Manambady hafa firenena

21. Veloo ( 20/05/2008 15:40)
cutie [ Valio ] 20-05-2008 17:12:30
Lohateny : Re : Manambady hafa firenena
misy dedicace ho an-jy ange ery @ forum fitiavana ary


aiza zany retsy tsy itako ao @ fitiavana hihihih
22. cutie ( 20/05/2008 15:46)
le nataon'i badboy
23. Veloo ( 20/05/2008 15:48)
itako fa miciiiiiiiiiiii aky a hihihihi :-* :-*
24. cutie ( 20/05/2008 15:53)
Veloo>afaka milaza ianao ka,natao ho an'ny rehetra anie ny eto e!lazao fa tena liana amin'izany izahay .

miandry zahay veloo a hihhihihi :-*
25. Veloo ( 20/05/2008 16:19)
26. cutie ( 20/05/2008 16:46)
le njy hitantara koa :-D
27. Veloo ( 20/05/2008 17:04)
za wa tsy hitantara :-D :-D :-D
28. cutie ( 20/05/2008 17:09)
ka zahay wa efa liana :-D
29. Veloo ( 20/05/2008 17:26)
:-D :-D :-D
30. cutie ( 20/05/2008 17:29)
:-D :-D :-D :-D
sombiny fotsiny
31. patrick2002 ( 20/05/2008 18:03)
samy manana ny fombany ny, firenena rehetra marina izany ,na ny isam-batan'olona aza ,ka anjaranao no misafidy .
Ny ahy izao ny fombako reehefa manambady izaho dia ny vadiko mandeha miasa fa izaho mikarakara toka-trano ,sy mitaiza zaza.
Mety tsara ve izany fombako izany. :lol: :lol:
32. cutie ( 20/05/2008 18:10)
ie :-D
33. patrick2002 ( 20/05/2008 18:43)
ary mba inona ny fombany cutie :wink:
34. cutie ( 20/05/2008 18:47)
tsy lazaiko :-D
35. patrick2002 ( 20/05/2008 19:04)
ramistiana : Ny comorianina rehetra ve no manao an'io sa mba misy koma liberal ,izany hoe tsy dia mitana ny fomba amam-panao loatra.
36. Jeankely ( 20/05/2008 23:59)
Ny fanambadiana Koma na MAVORANJO hoy ny olona taloha dia tsy nisy firy ary na farany sahirana aza tsy maniry ny hanambady MAVORANJO. Ny mampalahelo kosa dia arakaraky ny fandrosoana no lasa nahavizana ny Malagasy ary manjaka amin'ny vehivaviny avokoa izao avy atsy sy avaroa izao. Ny fanambadiana KOMA izany tsy ety hifanaraka amin'ny fomba malagasy mihintsy. Raha any Madagasikara ny Koma dia miseho mivelatra sy manaraka fomba vazaha ary revo ny sasany amin'ity "speak speak french". Rehefa tafiditra vao kenda. Hafa ny fanambadiana ary hafa ny sipasipa. Be ny sahirana nefa misy maro koa no lasa alavitrabe noho'ny fanambadiana vahiny. Izaho kosa manome tsiny ihany raha MAVORANJO no hanaovana fanadihadihanabe. Raha izaho dia mba ny fanambadiana olona @ firenena hafa fa tsy resaka Mavoranjo. Dia mampamangy any amin'ny zanaka komaranina.
37. patrick2002 ( 21/05/2008 02:52)
Ny fomba ny lehilahy kanadianina indray raha te hanambady ianao dia:
- Vitsy ny manaiky manao mariazy civil na misoratra fa dia concubinage ihany
mba hialana @ pension alimentaire io.
-Rehefa manao concubinage mandritra ny 6 mois ianao dia manana droit hisasaka 50% ny harena .
-Samy manana ny porte monnaie ny ao antrano ary misasaka ny depense (hofa-trano, facture ,etc),samy mandidy ny karamany.
_ Tsy dia manana attachement @ fianakaviana izany ry zareo ,ka in-1 mandeha isan-taona ihany vao mihaona, mifampi-tel fotsiny, tsy dia fanao loatra ny mipetraka @ rahalahy na anabavy aty ,eny fa na dia RAD aza rehefa feno 20 taona ilay zanany.
