Inona izany ? D..D...D...Daholo no hiantsona azy?

21. niryna ( 23/06/2008 19:08)
maro no mivavaka amin'atra izay noraran'i Jehovah) Eksodosy 20: " Aza manana andriamanikafa afa tsy Izaho Irery Ihany hoy Jehovah

Nantsoina ho andriamanitr'izao tontolo izao izy na god of this world,na mpanjakan' izao tontolo izao na prince of air , mpanapaka ny Maizina na the ruler of the Darkeness, mpanendrikendrika na accuser

Na aiza na aiza jerentsika dia tazana ombieny ombien)ny :vavao,gazety,film ny ,demony na ireo devoly miankohaka amin'ny zavatra na sarin-javatra na sari-sikotra na mpanao fanafody(witchcraft),na ny mijery ny masoandro ,volana ,kintana (asrology) ny mamaky tanany,ny mijery ny ho avy ,ny avenir,ny mitady vady ,ny maka fanafody fitazomana lehilahy,ny mijery ny vita androany(horoscope) ,irao karaza finoana etsy sy eroa. eny fa na dia ny atao hoe fiangoanan'i satana aza(efa noresahin'i lazaDaddy io raha tsy diso ny fitadidiko)
Ny mpanao magie manitsaka baiboly..
Ary aza gaga isika raha ilazaina fa na dia misy milaza ho kristiana aza dia mandeha amin'ireny toerana ireny,mampiasa ny kristal,ny taboo,inona no sign nao? horoscope io no nolazaiko ..


22. ari.malala ( 24/06/2008 06:49)
:-D :-D :-D :-D d aleo za sisa hiome fa toy ny miresaka amin'ny olona mamo ny miresaka amin'i niryna! inona no idiran'ny fitadiavam-bady amin'ny resaka devoly sy satana? :-D :-D :-D sa enao efa manana d devoly izany ireo ts manana? :-D :-D :-D :-D d inona koa no idiran'ny devoly @ resaka astrologie?
23. ni81 ( 24/06/2008 11:16)
d aleo za sisa hiome fa toy ny miresaka amin'ny olona mamo ny miresaka amin'i niryna! inona no idiran'ny fitadiavam-bady amin'ny resaka devoly sy satana?
Zava-misy kosa io resahan'i niryna io kah! Misy oul tsy mahita vady dia mandeha mankany @ mpimasy na mpisikidy na mpahita, ary tena mihamaro @ zao fotoana izao no mirona any.
24. ari.malala ( 25/06/2008 06:07)
hay v e, raha izay angaha k ts mifaka ah! hihihi! sintoniko zany ny teniko e!
25. ni81 ( 25/06/2008 10:55)
hay v e, raha izay angaha k ts mifaka ah! hihihi! sintoniko zany ny teniko e!
:lol: :lol: Marina tokoa fa hafahafa ilay hoe: "fitadiavam-bady @ resaka devoly sy satana raha tsy azo tsara ny tiany ho lazaina kah!
26. ikaretsaka ( 25/06/2008 12:26)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D d inona koa no idiran'ny devoly @ resaka astrologie?


mba te hahafantatra ny momban'io koa aho raha azo atao

27. niryna ( 25/06/2008 19:14)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D d aleo za sisa hiome fa toy ny miresaka amin'ny olona mamo ny miresaka amin'i niryna!
ataovy hoe tsy azoko no tiana resahina niryna a fa tsy miresaka amin'ny mamo,mety ho mamo tokoa no filaza raha tsy mahalala ny olona iray satria ataony fa toa mirediredy
Tsara lavitra ny tsy mahalala kanefa miseho azy mahalala .

