Manambady hafa firenena
1. ramistiana
(
20/05/2008 08:26)
Tsara ho fantatra(information)
Izy ity izany dia hafatra hoan’ireo malagasy manampaniriana hanambady hafa firenena e !.
Tsara ihany ny mahalala ny fomban’ilay tany vao mana-pakevitra
fa indraindray ilay izy mitondra fanenenana lehibe.
Izaho moa mipetraka aty Comores dia ireto ary misy fomba vitsivitsy izay fantatro ka nanaitra ahy mba zaraiko aminareo malagasy izay manam-paniriana hanambady köma.
Izaho tsy miteny hoe ratsy na tsara ilay fomba fa fampahafantàrana fotsiny ny ahy.
Toa misy maro ihany mantsy ny malagasy indrindra ny mpianatry ny oniversité manambady Kôma aty ,tsy nahalala ilay fomba ka avy eo vao sahirana rehefa tena tafiditra.
Ny komorianina ‘zany manana firaisan-kina be eo amin’ny lafiny fianakaviana e!.
Tia mifamangy rizareo ,tsy mampaninona azy ny mamangy any aminao na @ 11ora na 12 ora alina aza.Dia tsy maintsy rosoana sakafo ‘zay misy ao,misy mpivady maro aty na izy roa fotsiny aza no mipetraka ao antrano dia 5 kapoaka isan’andro no handrahoana,dia izay vahiny rehetra tonga ao na firy na firy ,dia rosoana sakafo daholo. Aleo fintinina fa lava loatra,dia izay afaka manampy dia manampy izay tsy fenoko.
Ny zanaka koa aty dia tsy misy lanjany loatra amin-drangahy mihoatra @ zanak’anabavy.
Ny antony dia satria hono iny zanaka iny mety tsy ho tena zanany ,mety hoe nangalampihinana rafotsy,fa ny zanak’anabavy dia tena zanaka satria nivoaka avy ao @ kibon’ny anabavy.
Afaka manambady maro koa ny lehilahy araka ny vola eo ampelantanany.
Ny lehilahy aty tsy manana trano ;fa ny vehivavy no tompon-trano,ny lehilahy raha manao trano dia ho an’ny anabaviny fa tsy ho azy.Azon’ilay vehivavy roahina izy raha tsy tiany.
Ny lahimatoa aty na ny vavimatoa dia tsy maintsy manao « grand mariage »handaniana volabe 5M FC(125 000 000fmg)farafaha-keliny.Ny fianakaviana manontolo no manao ezaka hanatanterahana io,eny fa na efa lehibe sy manambady amanjanaka aza izy dia voninahitra ho azy ny fahavitana io « grand mariage » io.
Ny zanaka lehilahy silamo koa dia tsy maintsy silamo na manana finoana hafa aza ny reniny.
Ity no tsara homarihina ;rizareo aty izany tsy maintsy manambady ny mpiray tanàna fihaviana aminy ; misy fifanankalozana ny amin’io ny anabaviko vadinao ny anadahinao tsy maintsy manambady ny anabaviko tsy mahita vady ,ka na efa miteraka telo aza ianao tsy mampaninona azy ny misaraka aminao manao izay fomba izay.
Ireo izany aloha no azo hambara somary lava ilay izy,ka anjaranareo no mana-pakevitra amin’izay tianareo raha hiditra na tsy hiditra,ny ahy dia fampahafantarana fotsiny.

novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 09:59
3. ari.malala
(
20/05/2008 09:33)
teny akaikinay tokoa taloha nisy comorien nipetraka, fa naika nifamaly tamiko mintsy moa izy resaka zanaka tamizay no noresahinay, ny anjareo hono ny zanaka ts maints mipetraka any am le rainy fona raha misaraka iz mivady fa toy ny objet ftsn le vevavy... k za namaly b anazy hoe iza no nitondra azy nandritra ny 10 volana, d zao no navaliny ana, raha irahiko mividy coca ao am shoprite v enao d hilaza fa tompon'ilay coca? d teo no naika nampifamaly ana taminazy, d ny niafarany mou d oziz we tu ne te marieras jamais avec un comorien d ozy ha hoe jamais..... d ny anjareo koa hono ny vevavy tsy miasa izany fa ny lelà no mitady vola, ny vevavy ao antrano k na d nikarama 3millions aza ilay vevavy d aloan'le lelà amnazy io vola io fa iz mijan ao antrano mikarakara tokantrano, aminjareo hono ny vevavy natao hikarakara tokantrano ftsn fa ts natao hiasa..
4. ramistiana
(
20/05/2008 09:42)
saho>
Tsy fampitahàna fomba ka;fampafantarana ,'ilay fomban'ilay tany hafa tsy mitovy fomba amin'ny tena ilay izy.
