Sarotra ny mahita olontiana aty antany lavitra

21. xxx ( 21/05/2008 18:35)
zah efa nikôty anao fa enao mintsy no miavona eh!enao io angmaba mitady le bandy bôgôsy be sy dokotera na ingegnieur reny!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tandremo sô de avôkan'ny admin ny psko an! tonga de toriko mintsy! :-D :-D :-D
22. ainaheri ( 21/05/2008 19:17)
xxxx> hihihi zany v lesy?? :roll: :roll: :roll:
Aona zany ravaomariakely?
23. xxx ( 21/05/2008 19:33)
tena kôzy lety zany fa io sipa miavona an! de avy eo iz mitaraina nefa !!tao @ tsaty tao nahitako an'io :-D :-D :-D
24. ni81 ( 21/05/2008 20:04)
Mifona fa raha² tadiavina kou ny azy zany kou,Zany fitiavana sy fanambadiana zany angah azo atsangana ao anatin'ny volana(mois) ?Misy aman-taonany aza mbola tsy mifankafantatra toetra iany,ndrindra kou izy we nalaina tany dago d refaveo afarana,10 isanjato ny chance @ zany fa nitsabaka rakalakely!! Tokony nentiny niaraka taminy fa tsy ankanafatra zany tsony,efa vadinao iny,atao milamina ny paprasy sy retra² d lasa zao!!!
Mety ho marina ny tenin'i ainaheri, nefa io olona io ange tsy hoe vao hitany fa olona efa nifankalala ela ihany ry zareo ireo e, fa fotsiny samy nihainohaino teny aloha dia t@ fandalovany farany vao tena nisy ny andraim-by; satria ity namana ity mankany dago saiky isan-taona mihitsy.

Tsy afaka tonga dia niaraka nankaty frantsa izy ireo, fa tsy maintsy niandry ny transcription aloha Rangahy satria izy tsy vazà ttasy.
25. Aino ( 21/05/2008 20:09)
xxx hihihi ny any karajia kosany aloha de efa misy ny tsy rariny eh, misy an'izany tsy mikaotyesaka hafa be ary no dedaviny, de ny tena no mba mody mitsiky fotsiny sisa :°). na mody fanina.

ary misy koa ny sasany apiresahany dol ze sipa hitany nefa tsy fatany fa misy ny sipa ray mampiasa ps-3 na efatra, hihih de raha ho ahy manokana ao de izhao indray no mampiresaka :-D :-D :-D :-D na mody manao bandy de zay ravo hoe bandy manko de tsy misy miresaka firy.
26. rastafarai ( 21/05/2008 23:47)
Aino: Anjay kouss!!
Ravaomariakely: Mandendeha mahita raha aky an! Mba mivoaboaha fa aza d mijanona ao an-trano fona e! ;-) Manaova vakansy refa tsy mibosy,midira karazana fikambanana mampazoto an-jy fa betsaka kofboay mlay any :lol:
:lol: Le resaka vady alou tsy fantatro fa ra tsy miaraka ò oul kou njy tsy hahazo vady eo am-pitoerana eo! Courage aky an! 8)
27. yonikafopl ( 22/05/2008 04:28)
Ny vodisobika aza hono manantandrify fa mahereza ravaomariakely aaaaaa, nefa tandremo kou fa ny fatrapifidy no mahazo ny njola :wink:
28. ainaheri ( 22/05/2008 04:48)
ravaomariakely kosa tsy vodisobika ra fahitako ny sariny iny eee,innn re zany eee :-w "aravola" lol
29. yonikafopl ( 22/05/2008 05:05)
ka zay nge ry ainaheri eeee, ny vodisoboka aza manantandrify vao maika fa tovovavy mahafatifaty toa azy :wink:

Ravaomariakely aaaaaa io i ainaheri sady free no dispo :-P
30. andraso ( 22/05/2008 05:29)
ny zavatra iray rehefa tadiavina de ts hahita mihits enao, fa aza mitady sy miandry mihitsy anie fa hahita ts ampoizina tampoka eo e!
31. ainaheri ( 22/05/2008 06:41)
andraso> d arabakiteny marina le ps an,d le tôna kou iandry anao eo an lol
Zay vô we andraso eo pôly :-D :-D :-D
32. ainaheri ( 22/05/2008 17:37)
yonika> lol manao bizna zà ndray twa an :roll: :lol:
33. Koditra ( 22/05/2008 18:13)
Mitovy foana io na aty @tanàna na any ivelany refa oe metro- boulot- dodo foana no iainana.
Marina ny voalazan'ny rastafarai oe mila mihetsika kely mivoaboaka enao mba ifaneraseran @drizalah, mba misy isafidianana koa @zay fa tsy oe miandry zé mandondona d tsy maintsy iny.
Fa zao koa : ovay ny domaine de définition-nao fa mety betsaka loatra lé kritéra, oh: tsy maintsy lavab, fotsy fihodirana, tsara tarehy, manapahaizana, matavy2 sns... Esory zé azo esorina, ovao zay azo ovaina, tsy koi zé lokony, na tsy manapahaizana aza fa mahay mibizna nem sy aourta ôtrandr ikaretsaka defa mety, na tsy tsara tarehy aza fa refa tsy d mampanofy ratsy fotsiny defa sava :lol: :lol: :lol:
34. ainaheri ( 22/05/2008 18:28)
:-D :-D :-D ary koditra mahay mandahatra an :-D :-D :-D
35. kiadi ( 22/05/2008 18:33)
mapihorikoditra mintsy lery! :-D :-D :-D :-D
36. Koditra ( 22/05/2008 18:36)
efa zatra mandahatra daômy tsy miady. =)) =)) =))
37. ainaheri ( 22/05/2008 19:50)
Mampiady masom-bato zany??=))=))=))=))
38. rajoelina ( 24/05/2008 10:24)
Mpandefa : ravaomariakely [ Valio ] 21-05-2008 12:52:01
Lohateny : Sarotra ny mahita olontiana aty antany lavitra
Tsy haiko na za irery ve no tojo ty olana ty fa sarotra vao mahita olontiana aty ivelany aty.
Ny tena olako moa zany d zao : za tsy tia afatsy gasy satria efa fantatro ny fa tsy mety amiko ny é´²anger kanefa vitsy ny gasy mbola tsy manantompo aty sy ny olona atokisana.
Ny tena anefa olombelona mila fitiavana eny fa na d eo aza ny fianakaviana hita hoe misy banga lay fiainanao. Leo be an'ilay fiainana mé´²o-boulot-dodo.
Fa zany hoe io moa safidy no nipetrahana aty antany lavitra aty, d zakaina mora fotsiny lay izy.
Ka miroso aza ny ady hevitra...

1* miandrasa tantana fotsiny fa ho avy eo ihany le tena izy ;)

2* Aza hatao we gasy ihany, na vazaha ihany fa le (l) tsy fantatrao izay hataony^:^

3* Suerte :lol:

;-)
39. xxx ( 24/05/2008 15:13)
rajoelina:

2* Aza hatao we gasy ihany, na vazaha ihany fa le (l) tsy fantatrao izay hataony^:^

Marina izany
Raha vao ataonao hoe gasy ihany dia lasa kely bilitika ny domaine de définition anao. Dia lasa na ianao tsy mahita mihitsy, na mahita fa tsy tianao akory
:wink:
40. xxx ( 24/05/2008 21:36)
2* Aza hatao we gasy ihany, na vazaha ihany fa le (l) tsy fantatrao izay hataony ^:^


aiza re zany e ! atsy miteny hoe tsi mirevy gasy fa katalann ihany :roll:

:idea: :idea: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631