ny anjarako ka inona no hitonatonanako any aminy ?
toa io izany no nataonareo sy ilay mompera ? dia niteny ve ilay ramatoa hoe misy vovompaty ilay rindrina? dia inona no nataonareo avy eo,nitondra samplet dia nitondra la croix nandroaka devoly ?
,misaotra mialoha amin'ny fanazavana omenao ahy.Tsy dia noteneninao tamin'ny antsipirihana mantsy ilay izy.




:-*
46. niryna ( 01/07/2008 17:43)
io koa izao misy iray
"the power of believing" asa na inona no hinoana amin'io ...


47. niryna ( 01/07/2008 17:45)

santionany daholo itony
48. niryna ( 01/07/2008 18:14)
Ireo izy ry ika a..
attempting astrkal projection, collecting this and that kind of crystal, believing most everything any psychic told Metaphysical Man, has come in the form of healthy skepticism .
Mampiasa ny karazana crystal a
inona avy izany? ny psychotherapy
metaphysic man




For me the Green Man is a symbol of our connection with nature, with the earth, a reminder that we are a part of the cycle of life and death of all living things on earth. He is for me a reminder of our humility and weakness against nature.
Eto aloha mba miainga amin'ny hoe zava-boary

fa ity faharoa ity dia finoana ka na alala ity dia natao ho saropady avokoa sy hivavahana toa an'Atra ( goddesses na andriamanitra kely be dia be) miaraka amin'ny karazana fanahy maro.Io mazava io ny teny fa ireo tsy mpino no manao an'izany(pagan) ary dia io mivandravandra io koa fa dia naka tahaka na naka ilay fomba ny fiangonana taty aoriana.I wondered ,naninona no nisaraka ny fiangonana ?

In the older religions, trees were held sacred; forest groves were perceived as the dwelling place of gods, goddesses, and a wide variety of nature spirits. Some scholars now think modern May Day revels were once part of pagan spring fertility rites (complete with pole representing the phallus) since the pageants have overtly sexual elements — and yet we can never really know for certain, for the original meanings of the ceremonies have been lost through the centuries, and the Church was quick to assign lewd connotations to all pagan practices.
skepticism
49. ikaretsaka ( 01/07/2008 18:55)
io indray le diska goaka
samihafa hoa no mampiasa azy hanasoavana tena sy ny manompo azy
raha manompo azy dia tsy mety.. fa raha mampiasa azy hanasoavana tena tsy maninona
toy ny vola io
maninona i niryna no mbola mitady vola sy mampiasa azy hanasoavan'i niryna tena fa tsy @ izao fotsiny?
iznay tsy midika heo manompo vola akory i niryna

50. niryna ( 02/07/2008 00:08)
ikaretsaka:

io indray le diska goaka
samihafa hoa no mampiasa azy hanasoavana tena sy ny manompo azy
raha manompo azy dia tsy mety.. fa raha mampiasa azy hanasoavana tena tsy maninona
toy ny vola io
maninona i niryna no mbola mitady vola sy mampiasa azy hanasoavan'i niryna tena fa tsy @ izao fotsiny?
iznay tsy midika heo manompo vola akory i niryna



boo ,Hors sujet be ra ika ,tsy mamaly ny fanontaniako,aza mampiasa an'io diska goaka io hianao fa ho avy handramatra anao eo daholo ny namanao. hmm .Raha izaho no namely te-hamaina toa tsy hitako izay firotsany fa raha voa ny te-hamaina aho tena nandrivorivo ilay izy kle

51. niryna ( 07/07/2008 12:13)
niryna:


Dislike,destroy,disobey,doubt,

Raha vao mahita irika kely fotsiny ny miaramilan'i satana dia izay ihany no tadiaviny amintsika.
dislike :arrow: manana fankahalana olona ? manana fahatezerana amin'ny olona,manana fialonana,manana tsy fitiavana? Dia tafidiny ao am-pontsika ny baolina ary dia tsy manana fifaliana isika raha tsy manohitra an'ireo.Amin'ny ahoana ? ny tenin'ATra,roahina mba tsy hanana anjara ao atintsika izy :arrow: .
Destroy :arrow: : potehiny avokoa na tokantrano na fianakaviana na fiangonana na ny fiainanana raha tsy mitandrina isika ,izany no antony hiambesana andro aman'alina mba tsy ho tafiditry ny satana ny asa-ratsiny.
disobey :arrow: nampianarina isika mba hanaja ny ray amandreny :arrow: ny fanompana azy ireo,ny tsy fanaovana tsinotsinona azy ireo,ny vavaka ataony mangataka sy mifona amintsika ny mba ho hendry ohatra dia efa reny ka dia mety hiantefa any amin'ny zanaka ny ozona raha mitohy izany tsy fanajana azy izany.Ny tsy fankatoavana ny tenin'Atra dia efa fanoherana Azy izany.
doubt :arrow: ny fisalasalana dia efa manome vahana an'ilay devoly ho ao am-pontsika.Tsy mino an'ATra fa misalasala ny fisiany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.129