Ianao ohatra mipetraka any Alemaina dia tsara ihany ny mampahafantatra ny malagasy ny fomba Alemana mba ahafahany mandinika tsara,alohan'ny hanambadiana Alemana.Toa ohatran'ny misy firenena manana fomba mifanakalo vady mantsy,tsy fantatro hoe aiza no misy an'izy io.
ny fomba gasy indray hampafantarina ny vahiny manam-paniriana hanambady gasy mba hanajany anao.

5. kiadi
(
20/05/2008 10:06)
iza no hifanakalo vady aminah aza fa zah tsy manana eh? :lol:
ramistiana>efa hitako nisy reportage momban'io t@ la5 indray mandeh zay fa tsy comore ilay iz fa mayotte!!de mitovy ihany kay zany ny fomba maoré sy comoriens! ny nahagaga anah mantsy de nanana namana maoré zah de iz nandah be oe samihafa ny comorién sy maoré !de gaga ihany zah tamizay! iz aza niteny oe ny maoré de mponina avy aty madagascar ihany no nifindra tao ary iz moa de mahay teny gasy raha teo!
azonao azavaina ve raha marina io lazainy io!
amiko aloha de mponina ray ihany ny maoré sy ny comorien fa ny maoré lasa territoire outre mer fotsiny!!

6. ramistiana
(
20/05/2008 10:21)
kiadi>
Ny maoré izany araka ny tantara kely izay mba fantatro dia vondronosin'ny comores ihany izy io;ny firenena mikambana aza efa nankato azy io fa an'i comores izy io.
Fa ny nahatonga azy io ho lasa territoire outre mer izany dia nisy malagasy iray nantsoina hoe Andrintsoly nanana fahefana tao mayotte no nivarotra azy io tamin'ny frantsay,satria natahotra ny fanafihana avy any comores izy.
Izy io dia anisan'ireo fianakavian'ny mpanjaka taloha natahotra ny fanenjehana tany madagasikara dia nandositra nankany mayotte,rehefatonga tany dia nomen-drizareo fahefana hitondra ny tanana.
Noho izany tsy malagasy nifindra tany no lasa mahoré fa efa nisy mponina tao no tonga tao rizareo.
Ireo aloha ny fantatro fa mety hisy hafa afaka ny hanampy na hanitsy ireo voalazako ireo.

7. rajoelina
(
20/05/2008 10:31)
ramistiana:
Manambady hafa firenena
* Zay tinao satry ny fitiavana tsy misy frôntera, na limite international.
* Rehefa raiki-pitia enao de zay, mifanaraka tsara nareo de efa milay, revenao le olona de Ok... Tsy hitako loatra izay bleme amin'izany.
* Na samy ray firenena nareo, na samy hafa firenena nareo... mitovy ihany izany. Misy fanenena daholo aminreo anakiroa ireo, na koa oe tsy misy fa tena mifankatia be... Zany we: mety hisy bleme, na koa oe tsisy bleme.
Samia mahazo ny anjarany fotsiny, de mifankatiava tsara e!!
;-)
8. kiadi
(
20/05/2008 12:18)
ramistiana>hotrotrizay tantarainao zay mintsy le henoko ka!!
de ba mafinaritra ve ny fiainana ao eh?
de ba mafinaritra ve ny fiainana ao eh?
9. simplex
(
20/05/2008 13:20)
rajou::arrow: ny anatra azo tsoahina dia hoe: aza manambady :lol::lol:
Na samy ray firenena nareo, na samy hafa firenena nareo... mitovy ihany izany. Misy fanenena daholo aminreo anakiroa ireo, na koa oe tsy misy fa tena mifankatia be... Zany we: mety hisy bleme, na koa oe tsisy bleme.
10. rajoelina
(
20/05/2008 13:31)
simplex: haleo amzao satria... samy manao zay tiany ny tsirairay :lol::lol:
11. Veloo
(
20/05/2008 14:17)
ramisitana, mahafinaritra mihitsy ny mahalala ny coutume ny hafa tena hafa kely mihitsy ry zareo zany an hihihihi
Afaka mba milaza ny ahy aty ve za?
Afaka mba milaza ny ahy aty ve za?
16. cutie
(
20/05/2008 15:06)
ramistiana [ Valio ] 20-05-2008 10:26:58
Lohateny : Manambady hafa firenena
Tsara ho fantatra(information)
Izy ity izany dia hafatra hoan’ireo malagasy manampaniriana hanambady hafa firenena e !.
Tsara ihany ny mahalala ny fomban’ilay tany vao mana-pakevitra
fa indraindray ilay izy mitondra fanenenana lehibe.
