Sarotra ny mahita olontiana aty antany lavitra

41. ravaomariakely ( 25/05/2008 13:27)
Misaotra an'ireo nanome hevitra aloha.
Voalohany kaloa d tsy miombokevitra @ sasany za @ lay hoe critère sy lay hoe fatrapifidy, za mbola tsy niteny hoe tsy maintsy bandy bôgôsy sy misy sôsy no hiaraka amiko; tsy zany akory no maha "olona" ny olona, ary tsy niteny koa aho hoe tsy maintsy manapahaizana be na ingeniera na dokotera.
Ny faritako fotsiny d hoe mba malagasy miteny gasy no tadiaviko, za olona niaina tao anaty ny fiainana tsotsotra fa tsy sarotiny sy be filiriny.

xxx : mety hoe miavona ny fomba firesako taminao tao @ karajia, ny zvt tsiariko mantsy d misy ireo lhl ao d tena karazany mitsy, ao ny manopa tsotra zao, ao ny miresaka mba ho namana, ao ireo manala azy fotsiny d mba mitsapatsapa vodin'akoho, ao ko ireo mikôty zay sipa rht miresaka aminy ao. Hany farany ka tsy hay intsony hoe iza no tena mba resaka sérieux ka fanina ihany ny tenanay :roll: :roll: :roll:

Eo @ lafiny iray ndray, nomarihiko fa za mintsy ko no tena casanière be, tsy d mivoaka ny trano ka zay koa angamba tsapako fa tokony miova. Noteneniko tetsy ambony koa fa za hoe "raha jerena, d miavona" fa rhf fantarina d olona tsotra sy sariaka, misy timidité koa angamba lay izy satria za distante be raha vao olona tsy fantatro. Fa rhf tena mafantatra ahy be be kokoa lay olona vao mahita ny tena toetrako, ary za vhv tia olona fa rhf tsy azoazoko kosa anefa lay olona d hita misoritra eny @ tavako.

Efa miezaka ihany ny tena manova ny toetra ratsy.
42. ainaheri ( 25/05/2008 19:19)
D misaotra namaly kou fa neveriko we lasa ndry fa nitsapa fanahy anay fotsiny lol(laingako zany an)
Ny ahy mahitsy an,ra ny fahitako le zvtr voasoratrao d mety hiady @ piesiko ilay voasoratrao ra oh marina enao ka tsy hitady ny tena bogosy,d mba nibitaka za nahita an'le izy lol Za zany ve mba mety anaty lisitra iany lol,ny tena marina tsy ny taré no mikonty na ny harena fa ny fanahy;satria io no maha-olona!!
43. xxx ( 25/05/2008 19:39)
xxx : mety hoe miavona ny fomba firesako taminao tao @ karajia, ny zvt tsiariko mantsy d misy ireo lhl ao d tena karazany mitsy, ao ny manopa tsotra zao, ao ny miresaka mba ho namana, ao ireo manala azy fotsiny d mba mitsapatsapa vodin'akoho, ao ko ireo mikôty zay sipa rht miresaka aminy ao. Hany farany ka tsy hay intsony hoe iza no tena mba resaka sérieux ka fanina ihany ny tenanay

tena tsy nanao resaka nikôty zah ary tsy nanao resaka hafahafa fa ba nandondona ny efitra manokana ba hiresaka! kanjo gaga be ny tenako fa havona no azoko!!
de miala tsiny aho raha manao io fitenenana eo ambony io satraia enao mitaraina nefa sarotiavina!
44. kiadi ( 25/05/2008 19:42)
ainahery>rah elah lesy no tsy bôgôssy de zah zany tena tsy olombelona tsony le!kôzy eh :-D :-D :-D :-D
45. ainaheri ( 25/05/2008 21:04)
kiadi> aza miteny an'zany elà fa io lazaiko io no tena izy lol

46. ratonga ( 25/05/2008 21:30)
:-D :-D ôh! ravaomariakely an!! vélezo ny vy dieny mafana fa miala any ny vieforce sady zay dray modesta tsy bôgosy hono :�) efa azonao zao ny atsasany, ny sôsy dray iarahnareo mitady :-D :-D
47. mangidy ( 26/05/2008 11:28)
Ary mety ho tafita ihany akia njy ravaomariakely hummm
:-* :-* njy de mahereza
48. xxx ( 26/05/2008 19:23)
Tafita aona moa izy ry mangidy?
49. Bandikely5 ( 29/05/2008 19:53)
slt,

azoko be ilay olanao!!tsy hitako zay lazaina aminao,...
za koa bandy mitady sipa gasy,eto paris ....andefaso mail a ra afaka ianao!!!

fitia25@gmail.com
50. ainaheri ( 30/05/2008 03:48)
Aleo alou za anao pisolo vava andravaomaria klé lol
Bandikely5>>midira pikambana alou fa tsy mitazan-davitra any fotsiny d mametraka mail d ibata ny sipa ny sera² ato nareo ,sa efa ato iany fa miova akandro kely alou? lol
Za mou manakiana no manosika iany ,ny faniriko zany ny ahazoany ny tsi11 zay tadiaviny ee
(Za manoratra fotsiny fa tsy mandray anjara lol)
51. mignone ( 30/05/2008 09:02)
mba mahay miresaka koa lé ainaheri :lol:
52. ainaheri ( 30/05/2008 11:13)
mignone,lol efa we za manoratra fotsiny wa hihihi,tsy marina kosa ve zany,nitsindrina lay ps tsy hita,mba farafaharatsiny nofenoina fa natao diso lol
53. melody ( 30/05/2008 12:12)
ainaheri a, mila mihetsika enao izany fa lasany Bandikely5 eo daholo ny sipa ato @ sera2 ato vao gaga eo :-D :-D :-D
54. ainaheri ( 30/05/2008 12:32)
melody :-D :-D :-D omen-dalana lery ka,za ané mandray anjara manoratra fotsiny ee hihihi ,Ny tiako tenenina fotsiny we tokony mba fantatra ny momba²n'ny lery ee ,Aiza kosa ve ny zaodahinay zany tsy mba hiseo eto fa iafinafina any lol
55. kiadi ( 31/05/2008 10:03)
zah moa tia an'i ravaomariaka kely ohhhhhhhhhhh! :-D :-D :-P :-P :-P
56. ainaheri ( 05/06/2008 17:38)
Efa nahita ve ry ravaomaria aa,tô tsy nikozikozy tsony lol
57. ravaomariakely ( 06/06/2008 13:27)
ainaheri:

Efa nahita ve ry ravaomaria aa,tô tsy nikozikozy tsony lol



Tsy mbola nahita fa mbola eo ampikarakarana é :-P
Lay fifampitokisana mitsy ange no tena gaigy e, misy mantsy ny sasany tena coco be mitsy; ny sasany zany mody hoe tsy manana nefa efa mamelombady amanjanaka tsssss :evil:
Biz mafotaka ho an'ny rehetra :-*
58. kiadi ( 06/06/2008 16:24)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
in dikan'ny oe "coco be"? :-D :-D
59. ainaheri ( 06/06/2008 19:03)
mbo lalina kou zany ry ravaomaria aa,marina alou ee,aza mijabaka zany fa aleo ilamina d isesy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0966