Manambady hafa firenena
41. patrick2002
(
21/05/2008 13:48)
fa anampiako ny fomba ny fiaraha-monina aty Canada dia:
- Tsy dia fanao loatra aty ny mikasi-tanana ,na dia kely fotsiny aza fa tonga dia mampi-gadra ,na dia adin'ny mpivady aza ka ny voisin no miantso police tonga dia miditra ny fanjakana ary mandroaka an'izay mikasi-tanana ,mazava loatra tonga dia misaraka ilay mpivady ary ny zaza dia misy foyer izay mikarakara azy ,maro ny arabo sy ny afrikanina mpidaroka vady no tratranio ka mampalahelo ilay toka-trano sy ny zaza, avy eo.
-ny RAD aty dia mipetraka any @ foyer de retraite rehefa tsy manana autonomie intsony fa tsy mipetraka @ zanaka.
-Tsy dia fomba loatra ny mametraka lova ho an'i zanaka ,fa aleony hamidy(oh trano) dia manao fiainana ny antitra ,manao croisiere de reve , tour du monde ,sns

42. Jeankely
(
21/05/2008 14:29)
O ra-patrick200dondrona a ? Dia atao inona ilay dada raha hisaraka ny RAD na tsy misoratra :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
43. melody
(
21/05/2008 16:18)
HS enao ry jeankely, aza havadika ilay resaka fa tsara ho fantatry ny tanora maika ny hivôka ny tanindrazana re!
Hoy ramistiana
marina mihintsy izany e, tena mahaliana ny namaky io lazainao io, ny anatra azo t@io izany dia hoe aza maimaika fa adiadio tsara aloha, fantampantaro tsara ny fomba fomban'ilay firenena izay vao miditra... misaotra e!
Hoy ramistiana
Vakio tsara aloha vao mamaly fa manjary mamaly maimaika ka manjary tsy mifankahazo ny resaka.Tsy misy hoe manakana ny olona tsy hanambady hafa firenena eo ,fa izy io izany dia hoe fampahafantarana ny fomban'ny hafa firenena fotsiny dia 'zay.
marina mihintsy izany e, tena mahaliana ny namaky io lazainao io, ny anatra azo t@io izany dia hoe aza maimaika fa adiadio tsara aloha, fantampantaro tsara ny fomba fomban'ilay firenena izay vao miditra... misaotra e!
44. patrick2002
(
21/05/2008 18:34)
Jeankely:
O ra-patrick200dondrona a ? Dia atao inona ilay dada raha hisaraka ny RAD na tsy misoratra :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
ohatry ny zanakao kou fa inona kay izao no hataony dadan'i rainao ,ny anao aza mbola voa roa sahala @ tain'omby nasesika lava-bary ny zanakao satria sady tsy misy ray no hilaozany reniny mitrady vola any @ tany silamo ,
:cry: :cry: :cry:
45. Jeankely
(
21/05/2008 20:51)
Sao marary saina ary ity patrick200dondrona. Fa tany katolika sa tany Hindu sa tany Boudhist sa tany inona ity tanin'ny mavoranjo nanokafana loha-hevitra sy hitoeran'ilay mpanoratra. Fa iza marina no tena tsy mamaky tsara e ? Aleo hanoro tsara ilay nanokatra mba handehanan'izay liana ny hanambady Silamo Mavoranjo. HIHIHIHIHI :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
46. patrick2002
(
21/05/2008 21:04)
jeankely ah! ka vehivavy firy vao ampy ny lehilahy indonezianina :?: :lol:
47. tess
(
21/05/2008 21:25)
40. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 21-05-2008 15:48:12
Lohateny : Re : Manambady hafa firenena
fa anampiako ny fomba ny fiaraha-monina aty Canada dia:
- Tsy dia fanao loatra aty ny mikasi-tanana
n'aiza n'aiza mitsy patrick tsy azo atao ny mikasi-tanana fa mampigadra raha ratsy loha lay vady an! tsy any canada ihany io.
48. patrick2002
(
21/05/2008 21:50)
tess: mbola maheno ihany ao ,any france hoe mpivady miady ,misy aza ny vazaha tena mamono vady ,fa tsy miditra ny fanjakana raha tsy tena hoe efa grave be ,izany hoe efa maratra ilay ramatoa ,fa ny aty anie ka tena na dia manosika ny vadinao ianao ka nianjera izy ,na coup ray fotsiny dia efa raofiny polisy ianao izay eh!
Any dago koa misy lalana an'izany fa tena efa cas grave vao miditra ny police .
Tiako ho lazaina raha vehivavy tia fahalalahana ianao dia tsara aminao no manambady canadien ,fa raha ianao kosa no mitady vady hanampy anao ,hanatanteraka ny revinao , mahalana ianao no hahita canadien an'izany aty.

49. cutie
(
22/05/2008 18:03)
Tiako ho lazaina raha vehivavy tia fahalalahana ianao dia tsara aminao no manambady canadien ,fa raha ianao kosa no mitady vady hanampy anao ,hanatanteraka ny revinao , mahalana ianao no hahita canadien an'izany aty.:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
50. tess
(
22/05/2008 18:36)
patrick: non tsy marina mitsy izany! izay mikasi-tanana aty na vady io na tsy vady dia mahazo sazy dool refa torian'ny victime kouuuu!
51. Belami
(
22/05/2008 18:49)
patrick2002:
Tiako ho lazaina raha vehivavy tia fahalalahana ianao dia tsara aminao no manambady canadien ,fa raha ianao kosa no mitady vady hanampy anao ,hanatanteraka ny revinao , mahalana ianao no hahita canadien an'izany aty.
Ho antsika aty Gasikara zany dia azonareo vehivavy tia fahalalana atao tsara ny manambady bandy mipetraka ao @ Cité Canada ao Tamatave fa azo antoka fa hanampyy anareo izy :-D :-D :-D
54. kiadi
(
22/05/2008 19:41)
belami>iza indray zao ny sipa efa notafihin'elah tao @ cité canada tao? :-D
58. melody
(
24/05/2008 15:04)
Belami:
kiadi : za letsy bandy tsy mpamitaka zany a :-D :-D :-D
marina ve izany lainga be izany ry Belami? :-D :-D
59. melody
(
24/05/2008 15:06)
ra i kiadi sy i Belami no tafaraka dia ho may ny tanety kity =)) =)) =))
60. patrick2002
(
24/05/2008 17:22)
tess:
patrick: non tsy marina mitsy izany! izay mikasi-tanana aty na vady io na tsy vady dia mahazo sazy dool refa torian'ny victime kouuuu!
raha torina izany ,fa ny aty na tsy mitory aza ny victime ,dia ny fanjakana no mitory anao ,raha vao misy mitaraina fotsiny ny voisin ,sahala amin'izany koa any USA ,rehefa mitory ilay victime dia avy ny fanjakana ,fa rehefa tsy mitaraina dia tsy miditra izy .