Izaho moa mipetraka aty Comores dia ireto ary misy fomba vitsivitsy izay fantatro ka nanaitra ahy mba zaraiko aminareo malagasy izay manam-paniriana hanambady köma.
Izaho tsy miteny hoe ratsy na tsara ilay fomba fa fampahafantàrana fotsiny ny ahy.
Toa misy maro ihany mantsy ny malagasy indrindra ny mpianatry ny oniversité manambady Kôma aty ,tsy nahalala ilay fomba ka avy eo vao sahirana rehefa tena tafiditra.
Ny komorianina ‘zany manana firaisan-kina be eo amin’ny lafiny fianakaviana e!.
Tia mifamangy rizareo ,tsy mampaninona azy ny mamangy any aminao na @ 11ora na 12 ora alina aza.Dia tsy maintsy rosoana sakafo ‘zay misy ao,misy mpivady maro aty na izy roa fotsiny aza no mipetraka ao antrano dia 5 kapoaka isan’andro no handrahoana,dia izay vahiny rehetra tonga ao na firy na firy ,dia rosoana sakafo daholo. Aleo fintinina fa lava loatra,dia izay afaka manampy dia manampy izay tsy fenoko.
Ny zanaka koa aty dia tsy misy lanjany loatra amin-drangahy mihoatra @ zanak’anabavy.
Ny antony dia satria hono iny zanaka iny mety tsy ho tena zanany ,mety hoe nangalampihinana rafotsy,fa ny zanak’anabavy dia tena zanaka satria nivoaka avy ao @ kibon’ny anabavy.
Afaka manambady maro koa ny lehilahy araka ny vola eo ampelantanany.
Ny lehilahy aty tsy manana trano ;fa ny vehivavy no tompon-trano,ny lehilahy raha manao trano dia ho an’ny anabaviny fa tsy ho azy.Azon’ilay vehivavy roahina izy raha tsy tiany.
Ny lahimatoa aty na ny vavimatoa dia tsy maintsy manao « grand mariage »handaniana volabe 5M FC(125 000 000fmg)farafaha-keliny.Ny fianakaviana manontolo no manao ezaka hanatanterahana io,eny fa na efa lehibe sy manambady amanjanaka aza izy dia voninahitra ho azy ny fahavitana io « grand mariage » io.
Ny zanaka lehilahy silamo koa dia tsy maintsy silamo na manana finoana hafa aza ny reniny.
Ity no tsara homarihina ;rizareo aty izany tsy maintsy manambady ny mpiray tanàna fihaviana aminy ; misy fifanankalozana ny amin’io ny anabaviko vadinao ny anadahinao tsy maintsy manambady ny anabaviko tsy mahita vady ,ka na efa miteraka telo aza ianao tsy mampaninona azy ny misaraka aminao manao izay fomba izay.
Ireo izany aloha no azo hambara somary lava ilay izy,ka anjaranareo no mana-pakevitra amin’izay tianareo raha hiditra na tsy hiditra,ny ahy dia fampahafantarana fotsiny.
misy itovizany @ fomba gasy ihany ny sasany @ reo :)
17. ramistiana
(
20/05/2008 15:09)
Ari.malala:
teny akaikinay tokoa taloha nisy comorien nipetraka, fa naika nifamaly tamiko mintsy moa izy resaka zanaka tamizay no noresahinay, ny anjareo hono ny zanaka ts maints mipetraka any am le rainy fona raha misaraka iz mivady fa toy ny objet ftsn le vevavy...
Tena marina io Ari.malala a! ny aty izany ny vehivavy tsy manampahefana amin'ny lahy e!raha manambady kôma ianao ka misaraka dia tsy azonao entina ny zaza fa mijanona ho an'ny lahy indrindra moa fa hoe hody antanindrazana izany ,na ny fanjakana aza manome rariny ny lahy.
rajoelina:
* Zay tinao satry ny fitiavana tsy misy frôntera, na limite international.
Vakio tsara aloha vao mamaly fa manjary mamaly maimaika ka manjary tsy mifankahazo ny resaka.Tsy misy hoe manakana ny olona tsy hanambady hafa firenena eo ,fa izy io izany dia hoe fampahafantarana ny fomban'ny hafa firenena fotsiny dia 'zay.
Rehefa raiki-pitia enao de zay, mifanaraka tsara nareo de efa milay, revenao le olona de Ok... Tsy hitako loatra izay bleme amin'izany.
Ary tsy misy hoe resaka fitiavana koa ilay izy na hoe bleme.