inona no idiran'ny fitadiavam-bady amin'ny resaka devoly sy satana? :-D :-D :-D sa enao efa manana d devoly izany ireo ts manana? :-D :-D :-D :-D d inona koa no idiran'ny devoly @ resaka astrologie?
dia mbola averiko indray fa raha tsy fantatrao ilay izy dia toy izao foana no fanontaniana apetrakao.
Hafa lavitra ny olona mangetaheta ny tenin'Atra sy ny olona masi-piteny ka tsy maharesy dohika.Ilay toetra masika mihitsy no mila ovaina kely ari-malala a.hialako tsiny.
Raha miteny indry hoe ahoana tokoa izany niryna dia misokatra ny varavarana ary azavaiko hatramin'ny antsipirihany fa ilay tonga dia manebaka sy hafa mihitsy ny fomba fitenindry e,io no mampikomy ny fanahy.
diniho kely izay ka avereno kely aty amiko raha tsy mety ny teniko


28. niryna ( 25/06/2008 19:45)
niryna:

maro no mivavaka amin'atra izay noraran'i Jehovah) Eksodosy 20: " Aza manana andriamanikafa afa tsy Izaho Irery Ihany hoy Jehovah

Nantsoina ho andriamanitr'izao tontolo izao izy na god of this world,na mpanjakan' izao tontolo izao na prince of air , mpanapaka ny Maizina na the ruler of the Darkeness, mpanendrikendrika na accuser


Na aiza na aiza jerentsika dia tazana ombieny ombien)ny :vavao,gazety,film ny ,demony na ireo devoly miankohaka amin'ny zavatra na sarin-javatra na sari-sikotra na mpanao fanafody(witchcraft),na ny mijery ny masoandro ,volana ,kintana (asrology) ny mamaky tanany,ny mijery ny ho avy ,ny avenir,ny mitady vady ,ny maka fanafody fitazomana lehilahy,ny mijery ny vita androany(horoscope) ,irao karaza finoana etsy sy eroa. eny fa na dia ny atao hoe fiangoanan'i satana aza(efa noresahin'i lazaDaddy io raha tsy diso ny fitadidiko)
Ny mpanao magie manitsaka baiboly..
Ary aza gaga isika raha ilazaina fa na dia misy milaza ho kristiana aza dia mandeha amin'ireny toerana ireny,mampiasa ny kristal,ny taboo,inona no sign nao? horoscope io no nolazaiko ..

ireo rehetra ireo dia santionan'ny asan'i satana ry ari-malala a.
Na isika miaraka amin'Atra na isika miaraka amin'i satana.Tsy hita na miteny mivantana akory satana hoe miaraka amiko izany hianao !!!
Izay tsy mivavaka amin'ATra (Jehovah dia mivavaka amin'Atra hafa) ao anaty baiboly io

Hery avy aiza daholo ireo ? hery avy any a min'ny maizina.
Aiza re i fahamarinana izay e,tsy hitako ilay nosoratany fa na dia mpiandry iaza hoy izy nitandrozotra nanatona ireto olona :nijery ny ho avy,nijery vady....ireny dia endrika iray,anisany .
Galatiana 5
9 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
Jereo koa fa misy finoana mampiseho ny baiboly ary eo anilany havanana misy horoscope.
Resaka zavatra namboarin'Atra tsy azo atao ary am-piasana ho fitaovana handrembirebena ny mpino:masoandro,kintana ,volana .
Mahafantatra ny lasa izy ireny fa tsy misy na iray aza mijoro ka milaza fa mahalala ny ho avy.Tsy efa ireny no mpanankarena indrindra ? Nahoana izy no mbola mahantra sy mitsipozipozy. Izay dondrona sy tsy mahalala an'Atra no manantona sy minoino azy ireny fa raha tena kristiana :arrow: manana an'i kristy ho mpisolo-vava,ho mpiambina,ho mpanazava ny ampitso,ho mpamonjy ary mihaino vavaka,mamaly vavaka .
Izay :arrow: no antony hitenenako ny astrology.Mino moa hianao tsara ,tsy mino moa fa toherinao foana ny teniko dia izay izy izany
Raiso ho fitiavana foana izay teny na zavatra omen'ny olona e.
29. ikaretsaka ( 25/06/2008 22:13)
fa tsy novalian'i niryna hatramin'izao ange le hoe ahoana no D D D daholo no hiantsoana ny
Dorkasy sy ny Diakona?

