Sarotra ny mahita olontiana aty antany lavitra
1. ravaomariakely
(
21/05/2008 10:52)
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty.
Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny étranger kanefa vitsy ny gasy mbola tsy manantompo aty sy ny olona atokisana.
Ny tena anefa olombelona mila fitiavana eny fa na d eo aza ny fianakaviana hita hoe misy banga lay fiainanao. Leo be an'ilay fiainana métro-boulot-dodo.
Fa zany hoe io moa safidy no nipetrahana aty antany lavitra aty, d zakaina mora fotsiny lay izy.
Ka miroso aza ny ady hevitra...

novalian'i ainaheri ny 06/06/2008 19:03
3. ainaheri
(
21/05/2008 11:53)
Misy maro ry ravaomaria fa sao kosa ndry d sarotiny ee, lol bon kourazy
4. kiadi
(
21/05/2008 12:59)
zah vô saika hiteny an'io lazain'i ainaheri io!! nareo no sarotiny fa lelah bedebe!
fatrapifidy lotra angamba! :wink:
fatrapifidy lotra angamba! :wink:
5. ravaomariakely
(
21/05/2008 13:36)
Misy ny milaza fa misy maro izy ato fa za no fatrapifidy kanefa za tsy za no sarotiny na fatrapifidy fa ny masoko angamba no tsy mahita, za koa moa tsy d mivoaka ny trano firy ka tsy mba misy occasion.
Ka hoa an'izay mahita zany d mba omeo sopapa any ny tary é :-D :-D :-D

6. ainaheri
(
21/05/2008 13:58)
eny ary ee,d tandremo ary tsy mamaly an ,sô milaza refaveo we tsy manampotoana hamaliana fa tsy d miditra eto lotra,efa hitako manko zay hftr zay nivoaka teto kou lol(t@ tsikera sary)
7. ravaomariakely
(
21/05/2008 14:11)
ainaheri:
eny ary ee,d tandremo ary tsy mamaly an ,sô milaza refaveo we tsy manampotoana hamaliana fa tsy d miditra eto lotra,efa hitako manko zay hftr zay nivoaka teto kou lol(t@ tsikera sary)
Ao ary fa miezaka mandalo matetika! sixs!
8. kelly13
(
21/05/2008 14:42)
fa eto @ sera² anga indry no mitady? nefa ankia any paris any @ misy anareo any ( sa mou indry tsy paris, sao d za kou no miteniteny fôna eto? hihihi) d feno ery ny lhl celibataires kou, sérieux e! nisy tovolahy (mampimé b kou za @ le tovolahy) izay zao avy ao paris ao izy, celibataire, vao nifindra any marseille any! izy kou nitady sipa tany paris fa nolazainy oe miavonavona b ono ny sipa gasy ao paris!
9. ravaomariakely
(
21/05/2008 15:07)
kelly13:

Za eto paris, fa malaza miavona mitsy ny sipa gasy eto, za kalo ra jerena d ohatrany miavona zany sady froide be hono. Fa ny tsikaritro d lay fifampitokisana eo @ samy gasy satria ohatrany misy mifampitampitaka zay ny fomban'ny sasantsasany fa tsy ny rehetra akory.
Ka any ka lasa mahana foana ny olona d lasa tsy mifampatoky intsony.
10. tlay
(
21/05/2008 15:19)
ndry anga tsimino anilay hoe 1 no lasa dia 10 no manotany toerana, jereo ranga fa ato @serasera ato anie feno e! sady betsaka no tsara ato,
11. kelly13
(
21/05/2008 15:19)
houn, ovao haingana zany ohatran'ny miavona sy froide b izany fa sao atahoran'ny lhl kosa e! serieux io an! ndraso refa hitako le oul d ampiseoko azy ny sarinjy ato, sa??? klou miera sao d torinjy eo za 8) (je rigole)
12. tess
(
21/05/2008 15:49)
ravaomariakely:
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty.
Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny étranger kanefa vitsy ny gasy mbola tsy manantompo aty sy ny olona atokisana.
Ny tena anefa olombelona mila fitiavana eny fa na d eo aza ny fianakaviana hita hoe misy banga lay fiainanao. Leo be an'ilay fiainana métro-boulot-dodo.
Fa zany hoe io moa safidy no nipetrahana aty antany lavitra aty, d zakaina mora fotsiny lay izy.
Ka miroso aza ny ady hevitra...
njiko marina angamba no difficle , fatra-pifidy ry ravaomariakely
:wink: :wink:
ho avy eo marina aky fa samy manana ny anjarany an!
aleo ndray aza metro- boulot- dodo alou toy izay tojo oul mandaginina :^) :-D
13. tess
(
21/05/2008 15:52)
kelly13:
houn, ovao haingana zany ohatran'ny miavona sy froide b izany fa sao atahoran'ny lhl kosa e! serieux io an! ndraso refa hitako le oul d ampiseoko azy ny sarinjy ato, sa??? klou miera sao d torinjy eo za 8) (je rigole)
hummmm manao bizna an!
:-D agence matrimoniale zany zao ! :-P
14. mangidy
(
21/05/2008 16:02)
Za mino, fa any ho any akia ny anjaranjy ry neny a!
manana faharetana kely, fa tonga eo ihany io @ ilay fotoana mahamety azy!
kiss mamy njy de maheza akia! :-* :-* :-*