- libre ao antrano fa tsy misy mifaneritery ,samy manao izay tiany ,oh mpivady aty normal hoe samy mandeha manao vacance any amin'izay tiany haleha fa tsy miaraka , mandeha manao ski ramose tsy mitondra madama ,i madama mandeha any @ namany pour 2 jour.
- Mahalana ny aty ny lehilahy ,na nmy vehivavy manaiky hiteraka aminao fa manahirana azy ny mitaiza
- Ny lalana ny divorce aty anefa raha vita soratra dia manome tombony be dia be ho an'i vehivavy satria ny vehivavy ambany kokoa ny chance ny hanarina ny fiainany noho ny lehilahy ka tsy maintsy harovana.
38. ramistiana ( 21/05/2008 07:45)
Patrick2002>tsy ny rehetra no manao an\'io ka,fa amin\'ny ankapobeny dia ireo ny fombany;mbola azoko ampiana kely angamba dia hofaranako ny ahy fa aleo ho an\'ny sasany indray.
Ny fiainana aty comore dia samy manao izay tiany ,tsy misy bedy,mifandefitra ny olona.
Mangalatra droite,mandeha sens unique sns..tsy mahagaga.
Ny mpivarotra tsy misy lera izany ny fivoahany,indra2 amin\'ny 7ora,indraindray 8ora na @9ora na @12ora,izay tian\'ny mpivarotra.
Raha manao fotoana ianao dia adin\'ny ray na roa ora ny fahatarana,tsy misy bedy.Ny contrat azo lavina na vita sonia izao aza.
Ny tompon-trano mandroaka anao amin\'ny fotoana tiany handroahana anao.
Ny ankamaroany olona aty miova trano indimy ao anatin\'ny taona.Misy malagasy aty efa niova trano in-telopolo.
Tsy hoe fanaratsiana akory fa Information fotsiny mba ahafahanao mihomana raha manan-kevitra ny hankaty ianao.Ny fandriampahalemana aloha dia tsy misy atahorana ny olona mifandray tsara daholo.
Izay ary ny aty comore dia miandry ny any aminareo indray ary ny tenanay fa tena liana koa.Misaotra an\'i Patrick sahady nizara ny azy,misy namana koa mantsy aty mitady vady vazaha.
Jenakely>Tsy hoe ny kôma ihany no resahina eto ka!tsy misy manakana ny firesahana ny hafa eto,fa ny ahy aloha dia izaho mipetraka aty comore no nahatonga hiresaka betsaka ny fomban\'ny comoriene.
Alefaso koa ary ny any aminao hoenoina e!
azo atao koa anie ny miresaka ny fomban\'ny gasy e!
ny foko samihafa,tsy miresaka fanaratsiana akory fa information fotsiny:
ohatra izao misy foko hoe tsy mahazo vady ianao raha tsy mangalatr\'omby;
misy koa ny hoe raha maty rangahy dia tsy maintsy laniana daholo ny harenany rehetra sns....
Azo resahina daholo ka.
Vita ny anjarako fa dia mindry ny aminareo izany e!
Misaotra indrindra

39. Jeankely ( 21/05/2008 09:55)
Misaotra anao manome spapa ho an'izay liana amin'i komori. Izaho manokana aloha dia tsy tafiditra anaty fotoanako ny hianatra izay fomban'ny Komori. Tena tsy afaka hifandray amin'ny havana manambady Komiri mihintsy aho na oviana na oviana. Ireo vaovao momban'i komori sy ny Canada-n'i ra-pa ireo ve hanomezana lesona sa inona no tena tombony, sa mamporisika ny fidirana sa mijanona ho vaovao fotsiny ? Hafatra ho andra-patrick2002. Ngah misy donto any koa lasa any Canada ? :-D :-D :-D
40. patrick2002 ( 21/05/2008 13:32)
tsy hanimba loha-hevitry ny olona no ataoko eto ry jeankely lany zara ah :-@ :-D ! mi deprime indray ve any @ tany silamo eh!
Vehivavy faikany tsy fantany kory izay dadany zanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.266