de le hoe Astrologie sns lazaina ho devoly sy satana kao no no tsy azoko... matoa nomen'Atra antsika ange ny astres dia natao hampiasaina e?
Sao kosa tsara jeren'i niryna aloha heo inona no atao amin'izany alohan'ny hi condamnena fahatany? sao hanao bluetooth ho herin'ny maizina eo koa ianao ity?
30. niryna ( 27/06/2008 00:04)
ni81:

d aleo za sisa hiome fa toy ny miresaka amin'ny olona mamo ny miresaka amin'i niryna! inona no idiran'ny fitadiavam-bady amin'ny resaka devoly sy satana?
Zava-misy kosa io resahan'i niryna io kah! Misy oul tsy mahita vady dia mandeha mankany @ mpimasy na mpisikidy na mpahita, ary tena mihamaro @ zao fotoana izao no mirona any.


ary ankehitriny dia efa marobe mihitsy ny tanora vavy any amintsika hono,alako ny lainga fa rehefa misy fianakaviana tonga aty dia miresaka hoe tadidinareo ny
zanak'i ....... na i ......lasa nivoaka alina izy.Tratran'ny fokonolona mihitsy saingy tsy misy azo atao. ...Dia feno e. Dia mila mailo isika fa na dia any am-piangonana aza dia misy miaramilan'i satana .....aiza koa ry niryna a...

Mandrava ny fanjakan'Atra izy:ny tenin'Atra no toriany,voafidin'ATra izy tamin'ny voalohany saika lasa miaramilan'i satana izy,fitaovan'i satana hamotika ny kristiana dia voasitona ny olona,saingy araky ny tenen' i prime hoe misy olona tonga dia mahafantatra hoe fanahy izao no miaraka azy ity na tsia....Izay ihany koa no mbola hianarana sy hamakiana ny soratra masina fa na iza na iza mitoriteny amintsika ka mivoana ny tenin'ATra izy izay dia fampianarana avy amin'olona izany ,ary dia mvavaka azy io mba hitoriteny amin'ny fahamarinana sy fahendrena ary tena ho tenin'ATra.

Mampianatra izy an,dia ampidiriny sy sasany tsikelikely ny sain'ny olona hanaiky izay tiany teneny ary mvoaka tsikelikely ny didy folo izy ka milaza fa mila manohana an-dry zalahy sy ry zavavavy toa izao sy izao isika fa olona mitovy amintsika koa izy ireny.
Izany hoe ny tiako lazaina izany dia hoe misy izay tiany sy tsy mandratra ny mpiangona ao aminy ihany no toriny teny fa izay fantany fa hampandositra ny mpiangona ny fahalalana ny marina dia tsy toriny. io ilay lasa fitaovana angalany kill sisia ny fiangonana Mety ho fantatrareo no tiako lazaina.
31. niryna ( 27/06/2008 00:11)
ikaretsaka:

fa tsy novalian'i niryna hatramin'izao ange le hoe ahoana no D D D daholo no hiantsoana ny
Dorkasy sy ny Diakona?

de le hoe Astrologie sns lazaina ho devoly sy satana kao no no tsy azoko... matoa nomen'Atra antsika ange ny astres dia natao hampiasaina e?
Sao kosa tsara jeren'i niryna aloha heo inona no atao amin'izany alohan'ny hi condamnena fahatany? sao hanao bluetooth ho herin'ny maizina eo koa ianao ity?

hi,hi, fa nisy namaly ry ika a,
dia inona indray ary no hidiran'i dorikasy sy ny diakona eto ?

Maninona ilay monpera lazainao niaraka taminao no namaky kristal e,hery avy aiza io kristal io ,avy amin'Atra sa herin'ny maizina.Valio aloha io dia ho valiko koa hianao
misaotra tompoko ...Dia vereno vakiana koa ny sujet-ko ary ambony raha misy hidiran'i dorkasy sy diakona fa tonga amin'ny tenin'i laza hoe arakaraky ny isehoanao ho mahalala zavata no mampivandravandra fa mpanohitra hianao oops ....