15. naughtyboy
(
21/05/2008 16:26)
otrany marina ihany ny koziny kelly 13 io fa za efa sendrany sipa niteny an'io oe sipa mangatsika ony izy tonga de maty ny pasipaoro le sipa tamiko..nefa
tokony namboarina izy nefa tsy afaka tato antsaiko le koziny ..tanjemo ihany

17. kelly13
(
21/05/2008 16:37)
tess:
kelly13:
houn, ovao haingana zany ohatran'ny miavona sy froide b izany fa sao atahoran'ny lhl kosa e! serieux io an! ndraso refa hitako le oul d ampiseoko azy ny sarinjy ato, sa??? klou miera sao d torinjy eo za 8) (je rigole)
hummmm manao bizna an!
:-D agence matrimoniale zany zao ! :-P
ka nalain'i teletubbies sy ikaretsaka fôna ny bizna aourta sy ny nems d aleo miova filamatra totalement ankia a, hihihi
19. ni81
(
21/05/2008 17:44)
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty.Mahalala olona toy izao filazanao azy izao koa aho. Taty Frantsa foana ry zareo no nipetraka fony izy mbola kely, dia izy koa tsy tia olona afa-tsy gasy. Nandalo ny volana sy ny taona fa nahita gasy izy. Dia niaraka izy ireo, fa tsy nety hanambady azy ilay bandy fa hoy izy hoe: aoka samy manana ny tranony, dia rehefa manina dia mihaona :roll: .Taty aoriana dia nisaraka. Dia tsy nahita gasy intsony aloha hatreo. Farany izy lasa tany dago mihitsy nanao vakansa elaela. Ary niverina avy tany dia nanao peratra sy nampiseho sary fa vita ny raharaha. Nandrasana Ragasy, 3volana, 6 mbolana, herintaona... tsy nipoitra 8O . Re tato aoriana fa nandefa vola ity vehivavy ity hamidy billet sy hikarakarana ny ttasy rehetra fa Ragasy tsy ho avy aty intsony. Nampalahelo ity namana fa tena diso fanantenana tanteraka tokoa. Atao ahoana fa izay no anjara angaha aloha teo! Dia @ zao fotoana izao izy vao tapa-kevitra fa tsy hifidifidy intsony fa nahazo vahiny, ary dia ho atao ato ho ato ny raharahan-dry zareo.
Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny étranger kanefa vitsy ny gasy mbola tsy manantompo aty sy ny olona atokisana.
Ny tena anefa olombelona mila fitiavana eny fa na d eo aza ny fianakaviana hita hoe misy banga lay fiainanao. Leo be an'ilay fiainana métro-boulot-dodo.
Fa zany hoe io moa safidy no nipetrahana aty antany lavitra aty, d zakaina mora fotsiny lay izy.
Ka miroso aza ny ady hevitra...
20. ainaheri
(
21/05/2008 17:54)
ni81> Mifona fa raha² tadiavina kou ny azy zany kou,Zany fitiavana sy fanambadiana zany angah azo atsangana ao anatin'ny volana(mois) ?Misy aman-taonany aza mbola tsy mifankafantatra toetra iany,ndrindra kou izy we nalaina tany dago d refaveo afarana,10 isanjato ny chance @ zany fa nitsabaka rakalakely!! Tokony nentiny niaraka taminy fa tsy ankanafatra zany tsony,efa vadinao iny,atao milamina ny paprasy sy retra² d lasa zao!!!