Na samy ray firenena nareo, na samy hafa firenena nareo... mitovy ihany izany. Misy fanenena daholo aminreo anakiroa ireo, na koa oe tsy misy fa tena mifankatia be... Zany we: mety hisy bleme, na koa oe tsisy bleme.
ary tsy milaza koa hoe bleme ny manambady hafa firenena na tsy blem ny manambady ray firenena ,fa ilay izy fampahafantarana ,dia anjaranao ny manapa-kevitra amin'izay tianao,@ zay mantsy tsara kokoa ny mahafantatra dia tsy hanenenana be intsony ilay izy satria safidy.
Ny ahy aloha dia mety amiko ny mampahalala sao mba mety hitondra soa ho an'ny hafa ihany ilay izy na dia tsy blem ko aza ilay izy.
Satria mantsy efa maro no voadona mafy hitako taty.Nisy nitaraina
mafy tamiko aza indray mandeha izay.Hoy izy tamiko "Tena maraaaaaary anie ny foko ry......" hoy izy,sady latsaka ny ranomasony.
Tena ontsa aho a!,nefa inona moa no azoko atao fa dia ny nampahery azy sisa.
Izay ihany ary aloha fa manjary lavabe foana izy 'zany,mba ilazao vao2 ihany izahay raha misy e!
Veloo>afaka milaza ianao ka,natao ho an'ny rehetra anie ny eto e!lazao fa tena liana amin'izany izahay .
18. Veloo
(
20/05/2008 15:10)
cutie [ Valio ] 20-05-2008 16:59:15
Lohateny : Re : Manambady hafa firenena
manao ny teknikako koa njy io (magie magie)
=)) =)) =)) =))
zay no maha antsika roa antsika ka hihihihi
20. niryna
(
20/05/2008 15:37)
ramistiana:
Ari.malala:
teny akaikinay tokoa taloha nisy comorien nipetraka, fa naika nifamaly tamiko mintsy moa izy resaka zanaka tamizay no noresahinay, ny anjareo hono ny zanaka ts maints mipetraka any am le rainy fona raha misaraka iz mivady fa toy ny objet ftsn le vevavy...
Tena marina io Ari.malala a! ny aty izany ny vehivavy tsy manampahefana amin'ny lahy e!raha manambady kôma ianao ka misaraka dia tsy azonao entina ny zaza fa mijanona ho an'ny lahy indrindra moa fa hoe hody antanindrazana izany ,na ny fanjakana aza manome rariny ny lahy.
rajoelina:
* Zay tinao satry ny fitiavana tsy misy frôntera, na limite international.
Vakio tsara aloha vao mamaly fa manjary mamaly maimaika ka manjary tsy mifankahazo ny resaka.Tsy misy hoe manakana ny olona tsy hanambady hafa firenena eo ,fa izy io izany dia hoe fampahafantarana ny fomban'ny hafa firenena fotsiny dia 'zay.
Rehefa raiki-pitia enao de zay, mifanaraka tsara nareo de efa milay, revenao le olona de Ok... Tsy hitako loatra izay bleme amin'izany.
Ary tsy misy hoe resaka fitiavana koa ilay izy na hoe bleme.
Na samy ray firenena nareo, na samy hafa firenena nareo... mitovy ihany izany. Misy fanenena daholo aminreo anakiroa ireo, na koa oe tsy misy fa tena mifankatia be... Zany we: mety hisy bleme, na koa oe tsisy bleme.
ary tsy milaza koa hoe bleme ny manambady hafa firenena na tsy blem ny manambady ray firenena ,fa ilay izy fampahafantarana ,dia anjaranao ny manapa-kevitra amin'izay tianao,@ zay mantsy tsara kokoa ny mahafantatra dia tsy hanenenana be intsony ilay izy satria safidy.
Ny ahy aloha dia mety amiko ny mampahalala sao mba mety hitondra soa ho an'ny hafa ihany ilay izy na dia tsy blem ko aza ilay izy.
Satria mantsy efa maro no voadona mafy hitako taty.Nisy nitaraina
mafy tamiko aza indray mandeha izay.Hoy izy tamiko "Tena maraaaaaary anie ny foko ry......" hoy izy,sady latsaka ny ranomasony.
Tena ontsa aho a!,nefa inona moa no azoko atao fa dia ny nampahery azy sisa.
Izay ihany ary aloha fa manjary lavabe foana izy 'zany,mba ilazao vao2 ihany izahay raha misy e!
Veloo>afaka milaza ianao ka,natao ho an'ny rehetra anie ny eto e!lazao fa tena liana amin'izany izahay .
=========================================
marina izany,misaotra nizara e,anjaran'ny tsirairay no mandray na tsy andray ny anatra, akafa mizara ny zanaka izay mbola tsy manambady ihany koa na ny tanora mbola tsy tafiditra ilay olona izay naheno azy
:-* :-*