32. niryna ( 27/06/2008 00:32)
ikaretsaka:


de le hoe Astrologie sns lazaina ho devoly sy satana kao no no tsy azoko... matoa nomen'Atra antsika ange ny astres dia natao hampiasaina e?
Sao kosa tsara jeren'i niryna aloha heo inona no atao amin'izany alohan'ny hi condamnena fahatany? sao hanao bluetooth ho herin'ny maizina eo koa ianao ity?
tsy azo sa modina fanina sa mody mangana sa tsy nampianarina anareo mpiandry ?

ko maninona no tsy mijery fa izaho no asiana mijery azy ?

ny mahavoa an'ika anie mangetaheta kanefa manohitra lava e.Tsy mba mipitrapitra mampalahelo fa mivandravandra mampatahotra,tsy miteny ny marina fa miseho azy ho boby kanefa tsy mi renforce ny teny na mi-base amin'ny baiboly.
aoka woa.

tsotra ny filazan'ny Ohabolana mampianatra ny kristiana hoe : valio amin'ny adalany ny adala .Omeo fahendrena ny endry mba hitomba fahendrena .oops
33. ari.malala ( 27/06/2008 08:35)
za lazaina fa masika fa io famalin'i niryna eo ambony io cf n°31, am-pahatsorana sy am-pahalemem-panahy ô? hihihi! esory aloha ny vatan-kazo manakona ny masonao vo v omiteny amko enao hoe eo esoriko ny sombim-bozaka manakona ny masonao hihihihi
34. bor2lais ( 27/06/2008 11:54)
Mahatsikaiky mihitsy ireto zaza mifanarakaraka ireto an !
35. ikaretsaka ( 27/06/2008 15:10)
niryna> mba tiako ho fantatra ... iza no namorona ny astres?
dia maninona no noforonina ny astres?
36. ikaretsaka ( 30/06/2008 15:41)
ary nodian'i niryna fanina ity le
37. niryna ( 01/07/2008 04:41)
ari.malala:

za lazaina fa masika fa io famalin'i niryna eo ambony io cf n°31, am-pahatsorana sy am-pahalemem-panahy ô?

ari-malala a, misy fiteny ao amin'ny baiboly milaza hoe valio amin'ny adalany ny adala fa mihevitra ny tenanany ho hendry izy .Saingy valio amin'ny fahendreny ny hendry dia hitombo fahendrena.

Mety ho azonao ,mety tsy ho azonoa ny tiako teneniny.

Ny fanitsiana olona na namana rehefa amin'ny fo ka mandray an''iny isika dia isika ihany no mahazo tombotsoa. Izany no mahatonga ahy miteny hoe avereno aty amiko ny teniko.Tsy mbola namaky ny teninao koa aza aho dia ny tenanao no miteny fa masiaka hianao ,hay nitombona ny teniko .
sa marina ilay izy dia tsy tianao.hialako tsiny ary raha izay no mitranga(tadidio foana e,matoa ny olona mizara dia fitiavana izany fa tsy hitsikera na hitsongoloka lava eo akory na hoe eritreretina ho toy izany asa ...

Tsy maninona aky izany a,samy manana ny kilemany isika ,ny fizaran'ny olona teny tsy misorona no mampianatra antsika hanao dingana mahasoa hafa a. Izany an.Mety tsy mahafantatra koa anie isika fa izay ao anaty fo no mivoaka eto e. Mila tadidiantsika io.Tezitra isika ? mivoaka ho azy ao anaty soratra,manambady olona isika,toa izany,mialona olona toy izany hatrany.

Ny tena namana dia toa mandratra ny filazany ny marina fa rehefa fantatra fa mahasoa ilay izy dia toa fampahatsiahivina antsika, fa ny fahavalo manome horoka marobe,izany hoe raha misy olona fantatra fa diso kane tsy mba ahitsy fa manohana ny heviny dia izy ihany no mamahalala fa tsy marina izany." Ao anaty Ohabolana io misy mitovy io azavaiko io
.Vakio anie ny Ohabolana rehefa mba manampotoana kely iny indry e,fa tena manampy betsaka antsika amin'ny fahendrena ilay izy.
oops dia raha olona mandray amin'ny fo dia mihaino fotsiny .. raha olona mora tezitra ....dia hoy ilay olona izay hoe izahay angaha tsy mahay mamaky baiboly raha tsy tenenina na hafa ny famaliny azy e,........ mampalahelo anie indraindray e, saingy nomen'Atra fahendrena isika dia mitory hatrany satria ny voninahiny no tiantsika ho tanteraka .

hihihi! esory aloha ny vatan-kazo manakona ny masonao vomiteny amko enao hoe eo esoriko ny sombim-bozaka manakona ny masonao hihihihin

io indray dia mbola manao hesoteny hianao ,ny olona tena tia dia tsy mba menatra ny mizara na ahafaty azy izany fa fitiavana,mandray ny hafa arahaba soa, tsy mandray efa tonga ny hafatra.Ary efa ato anatiny ka izany ka tsy afaka ny handroba an'izany.
Raiso foana hoy aho izay tsara ary apetraho ny fanontaniana hoe inona no azoko raisina androany ?

Aza kenakenainy ny olona rehefa hita ny toetra tsy mety ataony fa vao maika hianao mandratra azy.Ahoana hoy ny baiboly,ny zanaka tia no tsy hitsitsiana rotsankazo.Noho ny fitiavan'Ata antsika no hanitsiany antsika.

Vakio ny fanontaniako ary ny antony fomba famaliny azy dia ho hitanao fa tsy tonga dia mandray an-tendrony foana hianao , misaotra.avereno aty amiko ny teniko na tonga dia dingano rehefa tsy tianao .

(l) niryna
38. niryna ( 01/07/2008 04:42)
bor2lais:

Mahatsikaiky mihitsy ireto zaza mifanarakaraka ireto an !



:D
39. niryna ( 01/07/2008 04:55)
mialatsiny aho ry ari-malala fa averiko eto ny teninao a.Notsongoiko tao amin'ny hafatrao io..
ari-malala:
devoli'izao sy izao ...

Nisy fotoana hoa za zany nentin'izay tantine ko izay nivavaka tany maina fiangoanana evanjelika iray (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajana) d ny tena moa tamin'izany mbola kely tsy mahalala ny tena fiorenan'ny finoana (efa vita confirmation za fa zany hoe ts mbona nandray activité tao ampiangonana d misavilvol e hihihi) de hoe ametrahana tanana hono izany... tsy mahalala izay havia sy havanan'ilay ametrahana tanana akory fa mandeha ny olona d mba nandeha fa hoe izay no naleha tany,[b] fa gaga b za fa za zany manana toetra kizintina izay, d niteny tmain'ilay hoe mpiandry hoe za masika b d mandratra refa miteny, kizintina sns, d aveo amizay nitrerona b le olona hoe miala tao ry devolin'ny fahakizintinana sy devolin'ny fahasiahana

mety hitombona ny fitsaranao ahy hoe masika kanefa tsy fahasiana ny mijoro sy mandresy lahatra eto fa fitiavana avokoa.Samy manana ny fandraisany azy ny olona misy olona mahafantatra toetra raha vao manoratra na faly na tezitra na konjokonjo.Hita daholo izany ka maika moa fa hita maso hi,hi
fitiavana no ilazako an'io an fa sao raisinao ho zavatra hafa. Dia ho avy indray hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina...ka isika kristiana no hakan'Atra olona hiaraka hitsara ko na ny anjely aza hi,hi
40. niryna ( 01/07/2008 04:56)
ikaretsaka:

ary nodian'i niryna fanina ity le
fanina amin'ny inona?
dia raha tsy mandray izay fanampiana sy fanitsiana ary fitiavan'ny n. amana eto izao isika dia tsy hitako intsony

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568